Ny siansa mila porofo fa ny fivavahana mila finoana

81. rakaroka ( 21/09/2008 15:52)
Satria amiko dia misy relation "cause" à "effet" ny siansa sy ny finoana/
Ary tsy ireo siantifika irery justement no mametraka "hypothèse" fa na ireny
tantsambo tsotra any @ sisiny ireny dia mila mi-determine ny "évènement" misy rizareo : mi-maitrise ny zava-misy: "connaissance sy fandinihina izany"
donk mahazo antoka kokoa fa hisosa à bord ny lakana. Tahaka izany ny tantsambo,sns... :-$ ary izay ésprit mandinika sy maka lesona @ misy izay
sy maka synthèse sns no maniteraka "finoana" dia "Finoana misy vaingany fa tsy irony "Finoana poak'aty tsà mamely irony" Ary na ny fianoana an'Atra sy i Jesoa aza dia ilana "base" :Fahatsapana toy ny mametraka hypothèse dans premier temps fa tsy ahatrana tahaka ny fanao hoe "minoa ftsn" ihany!
Avy ao anaty teraky fiainana sy ny zava-misy no tokony hampibaradaka fa "Misy Atra!". sy voadémontré hoy 'nareo fa tsapako misy démonstration
mitarika "conviction" dia tahaka ny siansa nisy hyphothese dia misy synthèse!
82. ikaretsaka ( 21/09/2008 17:49)
rakaroka:

Satria amiko dia misy relation "cause" à "effet" ny siansa sy ny finoana/
Ary tsy ireo siantifika irery justement no mametraka "hypothèse" fa na ireny
tantsambo tsotra any @ sisiny ireny dia mila mi-determine ny "évènement" misy rizareo : mi-maitrise ny zava-misy: "connaissance sy fandinihina izany"
donk mahazo antoka kokoa fa hisosa à bord ny lakana. Tahaka izany ny tantsambo,sns... :-$ ary izay ésprit mandinika sy maka lesona @ misy izay
sy maka synthèse sns no maniteraka "finoana" dia "Finoana misy vaingany fa tsy irony "Finoana poak'aty tsà mamely irony" Ary na ny fianoana an'Atra sy i Jesoa aza dia ilana "base" :Fahatsapana toy ny mametraka hypothèse dans premier temps fa tsy ahatrana tahaka ny fanao hoe "minoa ftsn" ihany!
Avy ao anaty teraky fiainana sy ny zava-misy no tokony hampibaradaka fa "Misy Atra!". sy voadémontré hoy 'nareo fa tsapako misy démonstration
mitarika "conviction" dia tahaka ny siansa nisy hyphothese dia misy synthèse!



dia mba valio @ izay ary le hoe inona no antony nahariana an-drakaroka e
83. rakaroka ( 21/09/2008 20:48)
[quote=ikaretsaka]

dia mba valio @ izay ary le hoe inona no antony nahariana an-drakaroka e
:-D :-D :-D :roll: :-w :-w :-w :-$ : :roll: Dia mbola anontaniana indray v izany ry Ika, zavatra efa mazava BBbbe sady tsy efa voadémontré ihany?...C'est l'évidence matématika aza angamba hi!hi!hi!, et ultime concordance du PS à l'action! Ha!ha!ha!
'Za no tokony manontany ny antony nahariana an'i Ika ?.....


84. rakaroka ( 21/09/2008 20:53)
:-$ :-w :-w :-w :roll: :roll: :-$ Fa 'zao aloha e! Aza ifaneraserana loatra lé Rakaroka fandrao kobony ao daholo zé nafeninao miafina rehetra tany vao loza :-D :-D :-D :-D
85. rabilabila ( 21/09/2008 21:10)
"Ny siansa mila porofo ,ny fivavahana mila finoana"

Tsy mihambahamba mihitsy aho mamaly hoe : ENY

Saingy izao fotsiny :

-Maro ireo zavatra efa voaporofo " ara-tsiansa" ny tsy fahamarinany , kanefa dia mbola izingizinina foana "izay no voasoratra"
-Maro ireo "tentative" ataon'ireo mpino hanery ny valim-pikarohana hifanojo amin'ny "livre" .
-Maro ireo fanilihina ny fikarohana izay ahiana fa mifanipaka amin'ny "livre"
- sns....................sns..............................................

