Ny siansa mila porofo fa ny fivavahana mila finoana

101. rabilabila ( 24/09/2008 12:34)
Naughtyboy:

Ok!OK! inona ary no tianao lazaina amin'ilay "finoana" rehefa miteny ianao hoe "mila finoana daholo ny zavatra rehetra" foi ve ? sa croyance ? sa inona ?
Rehefa miteny aho mantsy hoe : Mino aho fa ho lavorary amin'izay ity expérience-ko 'ty ,na hoe : Efa nahomby tsara ny entrainement-nay ka mino izahay fa haharesy , na koa mino aho fa ho afaka fanadinana fa efa nataoko daholo ny exos tao anaty annales rehetra ;bediabe mantsy ny teny faratay nadika fotsiny hoe: mino . :lol:
102. tywa68 ( 24/09/2008 13:09)
io indray i naughtyboy be resaka :lol: !
Izay mino d manantena fa eo @ilay fanantenàna no samy manana ny azy :lol:
Diso frapy mbakan'i rabilabila :-D :-D
103. ikaretsaka ( 24/09/2008 13:31)
rabilabila:

Naughtyboy, Rakaroka:

Fa tsy mitovy ny dikan'ny finoana amin'izay ka!! Ny iray "foi" , ny iray "confiance en soi" .

Raha ny resaka siansa indray dia miala amin'ny analyse rationnelle , sy ny possibilités rehetra manodidina ny zava-misy amin'ny alàlan'ny eksperiansa.



raha ny tian'i rabila holazaina eto dia aleo tsipihina kely ary e
le foi no atao heo finoana
le confiance angamba ataho hoe fahatokisan-tena no mahalaza azy bebe kokoa?

amikio indray tsy heo rehefa zavatra misy experiansa sy analyse rationelle akory de siansa izay
ny ahy io dia ny comment sy ny pourquoi ihany no hitondrako an'io
raha siansa de mamaly ny comment fa ny finoana mamaly ny pourquoi
ny hoe "amin'ny fomba ahoana ny mahatonga ny tomany " amiko samihafa @ ny hoe "fa maninona ianao no mitomany"


104. naughtyboy ( 24/09/2008 17:22)
tywa > :-D :-D hay v noeveriko fa iresaka no atongavana eto ko fa tsy ho b resaka kah,ra mbo miresaka v za de oe b resaka :D

Rabila > @ teny malagasy ny finoana de iray ihany no ilazana azy fa raha teny anglisy oh. de misy 2 ary samy manana ny dikany avy :

-Belief(psychological state)/finoana: fahatokisana maharesy lahatra ny tsirairay @ tsangankevitra na zv misy heveriny fa marina arakaraky ny fahatsapany ny sainy azy zay mazava oazy fa mifandray bdb @ fahalalana sy ny andrana ary porofo
oh.resy lahatra ny mpikaroka aratsiansa fa tsy maintsy hanidina ny olombel de nahatoky izy reny fa misy fitaovana azo foronina anatanterahana izany,finoana daoly no niatombohany zany

-Faith/finoana: tsoaka azo inoana avy @ lanja sy ny hevitra ambarany reo Hery tsy toha sy ny zv tsy takatry ny saina 1(transcendence,supreme being)
oh.taloha de efa niteny ny ntaolo na dia tsy nino an\'A.tra aza oe @ aza ny lohasaha mangina no jerena fa Andriamanitra ao antampon\'ny loha\" , finoana ko zay..
zany oe le finoana voalohany io no (belief) no lazaiko etsy ambony ilainy ts1/1
n\'in2 ataony
Ilay faharoa (faith) dia tsy miaina araky ny hita maso na azo ampiasana fahalalana ny fahafantarana azy fa miorina avy atrany any @ mahaolona ny ts1/1(fanahy) :D
105. niryna ( 24/09/2008 17:23)
rabilabila:


Izaho izao fidèle foana amin'ny fitaizana azoko ,tsy milaza akory izany fa mino aho ,sao dia alefanareo any am-piangonana rehefa maty ,fa lazaiko dieny mialoha :wink:
tsy mino an'iza hianao ? Atra ve ? ndry :cry:
Androany aho dia nandalo tany amin'ny biblio ,dia nisy rangahy izay teo akaikiko ,tsy nandeha ny ordi-ny dia niteny ratsy be izy,dia niala tsiny izy.
Dia hoy aho taminy hoe mahagaga ahy hianao fa teny ratsy no mikiraviravy ny vavanao kanefa sarin'i Masina Maria no karazany maro jereny ao amin'ilay internet ..Dia tezitra izy hi,hi :D sady niteny hoe aleo aho andeha ho any amin'ny afobe any fa tsy rarahako,dia avy eo indray izy niteny hoe misy olana hono izy .
Io izao dia ohatra iray,tonga dia manaiky ny ho any amin'ny afobe kanefa sarin'i Maria no feno jereny eo,hitsara ve isika, tsia,ny vavany no niteny izany.
ka na alefa any am-piangonana aza rabilabila ny fonao ihany dia efa mahafantatra hoe mivavaka amin'Atra ve aho,mino Azy ve aho,manaiky ny ho voavonjy ve aho? aiza no mety misy ahy rahatrizay ka miala ety satria ny tenin'Atra dia manambara antsika fa izay mino ny Zanany ka mametraka ny fiainany amiNy ary manaiky Azy ho Mpamonjy dia ho voavonjy tokoa ,tsy izy ihany fa ny ankohonany koa
Ndao anaraka Ahy hoy Kristy mantsy ny mpianaNy.Ndao ary Rabilabila a
(l) niryna
106. ikaretsaka ( 24/09/2008 18:00)
olanao angaha ry niryna raha mino izy na tsy mino?
mind your own bizness kaloha e
107. rabilabila ( 24/09/2008 20:35)
Ok!Ok! Naughtyboy a!! Aleo hazavaina toy izay satria eto amin\'ny sehatra\"fivavahana sy finoana \" isika .

Niryna: Lany rora eo fotsiny ianao raha hiresaka amiko ,ndeha ho aiza aloha isika ... ndeha hihinana cochon de lait hatono ? raha izay aho dia mandeha.
Izany ange no mahabontolo anao ry Niryna e!! Tsy mba mamaky ny resak\'olona fa ny anao ihany no hasesika. Efa ho 3 taona aho izao no teto , efa impiry ianao no mamaky ny anarako eto ary mahafantatra tsara ny firehan-kevitro .Aza izaho no atao hoe ndryyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyy!!!!!!! fa ny argument-nao hatevenina .


Ika sy ny rehetra: Ity misy vidéo no-tourner-na tany US vao tamin\'ny volana aogositra teo ary maminyina tanteraka ny resaka nataoko teo nandritry ny 3 na 4 taona izay .
http://video.google.fr/videosearch?q=richard+dawkins&emb=0&aq=4&oq=richard#q=Richard%20Dawkins%20Lecture%20at%20UC%20Berkeley&emb=0

Mazotoa mijery sy mandinika ny hevitra teny mivohy ny AT ,dia ho hita eo izay tokony iadiana hevitra.
108. rabilabila ( 24/09/2008 20:56)
Adinoko ,ilay "lecture at UC Berkeley" ilay jerena .
109. rakaroka ( 24/09/2008 21:11)
naughtyboy:

tywa > :-D :-D hay v noeveriko fa iresaka no atongavana eto ko fa tsy ho b resaka kah,ra mbo miresaka v za de oe b resaka :D

Rabila > @ teny malagasy ny finoana de iray ihany no ilazana azy fa raha teny anglisy oh. de misy 2 ary samy manana ny dikany avy :

-Belief(psychological state)/finoana: fahatokisana maharesy lahatra ny tsirairay @ tsangankevitra na zv misy heveriny fa marina arakaraky ny fahatsapany ny sainy azy zay mazava oazy fa mifandray bdb @ fahalalana sy ny andrana ary porofo
oh.resy lahatra ny mpikaroka aratsiansa fa tsy maintsy hanidina ny olombel de nahatoky izy reny fa misy fitaovana azo foronina anatanterahana izany,finoana daoly no niatombohany zany

