Amin'ny anaran'ny Ray.....
81. ikaretsaka
(
03/07/2008 20:01)
Tokony hipetraka ka..
satria tsy mazava
1) Eken'ny propesta ny hoe Trinite (Ray zanaka FM=A/tra 1 ihany na entite telo aza) na tsy voalaza ao anaty baiboly aza
2)eken'ny propesta ny lakroa (Hoe teo @ lakroa no maty i jesoa sy heo iny no nanavotana atsika, ekeny ny hoe aza matahotra mitondra lakroa sns....
->maninona ary rehefa atambatra ireo no tsy ekena?? io ange no tsy hainareo mihitsy no manazava azy e!
Ny lavenona efa resaka lava be teto t@ fotoanan'ny karemy... jereo any @ archives any..dia salamo 51 (Miserere mei)

82. fijo
(
03/07/2008 21:00)
io voalazan'i ari malala io ngamba letsy no fanazavana mitombona indrindra hoy izy:"Ataoko kosa anefa ny signe de croix satria marika fanajana ny Trininte Masina io amiko, "
satria izy dia mino fa izay dia fanajana dia ataony.fa hoan'izay tsy mino kosa fa ilaina izay ho fanajana dia tsy olana le tsy fanaovana azy.
jereo fa hoy i ari malala hoe"amiko, katolika ny tenako fa tsy nihevitra ny tenako ho nanota tam trininte aho, ary tsy mihevitra ny tenako ho ts ampy fahamasinana."
marina sady mitombona tsara ireo fanazavany ireo;tsy mahatsiaro ho manota izy na dia tsy manao ilay izy aza,fa sitrapony kosa ny hanao izany mba ho fanajana ilay inoany.io ngamba no mahafehy azy

83. ikaretsaka
(
03/07/2008 22:21)
ary le mino nefa tsy manao ra fijo? io ange no tsy azoko
ohatran'y heo efa kopy ialahy iznay fa ireo i dada sy i maman'ialahy dia avy eo anefa tsy manao manao ahoana i dada sy mama akory .....

84. Mandefitra
(
04/07/2008 05:17)
ika:
1) Eken'ny propesta ny hoe Trinite (Ray zanaka FM=A/tra 1 ihany na entite telo aza) na tsy voalaza ao anaty baiboly aza
2)eken'ny propesta ny lakroa (Hoe teo @ lakroa no maty i jesoa sy heo iny no nanavotana atsika, ekeny ny hoe aza matahotra mitondra lakroa sns....
->maninona ary rehefa atambatra ireo no tsy ekena?? io ange no tsy hainareo mihitsy no manazava azy e!
Tsotra, ary efa nazavain ny namana maro saingy ianao no minia tsy mahazo.
Atambatra ahoana moa?
Ny famantarana ny hazo fijaliana, dia ny finoana an i Jesosy kristy voahombo teo @ hazo fijaliana ho famonjena antsika.
Tsisy ifandraisany @ Trinite mihitsy zany, satria Kristy Irery no voahombo teo.
Ka ny protestanta rehefa mizara fiadanana, sy rehefa manao Batisa, ary @ sakramentan ny Fanasan ny Tompo ihany no manao signe de croix.
- Mizara fiadanana : satria avy @ fahafatesan i kristy teo @ hazo fijaliana no nahazoana famonjena
Ny Fiantsoana ny Trinite kosa dia @ fanombohan'ny fotoampivavahana ohatra ho an'ny Loteriana. Rehefa manao vavaka fifonana koa ...
Tsy hitako izay hidiran ny signe de croix @ Trinite.
Ny hevitry ny croix de hoe :
- Mitsangana : fampihavanana ny olona @ Andriamanitra
- Mitsivalana : fampihavanana ny olona samy olona
Asam-panavotan'i Kristy io : "Ny rany t@ hazo fijaliana no nanaovany fampihavanana"
85. lizabeth
(
04/07/2008 12:33)
ikaretsaka:
Tokony hipetraka ka..
satria tsy mazava
1) Eken'ny propesta ny hoe Trinite (Ray zanaka FM=A/tra 1 ihany na entite telo aza) na tsy voalaza ao anaty baiboly aza
2)eken'ny propesta ny lakroa (Hoe teo @ lakroa no maty i jesoa sy heo iny no nanavotana atsika, ekeny ny hoe aza matahotra mitondra lakroa sns....
->maninona ary rehefa atambatra ireo no tsy ekena?? io ange no tsy hainareo mihitsy no manazava azy e!
Ny lavenona efa resaka lava be teto t@ fotoanan'ny karemy... jereo any @ archives any..dia salamo 51 (Miserere mei)
aza atao hoe izahay no tsy mamaly fa ianao no tsy te-ahalala ny valinteninay. Efa nazavaiko anao ny hevitry ny protestanta, ny hevitry ny protestanta hoa, nefa dia forcer-nao ho ny hevitra andraisan'ny katolika azy no andraisanay na tokony handraisanay azy ! ka normal ianao raha mitsara anay ! aminay tsy mila atao, fa forcer-nao fotsiny hoe tokony hataonay !!!!fehiny : zavatra iainana ny anay ny mitondra lakroa fa tsy gestes fotsiny. Ny protestantisme mihitsy no tsy hainao !
tsy hitako izay resaka lavenona fa tsy ary ho hitan'ny rehetra daholo izay resaka eto fa afaka novalianao tsotra io fa dia mino aho fa resaka mbola tsy teto indray : maninona ny katolika no mivavaka amin'ny taolan'ny maty sns....!?
86. ikaretsaka
(
04/07/2008 12:41)
raha mazava tsara ny valinteninareo sy tsymihodikodina ange sy tsy incotestable le raison de ie.
lisaveth> tsy mivavaka @ taolan'ny maty ny katolika.... samihafa ny hoe venerer sy adorer.. dia jereo tsara hoe inona no ataony aloha alohan'ny hitenenana foana...

