Ny Euthanasie...
61. coopsal
(
03/03/2009 09:08)
I ranona miteny hoe : azo atao, i ranona miteny hoe : tsy azo atao, i ranona miteny hoe : arakarany ...
Ary ahoana ny hevitr\' Andriamanitra e?
efa nanontanianareo ve ny hevitr\' Andriamanitra ?
Ataoko fa raha napetraka tato amin\'ny finoana sy fivavahan io dia mi sous-entendre hoe \"mety ve sa tsy mety araka an\' Andriamanitra ?\".
Eo no mety samy afaka hiteny ny finoana tsirairay araka izay fahafantarany ny hevitr\' Andriamanitra.

62. Fody
(
03/03/2009 09:54)
coopsal:
Mba ridicule koa ilay hevitrao.
Sitrak'Andriamanitra ve ny mamono olona? Ataoko fa ohatra ny maka fanahy an'Andriamanitra ianao raha izany no anontanianao azy, satria efa fantatra fa tsy sitrany velively izany. Jereo ny didy folo.
Ikaretsaka: ilay efa novaliana dia tsy misy an'izany ao ambony ao fa aza odina fanina.
Manaraka an'izay dia izao:
raha sarahina amin'ny olombelona ve ny aina dia mbola olombelona izy?
Raha sarahina amin'ny alika na microba ny aina dia mbola alika sy mikroba ve izy?
Moa ve tsy faty no sisa hita rehefa Afaka ny aina? Ka raha ialan'ny aina ny olona dia lasa faty, ilan'ny aina ny alika dia lasa faty, ilan'ny aina ny omby dia lasa faty, ilan'ny aina ny kankana dia lasa faty, ilan'ny aina ny mikroba dia lasa faty.... Dia mitovy daholo ve izany ireo? aiza no mahasamihafa azy? Moa ve tsy ao amin'ny Aina?
Dia averiko ihany ilay fanontaniana tsy voavaly hoe: rehefa marary tsy mahavita na inona na inona ve ny olona dia lasa zavatra? VALIO!
farany:
Ny Euthanasie ry namana dia avy amin'ny teny grika no nakana azy, ary midika hoe: Tsara fahafatesana. tsy nidiran'ny resaka famonona omby sy alika io, fa fahafatesan'ny olona no voatondro tamin'io hatramin'ny nanombohany.
Dia mba hevitra mitombina sy matotra omena fa mitsingevana kely ilay hevitrao satria tsy misy niteny mamono omby fahatany sy kisoa fahatany teo.
Am-pitiavana be.
63. ari.malala
(
03/03/2009 11:24)
coopsal:
Ary ahoana ny hevitr\' Andriamanitra e?
efa nanontanianareo ve ny hevitr\' Andriamanitra ?
:-D :-D :-D :-D :-D :roll: de hamaly ve Izy hoe izao atao na izao atao? fa i coopsal ve misaina alohan hanoratana sa manoratsorapoana e! i coopsal v no ampianarina hoe misy ny didy hoe aza mamono olona? :-D :-D :-D
64. ikaretsaka
(
03/03/2009 11:57)
Fody> azafady fa tsy hoe rehefa tsy araka ny nieritreretanao azy ny valinteny avoakan'ny olona dia hoe mody fanina sy hoe diso akory. Ny sekta sy ny tery saina ry namana ary ireo miaina @ vita lasittra (ireo tsy mahita na tsy te hahita ankoatran'ny hitany) no mpanao an'izany a... nozarina hanitatra sy hivoaka ivelan'ny efa fantatra anefa isika ary izany no niheverako anao ...noheveriko hoe ilay ianao mpananatra ny namana fa tsy ampy ny zavatra voasoratra no hisaina ohatran'izany.
Fa mampatsiaro ahy fanontaniana nifampiresahako t@ ilay namantsika tari atsimo antsinanana tary (nankaia tokoa ary lezalahy iny) ilay remarque anao.
Rehefa maty izany dia ny fanahinao lasa any ankoatra(fiainan tsy hita)?
Eny hoz'izy
Dia ny vatanao ao am-pasana?
Eny hoy izy..
Eny ary ...ary ianao lasa aiza?

