Ny siansa mila porofo fa ny fivavahana mila finoana
41. rakaroka
(
13/09/2008 18:47)
Ny resaka finoana ity anie "averiko fa tsy resaka étikety, na piblisité sanatria!
Izy tsy hoe mi-"affiche ianao dia tokony "arahina". teny ho eny nisy foana ny
remise en question mikasika izany maneho fa tsy ao @ lé "eritreretina mihitsy hoe "mpanara-dia an'i Jesoa dia mpino". Impiry i Jesoa no nametraka fanamarihana mikasika ny tsy fahazoana'ireo lazaina fa mpanaraka azy ny tsy
maha ao loatra ny finoan'izy ireo. Donk "MAZAVA Bbbbee ny ahy hoe mba ny zavatra marim-pototra no ametrahako ny finoako fa tsy ny anganoangano sy arirarira rehetra izao. Ka tsy 'za velively no miroa saina
amin'ny zavatra "inoako: TSIA dia TSIA! Fa mahatsapa aza aho fa bobaka Bbbbe
ny fifandimparana mampiroa saina ny ol vokatry ny fifandiran-kevitra maaaaaro napetrak'ireo farireo mpitarika ny Eglizy. Tahaka ny hoe "Aoka ho masina isika fa Masina ny Ray sy ny fifotehana ao ambany ziogan'ny ota en même temps ohatra. Ny fiomdrehana @ hazofijaliana mandrak'androany izay.
:roll: :?: :roll: :?: 8O 8O 8O

42. Herimiafina
(
13/09/2008 19:08)
Nyrina:
Ny siansa mila porofo fa ny fivavahana mila finoana
Marina 100%, no comment.
Tsy finona intsony ny zavatra voaporofo. :^)
43. rakaroka
(
13/09/2008 19:28)
Herimiafina:
Nyrina:
Ny siansa mila porofo fa ny fivavahana mila finoana
Marina 100%, no comment.
Tsy finona intsony ny zavatra voaporofo. :^)
Fa inn moa ny "Etat d'esprit" iatrehan'ny "concepteur" iray ny zavatra ataony
:roll: :?: Ka raha mino ny fahombiazan'ny fahalavorarian'izany mbola eo amin'ny phase mialoha ny fandavorariany. Tsy "Finoana" izany aminao?
Nisy mpanoratra "HEGEL" sns... nandalina mikasika izany koa fa tsy ny bokin'ny Hebreo na ny baiboly ihany.
Ka tsy hoe ny "Finoako" sy ny fijeriko ihany no izy! 8O 8O 8O
44. Herimiafina
(
13/09/2008 19:38)
Ny finoana dia apetraka amina zavatra tsy mbola voaporofo.
Misy mino ny fisian'Andriamanitra.
Misy mino ny tsy fisiany = tsy mino ny fisiany.
Samy tsy mbola voapoforofo ny fisian'Andriamanitra na ny tsy fisiany.
Manaraka ny finoana rehefa nisy ny porofo dia mandeha ny fanekena, izaho izao mino ny superstring theory saingy mbola tsy manaiky satria tsy misy porofo. :^)

45. ikaretsaka
(
13/09/2008 19:38)
ka eo @ le miresaka amin'ilay mpanao hoe "finoany sy fijeriny ihany no izy" io no tena graavy be ange ry rakaroka e
46. Herimiafina
(
13/09/2008 19:43)
ikaretsaka:
"finoany sy fijeriny ihany no izy"
Endriky ny Conviction io, rehefa tena mino ny olona iray, tsy midika io fa marina amin'ny olondrehetra anefa. :^)
47. ikaretsaka
(
13/09/2008 20:08)
le izy ange ry herimiafina le mi imposer-nefa tsy mahavita manazava ny tena antony no betsaka e
le mpanao hoe "nenay ihany no izy" no rehefa challengena hoe "porofoy fa nenareo ihany no izy" na hoe "raha nenareo ihany no izy dia maninona ireto no misy koa?"
dia tsy mahavaly!