Ny zavatra lehibe tokony tsy adino anefa dia izao :

Ny fenitry ny siansa dia tsy natao hikarohana na hanaporofoana ny fisian''i fée clochette ,na i Baal , na Yaveh ..............................................fa natao kosa mba hiezahana hamaliana ny fanontaniana napetraky ny olombelona hatramin'izay nahaolombelona azy :
D’où venons-nous ?
D’où vient l’univers que nous habitons ?
Ary maro ireo mponina eran-tany namorona ireo "mythes " isankarazany mba hamenoana izay tsy takatry ny sainy.
Ny fivoharan'ny siansa dia nameno tsikelikely ireo banga notovonana "mythes" isankarazany.

Raha ilay fanontanian'i Ika momban'ny antony "nahariana" indray dia efa misy "présupposition" hoe "nisy nahary " ankoatran'i Dada sy Neny nifankatia .
Raha ilay porofon'ny fisiana indray dia toa efa noresahiko teto izy io fa andraso fa raha hitako dia averiko eto.
86. rakaroka ( 21/09/2008 21:37)
Ny Siansa mila porofo ekeko,
fa ny fivavahana mila "finoana" : "indeterminé amiko satria samy manana
ny définitionm-pivavahany ny tsi1/1, samy manana ny antony ivavahany koa
mety "automatisme" ohatra. 'za aty aoriana vao manao réfléxion fa natao tao anaty "bain" de pli-vava aho, dia mamerina fahatany ny "Rainay izay any an-danitra" ary rehefa nozohiko nanahirana ahy ny niaina ity vavaka en contraste @ fiainana. 'za tsy hitsara ny hafa miventsy izany sy ny hoe "finoany.Fa manohy mankany am-piangonana mi-tisser liens sociale aho.
Ny teny hoe "Finoana" koa moa tahaka ny "indeterminé" izany satria samy manana ny handrirotany izany ary na i Jesoa aza tsy nahita loatra io koa tamin'ny sasany. Koa Hihambahamba mihitsy aho raha ivolana fa misy izany "finoana" ireny mpivavaka.
87. rabilabila ( 22/09/2008 06:14)
Izaho indray Rakaroka dia tsy mijery ny kalitaon'ny finoan-dranona sy anona ,amin'ny maha-individu ,na groupe d'individus azy ,fa miala amin'ny fanamaritana ny atao hoe "mivavaka" sy "mino".
Izay no nanaovako hoe :ENY ny valim-panontaniana.
88. tywa68 ( 22/09/2008 09:16)
Ika : tsy voatery hitatatata eto aho hiteny ny antony mampisy ahy :lol: sao lasa HS koa :D

Miombo-kevitra @ i Rabilabila : samy manana ny fomba fiainany an'ilay finoana : ao ny faly mampiseho hoe mivavaka, ao ny mivavaka en silence, ao ny manao asa soa bobaka be hampisehoany zany finoana tsy mora eken'ny rehetra zany.
89. ikaretsaka ( 22/09/2008 18:08)
rakaroka:


dia mba valio @ izay ary le hoe inona no antony nahariana an-drakaroka e
:-D :-D :-D :roll: :-w :-w :-w :-$ : :roll: Dia mbola anontaniana indray v izany ry Ika, zavatra efa mazava BBbbe sady tsy efa voadémontré ihany?...C'est l'évidence matématika aza angamba hi!hi!hi!, et ultime concordance du PS à l'action! Ha!ha!ha!
'Za no tokony manontany ny antony nahariana an'i Ika ?.....






izay ra concordance izay.. nahakepoka an'i Einstein
"Science without religion is lame. Religion without science is blind."

