Amin'ny anaran'ny Ray.....
21. prime
(
20/06/2008 10:41)
Foto-pinoana sy fiainam-pinoana no mahazava an'io...
Io fanazavan'i RebeccaF io no mahazava azy amin'ny ankapobeny...

22. ikaretsaka
(
20/06/2008 14:49)
aza malaky borkena tahakan'io moa le izy ry prime a
fa le "anaty" ange raha tena inoana sy iainana dia miseho ho azy "aty ivelany e"
amiko impossible izany anaty fotsiny iznay dia tehirizina mandrakizay
raha mankahala ahy "anaty" ohatra i prime dia na ho ela iny na ho haingana tsy maintsy hiseho aty ivelany foana .... zava misy mitranga isan'andro io

23. rakaroka
(
20/06/2008 20:26)
Ny "blem majeur" @ 'ny fivavahana dia ireo fombafomba isan-karazany mirenty avy hatrany ary tsà hay fipaka @ 'lay "ivavahana tokoa" na eo anatrehan'ireo olona taomina.
Tsy mitovy ny "fandraisan'ny tsi1/1" ny "sampy" isan-karazany => tsy vozonana koa izy "hiambozona" na hifikitra @ izany!
Fiheverako koa , nisy tantara "tempoly masina" izay! dia nisy "hierarchie" toerana masina indrindra sns, dia araka izany koa nisy "avte" noreservé-na
ho an'ireo olona noheverina fa masina kokoa, ny fiangonana protestanta niangonako farany na ny mitory teny aza tsy azo ataon'izan'iza sauf ny nofanin-drizareo izany. Dia ny "liturgie"concept efa voahevitra "théologique" fa manaraka ambokony fotsiny ny daholo: voasoratra aza olay izy mattika dia manaraka iny fotsiny ko. Dia matetika ilay "@ anaran'ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy nalfan-drizareo any @ zara tenin'ny mpitarika. Dia lasa mangalatra "rôle" raha mitsabaka @ tsy nalahatra. Dia voataiza araka izany :-D :-D :-D

24. Koditra
(
22/06/2008 15:42)
Ika> efa voalazako tery ambony hoe mety ilay fomba nilazana ilay "kristianina Anaty" no tsy nety fa tokony hoe mahay mivavaka mangina angamba no tena mahalaza ilay tiana nambara t@ io.
Na izany aza dia ezahiko hazavaina ihany ilay Anaty izay mety ho adikan'ny Ika koa hoe tokony misy koa ve izany ny ivelany :
Maro ny fotoana sy toerana ahazoana mivavaka :
- any ampiangonana (fotoam-pivavahana mahazatra, mariazy ...),
- fotoapivavahana fanaon'ny mpianankavy ao atrano (mialoha ny sakafo na mialohan'ny fatoriana sns)
- fiarahana na fihaonan'ny fikambanana kristianina maro isan-karazany
(tanora kristianina, vehivavy kristianina ...)
- sns
Ireny rehetra ireny dia hiarahana @ be sy ny maro, hitan"ny olona avy ety Ivelany avokoa, tsy misy mahamenatra. Fa ankoatran'io dia marobe koa ny kristianina mbola manana fotoana hafa sy betsaka, ahazahoany mivavaka ankoatran'ireo fotoana sy toerana voatanisa etsy ambony ireo ary ny protestant dia anisan'izany. Ohatra akaiky, raha hiainga izy eo Ambodivona andeha taxibrosy ho any Toamasina, mikipy kely izy, mivavaka GGAnatyGG mba hotonga soamantsara any Toamasina. Izay ilay mivavaka Anaty (tsy dia tian Ika loatra ilay nilazana ilay hoe kristianina Anaty), averiko ihany hoe tsy mila fihetsika, tsy maninona na dia tsy misoka-bava aza. Ary angamba mety tsy ho @ io tranga voalazako io no ahafahana mametraka ilay fanoharana hoe "toy ny jiro atao amban'ny farafara".
Asa aloha.