tsy mampaninona ahy ilay mi imposer, raha mipetraka le "arguments d'imposition" fa le mi imposer sy mi condamner @ tsy misy antony no hafahafa

48. rakaroka
(
13/09/2008 20:11)
Houuuuuulala. Tena dévié tanteraka wà ny vokabilary rehetra ho an'ny mpino sasany e :roll: :?: :roll:
Raha ohatra mikotrika "afera" mbola tsy voaporofo ny fandehanany ny karazan'olo maaaaro. Mpikaroka sns: Invention anie no atao e. Izany hoe mamorona ny zavatra mbola tsy misy na heveriny ho mbola tsy misy a "amboloina fa hisy sy hanjary ny "isiany. Dia lazaiko marimarina na ihodonkovy na hiodikovato 'nareo fa izao no "terme" lazain'ilay olona
"Mino" :wink: aho fa hety, possible na hanjary ny "affaire" kasaiko hatao io.
Finoana koa izany fa tsy hoe ny finoana an'Atra monja ihany no azo "antsoina hoe Finoana.
Sinon dia tokony asiana adjectif ny resaka hoe finoana an'Atra ihany no firesaka!

49. Herimiafina
(
14/09/2008 14:29)
Voalazan'i rakaroka ny tiako iaviana!
Miasa kokoa ny instinct, ny intuitions, ary à la limite aza ny sophisme toy ny fanaontsika amin'ny fiainana andavan'andro matetika raha resaka finoana.
Fa tsy andeha kosa isika hanao raisonnement par reccurence na par contre-exemple na par contra-position izay vao hanaiky ny fisian'Andriamanitra.
Raha miainga amina raisonnement Hypothético-deductive ny siansa matetika dia ny resaka spiritoaly kosa avy amina demarche Empirico-inductive.
Azavaiko ny teniko.
-Ny siantifika iray rehefa miteny hoe mino aho fa hahomby ity experimentations ataoko ity, dia efa nanome HYPOTHESES izy izay, ny hypothese nefa dia tsy inona fa valiny temporaire izay mbola mety tsy ho marina. Rehefa vita ny expérimentations hanaovany ny fanaporofony ny hypothese-ny vao hahita izy ny marina sy ny tsy marina ary manao deductiuon izy na MANAIKY izay voalaza.
-Toy ilay olona miteny hoe: "je CROIS que j'ai 2dolars dans ma poche", manasisika ny tanany ao ampaosiny izy, izay vao mahita hoe "Oh, finalement je n'ai que 1dolar".
-Ny demarche Empirico-inductive indray izay manakaiky ny finoana kokoa dia miainga amina connaissances empiriques, ny fahalalana misy sy velona, ny fomba, sns, ary ny famoahana induction avy amin'izy ireo, izay tsy dia ekeko loatra ho fomba siantifika na dia misy mampiasa matetika amin'ny siansa sosialy aza toy ny teolojiana, ny sosiology, sns. Somary manakaiky kokoa ny Sophisme izay fanambarana tsy misy porofo na bases siantifiques azo ekena, mitompo tena fatratra hoy isika izay. Ny politisianina amin'ny opposition na mpanohitra matetika no manao an'io raisonnement io entina hi-manipuler-na olona.
Ny tena olana goavana misy koa matetika dia personnifier-na Andriamanitra na raisina ho toy ny manao raisonnement-n'olombelona, ny atidohan'olombelona anefa dia tsy ampy iray kilao akory eo anatrehan'ny habean'ny universe misy azy. :^)

50. rakaroka
(
14/09/2008 15:29)
Tsy mitovy ny concept de base isika tant que ny olona anie ka partiel divine.
Aiza no hamantaranao mialoha fa tsy avy amin'Atra ilay inspiraka mametraka hypothèse aza?...sady 'za aloha tsy manao tsinontsinona tahaka ny voalazanao hoe "ny atidohan'olombelona tsy ampy iray kilao sns.... 8O :roll: :roll:
Ho ahy cela veut rien dire satria "important amiko ny fahariana" ary io tsy kestion de hoe milanja firy kilao na firy kilao ny zavatra iray vao omena lanja.
D'ailleurs na Izy Atra aza tsy nanao tsinontsinona ny voaahariny fa 'tsara sy fihevitra avokoa na ny "bitika" indrindra aza. Ary izay "esprit de considération"ny misy ,ny lalana mifehy azy, ny mamariparitra tsy tiana heverina toa ny hita eto izay no apetraka sy zohin'ny siantifika maro.