65. Fody
(
03/03/2009 13:20)
Ikaretsaka:
hay ve ianao vita lasitra koa e! Jereo ny zavatra lazainao eo ambony eo fa izay tsy nanaiky ny hevitrao dia lazainao fa nodotrinevana, sy borne aby... Ianao anefa no tena borne satria tsy misy hevitra tena asehonao hanoherana ny zavatra lazain'ny hafa. Ny hany haverina eo dia zavatra tokana monja... Raha vonoina fahatany ny biby dia tsy mety... Dia izay ihany no hany averimberina. Tsy izany anefa no resaka fa Euthanasie.
Mazava be ilay fanontaniana odinao fanina ry namana, ary tsy mbola nisy valiny hatramin'izao: "Rehefa marary sy tsy mahavita na inona na inona ve ny olona dia lasa zavatra?"... Izaho tsy miandry anao hilaza ny hevitro, fa ny valin-teninao no andrasako... Ka lazao mazava: ENY sa TSIA.
Mbola misy fanontaniana hafa koa ireo toa tsy voavaly akory...
Rehefa voavaly ireo mitohy ny resaka.
fa hatreto aloha dia tsy dia hitako loatra izay tena hevitra mivaingana voalazanao.
Am-pitiavana be
66. ikaretsaka
(
03/03/2009 14:14)
ka za nivoaka ny borne fa ianao tsy nivoaka koo de io no hanairako kely ny sainao handinika ivelan'ny lasitra nanefen'ny olona anao!
fanontaniana avaliko fanontaniana ary (fomban'ilay olomasina solaloha mikitringa iry)
fa "rehefa salama sy mahavita sy manao zavatra vitan'ny olona ihany rehetra ve ny zavatra 1 no precieux"?
ny fahitako ny lojikanao manko de hoe io no hamaritanao ny hoe "superieur" sy "inferieur" fa tsy any @ aina loatra! -> rehefa tsy mahavita ny zavatra vitan'ny olona dia inferior aby dia tsy important ny mandatsaka ny ainy na tsy manantsiny aza! ny biby salama sy tsy maninona ary aza ohatra tsy koi aminao ny mamono sy mandatsaka ny ainy nohon'ny olona mijaly sy efa fantatrao fa tsy ho avotra intsony!
tsy hitako ny idiran'ny olona sy ny zavatra sy ny olona superieur na inferieur an'ny zavatra eto (na vice versa)
fa resaka aina ny eto: "life support" ho'zy i soanja izay, mila supportena sa tsy mila suppostena ny aina... na olona io na biby...
Important aby ireo na olona na biby,ary ilaina ny mitsimbina ny aina, fa rehefa aina tsy avotra intsony nama de tsy avotra intsony an... na olona io na biby
ilay resaka alika : efa hita izy nama fa tsy mahasotro rano intsony sy efa vizana ny nerf-ny sy ny taovany bedebe moa ny 1 koa efa novizanin'ny parvo de tsy heo olona io na alika... fa aleoko @ zay mandry kokoa ny konsiansiko nohon'ny hoe tonga rafody avy any andafy fia ny akohonay mikotrika tsy maninona tsy maninona ary no hovonoiko an!
Fody:
Rehefa marary sy tsy mahavita na inona na inona ve ny olona dia lasa zavatra?"...

67. pissoa
(
03/03/2009 15:55)
Ikaretsaka:
ka tsy nofaritan'ilay sujet ange hoe euthanasie ana inona le izy e..
fa ny dikan'ny euthanasie izany de fanalana aina an-tsitrapo
Aza mifananihany kosa ry Ikaretsaka fa mazava tsara mihitsy ny ady hevitra a !
Vakio tsara ity ! Ataoko italic ny fanazavana raha tsy evident amin'Ikaretsaka fa olona no resahina eto.
Raha amin'ny fijerinareo manokana raha sanatria ianao manana havana (ny havana aloha toa normal raha olona no ao an-tsaina voalohany amin'ny malagasy) na atao hoe ianao mihitsy ( asa ianao raha alika na olona) aza dia inona no ataonao?
[...]
Raha ianao efa hita fa tena mijaly izy nefa fahotana ny mamono olona ny havana efa tena very hevitra izy tsy ho sitrana intsony
[...]
Fa mbola tsy novalian'i Ikaretsaka aloha ny fanontaniako hatramin'izao e !
Pissoa:
Fanontaniana manaraka : raha mitovy laharana amin'ny ain'ny alika sy ny biby hafa ve ny ain'olona ... moa ve azo vonoina (ny olona izany) ?