90. rabilabila ( 22/09/2008 20:48)
Mis au point d'un certain Einstein , Albert de son prénom:

"Ce que vous avez lu sur mes convictions religieuses était un mensonge, bien sûr, un mensonge qui est répété systématiquement. Je ne crois pas en un Dieu personnel et je n’ai jamais dit le contraire de cela, je l’ai plutôt exprimé clairement. S’il y a quelque chose en moi que l’on puisse appeler "religieux" ce serait alors mon admiration sans bornes pour les structures de l’univers pour autant que notre science puisse le révéler."
(Albert Einstein )

Definition de la réligion einsteinienne:

I am a deeply religious nonbeliever. This is a somewhat new kind of religion.

I have never imputed to Nature a pupose or a goal, or anything that could be understood as anthropomorphic. What I see in Nature is a magnificient structure that we can comprehend only very imperfectly, and that must fill a thinking person with a feeling of humility. This is a genuinely religious feeling that has nothing to do with mysticism.

The idea of a personal God is quite alien to me and seems even naive
91. rakaroka ( 22/09/2008 21:56)
rabilabila:

Izaho indray Rakaroka dia tsy mijery ny kalitaon'ny finoan-dranona sy anona ,amin'ny maha-individu ,na groupe d'individus azy ,fa miala amin'ny fanamaritana ny atao hoe "mivavaka" sy "mino".
Izay no nanaovako hoe :ENY ny valim-panontaniana.



Satria il ya "mivavaka" et "mivavaka"
Il y a "mino" et "mino"/
Ary izay no nahatonga an'i Jesoa nilaza fa raha nanana "finoana" na tahaka ny voatsinapy aza dia "afaka ahafindra tendrombohitra.
Satria ny "Finoan'ny hafa hainy demontré-na amin'ny asa sns fa tsy kipbaka am-bava.
Ary ny "challenge" finoana io aza efa nisy tany aloha na dia atao hoe resaka "finoana ny Atra-ny avy aza tao @ baiboly.
Gravy rehefa tojo ilay hoe "asehoy aza ny FINOANAO" dia tsy tsy ny fijerinao "subjectif tsony no mitsara fa ny haikin'ny mpanotrona rehetra
fa tena manam-pinoana lé ol
92. ikaretsaka ( 22/09/2008 23:27)
rabila> oviana izy no nilaza an'ireo ?
dia oviana izy no nilaza ilay:
"Science without religion is lame. Religion without science is blind."


tadidio fa nisy tournure goavana ny fiainan'i Albert:wink:
93. rabilabila ( 23/09/2008 01:21)
Oviana izy no niteny an'ireo ? herintaona talohan'ny nahafatesany , taratasy nosoratany tamin'ny 3 Janvier 1954 ho an'ilay filosofy Eric Gutkind ilay faharoa , dia Mars 1954 ilay voalohany .

Tsy nisy "tournure" goavana izany i Einstein fa izao fotsiny : fidèle foana izy tamin'ny fombafomba jiosy sy tamin'ny Jiosy .
Rehefa nivoaka aza ireo taratasiny ireo dia hompa sy eso variraraka no nahazo azy ( avy any amin'ny eglisy ,sinagoga ,siantifika mpino.................)
Plutôt panthéiste (spinoza) que déiste (voltaire na diderot) et surtout pas théiste izy raha dinihina ny reflexions -ny rehetra ,d'ailleurs nilaza izy hoe :"Je crois au Dieu de Spinoza, qui se révèle dans l'ordre harmonieux de ce qui existe, et non en un dieu qui se préoccupe du sort et des actions des êtres humains."


