Ny siansa mila porofo fa ny fivavahana mila finoana
61. rakaroka
(
17/09/2008 05:57)
[quote=Herimiafina]
Mahafinaritra ny mpino mahay mampifandritra ny zava-misy araka ny teny hoe
"Ny zaatra rehetra dia miara-miasa hahasoa..." Fa :roll: :-$ Misy karazana mpino mantsy toa mandrafy sy manipaka fahatany izany ny "zavatra iainany sy ahitany soa ihany anie. Ohatra hoe tsinontsiniavina ny antsoina hoe siantifika sy izay mikasika izany koungefa mampiasa izany ihany eo @ fiainana andavan'andro: mitady dokotera, mandeha fiara soamantsara sns...
Amiko tsy manana "esprit de justice" loatra satria na ny moindre reconnaissance hoe "nanampy azy ny fikarohana: tsy hainy", rahateo misy loi de cause à "effet" izay anjaran'ny tsi1/1 no mi-decouvre izany tsy hanaovanaovam-poana! :wink:
Mazava tsara ireo kah, ary manaiky an'ireo hevitra ireo aho, indrindra moa fa ny hoe ny siansa dia avy amin'Andriamanitra ihany "siantifika ny fiainana".=D> :-$
Mahafinaritra ny mpino mahay mampifandritra ny zava-misy araka ny teny hoe
"Ny zaatra rehetra dia miara-miasa hahasoa..." Fa :roll: :-$ Misy karazana mpino mantsy toa mandrafy sy manipaka fahatany izany ny "zavatra iainany sy ahitany soa ihany anie. Ohatra hoe tsinontsiniavina ny antsoina hoe siantifika sy izay mikasika izany koungefa mampiasa izany ihany eo @ fiainana andavan'andro: mitady dokotera, mandeha fiara soamantsara sns...
Amiko tsy manana "esprit de justice" loatra satria na ny moindre reconnaissance hoe "nanampy azy ny fikarohana: tsy hainy", rahateo misy loi de cause à "effet" izay anjaran'ny tsi1/1 no mi-decouvre izany tsy hanaovanaovam-poana! :wink:
62. niryna
(
17/09/2008 15:24)
ikaretsaka:raha maninona dia mampihatra izany amin'ny fiainana.Iza moa no nilaza hoe aza anontaniana no nahatonga izao fa hianao no nahatonga izany ?
fa mila mifameno ireo sy miara miasa ireo..io aoka tsy hadino
ny finoana manko hoe
fa maninona ="pourquoi" na "why" no mila valiana
dia mitady vahaolana ny olona ary dia mahita porofo
dia ny siansa hoe
tamin'ny fomba ahoana= "comment" na "how" no mila valiana
hi,hi, milamina fotsiny isika izany e :arrow: minoa fotsiny ihany dia ho vonjena hianao sy ny ankohonanao !!
dia raha samy tsy mifampijabaka @ ireo famaritana ireo dia milamina... fa raha vao misy mifampijabaka dia izay ilay lazaiko foana hoe diso pilopitra
:D :D
63. niryna
(
17/09/2008 15:27)
badboy:hitako eto ,hi,hi
Ny fisian'ny fanjakan'ny lanitra no mila inoana fa tsy ny fivavahana,
ary ny fiainana antany mila iainana araky ny mahaolombelona fa tsy mihevitra sahady, dieny mbola ety, fa efa any andanitra!!dia aza mivavaka izany fa rehefa tonga ra fahafatesana omena vola ny fiangonana hiantso ny maty any masina sao dieeeee mba tonga ettyyy ihany izy ireo hamonjy ???????
Raha tsy izany manko dia apetraka safady ho eto antany ihany ilay fanjakan'ny lanitraefa tonga eto izy ka sa ....
tokony inoana raha dieny mbola eto dia efa atosika ho arak'izay ilay izy ka manjary tsy misy antony tokony hinoana azy intsony satria efa hiainanao eto antany ilay tokony hinoanao!!
