Ny Euthanasie...

181. ari.malala ( 13/03/2009 05:42)
ikaretsaka:

dia maninona ekenao ny hoe teraka nampiana ny tahaterahany?
eo nge le tsy mazava e

nefa hoe fandalovana ity tany ity.. de ny fahatongavana eto izany tsy maninona rehefa ampiana fa ny fialana eto bedy raha ampiana?


ahako:

Vous voulez vous réveiller? Vous voulez être heureux?

Vous voulez être libre ?

C'est très simple: débarrassez-vous de vos idées fausses.

Voyez clair dans ceux qui vous entourent. Si vous voyez clair en vous-même, vous verrez clairement ceux qui vous entourent.

Hoy i Md I de Loyola

" La vérité et la liberté, valeurs fondamentales, ne peuvent être atteintes

que par un dépassement des idées toutes faites et des peurs."







ika a! tena ts azonao mintny ve?? ny teraka anie raha atao hoe saro-piterahana ka tsy vonjena dia naman'ny mamela azy mianaka hofaty izany e! Ary ilay hoe teraka dia efa naturel ny hoe refa tonga ny fotoana dia miala tao anaty kibon-dreniny ilay zaza dia tokony hivoaka ety ambonin'ny tany! Eo no mipetraka ny safidy hoe ampiana izy raha sarotra ny fahatafavoahany. Ny an'ilay zaza sy ilay reny izany tsy safidiny! io ilay naharomotra anà tam coopsal niteny hoe raha 6volana ny zaza d avoaka tao! raisonnement ts mitombina izany! fa ilay tadiavinareo atao anie hanapitra andro e! ny safidinareo no tanterahana fa tsy manaraka ny natoraly!
182. Fody ( 13/03/2009 07:08)
ikaretsaka:
Vous voulez vous réveiller? Vous voulez être heureux?

Vous voulez être libre ?

C'est très simple: débarrassez-vous de vos idées fausses.

Voyez clair dans ceux qui vous entourent. Si vous voyez clair en vous-même, vous verrez clairement ceux qui vous entourent.

Hoy i Md I de Loyola

" La vérité et la liberté, valeurs fondamentales, ne peuvent être atteintes

que par un dépassement des idées toutes faites et des peurs."

Dia raha Zezoita ianao rakoto dia mahalala hoe: INONA NO HEVITRA DISO?

Raha Zezoita ianao dia mahalala ny hoe: AHOANA NY FOMBA HANDANJALANJANA HAHALALANA FA DISO NY HEVITRA IRAY NA MARINA.

Raha Zezoita ianao rakoto dia mahalala koa fa: NY ZAVATRA REHETRA DIA ATAO HO FANOMEZAM-BONINAHITRA AN'ANDRIAMANITRA SY HO FAMONJEM-PANAHY.

Ary farany, raha zezoita ianao dia hahazo izay tena tian'ity citation ity lazaina marina: " La vérité et la liberté, valeurs fondamentales, ne peuvent être atteintes
que par un dépassement des idées toutes faites et des peurs."

Saingy tsy Zezoita ianao ka aza manalabaraka ny Fikambana Zezoita. Tsy olona nandalo fihofanana zezoita no hisaina sy handinika ohatra an'io.

Am-pitiavana be.
183. Fody ( 13/03/2009 07:43)


ari.malala: misaotra amin'ilay fanazavana.
184. ikaretsaka ( 13/03/2009 16:33)
Ari> tsy haiko na za no tsy mahazo na ianao... ny fahafatesana dia tsy finalite.... teboka 1 fotsiny ny fahafatesana fa tsy heo brrrrrrr ratsy!
imagineo ohatran'ny aeroport ary ny fiainana eto an-tany...


fody> Ny hevitra diso?
ny hevitra efa voapetraka=ilay hevitra vita lasitra=produit an'ny endoctrinement sy ny nampianarina sy tsy navela noheritreretintsika ! fa hoe io de pas question fa io fotriny!