Raha ny lojikan'i Ikaretsaka mantsy no arahina, dia efa nolazaiko ao ambony ao fa tokony tsy azo atao ny mamono akoho atao sakafo ... na tokony azo atao ny mamono olona atao sakafo.
Dia iza no izy ... tokony azo atao sa tsy tokony azo atao ny mamono olona atao sakafo ?
Pissoa tamin'ny 01 Marsa:
Ary ahoana moa no hilazana fa efa tsy avotra ilay olona na ambivitra ny ainy ? Sao ny fahakivian'ny fianankaviana sy ny mpitsabo no fandrefesana ampiasaina ?
:-D :-D :-D :-D :-D
68. ikaretsaka
(
03/03/2009 16:15)
1) tokony nataony hoe euthanasien'olona hatrany @ voalohan'ny sujet izany fa tsy . . . "trapoin de sispansion"
2)
rehefa tsy avotra intsony sy hay hoe tsy avotra intsony de ajedaho.. fa raha mbola havatra dia aza ajedaka
3)
4)
no comment fa samy tsy fihinako (ataoko sakafo ireo) donc tsy raison loatra ilay hoe "ireo atao sakafo" no antony hamonoana ireo amiko (aminao angamba de ie)...
fa raha resaka famonoana ka raison mitovy hafa .. ohatra hoe samy marary ka tsy assure ny ainy... na voan'ny grippe aviaire ny 1 de mamindra peste efa ambavahoana ny 1 dia ie... fa raha samy mirijarija de non!
5)
na Atra aza no tompon'ny aina..nomena raison sy talenta hahafantatra ny tokony ho avotra sy ny tsy avotra intsony isika, heloka ho antsika koa ny tsy fampiasana izany talenta izany
2)
Raha amin'ny fijerinareo manokana raha sanatria ianao manana havana (ny havana aloha toa normal raha olona no ao an-tsaina voalohany amin'ny malagasy) na atao hoe ianao mihitsy ( asa ianao raha alika na olona) aza dia inona no ataonao?
rehefa tsy avotra intsony sy hay hoe tsy avotra intsony de ajedaho.. fa raha mbola havatra dia aza ajedaka
3)
Fanontaniana manaraka : raha mitovy laharana amin'ny ain'ny alika sy ny biby hafa ve ny ain'olona ... moa ve azo vonoina (ny olona izany) ?rehefa tsy avotra intsony.. aleoko aloha mamono ny tsy avotra intsony toy izay mampijaly e na mamono ny avotra (na olona io na biby) raha tena misy mazava tsara ny antony hanaovana ilay izy
4)
Raha ny lojikan'i Ikaretsaka mantsy no arahina, dia efa nolazaiko ao ambony ao fa tokony tsy azo atao ny mamono akoho atao sakafo ... na tokony azo atao ny mamono olona atao sakafo.
Dia iza no izy ... tokony azo atao sa tsy tokony azo atao ny mamono olona atao sakafo ?
no comment fa samy tsy fihinako (ataoko sakafo ireo) donc tsy raison loatra ilay hoe "ireo atao sakafo" no antony hamonoana ireo amiko (aminao angamba de ie)...
fa raha resaka famonoana ka raison mitovy hafa .. ohatra hoe samy marary ka tsy assure ny ainy... na voan'ny grippe aviaire ny 1 de mamindra peste efa ambavahoana ny 1 dia ie... fa raha samy mirijarija de non!
5)
Ary ahoana moa no hilazana fa efa tsy avotra ilay olona na ambivitra ny ainy ? Sao ny fahakivian'ny fianankaviana sy ny mpitsabo no fandrefesana ampiasaina ?
na Atra aza no tompon'ny aina..nomena raison sy talenta hahafantatra ny tokony ho avotra sy ny tsy avotra intsony isika, heloka ho antsika koa ny tsy fampiasana izany talenta izany
69. Fody
(
03/03/2009 18:28)
ikaretsaka:
fomban'ny tsy misy lazaina ry namana no manao bontolo ohatra an'io ataonao io ka tsy mihevitra izay lazaina intsony fa toa miteniteny foana.
Mba tsarovy izay nolazaina ry namana fa aza dia aviavy ohatra an'io, fa mahatsikaiky be. Ianao no nilaza fa rehefa tsy ho avotra intsony ny olona dia lasa ZAVATRA. Ary izay no antony nanontaniako anao nanomboka teo amin'ny n°38 ka hatramin'izao hoe: "Rehefa marary tsy mahavita na inona na inona intsony ve ny olona dia lasa zavatra??? "... Io averiko io ambany io ny zavatra nolazainao dia mandiniha tsara aloha izay vao mamaly fa manjary mamely tena izato izy....