25. Koditra
(
22/06/2008 15:49)
ikaretsaka:
ka ny tsy azoko anie le hoe "noheveriny ho kipitsopitsony" e.... nefa avy eo izy "tsy manda" indray...de ahoana ihany?
Izy nge ry Ika tsy niteny hoe tsy maintsy manao ilay fihetsika e, tsy nanafatra ihany koa hoe tsy azo atao dia izay ilay hoe noheveriny ho kipitsopitsony. Ilay izy ko mo izany efa tsy natao h@ zay dia tsy nisy nanao.
26. Koditra
(
22/06/2008 16:03)
kipitsopitsony
Za manokana aloha dia tsy sarotiny @ io kipitsopitsony io.
@fotoana izay mampety azy,rehefa mahay misaotra fotsiny aho, mahay midera, mahay mangata-pamelàna (ny mangataka efa fanaon'ny rehetra), dia ampy ahy izay, dia zé itsaran'ny olona ahy tsy maninona, ny ankoatran'izay amiko dia kipitsopitsony.
Mety ho gaga Ika fa za protestant, ny fiangonana akaiky ny tranoko dia katôlika, matetika aho kamo anenjika fiangonana protestant lavitrabe, tsy mivaky loha a fa eo akaiky eo ihany a no mivavaka refa te hivavaka, zé kipitsopitsony ao tsy raharahako fa ivavaka no alehako ao d zay, manao ilay fihetsika famantarana araka ny lohahevitry Ika io ny olona dia za manonona fotsiny, mifandray tànana ny olona ho mariky ny famelan-keloka dia mba raisiko koa ny tànan'izay eo akaikiko eo, mandohalika ny olona dia za mipetraka? Zé eritreritry ny olona eo akaikiko eo tsy eritreretiko.
Amiko, Vavaka no zava-dehibe, tsy mieritreritra ny tenako aho hoe nivadika katôlika fa protestant foana.
27. ikaretsaka
(
22/06/2008 23:51)
. Ohatra akaiky, raha hiainga izy eo Ambodivona andeha taxibrosy ho any Toamasina, mikipy kely izy, mivavaka GGAnatyGG mba hotonga soamantsara any Toamasina. Izay ilay mivavaka Anaty
le mikimpy kely lazain'i koditra io mihitsy ange no tsy azoko e.. maninona le mikipy kely azo atao fa le manetsika ny tanana manao signe lakroa tsy atao sy ijerena hoe "@ fotoana izay mampety azy"?
le mikimpy kely ange misy signe aty ivelany koa e (fikipian'ny masony)! ary misy aza mampiakatra ny tanany eo @ handrina ...
dia tonga eo amin'ny handrina tanana ihany ve letsy sy hampiseho ilay izy @ fihetsika... jesoa maty teo @ lakroa sy trinite masina no hivavahana... dia maninona tsy tohizana?
28. LazaDaddy
(
23/06/2008 02:27)
Raha arahina ny fomba fisainan'ilay nanokatra ny adihevitra dia sahala amin'ny hoe:
Fa naninona i Jesosy no tsy nivavaka sy tsy nampivavaka amin'ny anaran'ny Fanahy Masina? Kanefa Izy mino ny "Trinity". Fa ny nataony dia namporisika ny olona hivavaka (na angataka) amin'ny Anarany (Zanaka) sy amin'ny Ray ihany.

29. Koditra
(
23/06/2008 05:03)
Ika> Ilay manao an'ilay fihetsika nge letsy ry Ika tsy olana e, fa ilay izy no efa tsy nampitaina sy tsy nampianarina hatrany amboalohany nanorenana ny protestant dia tsy nisy nanao daholo ny talohako rehetra. Ny antony moa izany dia ireo efa noresahana tetsy ambony iretsy.
Nisy fotoana a, nandritra ny 3 taona teo, nifanerasera sy niara-niasa t@ndry masera, matetika aho no miara-misakafo @zareo @ atoandro. Alohan'ny sakafo miantso Ray - Zanaka - Fanahy Masina, aorian'ny sakafo ndray dia mbola mitsangana manoloana ny vilia avy nihinana dia mbola mamerina miantso Ray - zanaka - Fanahy Masina, za @ io fantandry zareo hoe Protestant, miara-miredona izahay fa za tsy manao an'ilay fihetsika, ny antony, tsy haiko sy tsy nampianarina ahy ny filozofian'ilay fihetsika hoe fa maninona no eo @ handrina no tondroina dia fa maninona no eo @ kibo sy ny soroka, ilay eo @ kibo aloha tonga dia fantatra hoe satri zanaka no tononina fa ny hafa tsy hay.
Ka za ndray no lasa manontany an'Ika hoe tsy aleo ve letsy tsy manao ilay fihetsika na dia tsy sarotra aza ny manao azy toy izay hoe hatao nefa tsy fantatra ny dikany?