Ny fisainana hanapotika tsy esprit siantifika loatra fa hevitra afaran'ny fikarohana na lanin-tsaina efa ivelany, fa ny fahariana , ny idéee de créativité dia "inspiraka" tahaka ilay Ray.
Misy seho maro heverina fa magie na miracle anefa misy lalana mifehy maninteraka izany fa satria tsy no-exposé-na dia tsorina ho izany.
Ny "Bonne intuition" hananana "Bonne résultat" dia heverinao v fa tsy araka an'Atra? ary na atao aza hoe tsy ao ilay résultat=> mbola manaraka ny lalana mifehy ny "autre chose" fa ao anatin'ny loi de l(Unuivers foana: "tsy mivaona. Ohatra raha tsy nandeha ilay ordi, cela m'étonne pas satria misy variable hafa
tsy voadeterminé-ko ohatra no tsy mampandeha azy, donk c'est encore normaly tsy mahataitra raha diso aza ny fikarohana satria cela determine ny loi iray tsy mampandeha ilay ordi ohatra eto. Dia tahaka izany na i Jesoa namahana ny olona t@ hazan-drano, satria misy "Univers hafa tsy hita maro afaka hanoina ny olona iray tonga @ fahatanterahana ou niveau iray/

51. Herimiafina
(
14/09/2008 15:54)
Eny ary e. Tsy manao tsinotsinona ny olombelona izaho fa nametraka limite fotsiny amin'ny hoe hatraiza no mety ho takatry ny olombelona, satria na mandroso tahaka ny inona aza ny siansa dia tsy midika izany fa hain'ny olombelona daholo ny zava-drehetra, ary na ho hainy daholo aza dia tsy ao anatin'ny 100 taona ho avy mihintsy. Jereo fotsiny fa na ny Botanista aza miaiky fa ny 20%-n'ny zava-maniry eto entany fotsiny no voa-recencées amin'izao fotoana izao nefa ny Botamika efa nisy efa ela be tany aloha tany, ny bio-prospection efa olona amina miliara no manao azy, sns.
Raha tohizako ny resaka dia misy fomba fijery anakiroa izay mifanipaka tanteraka:
-Ny iray ny rationaliste, mamoaka theorie dia ampifandraisina sy justifier-na amin'iny izao tontolo izao (le monde est rationnel) fijerin'ny ankamaroan'ireo siantifika pur et dur (matematisianina, phyzisianina, ....)=izay mira ny demarche hypothetico-deductive.
-Ny iray indray mijery ny zavamisy sy izao tontolo izao ary mamoaka théorie mifandray amin'izay (le monde est rationalisable)=izay mira ny demarche empirico-inductive, tahaka ny teolojiana, ny sosiologue, ny economista, ny sivilizasionista, sy ireo amin'ny siansa sosialy rehetra.
Fa mazava ho azy kosa anefa fa tsy maintsy misy foana ny inspiration, ny instinct, izay zavatra iaingan'ny fikarohana rehetra, ny imagination moa izany e, izay zavatra tsy tokony atao ambanin-javatra mihintsy, izay ataotsika hoe avy amin'Andriamanitra izany.
Dia apetrako amin'izay ary ny olana:
Te-hanaporofo amin'ny matematika aho fa misy Andriamanitra, tiako porofoina ihany koa ny soritra ijoroan'izay fisian'Andriamanitra izay. Eto aho dia mi-coince tanteraka satria hitady variables d'observations isankarazany, hifehy ny principes hamoronako ny question de départ, na ny methodologie ho arahina aza mbola tsy voafetra......Izany hoe noho ny habetsaka sy halehibehazan'ny cadre de conception dia siora aho fa tsy hahita fahamarinana sahady à 100% amin'io fikarohana tiako hatao io, fa discutable tanteraka, ary tsy ho lasa théorie na postulat na lemne akory mihintsy aza ny zavatra havoakako avy teo fa dia hisy erreur d'observation noho ny tsy fahampian'ny variable hitondrako azy. Voafehiko ve izy rehetra?