Ataoko fa hitanao tsara ny zavatra nolazainao satria sady nataoko matavy no notsipihako ilay izy.
Dia milamina ve ny saina mamono ny tsy afa-mamaly anao intsony ???
Dia inona no mahasamihafa anao amin'ireo mpamosavy ???
Inona no mahasamihafa anao amin'ny olona lozabe tsy manome sakafo sy rano ny olona naona sy mangetaheta ???
Sao mba tsy fantatrao aza ny atao rehefa manao euthanasie????
Ny talenta nomen'Andriamanitra antsika ry namana dia natao ampiasaina mba hamelomana fa tsy hamonona velively. "Ny basy omena ny miaramila sy ny polisy aza, tsy natao hamonona olona fa natao hiarovana ny ain'ny olona". Lojika mivilana be ny anao ...
Ary raha ny lojikanao koa no jerena eto dia tokony haringana koa izany izay voan'ny Sida, kansera,... satria ireny tsy ho sitrana intsony.
Am-pitiavana be.
fomban'ny tsy misy lazaina ry namana no manao bontolo ohatra an'io ataonao io ka tsy mihevitra izay lazaina intsony fa toa miteniteny foana.
ikaretsaka:
fanontaniana avaliko fanontaniana ary (fomban'ilay olomasina solaloha mikitringa iry)
fa "rehefa salama sy mahavita sy manao zavatra vitan'ny olona ihany rehetra ve ny zavatra 1 no precieux"?
ny fahitako ny lojikanao manko de hoe io no hamaritanao ny hoe "superieur" sy "inferieur" fa tsy any @ aina loatra! -> rehefa tsy mahavita ny zavatra vitan'ny olona dia inferior aby dia tsy important ny mandatsaka ny ainy na tsy manantsiny aza! ny biby salama sy tsy maninona ary aza ohatra tsy koi aminao ny mamono sy mandatsaka ny ainy nohon'ny olona mijaly sy efa fantatrao fa tsy ho avotra intsony!
Mba tsarovy izay nolazaina ry namana fa aza dia aviavy ohatra an'io, fa mahatsikaiky be. Ianao no nilaza fa rehefa tsy ho avotra intsony ny olona dia lasa ZAVATRA. Ary izay no antony nanontaniako anao nanomboka teo amin'ny n°38 ka hatramin'izao hoe: "Rehefa marary tsy mahavita na inona na inona intsony ve ny olona dia lasa zavatra??? "... Io averiko io ambany io ny zavatra nolazainao dia mandiniha tsara aloha izay vao mamaly fa manjary mamely tena izato izy....
ikaretsaka n°37:
Amiko dia gravy kokoa ny hoe zava manan'aina tsy maninon tsy maninona no alaina aina tsy misy antony mazava... nohon'ny hoe zavatra efa tsy avotra sy aina ambivitra no tazomina
Ataoko fa hitanao tsara ny zavatra nolazainao satria sady nataoko matavy no notsipihako ilay izy.
ikaretsaka:
rehefa tsy avotra intsony.. aleoko aloha mamono ny tsy avotra intsony toy izay mampijaly e na mamono ny avotra (na olona io na biby) raha tena misy mazava tsara ny antony hanaovana ilay izy
Dia milamina ve ny saina mamono ny tsy afa-mamaly anao intsony ???
Dia inona no mahasamihafa anao amin'ireo mpamosavy ???
Inona no mahasamihafa anao amin'ny olona lozabe tsy manome sakafo sy rano ny olona naona sy mangetaheta ???
Sao mba tsy fantatrao aza ny atao rehefa manao euthanasie????
ikaretsaka:
na Atra aza no tompon'ny aina..nomena raison sy talenta hahafantatra ny tokony ho avotra sy ny tsy avotra intsony isika, heloka ho antsika koa ny tsy fampiasana izany talenta izany
Ny talenta nomen'Andriamanitra antsika ry namana dia natao ampiasaina mba hamelomana fa tsy hamonona velively. "Ny basy omena ny miaramila sy ny polisy aza, tsy natao hamonona olona fa natao hiarovana ny ain'ny olona". Lojika mivilana be ny anao ...