-Faith/finoana: tsoaka azo inoana avy @ lanja sy ny hevitra ambarany reo Hery tsy toha sy ny zv tsy takatry ny saina 1(transcendence,supreme being)
oh.taloha de efa niteny ny ntaolo na dia tsy nino an\'A.tra aza oe @ aza ny lohasaha mangina no jerena fa Andriamanitra ao antampon\'ny loha\" , finoana ko zay..
zany oe le finoana voalohany io no (belief) no lazaiko etsy ambony ilainy ts1/1
n\'in2 ataony
Ilay faharoa (faith) dia tsy miaina araky ny hita maso na azo ampiasana fahalalana ny fahafantarana azy fa miorina avy atrany any @ mahaolona ny ts1/1(fanahy) :D

Tsara mihitsy ny mba fakafakaina tahaka izao fa tsy ilay asesika "minoa" ftsn phany. Dia "Eka ouzy anefa tsy misy raha haigny aby. Rahateo rehefa hajaridina à "compétition amin-kafa koa hoe "Aiza aza ny finoanareo" tsa misy apoaka aby? Rariny Jesoa izay raha nivola fa raha ho avy ny zanak'olo moa mbola ahita "Finoana" aty? Koa ny finoan-dreo tsa mahefa n'inon'ino atao ino aby? Finoana 'zany anie ka misy asa misy vokatra andrandraina koa 'ngamba fa tsy vitan'ny "Mino an'Atra fotsiny ihany! ary vokatra "GOAVANA" maharesy lahatra fa tsy ho azy tenany fotsiny

110. fijo ( 24/09/2008 21:24)
tywa an,ka tsy niteny ps ndry,fa nilaza kosa fa ny tsy mpino,izay mba isany ny tena.dia mba namaly ko.
111. ikaretsaka ( 25/09/2008 04:11)
Izany ange no mahabontolo anao ry Niryna e!! Tsy mba mamaky ny resak'olona fa ny anao ihany no hasesika. Efa ho 3 taona aho izao no teto , efa impiry ianao no mamaky ny anarako eto ary mahafantatra tsara ny firehan-kevitro .Aza izaho no atao hoe ndryyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyy!!!!!!! fa ny argument-nao hatevenina .

bedy eo ianao rabila fa! :$

Aza izaho no atao hoe ndryyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyy!!!!!!! fa ny argument-nao hatevenina

tsy Rabila irery no miteny an'i niryna an'io ombieny ombieny fa betsaka!
avoahay foana ny "satria" (+arguments) rehefa tsy d'acc @ hevitra fa tsy eo no mi iiiihh aaaaah ooooooooh eo!
112. naughtyboy ( 25/09/2008 13:54)
rabila > vao itako teo io lecture ny R.Dawkins,fahasamihafany ny firehany sainy fikarohana aratsiansa ary ny fitsaboana @ heriny tontolo tsy hita maso sy tsy miankindoha @ principle ny siansa (controversy of rationalism and an alternative irrational healing)@ fomba hafa (chakra,quantum NRG,astral NRG,cosmic ect...)
Anisany mino(saiko) aho fa ny olombel de manana vatana samihafa 7 septenary(aratsiansa occulte zay antsoina oe theosophy,noforoniny Blavatsky)
ny saina sy ny siansa de ampahany 2 @ reo ihany no miasa nofo zay mizara ny fo sy ny saina ao anaty vatana(material body/shtula-sharira) ka mazava fa tsy ahatakatra na ahita fanazavana ny momba fanahy/soul (zay manana fonony antsoina oe astral body/linga sarira)
Ny tena tiko ho lazaina izany de nahoana ny zv ny fanahy(zay lalina sy feno zvmiafina indrindra) no itadiavana porofo aramaterialy ??zay mo no mahaolombel antsika tia karokaroka foana ny saina nefa iarahamahalala fa otrany mitady ny atoandrobe nanahary @ 4 hariva ihany izany..
113. rakaroka ( 25/09/2008 20:59)
naugthyboy< Ianao ve naharaka fa misy ilay nanao Science esoterika mitsabo amin'ny Aura"?....Dia ilay misy manao "voyage" astrale?....Marina ny resakao hoe
singa maromaro mitambatra no ol fa misy "coordination et compréhension possible 'ngamba "entren'izany par méditation même!" Ary efa nisy expérience maaaaro aza nitsofohan'ny fandinihana t@ resaka "domaine métaphysique"", satria nilaina izany teny ho eny, ohatra nisy trano misy "angatra" noroahina! sns fa dia nilaina no-determiné-na tokoa miteraka Science abstrait hi-resolvé-na ny "blem" sy curiosité nilana valiny!
Ankehitriny 'zao hita fa misy "Fait" ohatra ny nahatonga ny "triangle de Bermude". Dia tahaka izany koa t@ ity "Fanahy" iray tsy tafaainga hono satria tiany loatra ilay fonenany, dia nampiana izy niala tao.
!
114. fijo ( 25/09/2008 21:55)
an an,adikao teny gasy klo le vakiteny fa tena very ny tsy mahay hafatsy "i love you"
115. niryna ( 26/09/2008 10:15)
ikaretsaka:

olanao angaha ry niryna raha mino izy na tsy mino?
mind your own bizness kaloha e

Mizara ny olona izay te handray sy mangetaheta ny famonjena avy amin'ilay Kristy aho ry ika , toa hianao mizara ny olona ankahala an'Atra .
:D io liay blasphemy raha tsy fantatrao ...mitandrema fa sao hanenenanao ny fankahalanao ny tenin'Atra diso tafahoatra ka mampianatra vilana (anti-Christ)

sorry no holy kiss for you :D :D oops aleo omeko ihany fa sao mba miova hevitra ka andatsaka ny harato amin'izay :-* :-*
116. niryna ( 26/09/2008 10:24)
naughtyboy:

tywa > :-D :-D hay v noeveriko fa iresaka no atongavana eto ko fa tsy ho b resaka kah,ra mbo miresaka v za de oe b resaka :D
:D

oh.resy lahatra ny mpikaroka aratsiansa fa tsy maintsy hanidina ny olombel de nahatoky izy reny fa misy fitaovana azo foronina anatanterahana izany,finoana daoly no niatombohany zany
marina koa izany ka na ny dokotera aza dia mahatsapa fa misy zavatra tsy vitan'olombelona kanefa dia sitrana ilay marary.

-Faith/finoana: tsoaka azo inoana avy @ lanja sy ny hevitra ambarany reo Hery tsy toha sy ny zv tsy takatry ny saina 1(transcendence,supreme being)
oh.taloha de efa niteny ny ntaolo na dia tsy nino an'A.tra aza oe @ aza ny lohasaha mangina no jerena fa Andriamanitra ao antampon'ny loha" , finoana ko zay..
zany oe le finoana voalohany io no (belief) no lazaiko etsy ambony ilainy ts1/1
n'in2 ataony
misaotra nizara e

Ilay faharoa (faith) dia tsy miaina araky ny hita maso na azo ampiasana fahalalana ny fahafantarana azy fa miorina avy atrany any @ mahaolona ny ts1/1(fanahy) :D
=D
http://baiboly.org/toko.asp?boky=HEBREO&toko=11&andininy=1-5&dika=


117. niryna ( 26/09/2008 10:25)
tywa68:

io indray i naughtyboy be resaka :lol: !
Izay mino d manantena fa eo @ilay fanantenàna no samy manana ny azy :lol:
Diso frapy mbakan'i rabilabila :-D :-D



:D
118. ikaretsaka ( 26/09/2008 16:32)
holy kiss na jodasy tssss
fariseo sandoka tssss
119. fijo ( 26/09/2008 20:30)
niryna a,rehefa hoe tsy mitovy fomba fizara ve dia tsy mizara,

ianareo sy ika eto samy mizara.ny fomba no tsy mitovy.ny andry dia izay "voasoratra ihany"izany hoe voafetra nyazo zaraina.

ny an'ika dia hoe azo izarana azy daholo ny tontolo ita.io mivelatra be,ka mila fampiasana saina.

iza no ratsy,tsy za no hitsara izany satria za tsy mandray,fa aoka ny mandray no hitsara azy
120. ikaretsaka ( 26/09/2008 21:28)
de ampiasao ny saina iznay hono fa aza miboloky manao tsianjery fotsiny e 8)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 2.1044