88. ikaretsaka
(
04/07/2008 15:07)
tsy olana kao izy raha miakatr'afo raha manana argument tsotra sy tsy mazava fa tsy manodinkodina fotsiny..
maninona no tsy manao? dia inona ny tena antony tsy anaovana ? izay anie no fanontaniana mipetraka rehefa nohazavaina ny heo fa maninona no manao dia nomena ny antony!

89. fijo
(
04/07/2008 20:09)
ka ry zalahy ry ika tsy mitovy fijery aminareo amin'ilay finoana;samy mino le telo izay iray ianareo,fa aminy ampy izay finoana izay.aminareo kosa dia mila arahina ilay fihetsika kely iny hanaporofoana ilay finoana.fa amiko kosa tsy manala ilay finoany akory ny tsy fanaovany azy.ary tsy mampiova zavatra aminy.
90. ikaretsaka
(
04/07/2008 21:35)
ity iznay ny tonga @ ilay hoe:
misalaka ve ny manao lambahoany?
dia ny valinteny de hoe ..
samy tsy misy mitanjaka izy ireo kah! :-D :-D :-D

92. lizabeth
(
07/07/2008 17:13)
ikaretsaka:
raha mazava tsara ny valinteninareo sy tsymihodikodina ange sy tsy incotestable le raison de ie.
lisaveth> tsy mivavaka @ taolan'ny maty ny katolika.... samihafa ny hoe venerer sy adorer.. dia jereo tsara hoe inona no ataony aloha alohan'ny hitenenana foana...
Tsy any amin'ny mivavaka na mi vénérer na mi adorer ny olana ! misy antony matoa ny katolika manao io fa izay fomba anaovany azy tsy any ny olana !ho an'ny protestanta dia tsy misy antony hanaovana io ary tsy manao izy (na mivavaka io na mi vénérer na mi adorer) !ka izay no tiako lazaina anao hoe raha finoanao katolika dia aza forcer-na hoe tsy maintsy izay no tokony handraisan'ny protestanta azy fa lasa ohatran'ny hoe tsy maintsy katolika daholo rehefa kristiana !
93. ikaretsaka
(
08/07/2008 00:50)
lizabeth:

le antony tsy voaporofonareo nefa hiamboanareo ange ny olana fa rarahiako inona izay protestanta sy tsy protestanta anao any??
le antony tsy hanaovana azy no ilaiko porofo!
voaporofo ara tsoratra masina sy ara tradition aza ve le hoe "tsy misy antony" ny anaovana an'iny (ny anareo manko io hoa tadiavo ao io foana..ka dia nitady ve hoe aiza??)?
le misy antony manko mba bobaka ihany ny porofo:
hoe i Maria madelenina saika ho any @ fasana t@ andron'ny paska ohatra (haninona any izy? inona no tena anton-diany tany?? :wink:)
ary efa fanao hatr@ izay io
Boky faharoan'ny Mpanjaka 13:21
Ao @ asan'ny apostoly ao momban'ny aloka sy ny relics an' ny olomasina (19:12, 5:15)
ny relics an'i Moizy sy i josoa (Exody 13:19, Joso 24:32)
sao dia ianareo sy ny fivavahanareo mihitsy no tsy misy antony!
Misaotra
94. ari.malala
(
08/07/2008 07:03)
sao dia ianareo sy ny fivavahanareo mihitsy no tsy misy antony!
Misaotra
sao d mba mafy lotra kosa ny teninao ry ika! mba lanjalanjao iany fa samy manana ny susceptibilité any ny olona tsirairay avy!
96. ikaretsaka
(
08/07/2008 11:37)
ari> prime> ka miezaka mitady ilay foton'ny fa maninona aho no mahatonga ahy hanontany ny antony heo fa maninona ko ... tsy hitako sy tsy nisy nanome ahy ny antony le hatr@ izao!
tonga de conclusion mazava be izany!~
raha manontany aho hoe inona ny antony hangalaran-drakoto dia tsy manana antony mazava ohatra ...
->tsy misy antony rakoto izany!!

97. ari.malala
(
08/07/2008 11:42)
ika, k samy nanana ny nitaizana azy kosa anie io e! sa v t@ mbola tao am katolika dool fa ts mbola nisintaka ry Calvin sy Lotera d nanao signe de croix dool?
98. fijo
(
08/07/2008 20:55)
ny antony letsy dia tsotra an,satria ny protes mihevitra oe io dia fomba "fotsiny",koa noho izay maha fomba azy izay fotsiny dia tsy olana na dia tsy atao aza.
100. fijo
(
09/07/2008 21:46)
fomba fijery iny,fa tsy misy maharatsy azy akory anie e.amiko le fomba io tsy misy dikany,fa izay tena hiraisanao amin'izay hinoanao no lehibe.