Ary raha ny lojikanao koa no jerena eto dia tokony haringana koa izany izay voan'ny Sida, kansera,... satria ireny tsy ho sitrana intsony.
Am-pitiavana be.
70. ikaretsaka
(
03/03/2009 22:04)
Fody> io indray..
rehefa hoe tsy azonao na inianao tsy ekena satria tsy metimety @ nao ilay principeko dia aza ahilika aty amiko ireo zavatra tsy mety fetezan'ny "taovam-paneken'ny sainao" azy
aza sarahina sy samatsamahana ary ampipina ny zavatra teneniko fa lasa manao fombana sekte izany ary niadianao mafy t@ ilay namana 1 iry
ny nolazaiko->ny olona= zava-manan'aina sa tsia? -> ny olombelona dia ao anatin'ny zavatra!
valiako tsirairay ary
-Milamina kokoa ny saiko noho ny mamono ny tsy maninon-tsy maninona sy ny mirijarija, marina fa tsy mamaly izy fa kosa miangavy anao, na mivantana (miteny) na an-kolaka (@ fihetsika sy ny endri-pijaliana asehony) hanampitra ny ainy !
-ny mahasamihafa azy @ mpamosavy dia ny mpamosavy ny tsy maninon-tsy maninona no aripany, ary raha ohatra diso mosavy izy dia ny tsy maninon'tsy maninona tsy noeritreretiny sy nokendreny no mety ho vita.... eto dia tsy izany!
-Ny maha samihafa @ olona lozabe sy ny cas eto dia ny olona lozabe dia ny contrairen'ny nangatahin'ilay mijaly no nataony, fa ity izay notadiavin'ilay mijaly no atao!
-Sao dia ianao no tsy tena mahafantatra ny atao hoe euthanasie (vakio ny teny grika fa samy nampianarina an'io isika mirahalahy
:wink:
@ fomba ahoana no ampiasana izany? amin'ny alalan'ny famonona na fanesorana ny ain'ilay olona manembatsembana ny ain' ilay tokony harovana (aiza ny lojikanao... sa mahita fika hafa fampiasana bady sy fitaovam-piadiana au sens propre ianao?
misy stade ireny aretina ireny.... rehefa tonga any @ meta.. dia ie!
indro kely: efa nahita alika voan'ny parvo any @ stade farany ve i fody, de efa nahita alika voahitsaky ny fiara ka potika tanteraka ny tapany ambany moa paralyzed ny tapany ambony?
rehefa hoe tsy azonao na inianao tsy ekena satria tsy metimety @ nao ilay principeko dia aza ahilika aty amiko ireo zavatra tsy mety fetezan'ny "taovam-paneken'ny sainao" azy
aza sarahina sy samatsamahana ary ampipina ny zavatra teneniko fa lasa manao fombana sekte izany ary niadianao mafy t@ ilay namana 1 iry
ny nolazaiko->ny olona= zava-manan'aina sa tsia? -> ny olombelona dia ao anatin'ny zavatra!
Dia milamina ve ny saina mamono ny tsy afa-mamaly anao intsony ???
Dia inona no mahasamihafa anao amin'ireo mpamosavy ???
Inona no mahasamihafa anao amin'ny olona lozabe tsy manome sakafo sy rano ny olona naona sy mangetaheta ???
Sao mba tsy fantatrao aza ny atao rehefa manao euthanasie????
valiako tsirairay ary
-Milamina kokoa ny saiko noho ny mamono ny tsy maninon-tsy maninona sy ny mirijarija, marina fa tsy mamaly izy fa kosa miangavy anao, na mivantana (miteny) na an-kolaka (@ fihetsika sy ny endri-pijaliana asehony) hanampitra ny ainy !
-ny mahasamihafa azy @ mpamosavy dia ny mpamosavy ny tsy maninon-tsy maninona no aripany, ary raha ohatra diso mosavy izy dia ny tsy maninon'tsy maninona tsy noeritreretiny sy nokendreny no mety ho vita.... eto dia tsy izany!
-Ny maha samihafa @ olona lozabe sy ny cas eto dia ny olona lozabe dia ny contrairen'ny nangatahin'ilay mijaly no nataony, fa ity izay notadiavin'ilay mijaly no atao!
-Sao dia ianao no tsy tena mahafantatra ny atao hoe euthanasie (vakio ny teny grika fa samy nampianarina an'io isika mirahalahy
:wink:
"Ny basy omena ny miaramila sy ny polisy aza, tsy natao hamonona olona fa natao hiarovana ny ain'ny olona".