;-) ;-) ;-)
:D
65. niryna
(
17/09/2008 17:30)
ikaretsaka:
badboy> ka ialahy ange no miara miasa mampanjaka ilay fanjakan'ny lanitra eto an-tany e dia mitohy le izy..
fa raha nofinofy eny an-danitra koa de tsary mety.
eo @ centre aloha vao eny @ but fa tsy vestiaire tonga de maty ny baolina!
izay indrindra ry badboy =D
67. fijo
(
17/09/2008 20:44)
58. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 17-09-2008 01:41:29
Lohateny : Re : Ny siansa mila porofo fa ny fivavahana mila finoana
ka na le andrana lazainareo aza ange dia tokony hi base amin'ilay hoe
"fa nahoana no" raha finoana
moa "t@ fomba ahoana no..." raha siansa e"
io dia mahafehy azy e.aza roritina intsony

68. niryna
(
19/09/2008 04:11)
rakaroka:hmm! na isika nomeny andro iray mihoatra aza dia efa miracle ,saingy atao ahoana moa no ahalalanao azy raha tsy fantatrao fa na ny rivotra mitsoka manenika ny tranonao tsy hita maso kanefa tsy velona raha tsy misy azy aza toa mety tsy ho fantatrao fa fahagagana avokoa izany . sa ?
Ny miracle tsy misy raha toa mahafantatra sy miaina tsara ny loi.
69. niryna
(
19/09/2008 04:20)
coopsal:hmm!
. Ny zavatra voamarika dia izao, tsy fantatr'izy ireo foana hoe I Jesosy io!
Koa raha olona nifampikasoka be nandritra ny telo taona sy tapany tamin'I Kristy toy izany sady tena tia be azy ka ho nahalala tsara ny tenany manontolo aza tsy nahafantatra Azy im-be dia be rehefa nitsangana Izy, ireny dia olona nahita porofo beeee mihitsy hoe "ity no zanak' Andriamanitra velona", ireny tsy nahafantatra Azy rehefa nitsangana Izy. Hataon'izay olona tsy nahita na inona na inona ary tsy manana porofo ahoana no fahafantatra Azy?
"Ary hoy Izy (Kristy) taminy (ireo mpianatra) ... alatsaho ao ankavanan'ny sambo dia hahazo ianareomisaotra nizara ary mino koa aho fa tsy hianao irery ihany no nandalo izany
... ary hoy ny mpianatra izay tian'I Kristy : 'ny Tompo iry'... " [[size=10px]Jaona 21:6-7[/size]].
Fomba iray no nahafantaran'ny mpianatra azy araka ireto andininy ireto : ny teniNy. Tsy noho ny nofon'I Kristy izay nifanerasera sy nifampikasokasoka taminy, fa noho ny finoany Azy ho Tompo dia nanatona Azy izy ka nitoetra tao amin'izy ireo ny teniNy, hany ka na dia tsy ilay vatana fahitaNy aza io, dia fantaNy noho ny teniNy.
" ... ny nofo tsy mahasoa na inona na inona, ny teny izay nolazaiko taminareo dia Fanahy sy Fiainana" [[size=10px]Jaona 6:63[/size]].
Maro isika kristiana no mionona fotsiny amin'ny fahafantarana an'I Kristy araka ny nofo (ny tantarany: nahaterahany, nampianarany, nanaovany fahagagana, ny nampijaliana sy namonoana Azy, ny nitsanganany), saingy tsy manana porofo ny fahavelomany isika ka miorina ambony fasika ihany ny finoantsika! Nandalovako izany, mpivavaka nafàna fo aho fahiny, saingy tsy nanana porofo ka nisalasala raha tena nitsangana ho velona marina izany Kristy na tsia! Ary noho izany dia tsy mba noraisiko akory ny teniNy izay misoratra ao amin'ny baiboly na dia nandalina baiboly aza aho!