ny fomba handanjalanjana azy?
hoy i Pierre Fabre:
Tout cela n'est qu'illusions créées par l'endoctrinement et l'habitude:
le lavage de cerveau auquel on a été soumis depuis l'enfance (avec la
meilleure intention et pour notre bien, sans doute) a causé notre perte.
Il nous a forcés à penser d'une certaine manière, à jouir ou à souffrir de certaines choses ou à ne pas pouvoir nous en passer.
Ce n'est que pure illusion. Nous pouvons très bien nous en passer et être heureux. Si tu arrives à te libérer de la conviction que toutes ces choses te sont nécessaires, tu seras surpris de voir à quel point il est facile de vivre sans elles.


Mais comment en arriver à se défaire de nos conditionnements ?
Admettre qu’ils sont le produit d’un endoctrinement, être capable de les regarder en face et de prendre conscience que ce ne sont que des illusions permettra éventuellement de à s’en libérer.
« Dès que tu vois qu’une illusion est une illusion, elle ne l’est plus»


ny zavatra rehetra dia natao hanomezamboninahitra an-Atra sy hamonjena fanahy...

mamonjy fanahy sy manome voninahitra an'Atra ve ny mampijaly olona ara batana sy mitazona Fanahiny te handeha fa fihinina hipetaka @ vatana ihany? -> illusions koa io

Ny namoaka ireo idee ireo dia olona zezoita aby fa tsy nandalo formation fotsiny...
ireo no fandinik'i P Arrupe, Bellarmine, Ignace, O'hare, Tetlow sns... ireo no novoizina ao anaty exercice spirituelle..
ka iza no ambony.... sa mahay noho ireo olombe malaza zezoitamaro nanoratra an'ireo izato ianao?
185. Fody ( 15/03/2009 17:35)

Ikaretsaka: AVERIKO NY HOE:

AZA MANALABARAKA NY FIKAMBANANA ZEZOITA, ARY AZA MILAZA TENA HO ZEZOITA AKORY FA TSY IZY IANAO!!!

Izao no antony: Tsy hitady zavatra hafa aho, fa izay nolazainao ihany no averiko aminao mba hampandinika anao misimisy kokoa
Tout cela n'est qu'illusions créées par l'endoctrinement et l'habitude:
le lavage de cerveau auquel on a été soumis depuis l'enfance (avec la
meilleure intention et pour notre bien, sans doute) a causé notre perte.
Il nous a forcés à penser d'une certaine manière, à jouir ou à souffrir de certaines choses ou à ne pas pouvoir nous en passer.
Ce n'est que pure illusion. Nous pouvons très bien nous en passer et être heureux. Si tu arrives à te libérer de la conviction que toutes ces choses te sont nécessaires, tu seras surpris de voir à quel point il est facile de vivre sans elles.


Mais comment en arriver à se défaire de nos conditionnements ?
Admettre qu’ils sont le produit d’un endoctrinement, être capable de les regarder en face et de prendre conscience que ce ne sont que des illusions permettra éventuellement de à s’en libérer.
« Dès que tu vois qu’une illusion est une illusion, elle ne l’est plus»

Ny tontolo misy anao ry ikaretsaka dia tontolo mivohy ny toe-tsaina utilitariste: IZAY ILAINA SY AFA-MIASA IHANY NO TEHIRIZINA, FA IZAY TSY AFA-MIASA INTSONY ARINA SY ESORINA FA MIBAHAN-TOERANA SY TSY MISY TOMBON-TSOA.
Toy izany koa ny heveranao ny olombelona. RAISINAO OHATRA NY ZAVATRA IZY. Izay ialaina sy afa-miasa no tokony ho velona. Izay osa sy tsy afaka intsony MENDRIKA NY HO VONOINA.

Izany toe-tsaina izany rakoto dia tsy avy aiza fa avy amin'ny rivotra iaiananao andavan'andro a!!! Mipetraha kely dia mandiniha tsara !!!