:roll: :^)

52. xxx
(
14/09/2008 17:40)
Ny tiako lazaina ne ry karetsaka de zao e ! raha Kristiana ianao dia tokony zany hinoanao izany aloha izay voalazan'ilay Kristy sy ny soratra masina e ! na manadihady ianao jerenao ny fahamarinany e ! ataonao ahoana ny fandresy lahatra ny olona hafa finoana aminao raha tsy voaporofonao ny fahamarinan'ny anao , raha hiresaka @ bodiste iana na musilman inona no ho lazainao eo raha tsy fantatrao aloha ny Andriamanitrao , ary raha ny fanaovana xxx ndray aza any no jerena fa ny hevitra avoakany jerena sady xxx koa ne ps e :lol:
53. ikaretsaka
(
14/09/2008 21:18)
ny principen'ny finoana ry xxx amiko tsy hoe ity nisy zavatra nety tamin'olona iray de de hinoy tsy maintsy oui io an na oui io na non satria izay isika.. .. fa amiko ny finoana dia hoe ity misy tranga de velabelaro sy fakafakao de dinidiniho dia ampiharo, ampitahao, douteo, jereo ambony jereo ambany , hereo antenantenany..sns....
dia eo @ izay le ilaina fanavahana ry herimiafina, raha tsy izany de eo ianao no raisina ....
diniho sy fakafakao:
raha ara tsiantifika dia hoe "@ fomba ahoana no mampisy an'Atra"? dia io no traite-ny (comment)
raha fomba theologique dia hoe "fa nahoana no misy Atra"? no tokony hivakiana loha(pourquoi)
(Raha fomba zezoita dia hoe "fa maninona ianao no mametraka izany fanontaniana izany"??)
:wink:
de eo @ izay ianao hoe sehatra inona no tianao hi attaque-na ilay izy!
Dia apetrako amin'izay ary ny olana:
Te-hanaporofo amin'ny matematika aho fa misy Andriamanitra, tiako porofoina ihany koa ny soritra ijoroan'izay fisian'Andriamanitra izay.
dia eo @ izay le ilaina fanavahana ry herimiafina, raha tsy izany de eo ianao no raisina ....
diniho sy fakafakao:
raha ara tsiantifika dia hoe "@ fomba ahoana no mampisy an'Atra"? dia io no traite-ny (comment)
raha fomba theologique dia hoe "fa nahoana no misy Atra"? no tokony hivakiana loha(pourquoi)
(Raha fomba zezoita dia hoe "fa maninona ianao no mametraka izany fanontaniana izany"??)
:wink:
de eo @ izay ianao hoe sehatra inona no tianao hi attaque-na ilay izy!
54. rakaroka
(
15/09/2008 06:31)
[quote=Herimiafina]
Hoy ny soratra : inn moa ny ol no ahatsiarovanao azy , ary ny zanak'olombelona no hamangianao azy ?
Efa nataonao ambanikely noho Atra izy.
Tsy teny noforoniko io ary ny hevitra hoe "ambanikeky tsy rirotina ho ambaniBBBBBbbbbbe.
En faite i Kristy nidina tety an-tany iny tokony "inoana" koa hoe tena olona
dia natao ho modely . Ny ùmodely natao alaina tahaka fa tsy hoe "tsy possible" ho vita.
Ho an-drizareo Boudista miverimberina an-jato taona maaaro aza ny reincarnation mandavorary ny fanahy isaky ny vie omena. Ka ilay 100 taona resahinao etsy ambony mbola atelin'ny sedra-piainana lalovan'ny différente étape d'évolution. Izany hoe en perpetuel determination'ny fahalalana sy fandavorariana ny fiainana ny olona mi-tendre manatratra ilay endrik'i Kristy
Eny ary e. Tsy manao tsinotsinona ny olombelona izaho fa nametraka limite fotsiny amin'ny hoe hatraiza no mety ho takatry ny olombelona, satria na mandroso tahaka ny inona aza ny siansa dia tsy midika izany fa hain'ny olombelona daholo ny zava-drehetra, ary na ho hainy daholo aza dia tsy ao anatin'ny 100 taona ho avy mihintsy.
Hoy ny soratra : inn moa ny ol no ahatsiarovanao azy , ary ny zanak'olombelona no hamangianao azy ?
Efa nataonao ambanikely noho Atra izy.
Tsy teny noforoniko io ary ny hevitra hoe "ambanikeky tsy rirotina ho ambaniBBBBBbbbbbe.
