Ny siansa mila porofo fa ny fivavahana mila finoana

141. niryna ( 02/10/2008 17:13)

niryna:


holy kiss na jodasy tssss
fariseo sandoka tssss

toi woa dia tsy mety hendry mihitsy fa maningana eny foana ..
aiza moa no misy io holy kiss io ? =))



f'hita fa kiss na olona tsy manana tsaok'hevitra akory fa tsy manan-kalahatra dia holy holy eo no entina sy ndrrrryyyy sy ndoooo sy ndreeee sy mody hoe holy kiss sisa
tsy ny hevitra manindry ny fijerinao no aroso fa ny molotra no mody atondrotondrotra eo!
ataovy serieux!



[/quote]=))=))


:-* :-*
142. niryna ( 02/10/2008 17:14)
tywa68:

Rakaroka : ny siansa mila porofo, ny mino koa tia mampiseho fa nahita fahasoavana ary te-hizara zany @ hafa, d ny fitondra-tena mendrika @izay finoany izay no asehoany (misy anefa no somary manivaka :°) )



=D> =D> ^:^ ^:^
143. niryna ( 02/10/2008 17:15)
ikaretsaka:

dia miverina @ le resako atsy ambadika attsy hoe tsara hay ny manavaka ny "pourquoi' @ "comment" e!


tsy mampihova ny finoana na tsy finoana izany ary tsary mahavaly ny size-ko =))
144. niryna ( 02/10/2008 17:16)
tywa68:

Fahamarinana : tsy hitovy daholo soa ihany ny fampisehoana izany fahasoavana izany ary soa ihany aza :-D Ho faty sesika eo raha zay =)) =))
=))


145. niryna ( 02/10/2008 17:18)
ikaretsaka:

amiko manokana raha hiresaka finoana ialahy dia ny hoe fa maninona ialahy no noharian'Atra no tokony hibahana sy hanontaniana fa tsy hoe t@ fomba ahoana no naharian'Atra an'ialahy!


dia ahoana ny tohiny? fa maninona aho no tsy mety mino ny teny ao anatin'ny baiboly ? iza no ambony noho Atra ? inona no antony nahataongavako tety an-tany ?


:arrow: mba ampiseho ny voninahiNy ^:^ ^:^
146. niryna ( 02/10/2008 17:20)
badboy:

ikaretsaka >> Tsy maintsy misy foana ilay fanontaniana @ fomba ahoana na ao anaty finoana aza!! Ny ohatra akaiky indrindra dia ilay fitsanganana t@ maty : t@ fomba ahoana, ary avy eo vao miainga ilay fanontaniana hoe inona no antony!!! :°) :°) :°)

ikaretsaka,b adboy sahala izany toi kou ooops =))

147. niryna ( 02/10/2008 17:23)
badboy:

Ary ilay finoana tsy mila pororfo resabe fotsiny!! Raha tsy nila porofo ilay finoana tsy nisy ny antsoina hoe valimbavaka!! Noho izany tsy ny siansa ihany no mila porofo fa ny finoana ihany koa!! :idea: :idea: :idea:

izany ve no nampianarana an'ikaretsaka ,badboy mantsy e anay dia hoe minoa fotsiny ihany .....dia ampiasao amin'izay ilay finoana avy eo.
voasoratra io saingy hianao moa tsy mino ny tenin'Atra ,tsy tia ilay tsimpontsimpona ka ho azonao aiza ilay tenin'Atra

ahoana hoy ilay hira ? aza ela hoy ,aza ela ,tongava malaky ...miandry anao kristy,mivoha ny varavaran'ny lanitra ,eo anatrehan'ny Tompo


o^o o^o
148. niryna ( 02/10/2008 17:29)
ikaretsaka:

arosoy ary hoe aloha ny porofonao hojerena


efa mazava toy ny masoandro be miposaka ny tenin'Atra fa ny fivavahana an'i kristy dia tsy mila porofo,finoana Azy no tadiaviny ary dia voavonjy hianao eny ny fianakavianao rehetra koa aza satria hianao no efa nanapaka ny tadin'ilay satana namatotra ny rehetra ho any amin'ny fanangejana nataon'ilay andriamanitr'izao tontolo izao ..
hay tokoa moa fandanianandro sy rora ny fivavahana ,oops hoy ny tsy mpino ,sorry diso kely aho tamin'iny :-*
afaka ataonao sujet io raha tianao ,fa tsy mitovy ny andriamanitr'izao tontolo izao sy ilay Atra nanao izao tontolo izao a (efa misy mitsangana manao atra any ho any mantsy ) ooops
149. niryna ( 02/10/2008 17:38)
fijo:

mila finoana tokoa ny fivavahana,saingy,aoka tsy hino fotsiny dia ampy,fa asio porofo arakasa ny finoanao



^:^ =D =D efa niteny tamin'ny fijo aho fa izay voa nafafin'ny rar aman-dreninao dia tsy maintsy misy tavela ao anatinao na dia niova ho tsy mpino intsony aza hianao.