@ fomba ahoana no ampiasana izany? amin'ny alalan'ny famonona na fanesorana ny ain'ilay olona manembatsembana ny ain' ilay tokony harovana (aiza ny lojikanao... sa mahita fika hafa fampiasana bady sy fitaovam-piadiana au sens propre ianao?
Ary raha ny lojikanao koa no jerena eto dia tokony haringana koa izany izay voan'ny Sida, kansera,... satria ireny tsy ho sitrana intsony.
misy stade ireny aretina ireny.... rehefa tonga any @ meta.. dia ie!
indro kely: efa nahita alika voan'ny parvo any @ stade farany ve i fody, de efa nahita alika voahitsaky ny fiara ka potika tanteraka ny tapany ambany moa paralyzed ny tapany ambony?
71. xxx
(
03/03/2009 22:31)
important aby ireo na olona na biby,ary ilaina ny mitsimbina ny aina, fa rehefa aina tsy avotra intsony nama de tsy avotra intsony an... na olona io na biby
Izao no atao hoe morale utilitariste. Izany hoe, ny meilleur ihany no ilaina. Izany dia voka-dratsin\'ny société de consommation. Ka raha zavatra tsy azo ampiasaina intsony na tsy misy ilàna azy dia atsipy any anaty fako. Fa ny metimety sy ny efficace ihany no tazonina. Dia indrisy fa dia ampiharina amin\'ny olona koa izany ankehitriny. Rehefa marary be na antitra loatra ny olona anankiray dia heverina ho vesatry ny fiaraha-monina. Dia tapitra eo ny fihavanana fa tsy maintsy ajedaka.
Dia mampalahelo fa mitovy fisainana tanteraka @ ny olon-tsotra tsy manam-pinoana ny kristianina eto. Lasa ny tanjaka sy ny harena sisa no andrafesana ny maha-olona. Fa rehefa tsy mahavaly an\'ireo dia tsy izy intsony.
Dia mba vakio kely ry nama ny Mt 25 fa mety hampiverina ny sainao indrindra amin\'izao karemy izao.
I Jesoa manafatrafatra fa ireo olona marary, gadra, ... ireo tsy voajerin\'ny fiaraha-monina no endrika isehoany, ka tafiditra amin\'izay ireo lazainao efa tsy avotra intsony ireo. Ka mba jereo akaiky ihany.
Farany, hitako fa efa mikaviavia be ny raisonnement-nao, izany hoe ny manoratra sisa ny zava-dehibe fa tsy ny votoatiny intsony. Dia aleo hiditra amin\'ny tokotaninareo kristianina amin\'izay aho.
Voalohany, dia jereo ao amin\'ny Baibolinareo, Jenezy toko1 sy 2. Fa ny olombelona no zava-boaary farany noharin\'Andriamanitra. Ary raha nahary azy Andriamanitra dia tsy nanao hoe : \"misia ny olombelona\", fa hoy izy \" handeha isika hanao olona mitovy endrika amintsika\"(Gn 1, 26).
Faharoa, rehefa nanao ny olombelona Andriamanitra dia namolavola fotaka ary ny FOFON\'AIN\'IZY ANDRIAMANITRA na RUAH( hoy ny Jiosy) ihany no nafindrany taminy ka lasa olona velona. Ny olombelona irery no nahazo an\'io privilège na fofon\'ain\'Andriamanitra io. Ka na ny razantsika aza dia efa nanana izay intuition izay hoe : \" an\'Andriamanitra ny aina \".
Ka eto aho dia sahy milaza aminao fa ambony lavitra noho ny ain\'ny biby ny ain\'ny olombelona satria tamin\'ilay MPAHARY azy direct no nahazoany azy, ka aza ampitoviana amin\'ny ain\'ny kankana sy parasy velively.
Mety iny angamba ny intervention-ko farany. Tsy voatery handray an\'io ianao fa maro koa ireo namantsika mamaky ity dinika ity.
73. rakapy
(
04/03/2009 00:40)
hoy ixxxx
Dia izay ianao olombelona vao niforona taty aoriana be an'ireo zava-boahary hafa ve no miseho ambony nohon'ny hafa???