En faite i Kristy nidina tety an-tany iny tokony "inoana" koa hoe tena olona
dia natao ho modely . Ny ùmodely natao alaina tahaka fa tsy hoe "tsy possible" ho vita.
Ho an-drizareo Boudista miverimberina an-jato taona maaaro aza ny reincarnation mandavorary ny fanahy isaky ny vie omena. Ka ilay 100 taona resahinao etsy ambony mbola atelin'ny sedra-piainana lalovan'ny différente étape d'évolution. Izany hoe en perpetuel determination'ny fahalalana sy fandavorariana ny fiainana ny olona mi-tendre manatratra ilay endrik'i Kristy
55. Herimiafina
(
15/09/2008 23:40)
Ho an'i rakaroka: Marina izany saingy ny olombelona dia mijanona ho olombelona foana fa tsy hiova zavatra hafa amin'ny fiainany maha-olombelona azy izy tsy akory, raha miova zavatra hafa izy dia mety tsy azo antsoina ho olombelona intsony.
Ny olombelona nasiako limite tetsy ambony ohatra izao dia olombelona corps physique fa hafa indray raha ampidirina ny loi du Karma sy ny réincarnation ary ny corps éthérique sy ny corps astral ary ny corps divin,...izay fiainana hafa mbola tsy hitatsika olombelona velona nofo amandrà, eny fa na ireo spesialiste-'ny troisième oeil sy ny voyage astral aza.
Ny corps physique tsy maharesy ny fotoana, ary ny fisian'ny loi du Karma no tsy mampisy ny fifampitohizana satria ny karma dia toy ny kodiarantsarety ary toy ny zazakely corps physique ateraka vaovao dia depart à zero foana physiquement aloha ny antsoina hoe perfectibilité humaine.
Ho an'i Ika: mbola discutable daholo ny fondements an'ireo fanontaniana voalohany (question de départ ireo) ary raha tohizana dia tafaverina amin'ilay olana voalazako tetsy ambony ihany satria hanaporofo zavatra divin amin'ny zavatra physique tsipotsiponina etsy sy ery.
Ny tiako hiaviana dia ny dikan'ny porofo siantifika mihintsy, EVIDENCES hoy ny anglisy, ny évidence dia zavatra physique na dia théorie aza, misy ve io evidences io raha rationnellement siantifika no tadiavina? Ny ankoatr'izay tsy évidence siantifika mihintsy toy ny postulat amin'ny recherche qualitative amin'ny siansa sosialy ohatra, raha vao resaka qualitative mihintsy dia efa discutable, ary mety ho marina sy mety ho diso daholo izay voalaza (speculation) ka izay no tsy maha-évidence azy toy ny E=MC*2 ohatra. Vao mianga mihintsy izany ilay heritreritra dia efa hita hoe tsy voa-cadré ka tsy hisy zava-banona ho azo.
:^)
Ho an-drizareo Boudista miverimberina an-jato taona maaaro aza ny reincarnation mandavorary ny fanahy isaky ny vie omena. Ka ilay 100 taona resahinao etsy ambony mbola atelin'ny sedra-piainana lalovan'ny différente étape d'évolution. Izany hoe en perpetuel determination'ny fahalalana sy fandavorariana ny fiainana ny olona mi-tendre manatratra ilay endrik'i Kristy
Ny olombelona nasiako limite tetsy ambony ohatra izao dia olombelona corps physique fa hafa indray raha ampidirina ny loi du Karma sy ny réincarnation ary ny corps éthérique sy ny corps astral ary ny corps divin,...izay fiainana hafa mbola tsy hitatsika olombelona velona nofo amandrà, eny fa na ireo spesialiste-'ny troisième oeil sy ny voyage astral aza.
Ny corps physique tsy maharesy ny fotoana, ary ny fisian'ny loi du Karma no tsy mampisy ny fifampitohizana satria ny karma dia toy ny kodiarantsarety ary toy ny zazakely corps physique ateraka vaovao dia depart à zero foana physiquement aloha ny antsoina hoe perfectibilité humaine.