Mino aloha fa misy Atra,mino koa fa manana zanaka Izy izay namonjy antsika tamin'ny ota rehetra ary dia mino koa fa na dia tsy hita maso aza ny asa mahagaga nataony dia efa mibaribary amin'ny fiainana andavanandro izay hiainantsika izany ,ary vokatr'izay finoana izay no nahatonga nandalina ny teniny ary rehefa nomeny antsika ny teniny dia tsy matahotra isika na ny olona iray manontolo aza no anohitra ilay teniny satria ambava homana am-po mieritreritra, izay nafafy dia tsy hiverina aty amiko ,aty aminao intsony fa na hamoa na hitsingevana eny ....io ilay asa ...narahana araka ny finoana ary dia nitory,dia nizara ,eny mahafoy mizara na ny talenta na ny fotoana eto amin'ny sera hizarana ilay finoana (manao ny asan'Atra izany isika) tafiditra amin'izany asa izany amin'izay ilay fampianarana nataon'ny hafa hoe ranonana namahana mahantra,ranona nanao izao sy izao ...satria ao anatin'ny finoana no nivoaka ny fitiavana ka nahatonga sy nampitarika ilay olona anao asa fanompoana an'Atra .
misaotra fijo a =D =D
150. niryna ( 02/10/2008 17:40)
ikaretsaka:

le izy ho'a ra fijo raha hoe
"t@ fomba ahoana ny nahariana an'ialahy?" dia izay le mila porofo ---> izay anefa tsy mahakasika finoana amiko

fa ny mahakasika ny finoana amiko de hoe "fa naninona ialahy no nohariana?"---->finoana izay rehefa :wink: 8O 8O 8O ialahy

Kopin'ialahy?

dia tohizo ary e,omena anao ny sehatra
:D
151. niryna ( 02/10/2008 17:47)
ikaretsaka:

ho'zy ilay mompera mpampianatra anay izay hoe "tsy ny fisian'ny paompy akory no manaporofo fa misy ny rano..
izany ve no toriteny ampiariny ? dia ahoana ny tohiny ?

na misy paompy eo na tsisy de ny rano rano foana...

aleloia ,na misy mpino na tsy misy mpino tokoa izany tsy midika hoe tsy nanao izao tontolo izao ATra e ,misaotra ika a
,ary tsy midika koa hoe nisy olon-kafa eo anelanelan'ny olona mpanelanelana antsika e,satria ny teny dia voasoratra mazava tsara ao amin'ny soratra masina fa Kristy no lalana sy fiainana ary fahamarinana ,ary tsy misy afaka mankany amin'ny Ray hoy ihany Izy raha tsy avy amin'ny alalako irery
aleloia ,,ho deraina hatrany anie ny anaran'ilay tompo kristy mpamonjy ny olona rehetra izay manaiky ho vonjeny

dia toy iznay koa ny Kristianisma: tsy ny fisian'ny baiboly akory no manaporofo hoe misy i Kristy na misy Atra, Andriamanitra sy i Kristy Andriamanitra sy kristy foana na misy baiboly na tsisy baiboly!

fa angaha tsy kritiana indray
ra ika e :roll: ...hitako eto =))
152. tywa68 ( 03/10/2008 10:57)
fijo:

raha manao coucou eo dia hisy taitra indray ko

Enao zao namaly sady nahazo tehaka avy @i niryna @ zavatra soratanao :lol: ka miverena @izay hoa d ento daholo ireo niditra krispijo :-D :-D
153. ikaretsaka ( 03/10/2008 18:12)
tsy azoko mihitsy ny tian'i niryna hahatongavana aloha eto
154. niryna ( 03/10/2008 22:08)
fijo:

raha manao coucou eo dia hisy taitra indray ko
tywa68:

Enao zao namaly sady nahazo tehaka avy @i niryna @ zavatra soratanao :lol: ka miverena @izay hoa d ento daholo ireo niditra krispijo :-D :-D
miverina foana io ka,ny ran'i Jesosy no efa nanadio azy fony izy nanatona azy raha tsy ohatra angaha ka lasa backslider izy ..na ireo olona nino an'Atra dia nisy zavatra nanjo azy dia mety niantso izy ka tsy nahazo valimbavaka nifaranaka ny eritreriny dia niala taminy .
Andao anie atao ohatra hoe misy olona matavy be e !
dia nanao exercices foana izy,dia indray andro kamokamo izy fa tsy nety nanao ,dia tsy naninona aloha ,dia nitombo ihany ny hakamoany dia farany dia tsy nety nanao intsony.
toy izany koa isika: tsy te hivavaka intsony,tsy te hamaky ilay baiboly ,dia niato kely teo aloha fa toa nahita fialana pas foana ary farany dia mihamanalavitra amin'Atra dia tsy niangona intsony,dia niverina tany amin'ilay toerana na toetra fanao fahiny indray i,i, dia izay,tafiditr'i satana ny baolina ary ekipa maromaro X 7 mihitsy no miambina an'ilay olona tsy hiverina intsony oops ,lahoana vao tafaverina amin'Atra satria efa miandry kendry tohana ilay lavarambo



:wink:
155. niryna ( 03/10/2008 22:12)
[
ikaretsaka:

le izy ho'a ra fijo raha hoe
"t@ fomba ahoana ny nahariana an'ialahy?" dia izay le mila porofo ---> izay anefa tsy mahakasika finoana amiko

fa ny mahakasika ny finoana amiko de hoe "fa naninona ialahy no nohariana?"---->finoana izay rehefa :wink: 8O 8O 8O ialahy

Kopin'ialahy?
niryna:

dia tohizo ary e,omena anao ny sehatra
:D
dia omeo fanazavana ihany koa ilay notenen'i mompera e .
tsy ho voatery ho azo avokoa ilay izy woa indrindra raha tsy miezaka ny mianatra ny tenin'Atra fa mandeha ny herin'ny tenantsika isika


:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1185