Fa angaha raha mahavita fiara sy raoplinanina sns de hoe ambony??? :-D :-D :-D
fa angaha raha tsy mitovy fomba fisainana sy fanao @ olombelon ny biby hafa dia ambany??? Ny ohatranao izao indrindra angamba no ambany na manan comlpexe d'inferiorite.
Ary ny baiboly izay tohavinao sy hamaritanao ny fiananao io dia tantara toy ny tantara rehetra ka noterena ho marina.Genesisy a genesisy! Ohatrany milaza amiko ianao fa mino an'i Ngahy be Noely koa :-D :-D :-D
Raha ny olombelona no jerena dia ny famotehana sy fanimbana ny voahary no tena hainy.
Ary raha mino sy tia izany A/tra izany tokoa ianao dia ny fanajana ny zavatra nohariny no fanajana azy voalohany fa tsy ny fahaizana ny andininy sy toko ao anaty baibolinao ao!
Ary aza miafanina ao ambadiky ny xxx moa fa ohatra ny MPAMOSAVY MALEMY ko ity izy.
Ka eto aho dia sahy milaza aminao fa ambony lavitra noho ny ain'ny biby ny ain'ny olombelona satria tamin'ilay MPAHARY azy direct no nahazoany azy, ka aza ampitoviana amin'ny ain'ny kankana sy parasy velively.
Dia izay ianao olombelona vao niforona taty aoriana be an'ireo zava-boahary hafa ve no miseho ambony nohon'ny hafa???
Fa angaha raha mahavita fiara sy raoplinanina sns de hoe ambony??? :-D :-D :-D
fa angaha raha tsy mitovy fomba fisainana sy fanao @ olombelon ny biby hafa dia ambany??? Ny ohatranao izao indrindra angamba no ambany na manan comlpexe d'inferiorite.
Ary ny baiboly izay tohavinao sy hamaritanao ny fiananao io dia tantara toy ny tantara rehetra ka noterena ho marina.Genesisy a genesisy! Ohatrany milaza amiko ianao fa mino an'i Ngahy be Noely koa :-D :-D :-D
Raha ny olombelona no jerena dia ny famotehana sy fanimbana ny voahary no tena hainy.
Ary raha mino sy tia izany A/tra izany tokoa ianao dia ny fanajana ny zavatra nohariny no fanajana azy voalohany fa tsy ny fahaizana ny andininy sy toko ao anaty baibolinao ao!
Ary aza miafanina ao ambadiky ny xxx moa fa ohatra ny MPAMOSAVY MALEMY ko ity izy.
74. soanja
(
04/03/2009 01:08)
Ny zava-drehetra misy dia mana-kasina avokoa. Tsy natao hozimbazimbaina ary tsy natao hararaotina. Raha mbola vitantsika ny tsy mampijaly ny zava-manan'aina sy tontolo misy ifandraisantsika dia adidintsika olombelona izay manana izany fahefana izany no manantanteraka izany.
Na omby na kakana na vato na tany. Samy manan-kasina avokoa. Aza ampijaliana ny tontolo ifandraisantsika.
Koa raha mahatsapa ianao fa mijaly ny zavamanan'aina iray dia hevero ny hanalefaka izany fijaliany izany raha vitanao sy sitrany izany. Io teny farany io no tokony hametrahana ny fampiharana ny etanezia. Ilaina ny manomana ny fotoana tsy fantatra. Karakarao dieny mbola salama izany mba tsy hampijaly saina ireo tia anao sy manodidina anao.
Ny fahafatesana akory tsy fahavalo na fijaliana akory fa fitoniana aza!

76. ari.malala
(
04/03/2009 06:08)
Ekeko hoe fitoniana ny fahafatesana, fa na izany aza! dia ho vitanareo ve, handry ve ny sainareo hoe ny tananareo no nandatsaka ny ain\'ilay olona tsy foinareo sy maminareo indrindra (ndeha atao hoe reny, ray, zanaka, iray tam-po, vady, olon-tiana) satria hoe nijaly loatra izy? dia mafy saina tokoa angaha ianareo fa raha izaho malemy saina ity tsy hahavita handatsaka aina izany eny na dia hitako mijaly toy inona aza izy! (sanatria tsy mampitovy ain\'olona sy biby aho fa ny akoho ompiana aza lazain\'ny ao antrano fa tsy hoavotra ka aleo vonoina alohan\'ny tena harariany be tsy azo hanina tsony fa tsy mahafaty ilay akoho aho e!) :? :?