Ho an'i Ika: mbola discutable daholo ny fondements an'ireo fanontaniana voalohany (question de départ ireo) ary raha tohizana dia tafaverina amin'ilay olana voalazako tetsy ambony ihany satria hanaporofo zavatra divin amin'ny zavatra physique tsipotsiponina etsy sy ery.
Ny tiako hiaviana dia ny dikan'ny porofo siantifika mihintsy, EVIDENCES hoy ny anglisy, ny évidence dia zavatra physique na dia théorie aza, misy ve io evidences io raha rationnellement siantifika no tadiavina? Ny ankoatr'izay tsy évidence siantifika mihintsy toy ny postulat amin'ny recherche qualitative amin'ny siansa sosialy ohatra, raha vao resaka qualitative mihintsy dia efa discutable, ary mety ho marina sy mety ho diso daholo izay voalaza (speculation) ka izay no tsy maha-évidence azy toy ny E=MC*2 ohatra. Vao mianga mihintsy izany ilay heritreritra dia efa hita hoe tsy voa-cadré ka tsy hisy zava-banona ho azo.
:^)
56. rakaroka
(
16/09/2008 06:31)
Ny "blemn'i Herimiafina dia eo amin'ny consideration des différentes élements, différentes étapes et évolution. Taoko lalan'ny tsimbalivalim-piaina izany. Tsy hainao angamba ilay lalana siantifika hoe "tout se transforme"
ka manana ny fahamarinanay indrindra koa izany!
'za tsy milaza mihitsy hoe lasa inn ny ol raha ni-evoque ny karma eto an.
Tsapa fotsiny fa manamatotra ny expérience vécu ary ahazoam-pahendrena raha toa dinihin'ilay olona fa tsy tsy raharahiana!
Marina koa ny tenin'i Ika hoe misy différentes "Approche" . Tsy vozonana mihitsy ny ol hihevitra aralka ny "fahatsapany sy izay amboloiny e. Ianao milaza hoe tsy voadeterminén'ny siansa, koa raha hita indray miekatra avokoa moa inn (tsony no ho determiné-na dans l'avenir :roll: :?: :-$
saingy ny fametrahana ny zavatra iray ho mistery na inoana ftsn ihany dia hitarika @ "IGNORANCE" ary tsy mampandroso izany! Tsy adala ny baiboly nilaza hoe "fantaro ny zavatra rehetra, nadia atao aza hoe tsy mahasoa ny sasany. Ary tsy adala koa Atra nanome saina antsika mba ho ampiasaina amin'izany! . Dia misy "Finoana milaza mahitsy fa "Siantifika mihitsy ny fiainana!" :wink:

57. niryna
(
16/09/2008 17:43)
ikaretsaka:
fa mila mifameno ireo sy miara miasa ireo..io aoka tsy hadino
ny finoana manko hoe
fa maninona ="pourquoi" na "why" no mila valiana
dia ny siansa hoe
tamin'ny fomba ahoana= "comment" na "how" no mila valiana
dia raha samy tsy mifampijabaka @ ireo famaritana ireo dia milamina... fa raha vao misy mifampijabaka dia izay ilay lazaiko foana hoe diso pilopitra
ny siansa na ny siantista dia mitady zavatra na manao andrana ,fanandramana foana no atao dia tsoahina araka iny ny zavatra ilaina ka mahatonga ilay olona hino satria voaporofo ilay izy
ny mpino an'i kristy indray dia mino aloha izy(fitenin'ireo tsy mpino ny manao teny hoe minoa fotsiny ihany hono e) marina tanteraka izany.
Mino aloha ny kristiana fa nisy tokoa izany Kristy izany(voaporofo io satria na ny jiosy resahanay aza dia miteny tokoa fa nisy kristy fa izahay tsy manaiky azy ho zanak'Atra ) aleloia ....ho an'ireo izay tsy mino an'i kristy izany dia io fa voaporofo ny fisian'ilay Mpamonjy antsika.
Finoana ?
http://baiboly.org/toko.asp?boky=HEBREO&toko=11&andininy=1-12&dika=
Ary ny finoana no fahatokiana ny amin'ny zavatra antenaina, fanehoana ny zavatra tsy hita
Finoana no ahafantarantsika fa tenin'Andriamanitra no nanaovana izao tontolo izao, ka dia tsy izay zavatra miseho no nanaovana izao zavatra hita izao..