Ny famaritana ny euthanasie, raki-tapisaka ao an-dohanao, dia ilay famaritana vohizina etsy sy eroa. Io no ni-doctrinevana anao, nanaovana lavage de cerveau anao, ka raikitra tsy azo fafana intsony. hany ka tsy mahita ny marina intsony. Mampalahelo!!!

Tsy hainao intsony ny manavaka ny hoe: Manampy sy ny Miray tsikombakomba.
Tsy hainao ny manavaka ny hoe : Mamelona sy ny hoe Mamono.
Zary mitovy ireo rehetra ireo hoa ano.

Tsy izany ny zezoita rakoto ò! Aza misandoka.... Ary aza mampiteny izay tsy notenen'ireo Zezoita Zoky teo aloha.




Fa raha mbola te hijery ny maha famonoana olona ny euthanasie ianao dia valio ireo fanontaniana napetrako rehetra fa aza ahodikodina ny resaka.

ikaretsaka:
Ny namoaka ireo idee ireo dia olona zezoita aby fa tsy nandalo formation fotsiny...

Ny zezoita rakoto dia tsy misy afatsy ireo mpikambana ao amin’ny Fikambanan’i Jesoa. Izy ireo dia samy nandalo Formation daholo.
Ireo olona hafa miaina ny spiritualità ignacienne dia tsy mba zezoita velively fa: na mpiara-miasa aminy, na manana ny anaran’ny fikambanany manokana, na groupe ignacien sns.... Aoka hazava aminao fa tsy misy ny Jesuitesse, na ny Jesuites zandriny, na ny sahala amin’izany… Ny fikamban’ny Jesoa dia iray ihany, ary ny mpikambana ao aminy dia samy nanandalo formation daholo, farafaharatsiny ny Nociciat roa taona.

ireo no fandinik'i P Arrupe, Bellarmine, Ignace, O'hare, Tetlow sns... ireo no novoizina ao anaty exercice spirituelle…
Ireo olona rehetra nolazainao ireo rakoto dia tsy misy nankatò ny Euthanasie na dia iray aza. Ary ny exercice spirituel dia mandà 100 isan-jato ny euthanasie.
Angamba fantatrao fa i P Arrupe dia nijaly mafy tokoa nialohan'ny nahafatesany, ary isany antony nahatonga azy hangatam-pialana amin'ny maha jeneraly ny fikambanana azy izany.
Vakio koa ny diary fa naniry mafy dia mafy ny hihaona amin'i Kristy izy, nandritra izy nanary, saingy tsy nangataka ny hovonoina kosa, satria tsy nanaiky ny euthanasie izy, ary nandà izany mandram-pahafatiny.

ikaretsaka:
mamonjy fanahy sy manome voninahitra an'Atra ve ny mampijaly olona ara batana sy mitazona Fanahiny te handeha fa fihinina hipetaka @ vatana ihany? -> illusions koa io

Dia mba mahaiza mijery sy mandinika rakoto fa aza manao dika vilana. Sa efa natao hivilana mihitsy ny fijerinareo sy ny fomba fandraisanareo zavatra???

Angaha mampijaly olona ny mikarakara azy raha marary izy ? mampijaly olona ve ny manome rano azy ho sotroiny e ? Mampijaly olona ve ny manao izay fomba mba ahazoany aina e ?...

Moa tsy ny manao fay rano ve no tena mampijaly olona?
Moa tsy ny manao izay fomba hahasepotra ny marary ve no mampijaly olona?
Moa tsy ireo manindrona pozina mahafaty ve mampijaly olona?

Aza adino fa izay ataontsika amin’ny hafa mijaly, marary, osa, ory sns… dia amin’i Jesoa no anaovantsika azy.

Manaraka an’izay dia ivereno vakina sy dinihana kely ny fampiasam-panahy : Inona no mety atao raha misy olona ao anatin’ny hakivina tanteraka ? Ny manaraka izay tiany hatao ve ? Ivereno vakina izay voalazan’i Md Ignace any amin’ny Récit de Pellerin...

ikaretsaka:
ka iza no ambony.... sa mahay noho ireo olombe malaza zezoitamaro nanoratra an'ireo izato ianao?

