Ny siansa mila porofo fa ny fivavahana mila finoana
121. rakaroka
(
26/09/2008 22:15)
Ny olana amin'ity resaka ity dia " Misy Finoana koa ao anaty Siansa, ary mety hivaingana mifanaraka amin'ilay hoe "raha manana finoana na toa ny voatsinapy ianareo dia ahafindra tendrombohitra!
Ny olana iray "tandremana" koa dia ny "antsoina hoe "honnêteté mentale" Izany hoe raha mazava tsara tsy misafotofoto ny ao an-tsaintsika sy ny atrehintsika dia mora ny mi-exteriorise ny tiana avoaka.
Tadidiko ilay "sacré Charlemagne" izay . :roll: :-w :-w :-w :lol: :-$
Dia sosotra izao ny maro raha lazaiko hoe "lasa nivavahana"aza ny foto-keviny. :oops: :? :{ :{ Anefa plutôt fampiroboroboana ny fivoarana siantifika kokoa!. Dia nanaraka azy daholo ny maaaro na ireo manda eto aza....
Ka rehefa ny zavatra no imatesana tsy misy ohatr'izany, vao maternelle ianao mandalina, 5jours/7. Kontio saina tsy miangatra ny fondro lany nianarana?
Donk karazam-pivavahana ihany ny fianarana izay mi-tendre plutôt Siantifika aza ny maro.
Dia tsy tokony akifika mihitsy ilay "filan'ny saina rehefa miresaka fa " mbô réaliste"!

122. ratonga
(
26/09/2008 22:33)
:roll: tsy fivavahana kosa ny fianarana fa fitaovana entin-miady @ fiainana klé!! :°)
123. rakaroka
(
26/09/2008 22:51)
ratonga:
:roll: tsy fivavahana kosa ny fianarana fa fitaovana entin-miady @ fiainana klé!! :°)
:roll: :-w :-$ Koa samy manana ny vokabilariny sy ny "ivavahany wa" :-D :-D
angamba 'reo tsy nivavaka t@ fianarana loatra no tsy nahomby tamin'izany fa 'za eto aloha dia "mahatsapa "tanteraka" hoe ny "fianarana" plutôt no
imatimatesana,, ikelezana aina, hiandrandrana ny ho avy, tsy hitanao mantsy izany "veillé" mianatra lesona sns ary raha manam-potoana BBe indrindra dia 1jour sur 7 no mankany am-piangonana.
Ny fanontanina mipetraka dia
"Tsy vavaka aza ve ilay fianarana amin'izany? :?: :roll: :?: 8O 8O 8O
124. ratonga
(
26/09/2008 23:13)
:-D :-D :-D ny oul nianatra ngé atsoina wé nahita fianarana fa mbola tsy reako ny wé nahita fivavahana é!! :-P
125. rakaroka
(
27/09/2008 04:46)
Marina fa tsy fiteny izany satria , efa noraisina ho lojika ny hoe "alefa mianatra ny zaza'. Fa raha jerena amin'ny fironana. Ohatra rehefa mirona be amin'ny vola dia natao hoe mivavaka amin'ny vola. Moa mazava ho azy fa ny
famaritana Xtiana dia Atra ihany no ivavahana , sy hoe "resaka atao amin'Atra ihany no raisindrizareo ho vavaka fa tsy "fitondra-tena sns, izay valable ho an'ny hafa.
famaritana Xtiana dia Atra ihany no ivavahana , sy hoe "resaka atao amin'Atra ihany no raisindrizareo ho vavaka fa tsy "fitondra-tena sns, izay valable ho an'ny hafa.
126. tywa68
(
27/09/2008 07:15)
Rakaroka : ny siansa mila porofo, ny mino koa tia mampiseho fa nahita fahasoavana ary te-hizara zany @ hafa, d ny fitondra-tena mendrika @izay finoany izay no asehoany (misy anefa no somary manivaka :°) )
127. rakaroka
(
27/09/2008 20:41)
tywa68:
Rakaroka : ny siansa mila porofo, ny mino koa tia mampiseho fa nahita fahasoavana ary te-hizara zany @ hafa, d ny fitondra-tena mendrika @izay finoany izay no asehoany (misy anefa no somary manivaka :°) )
Ity lazain'i Tywa68 ity mihitsy no "raisonnable". Ahoana moa no "ahatarafana fa manana finoana ilay ol raha tsy misy "aspect extérieur misoritra "MAZAVA" ho an'ny mpitazana
:roll: Dia 'zary tsy hita ny handraisana ilay finoana raha mijanona ao anaty sy blablabla ftsn. Hoe" aoka "hazava" eo imason'ny ol ianareo..." Dia anefa
mbô miezaka manakatra koa anie ny ol fa lazaina ho fohy saina sns...sady voabanty izany!
Mbô saino ihany aloha na le blabla atao koa aza satria tsy azo mihitsy.
Ohatra "Raiso Jesoa". Déjà ilay Jesoa tsy hita maso :roll: :^) . 'Lay fomba fandraisana koa samy manana ny azy :-P Raisina amin'ny tongony v,sa ny tanany?raisina amin'ny fomba ahoana?
Dia raha hoe ao am-po, ka ny zavatra voarakitra ao am-po anie tsy an-tery vaimanta toa izany e. Tsy aleo aza v mba niresadresaka mikasika an'i Jesoa aloha vao miteny hoe "raha tianao ohatra, dia ....