Fa raha tsy amin'ny finoana, dia tsy misy azo atao hahazoana sitraka aminy; fa izay manatona an'Andriamanitra dia tsy maintsy mino fa misy Izy sady Mpamaly soa izay mazoto mitady Azy.
58. rakaroka
(
16/09/2008 21:27)
niryna:
[quote=ikaretsaka]
fa mila mifameno ireo sy miara miasa ireo..io aoka tsy hadino
ny finoana manko hoe
fa maninona ="pourquoi" na "why" no mila valiana
dia ny siansa hoe
tamin'ny fomba ahoana= "comment" na "how" no mila valiana
dia raha samy tsy mifampijabaka @ ireo famaritana ireo dia milamina... fa raha vao misy mifampijabaka dia izay ilay lazaiko foana hoe diso pilopitra
ny siansa na ny siantista dia mitady zavatra na manao andrana ,fanandramana foana no atao dia tsoahina araka iny ny zavatra ilaina ka mahatonga ilay olona hino satria voaporofo ilay izy
Ny andrana dia consideration "cas" irain'ny fiainana , ny "fanandramana foana" dia fiheverana cas vitsivitsy na maromaron'ny fiainana!
ny mpino an'i kristy indray dia mino aloha izy(fitenin'ireo tsy mpino ny manao teny hoe minoa fotsiny ihany hono e) marina tanteraka izany.
Mino aloha ny kristiana fa nisy tokoa izany Kristy izany(voaporofo io satria na ny jiosy resahanay aza dia miteny tokoa fa nisy kristy fa izahay tsy manaiky azy ho zanak'Atra )
Ny momba an'i Kristy dia cas irain'ny fiainana nisy izany ary voaporofo hoy ianao donk, siantifika koa 'zany!
Ka raha hino zavatra anie tsy maintsy misy perception foana e, ary ho an'ny
Science abstrait misy determinationn'ny inconnu maro ny élement isan(karazany sy ny processus mifehy izany dia izay ilay lazain'i Ika hoe "comment?"
Izany hoe nomen'Atra saina isika mbô hanakatra ny secretn-ny'ngamba .
Ny fahamatoran-tsaina voatefin'ny expériansa isan-karazany na ny donne marim-pototra no tokony hiteraka ilay Finoana raha tsy izany dia 3Dogme ilay izy; Izany hoe mety marina na mety ho diso satria sady tsy voalalina no tsy voaporofo ny fahamarinany ( raha voaporofo moa dia miverina siantifika zany!
59. ikaretsaka
(
16/09/2008 23:41)
ka na le andrana lazainareo aza ange dia tokony hi base amin'ilay hoe
"fa nahoana no" raha finoana
moa "t@ fomba ahoana no..." raha siansa e

60. Herimiafina
(
17/09/2008 00:34)
rakaroka:
saingy ny fametrahana ny zavatra iray ho mistery na inoana ftsn ihany dia hitarika @ "IGNORANCE" ary tsy mampandroso izany! Tsy adala ny baiboly nilaza hoe "fantaro ny zavatra rehetra, nadia atao aza hoe tsy mahasoa ny sasany. Ary tsy adala koa Atra nanome saina antsika mba ho ampiasaina amin'izany! . Dia misy "Finoana milaza mahitsy fa "Siantifika mihitsy ny fiainana!"
Mazava tsara ireo kah, ary manaiky an'ireo hevitra ireo aho, indrindra moa fa ny hoe ny siansa dia avy amin'Andriamanitra ihany "siantifika ny fiainana".
Ny approche misy angamba dia miankina amin'ny olona tsirairay sy ny momba azy, ny traikefany, sy izay takatry ny sainy fa tsy voatery koa hoe tsy maintsy hanaraka fomba iray daholo.
Fa ny ahy manokana fotsiny dia tsy dia tiako loatra ny mahita olona mpino sady siantifika ka mitsimpotsimpona karazana faits, évenements, sns ary mampifandray izany amin'ny fanamporofoiny ny fisian'Andriamanitra, io "tamin'ny fomba ahoana" lazain'i Ika io. Raha izay mantsy ny zava-misy dia ho mora amin'ny fahavalony ny hanamporofo ny mifanohitra amin'izay ary ho diso fanantenana mora foana izy. :^)