30. ari.malala
(
23/06/2008 08:39)
marina alou ny an'i koditra e! rehefa tsy hay marina ny dikany aleo tsy atao fa manjary manaonao foana, sady toy ny manimbazimba refa tsy hay ilay izy :)
fihanihanin'ny havanay protestanta tamiko tam za mbola ankizy d hoe amin'ny alalan'ty (mantsy ny eo am handrina) d ts mhinana ity (mantsy ny eo am kibo) ra tsy mihetsika ity sy ity (rehefa manondro ny sandry havia sy havanana ry zareo) d hitanao amizany fa ts hainy ny dikan'iliay hoe manin no manketsy sy manketsy d aveo manketsy d lasa asiany interpretation otran mananiany b zany le izy :)

31. ikaretsaka
(
23/06/2008 11:59)
LazaDaddy:
Raha arahina ny fomba fisainan'ilay nanokatra ny adihevitra dia sahala amin'ny hoe:
Fa naninona i Jesosy no tsy nivavaka sy tsy nampivavaka amin'ny anaran'ny Fanahy Masina? Kanefa Izy mino ny "Trinity". Fa ny nataony dia namporisika ny olona hivavaka (na angataka) amin'ny Anarany (Zanaka) sy amin'ny Ray ihany.
fa maninona i Jesosy tsy mivavaka @ mampivavaka @ anaran'ny fanahy masina? Satria izy sy ny Fanahy masina dia part 1 ao @ Deity ihany.. Entite Mystique ao izy!
ohatran'ny heo maninona i LD tsy manoratra @ tongotr'i LD ary tsy mamindra @ tanan'i LD!
"Efa ao aminy koa ny fanahy masina" fa tsy mbola nandrasana nidina ohatran'ny t@ apostoly sy amintsika izao!
32. ikaretsaka
(
23/06/2008 12:22)
koditra> fa izay ange ny ilana hahafantarana azy k'aloha e...
raha t@ fahazaza de manaiky aho fa raha olona efa nianatra sy namaky baiboly, katesizy sy nohazavaina ny antony sns kosa no mbola tsy manao dia mahasadaikatra ihany
ohatran'ny hoe fantatr'ialahy izao ny dikan'ny lakroa fantatr'ialahy ny trinite... fantatr'ialahy hoe iza no antsoina...
fantatr'ialahy ny tenin'i paoly hoe aza menatra mitondra ny mariky ny lakroa sns....

33. lizabeth
(
23/06/2008 18:41)