Hihihi…. Tsy mahay noho ireo zezoita malaza ireo aho, fa mahalala mihoatra noho ianao kosa, satria tsy fahaizana fotsiny ny ahy fa fiainana. Tsoriko aminao fa ireo zezoita voatanisanao ireo dia samy mandà ny eutanasie aby, ary samy manaiky fa famonoana olona ny eutanasie. Mbola mitovy hevitra amin’izany koa ny P. Général ny Jesuite ankehitriny, ary raha tsy mino ianao dia manorata manokana aty amiko fa omeko anao ny numero telephone-ny hiresahanao aminy.


Am-pitiavana be.
186. Fody ( 15/03/2009 17:49)
Aza adino fa nisy an'ity teny amin'ny n°70. Mpandefa
xxx:


Hoy i ikaretsaka: important aby ireo na olona na biby,ary ilaina ny mitsimbina ny aina, fa rehefa aina tsy avotra intsony nama de tsy avotra intsony an... na olona io na biby


Izao no atao hoe morale utilitariste. Izany hoe, ny meilleur ihany no ilaina. Izany dia voka-dratsin'ny société de consommation. Ka raha zavatra tsy azo ampiasaina intsony na tsy misy ilàna azy dia atsipy any anaty fako. Fa ny metimety sy ny efficace ihany no tazonina. Dia indrisy fa dia ampiharina amin'ny olona koa izany ankehitriny. Rehefa marary be na antitra loatra ny olona anankiray dia heverina ho vesatry ny fiaraha-monina. Dia tapitra eo ny fihavanana fa tsy maintsy ajedaka.
Dia mampalahelo fa mitovy fisainana tanteraka @ ny olon-tsotra tsy manam-pinoana ny kristianina eto. Lasa ny tanjaka sy ny harena sisa no andrafesana ny maha-olona. Fa rehefa tsy mahavaly an'ireo dia tsy izy intsony.
Dia mba vakio kely ry nama ny Mt 25 fa mety hampiverina ny sainao indrindra amin'izao karemy izao.

I Jesoa manafatrafatra fa ireo olona marary, gadra, ... ireo tsy voajerin'ny fiaraha-monina no endrika isehoany, ka tafiditra amin'izay ireo lazainao efa tsy avotra intsony ireo. Ka mba jereo akaiky ihany.

Farany, hitako fa efa mikaviavia be ny raisonnement-nao, izany hoe ny manoratra sisa ny zava-dehibe fa tsy ny votoatiny intsony. Dia aleo hiditra amin'ny tokotaninareo kristianina amin'izay aho.
Voalohany, dia jereo ao amin'ny Baibolinareo, Jenezy toko1 sy 2. Fa ny olombelona no zava-boaary farany noharin'Andriamanitra. Ary raha nahary azy Andriamanitra dia tsy nanao hoe : "misia ny olombelona", fa hoy izy " handeha isika hanao olona mitovy endrika amintsika"(Gn 1, 26).
Faharoa, rehefa nanao ny olombelona Andriamanitra dia namolavola fotaka ary ny FOFON'AIN'IZY ANDRIAMANITRA na RUAH( hoy ny Jiosy) ihany no nafindrany taminy ka lasa olona velona. Ny olombelona irery no nahazo an'io privilège na fofon'ain'Andriamanitra io. Ka na ny razantsika aza dia efa nanana izay intuition izay hoe : " an'Andriamanitra ny aina ".

Ka eto aho dia sahy milaza aminao fa ambony lavitra noho ny ain'ny biby ny ain'ny olombelona satria tamin'ilay MPAHARY azy direct no nahazoany azy, ka aza ampitoviana amin'ny ain'ny kankana sy parasy velively.