Hatramin'ny nananako porofo kosa dia nino Azy aho, mino aho fa velona Izy ary Izy no Lalana tokana mankany amin' Andriamanitra Ray. Ary rehefa nino marina Azy aho dia afaka nandray tsara ny teniNy ary afaka hahafantatra Azy koa amin'ny fotoana itenenaNy sy hisehoaNy rehetra!=D
Ny fahasoavan'ny Tompo anie ho ao aminao mandrakariva
Mahereza,tsy mora ny manaraka Azy kanefa kosa mbola hafa ihany ny mametraka ny fiainana ho eo am-pelantaNy.Manana fanantenana ary tsy mba kivy na inona mitranga amin'ny fiainana na inona midona ,ny teniNy tsy mba misy lainga fa izay voasoratra dia marina avokoa ary azo hiainana sy ampiharina amin'ny fiainana
(l) niryna
70. rakaroka
(
19/09/2008 05:28)
niryna:
rakaroka:
Ny miracle tsy misy raha toa mahafantatra sy miaina tsara ny loi.
hmm! na isika nomeny andro iray mihoatra aza dia efa miracle ,saingy atao ahoana moa no ahalalanao azy raha tsy fantatrao fa na ny rivotra mitsoka manenika ny tranonao tsy hita maso kanefa tsy velona raha tsy misy azy aza toa mety tsy ho fantatrao fa fahagagana avokoa izany . sa ?
Misy "circonstance maaaro maniteraka ny fisiantsika mbola hiaina eo anivon'ny voaary ka! Heu... Amina "conscience sy être efa très éveillé dia voalaza fa azony baikona aza ny tenany ho any amin'izay faritra tiany aleha!
Fa isika raha matory, na ny tsiaro hoe mankaiza aza ny "consciencentsika amin'izay mbola tsy misy. Concept Boudhiste efa "avancé" izany? Ary raha zohina tokoa ny fiainana anefa dia ny omby indray mandry tsy indray mifoha, moa mamaky ny fiainana araka ny reincarnation amin'ny vie no mahatonga mbola miaina!Donk tsy fahagagana mihitsy izany ho an-drizareo.
71. rakaroka
(
19/09/2008 05:34)
Ny rivotra mitsoka atao mahagaga?... :roll: :roll: 'Ny hafa koa anie mino fa nisy ny "concepteur" namorona sy namolavola ny fizotran'izay misy eto an-tany.
Ary miezaka manakatra ny lalàna mifehy ny famoronana vita!Donk ny azy hoe "hay ve 'zao no mahatonga izao fa tsy mijanona misitery izany zanako!
Ary miezaka manakatra ny lalàna mifehy ny famoronana vita!Donk ny azy hoe "hay ve 'zao no mahatonga izao fa tsy mijanona misitery izany zanako!
72. rakaroka
(
19/09/2008 06:28)
Marina ny voalaza eo ambony hoe "Ny Fisian'Atra" no inoana, fa amin-drizareo dia nomena "saina" natao ho ampiasaina isika tsy hijanonana indrindra amin'ny "Ignorance" Dia mbola mifampitohy mandrakariva amin'izay voalazan'ny ohabolana hoe "mahazoa fahalalana" ary mahazoa "Fahendrena"
Tsy misaraka ireo! Ary izany no manamatotra ny ol araka ny fiezahany mikatsaka izany koa!
Tsy misaraka ireo! Ary izany no manamatotra ny ol araka ny fiezahany mikatsaka izany koa!
73. rakaroka
(
19/09/2008 06:42)
Fehiny: Ny fahatsapana vokatry ny fahalalana sy ny ekspériansy isan-karazany no maninteraka "Finoana matotra kokoa!"
74. tywa68
(
19/09/2008 09:56)
Nomen'Atra saina hahay hanaporofo ny siantifika, fa ilay finoana kosa d fanomezana avy @ Atra amiko, ary raha tsy mahay mihaino (satria efa misy zavatra hafa mibahana ao antsaina sy ampò) d tsy hahatsapa zany fahasoavana zany. :lol:
75. fijo
(
19/09/2008 20:01)
iza no milaza amin'ny tywa68 fa tsy hafaka ahatsapa le fahasoavana ry fijo 69????