77. Fanhaiky
(
04/03/2009 06:18)
Amiko kosa aloha dia tsy manaiky ny hitovizan'ny olona sy ny biby aho eh satria A/tra raha nanao ny olona dia nilaza fa ndeha hanao olona mitovy endrika aminy noho izany dia manankasina sy ambony ny ain'olombelona mihoatra ny an'ny biby.
Zany akory tsy milazalaza hoe vonovonoy tsy @ ny antony koa izy ireny fa mba manan'aina ihany...

78. ikaretsaka
(
04/03/2009 06:40)
ari.malala:
Ekeko hoe fitoniana ny fahafatesana, fa na izany aza! dia ho vitanareo ve, handry ve ny sainareo hoe ny tananareo no nandatsaka ny ain\'ilay olona tsy foinareo sy maminareo indrindra (ndeha atao hoe reny, ray, zanaka, iray tam-po, vady, olon-tiana) satria hoe nijaly loatra izy? dia mafy saina tokoa angaha ianareo fa raha izaho malemy saina ity tsy hahavita handatsaka aina izany eny na dia hitako mijaly toy inona aza izy! (sanatria tsy mampitovy ain\'olona sy biby aho fa ny akoho ompiana aza lazain\'ny ao antrano fa tsy hoavotra ka aleo vonoina alohan\'ny tena harariany be tsy azo hanina tsony fa tsy mahafaty ilay akoho aho e!) :? :?
Raha samy hijery mamono ihany ary I ari. Dia iza no alain'i ari sy mampitony ny konsiasin'i ari kokoa...tsy maintsy mifidy an..atao hoe samy longonao aby izy 2:
Ilai olona efa ambavahoana tsy nahatanty ny fijaliany ka niteny niangavy hoe ho alefa any @ fiainana manaraka dia ianao no nikomandy an'i doko hoe euthanaseo
Sa ilay olona havanareo avy lavitra...tonga alina noheverinareo fa mpangalatra de notontanao ny famaky teo @ lohany de maty?
79. rakapy
(
04/03/2009 06:42)
hoy i fanhaiky
Ilay A/tra aza tsy hita maso ko hoe mitovy endrika aminy sa ianao tsy hita maso mitovy aminy??? sao dia mba tantara nataingina izany fa tsy nisy nahalala izay zava-niseho t@ zany???
hoy Ari.malala
Fa angaha moa ianao no hanakenda na hanindrona antsy azy? Efa misy fomba fanaon'ny dokotera hanalefahana ny fahafatesan'ny olona.
A/tra raha nanao ny olona dia nilaza fa ndeha hanao olona mitovy endrika aminy
Ilay A/tra aza tsy hita maso ko hoe mitovy endrika aminy sa ianao tsy hita maso mitovy aminy??? sao dia mba tantara nataingina izany fa tsy nisy nahalala izay zava-niseho t@ zany???
hoy Ari.malala
handry ve ny sainareo hoe ny tananareo no nandatsaka ny ain'ilay
olona tsy foinareo sy maminareo indrindra
Fa angaha moa ianao no hanakenda na hanindrona antsy azy? Efa misy fomba fanaon'ny dokotera hanalefahana ny fahafatesan'ny olona.
80. Mandefitra
(
04/03/2009 06:42)
Ny olona mampitovy ny olona @ biby aloha mazava ho azy fa tsy Kristianina izy.
Satria tsy ny biby mihitsy no nanoloran i Kristy ny AiNY fa ho famonjena ny olombelona zay nohariNy tahaka ny endriNY.
Ka aza dia lany andro miady hevitra @ zany fa efa mibaribary loatra izany.
Ny @ euthanasie ndray dia azo lazaina hoe victime ny fahaizany ihany ny olombelona. Nanao zay fara heriny ny mpahay siansa hitazonana ny ain'olona na dia efa tsy mahazaka izany ntsony aza ny toe-batan'ilay marary ... rehefa tsy tafaverina mihitsy nefa ny fahasalaman'ilay marary, dia ny olombelona ihany no mitady principe hamonoana ilay marary mba hanalefahana ny fahafatesany ...
Mampivoitra avy hatrany ny mahavoafetra ny asan'ny siansa izany, ary mampiharihary ny ny fahefan'Andriamanitra : "Izy no maka ary koa manome" hozy ny hira izay ...
Ka marina loatra ny tenin'i Coopsal hoe anontanio Andriamanitra.