Mety iny angamba ny intervention-ko farany. Tsy voatery handray an'io ianao fa maro koa ireo namantsika mamaky ity dinika ity.
187. ikaretsaka ( 15/03/2009 18:19)
Ikaretsaka: AVERIKO NY HOE:

AZA MANALABARAKA NY FIKAMBANANA ZEZOITA, ARY AZA MILAZA TENA HO ZEZOITA AKORY FA TSY IZY IANAO!!!

nga za raha gasy ka tsy meme province aminao dia hoe tsy izy?

8) taraiky be ianao


2) mbola tsy takatry ny sainao ihany ve ny hoe etre, zavatra,objet?

Ny zezoita rakoto dia tsy misy afatsy ireo mpikambana ao amin’ny Fikambanan’i Jesoa. Izy ireo dia samy nandalo Formation daholo.

inona no formation nandalovany voalohany?
Ignatianian spirituality rakoto o... ary miresaha @ kolvenbach dia anontanio azy ny momban'ny IVC(the Ignatian Volunteer Corp)

dia avy eo mbola mampihomehy fa ataonao indray hoe non ka... misy jesuitesses misy ny novices


Angaha mampijaly olona ny mikarakara azy raha marary izy ? mampijaly olona ve ny manome rano azy ho sotroiny e ? Mampijaly olona ve ny manao izay fomba mba ahazoany aina e ?...

Moa tsy ny manao fay rano ve no tena mampijaly olona?
Moa tsy ny manao izay fomba hahasepotra ny marary ve no mampijaly olona?
Moa tsy ireo manindrona pozina mahafaty ve mampijaly olona?


Raha aina efa hita mazava ve fa tsy ho azony intsony.....
fanontaniana 1 apetrako aminao aza...
raha niteny i jesoa teo ambony lakroa hoe mangetaheta aho ka nahazo rano tany @ le miaramila....
Inona no nataon'ilay miaramila teo?
188. ikaretsaka ( 15/03/2009 18:41)
http://home.vicnet.net.au/~cardoner/uniya/un5sp07.html


dia ahoana io rafody...

189. Fody ( 15/03/2009 18:52)



Ikaretsaka:

Aza manalabaraka vatana ry namana ah! hihihi....

Jereo fa arakaraky anoratanao sy iezahanao manamarin-tena no vao maika mampiseho ny maha tsy izy anao mihitsy... hihihi....


Fa mba mandinika kely aloha e! Rehefa avy mandinika sy misaina tsara izay vao miverena eto!

Am-pitivana be.

190. ikaretsaka ( 15/03/2009 18:57)
sady euth ange ny resaka fa ianao no mamilana ary @ fikambanana e
191. ikaretsaka ( 15/03/2009 19:04)
sady efa lava moa le izy fa ity angamba no mahafintina azy
Because these issues are so important and complex, ours is a ministry of reconciliation. Rational arguments should occur in the middle ground rather than by polarising opinion into the extremes.



192. Fody ( 15/03/2009 19:26)

hihihi.... Mbola miresaka euthanasie tokoa aho fa ianao no tsy maharaka.

Ny nahatonga ny resaka Zezoita dia nataoko hoe: izy ianao kay tsy izy fa azafady. Raha izy mantsy dia ho afaka nandinika sy saina ihany, ary ho afaka nandanjalanaja tokoa. Ary ho afaka nahazo izay tian'ireo olo-masina zezoita maro notanisainao ireo.


Marihako fa ny zezoita rakoto dia contre 100 isan-jato ny Euthanasie.


Am-pitiavana be.
193. ikaretsaka ( 15/03/2009 21:35)
ianao rakoto aza manao affirmation gratis an
mazotoa mitady ny mombamomban'ireto
-Tom Beauchamp Sj (georgetown U) dia mangala ny cours principles of biomedical ethics an'io olona io
Peter Hopkins Sj (Oxford) society and morals...

..mazotoa..de ahoana ireo?
100% ireo aminao?
194. Fody ( 16/03/2009 08:18)



hihihihi..... Dia mba manontany anao koa aho hoe: Ny Jesuites ve tsy manaiky 100 isan-jato ny maha Andriamanitra an'i Jesoa???