76. rakaroka
(
19/09/2008 21:36)
tywa68:
Nomen'Atra saina hahay hanaporofo ny siantifika,
Tsia tsy ny siantifika ihany no nomen'Atra tsy miangatra saina. Ary natao ho ampiasaina avokoa izany!
fa ilay finoana kosa d fanomezana avy @ Atra amiko, :roll: :-w :-w :-$
Izany hoe mifidy tavan'olona izany Atra?...
ary raha tsy mahay mihaino:roll: :-w (
Tsia satria samy nasiany sofina sy saina ahafahana mandalina , masom-panahy sns...Tsy hoe 'ngamba izay mihaino à ta façon ihany no antsoina hoe manan-tsofina
satria efa misy zavatra hafa mibahana ao antsaina sy ampò
tsy hahatsapa zany fahasoavana zany. :lol:
Selon'ny vocation sy ny mission'ny olona eto an-tany dia miatrika izany izy an, rahateo manoloana ny adim-piainana sns natao atrehina anie izany rehetra izany fa tsy hoe "atoraka amin'Atra ftsn sanatria!
77. tywa68
(
20/09/2008 16:09)
Fijo : tsy nitonona ps aho fa maninona no tonga d noraisinao ho anao ? :lol:
Rakaroka : Tsy nanoratra aho hoe ny siantifika IHANY no nomena saina, soa ihany ! ary tsy nanoratra hoe nifidy tavan'olona sns... mba avereno vakiana tsara anie azafady ary aza tapatapahina e.
F'amiko ny olombelona d samy manana anjara ao Aminy fa ny fotoana handraisany an'izay fotsiny no samihafa ary tsy nanoratra aho hoe ny fombako no mety kokoa, fa nanome ny hevitro fotsiny aho hoe : matoa tsy maheno d misy zavatra hafa mibahana ao...

78. rakaroka
(
20/09/2008 20:43)
tywa68:
Fijo : tsy nitonona ps aho fa maninona no tonga d noraisinao ho anao ? :lol:
Rakaroka : Tsy nanoratra aho hoe ny siantifika IHANY no nomena saina, soa ihany!
Ny filazana fa nomen'Atra saina afaka manaporofo ny siantifika dia midika avy hatrany fa toa tsy nomena izany ny hafa!
ary tsy nanoratra hoe nifidy tavan'olona sns...
Ny teny entinao dia mifono hevitra fa misy ampahan'olona iangaran'Atra!
mba avereno vakiana tsara anie azafady ary aza tapatapahina e.
F'amiko ny olombelona d samy manana anjara ao Aminy fa ny fotoana handraisany an'izay fotsiny no samihafa ary tsy nanoratra aho hoe ny fombako no mety kokoa,:
Satria mazava ho'azy fa samy manana ny zavatra ierehany ny tsi1/1,ary ny filazana fa tsy maheno dia mametraka ny hoe tokony "hihaino ny renao rizareo: Ka tsy fametrahana lé pulse-nao aza v 'zany?
79. tywa68
(
21/09/2008 07:41)
Rakaroka : koa resaka siansa no resahina eto d siantifika no narosoko ! zany hoe sokajin'olona mitady porofo mazàna !
Raha noraisinao fa manavaka d tsy zay mihitsy no nosoratako, fa ianao no manao conclusion mahafinaritra anao, ary notsindriko aza hoe ny olombelona, samy manana ny fotoana sns... :lol: Nanome ny hevitro aho, d anjaran'ny ts1/1 no mahalala hoe aiza ho aiza izy eo @izay fitadiavana na tsia an'Atra zay !

80. ikaretsaka
(
21/09/2008 15:36)
nareo hoe aza miady hevitra @ izany fa samihafa ny sujets hoe
porofoy fa misy rakaroka sy tywa
sy ny hoe
Fa maninona no misy (na inona no antony nampisy) an-drakaroka sy i tywa!
porofoy fa misy rakaroka sy tywa
sy ny hoe
Fa maninona no misy (na inona no antony nampisy) an-drakaroka sy i tywa!