Izaho izao fidèle foana amin'ny fitaizana azoko ,tsy milaza akory izany fa mino aho ,sao dia alefanareo any am-piangonana rehefa maty ,fa lazaiko dieny mialoha :wink:
94. naughtyboy ( 23/09/2008 10:45)
ozy rabila
"Raha ilay porofon'ny fisiana indray dia toa efa noresahiko teto izy io fa andraso fa raha hitako dia averiko eto."
mba mahaliana ko io fa avereno oe jerena :lol:
ekeko ze voalaza etsy ambony fa izao ny zv rehetra de ilaina finoana fa tsy ny fivavahana ihany,fototra entina manatanteraka fikasana sy ny ho efa io na ny siansa aza mila finoana :°)
95. rakaroka ( 23/09/2008 21:08)
Marina mihitsty ny tenin'i Naughtyboy hoe : ny zavatra rehetra mihitsy no ilana finoana dia eo @ izay aza ilay hanehoako ny différence. Tadidiko tsara nisy "match baolina izay nataon'ny "Club M" t@ firenena hafa , dia "Nino" tsy mieritreritra kely akory hoe mety ho resy izy ny spect maaaro , masaka an-tsaina dia niloka lvolabe mihitsy moa ny sasany hoe "Handresy rizareo" fa rehefa nandeha ny match dia "resy".
Ny "conclusion tsotra sy mahitsy dia "enga anie tsy ho diso fanantenana tahaka izany miandrandra ny paradisa satria déjà efa "sacrifice Be ty "tsy fiatrehana ny fiainan-tany ity" ho fiandrandrana izany!"
Vao ho votsidroa! 8O 8O
96. rabilabila ( 24/09/2008 07:06)
Naughtyboy, Rakaroka:

Fa tsy mitovy ny dikan'ny finoana amin'izay ka!! Ny iray "foi" , ny iray "confiance en soi" .

Raha ny resaka siansa indray dia miala amin'ny analyse rationnelle , sy ny possibilités rehetra manodidina ny zava-misy amin'ny alàlan'ny eksperiansa.
97. tywa68 ( 24/09/2008 07:51)
Rakaroka sy Naughtyboy : ny olona mino d mahita fiononana eo @ny fiainany eto an-tany, satria ny tanjony d hahazo an'ilay fiainana aorian'ny fahafatesana nampanantenan'i Jesoa Kristy Tompo tia antsika.

Hoy i Rabilabila :
Izaho izao fidèle foana amin'ny fitaizana azoko ,tsy milaza akory izany fa mino aho ,sao dia alefanareo any am-piangonana rehefa maty ,fa lazaiko dieny mialoha

K ataovy mazava @ manodidina ny tianao d ho tanterahany arak'izay e :lol:
98. rabilabila ( 24/09/2008 08:04)
Tywa: Efa mazava ka!!fa teneniko aminareo fotsiny sao dia hanaovanareo lamesa eo aho an!! :lol: :lol: Efa mananihany aza aho hoe manao lavaka be hanaovana afo handrahoana .........cochon de lait kinou!!! :-D [size=06px]amzay ireo efa mieritreritra ahy ho any amin'ny afobe dia efa mahazo sary an-tsaina[/size]
Vazivazy izany an sao dia misy tohina. :wink:
99. tywa68 ( 24/09/2008 08:19)
:-D :-D tsy ratsy indray iny sora-majinika kely iny :wink:
100. naughtyboy ( 24/09/2008 11:11)
ozy rabila
"Fa tsy mitovy ny dikan'ny finoana amin'izay ka!! Ny iray "foi" , ny iray "confiance en soi" .
opinion io fa tsy conviction amiko misy zv afangarondrabila ngambany eto satria tsy mitovy:
-confiance en soi = fahatokisantena
-foi = finoana
tsotra no anavahana azy ary misy fiteny aza mamaritra io oe ny finoana mafahafindra tendrombohitra ..izay le atao oe finoana,ny inoana indray resaka hafa satria samy manana ny inoany sy tsy inoany :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0089