Nefa mba mamaky ny sangan'asan'i Roger Haight, Teologien Jesuite dia ho hitanao fa ho an'io ranamana io dia tsy Andriamanitra i Jesoa.... hihihi

Dia izay ve no ilazanao fa tsy manaiky 100 isan-jato ny maha Andriamanitra an'i Jesoa ny zezoita, hihihi.... Mba misaina kely aloha vao manoratra ry sakaiza...

Am-pitiavana be.
195. ikaretsaka ( 16/03/2009 10:43)
Fody:




hihihihi..... Dia mba manontany anao koa aho hoe: Ny Jesuites ve tsy manaiky 100 isan-jato ny maha Andriamanitra an'i Jesoa???

Nefa mba mamaky ny sangan'asan'i Roger Haight, Teologien Jesuite dia ho hitanao fa ho an'io ranamana io dia tsy Andriamanitra i Jesoa.... hihihi

Dia izay ve no ilazanao fa tsy manaiky 100 isan-jato ny maha Andriamanitra an'i Jesoa ny zezoita, hihihi.... Mba misaina kely aloha vao manoratra ry sakaiza...

Am-pitiavana be.

Tsy izahako no atoronao an'i haight ka, fa mainka aza manaporofo ilay theory nolazaiko le izy
Dia izay no ilazako anao rafody hoe aza atao affirmation gratis io fa tsy voasoratra noir sur blanc ary miovaova arakaraky ny taona sy toerana le izy. Toy izany nu euth. Ka aza any @ maha olon ny compagnie azy no handraisana azy. Libre arbitre io. Raha miteny I haight fa tsy atra I jesoa..zony izany. Na sanctionnen'i vatican aza izy, fa hatr@ zao kosa aloha tsy nisy curia be momba ny euth
196. Fody ( 16/03/2009 12:51)


hihihi... Manana fototra ijorony ny Fikambanana Zezoita rakoto ò! Io dia tsy miova mihitsy na dia miovaova aza ny tantara sy ny zavatra rehetra.

I Kristy no filohany sy arahany, ary ny Fampiasam-panahy sy ny Soratra Masina no ataony fitaovana amin'izany.

Na ilay Filohany, na ireo fitaovana ampiasany dia samy manamafy aby fa: Lavin'izy ireo 100 isan-jato ny euthanasie, toy ny hoe: ekeny 100 isan-jato ny maha Andriamanitra an'i Jesoa.

Am-pitiavana be.
197. coopsal ( 16/03/2009 15:32)
Fody:

Voalohany
Ny olona tena mahay mampiasa ny talentany ry namana dia ireo olona mahalala hoe: aiza sy amin'ny fotoana inona ary amin'ny fomba ahoana no ampiasaiko an'ity talentako ity. Ary izany rehetra izany, dia miankina amin'ny tanjona napetrak'ilay nanome azy ilay talenta.

==> Raha ny fahafantaranao, inona no tanjona napetrak'ilay nanome ny talenta ? Ho ahy dia izay nambaran'i Jesoa Kristy no fantatro : "Ny tanjon' ny Ray dia mba hanana fiainana mandrakizay izay mijery ny Zanaka ka mino Azy"

Fody:

Fa tsy sahala amin'ny anao hoe: nomena saina hahay hitadidy references dia ampedina bontolo amin'iny daholo ny zavatra rehetra, hany ka miteniteny foana ny farany.
Ampiasao sy ny saina sy ny fanahy fa efa nomena anao ireo ry namana fa aza manao boloky.