128. niryna
(
28/09/2008 05:23)
ikaretsaka:
holy kiss na jodasy tssss
fariseo sandoka tssss
toi woa dia tsy mety hendry mihitsy fa maningana eny foana ..
aiza moa no misy io holy kiss io ? =))
129. fahamarinana
(
28/09/2008 10:12)
tywa:
ny siansa mila porofo, ny mino koa tia mampiseho fa nahita fahasoavana ary te-hizara zany @ hafa, d ny fitondra-tena mendrika @izay finoany izay no asehoany (misy anefa no somary manivaka
:arrow: =D> ,marina koa io...entin'ny zèle de l'évangile dia somary lasa kely.Tsara ilay mahafatrapo fa mila mitandrina koa satria mety mi-derive rehefa sendra fanontanina tsy tiana na tsy nianarana na koa tsy takatry ny loha loatra (inona moa tokoa no aha-menatra raha tsy hay loatra,baiboly aza firy pages rahateo...sa efa misy nahavaky sy nianatra indrindra indrindra ny tena tiany ambara amin'ireo pages rehetra ireo va! ).
Ilay fahasoavana koa ohatra zaraina fa tsy Teny foana no asesika satria lasa tsy tafa ny hafatra e.Ilay fahasoavana azony ilay olona koa fa tsy ny an'ny rakoto na rabe no dradraina fa vao maika tsy tafiditra (raha ny amiko aloha fa amin'ny hafa mety ho mety koa...)...nefa mety ho diso tanteraka koa aho eto!!(l)
130. tywa68
(
29/09/2008 08:50)
Fahamarinana : tsy hitovy daholo soa ihany ny fampisehoana izany fahasoavana izany ary soa ihany aza :-D Ho faty sesika eo raha zay =)) =))
131. naughtyboy
(
29/09/2008 16:40)
ozy rakaroka
" naugthyboy< Ianao ve naharaka fa misy ilay nanao Science esoterika mitsabo amin'ny Aura"?... "
iee, ny mahaolona anie de marolafy(multidimensional) e misy 1 zay tsaroako avy any @ ry kely maso (sinoa)Yuen method no filazany azy(taranja maro2 mifangaro toy ny physiology,quantum psychic,structural analysis,parapsychology..fitaovana entiny itsaboana @ alalany aura io
le voyage astral kosa de fampiasana ny vatantena manelanelana ny fanahy
(out of experience body ozy ny vaza) na ireni mpianatry Pierre be mpanao kongona(K.F) tao tana reny aza misy nanao an'io fa anotanio nge e.. :D

132. ikaretsaka
(
29/09/2008 18:10)
niryna:
holy kiss na jodasy tssss
fariseo sandoka tssss
toi woa dia tsy mety hendry mihitsy fa maningana eny foana ..
aiza moa no misy io holy kiss io ? =))
f'hita fa kiss na olona tsy manana tsaok'hevitra akory fa tsy manan-kalahatra dia holy holy eo no entina sy ndrrrryyyy sy ndoooo sy ndreeee sy mody hoe holy kiss sisa
tsy ny hevitra manindry ny fijerinao no aroso fa ny molotra no mody atondrotondrotra eo!
ataovy serieux!
135. niryna
(
30/09/2008 16:07)
ikaretsaka:
holy kiss na jodasy tssss
fariseo sandoka tssss
Romana 16:16
16 Mifanaova veloma amin'ny fanorohana masina. Ny fiangonana rehetra an'i Kristy manao veloma anareo.
16 Salute one another with a holy kiss. All the churches of Christ salute you.
136. ikaretsaka
(
30/09/2008 21:07)
niryna:
ikaretsaka:
holy kiss na jodasy tssss
fariseo sandoka tssss
Romana 16:16
16 Mifanaova veloma amin'ny fanorohana masina. Ny fiangonana rehetra an'i Kristy manao veloma anareo.
16 Salute one another with a holy kiss. All the churches of Christ salute you.
za tsy romanina.. fomban- Jiosy romanina ny "holy" kiss
"The custom prevailed among the Jews"
137. rakaroka
(
01/10/2008 13:48)
=)) =)) =)) :-D :-D :-D
Ny antsika gasy moa ry Ika mifandray tanana fa tsy "kiss kiss" fombam-bozongo 'zany
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/3d-coucou-salue.gif[/IMG]
Ny antsika gasy moa ry Ika mifandray tanana fa tsy "kiss kiss" fombam-bozongo 'zany
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/3d-coucou-salue.gif[/IMG]
140. niryna
(
02/10/2008 17:12)
naughtyboy:
ozy rakaroka
" naugthyboy< Ianao ve naharaka fa misy ilay nanao Science esoterika mitsabo amin'ny Aura"?... "
iee, ny mahaolona anie de marolafy(multidimensional) e misy 1 zay tsaroako avy any @ ry kely maso (sinoa)Yuen method no filazany azy(taranja maro2 mifangaro toy ny physiology,quantum psychic,structural analysis,parapsychology..fitaovana entiny itsaboana @ alalany aura io
le voyage astral kosa de fampiasana ny vatantena manelanelana ny fanahy
(out of experience body ozy ny vaza) na ireni mpianatry Pierre be mpanao kongona(K.F) tao tana reny aza misy nanao an'io fa anotanio nge e.. :D
yoga koa dia ampiasain-dry zareo hoe hifandraisana amin'ny esprit hono,marina ve izany heviny izany ?