==> Mety mampiady bontolo aho angamba. Ahoana ny anao no fampiasana ny fanahy ? Ho ahy, voalohany indrindra dia ny fihainoana an' Andriamanitra miteny, ary ny tenin' Andriamanitra velona dia KRISTY. ka ny fihainoana an'i KRISTY no fampiasana ny fanahy, ahazoako hoe inona no tena tanjoNy (sitrapoNy), ary ampiasaiko ny saiko hahatanteraka an'iny, kanef ambola mila saina avy amiNy ihany aza.
Naninona ny Mpanjaka Solomona izay nomen' Andriamanitra fahendrena no diso lalana ny niafarany ? Tsy te ho tonga tahaka an'i Solomona aho.


Fody:

Vakio ny tantaran'i Kaina sy Abela.
Moa namono ny rahalahy ve i Kaina sa tsia??? Ary nankasitrahan'Andriamanitra ve ny nataony sa tsia???

==> Namono i Kaina, ary avy aiza no nahatonga an'i Kaina hamono? Moa ve tsy vokatr'izay faharatsiana tao am-pony izany ? Raha vokatra izany dia tsy fototra niaingana.
Fa KRISTY niteny hoe "... fa izaho miteny aminareo hoe Izay tezitra amin'ny rahalahiny dia mendrika sazy mitovy amin'ny namono olona" [Matio 5].
Ekentsika ary fa mamono olona ny euthanasie, ny manatsatoka antsy na manindrona ... Fa ianao anie tsy hotsaraina hoe satria nanao na tsy nanao euthanasie e! Fa raha ny famonoana olona no hitsarana anao dia hadinina aminao koa izay fotoana rehetra nahatezitra anao t@ rahalahinao, mitovy kilasy @ namono olona.
Raha tohananao fatratra fa ratsy ny euthanasie fa famonoana olona. KRISTY nilaza fa ny fahatezerana amin'ny rahalahy dia famonoana olona.


Fody:
Donc, ny fandatsahan-drà (fanesorana ny aina (=fanahy) amin'ny vatana (=nofo)), dia famonoana raha tsy zavatra nampanaovin' Andriamanitra, fa raha Andriamanitra no nampanao dia hoy Izy hoe "izaho manana ny hevitra hiheverako anareo, dia hitondra fiadanana fa tsy loza".

Mba misaina sy mandinika rakoto fa aza manao sain-jaza maroroka ohatra an'io.
Ilay Andriamanitra miteny hoe: "Tiavo na dia ny fahavalonao aza" "aza mamaly ratsy ny ratsy, fa valio tsara ny ratsy... ve dia hilaza aminao hoe: mandehana vonoy ranona ???? Mba mandinika kely aloha izay vao manoratra fa miteniteny foana e!!!
==> Rehefa izaho no mitanisa andininy dia boloky, fa rehefa ianao sy ny hafa dia mba inona? Ny mahagaga eto dia, misy andininy sasany izay tsy eken'ny fonao. Izaho ve no borné ?
Hoy aho hoe, voapoizina ny fahalalan'ny olombelona mikasika ny atao hoe fahafatesana, poizin'ny menarana hatry ny voalohany izany.
Amiko, tsy izay heverin'ny olona ho fahafatesana no atao hoe fahafatesana, fa izay lazain' Andriamanitra fa fahafatesana.
KRISTY no nahitako fa kay ny tena fahafatesana dia ny fisarahana amin' Andriamanitra.

Fody:

Raha zavatra tsy fantatra sy tsy hay ra-coopsal ny fahendrena tsara indrindra dia ny mangina, toy izay hiteny, nefa miteniteny foana.

==> Izaho tsy mahafantatra na inona na inona afa-tsy izay ampahafantarin'i KRISTY. Ka izany koa no ampitaiko eto, ka raha fahalalan'i KRISTY no ampitaiko, dia tsy izaho izany ilay miteniteny foana fa i KRISTY.
198. ikaretsaka ( 16/03/2009 23:02)
Coopsal. Ny prejudice nao hoa tano ho anao fa aza ahiilika any @ kristy
199. ari.malala ( 17/03/2009 06:47)
Na inona thèse anohananareo azy na inona thèse anohananareo azy dia amko ny euthanasie dia FAMONOANA OLONA TSOTRA FOTSINY IZAO.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0112