mitondra ary tsy menatry ny mariky ny lakroa (hazo fijaliana) mihitsy ny protestanta na tsy manao signe aza satria ilay hazo fijaliana io dia tsy ilay forme lakroa iny fotsiny fa ny hevitr'iny : fijaliana, sacrifice, fitiavana...! ilay lakroa ao ampiangonana dia fahatsiarovana fotsiny fa ny dikan'iny no zava-dehibe. Afaka miambozona croix huguenote ny protestanta fa na tsy hiambozona iny aza izy tsy mampiova ny finoany izany. Ny an'ny katolika nefa ohatra raha tsy manana chapelet izany dia ohatran'ny tsy katolika sy tsy mivavaka.
dia ohatr'izay ny amin'ny anaran'ny Ray...: raha hivavaka ianao ao an-trano, eo ampanombohana dia mila miantso ny Fanahy masina ! afaka miteny ve ianao hoe rehefa manao ilay signe dia tonga eo ny FM ary amin'izay ihany ? mandritra ny vavaka ianao afaka milaza "amin'ny anaran'i Jesosy no anaovako izany...", dia raha arahina ilay signe dia misy tsy atao...
misy zavatra tsy niombonan-kevitry ny protestanta amin'ny katolika, izay ny maha protestanta azy ary afaka avadika koa ny resaka hoe maninona moa izany ny katolika no tsy maintsy manao signe lakroa fa tsy manandratra hira hoe "avia FM" ?
ny mikipy amin'ny kristiana dia endrik'ilay hoe rehefa hivavaka ianao dia arindrino ny varavarana, izany hoe concentré kokoa ianao raha hikipy, fa afaka tsy mikipy koa ianao mivavaka..., arakaraka ny vavaka ataonao io !
matoa manao batisa amin'ny rano dia satria misy ny batisa amin'ny rano ary misy ny batisa amin'ny FM ary miavaka ireo.
tsy menatry ny maha kristiana azy mihitsy ny protestanta : rehefa hitanao izy fa tsy manao dia izay no maha protestanta sy maha fière azy fa tsy hoe satria izy tsy manao dia tsy sahy miseho mpivavaka !
efa voalaza etsy ambony fa ny finoan'ny protestanta dia izay ao anatin'ny fo ary Andriamanitra irery no mahay mahita izany no tena important! na hanao signe lakroa aza ianao nefa ny ao amponao hoe "manao aho satria manao daholo ny olona" dia tsy misy dikany. ary raha katolika ianao dia manao nefa routine sy fomba fotsiny dia tsy misy dikany...!
fa raha hitarina ny resaka ahazoanao azy dia mamorona sujet hafa mihitsy hoe maninona no nisy ny protestanta ??
34. ari.malala
(
24/06/2008 06:57)
maninona moa izany ny katolika no tsy maintsy manao signe lakroa fa tsy manandratra hira hoe "avia FM"
si, manana hira an'izany mintsy ny katolika ka! ilainao ny tonony? :)
35. lizabeth
(
24/06/2008 09:47)
ari.malala:
maninona moa izany ny katolika no tsy maintsy manao signe lakroa fa tsy manandratra hira hoe "avia FM"
si, manana hira an'izany mintsy ny katolika ka! ilainao ny tonony? :)
ny tiako ambara amin'ny ankapobeny hoe maninona ohatra raha mihirahira izy fa tsy manao ilay signe ? mampiova be ny maha kristiana azy ve izay ?
36. prime
(
24/06/2008 10:31)
ika:... tsy fi-borkena izany ra-Ika fa mazava ny lazain'ny namana dia tsy ampiana tsy analàna... ka vakio tsara aloha vao tohizana fa manjary miady hevitra amin'ny fomba, izay tsy mendrika loatra ny kristiana...
aza malaky borkena tahakan'io moa le izy ry prime a
fa le "anaty" ange raha tena inoana sy iainana dia miseho ho azy "aty ivelany e"
amiko impossible izany anaty fotsiny iznay dia tehirizina mandrakizay
raha mankahala ahy "anaty" ohatra i prime dia na ho ela iny na ho haingana tsy maintsy hiseho aty ivelany foana .... zava misy mitranga isan'andro io
37. ari.malala
(
24/06/2008 11:08)
ka sady manao signe de croix anie no mihira miantso ny Fanahy MAsina e :)
38. prime
(
24/06/2008 11:56)
Io sahala ihany amin'ilay hoe, fa maninona ary ny Pretra irery no misotro divay rehefa mandray komonio, nefa na i Kristy aza sady nisotro no nampisotro tamin'ny fanasàna farany nialoha ny nanolorana Azy? dia ho adihevitra tsy ho tapitra satria fanamarinana fampianaram-piangonana no anorenana azy fa tsy misy avy amin'ny tenin'Andriamanitra...
Raha te-hitarika adihevitra fotsiny aho izao dia te-hanontany an'i Ika hoe, taiza ho aiza Kristy no nampianatra hoe manaova "signe de croix" isaky ny hivavaka na miditra ny tempoly?
Nefa iaraha-mahalala fa ny lakroa dia tsy famantarana kristiana hatrany am-boalohany velively fa ny sary trondro... dia i Petera sy ry Paoly sy ry Jaona izany ve nanao sary trondro isaky ny mivavaka??? asa aloha raha tena mitondra inona na manana lanja manao ahoana izany fa ny fiainam-pinoana tsy miankina amin'ny fomba ivelany...

39. ikaretsaka
(
24/06/2008 12:46)
iza no niteny an'i prime fa ny pretra irery no misotro divay rehefa @ komonio?
elabe i prime tsy nandeha katolika raha izany!
taiza ho aiza i kristy no nampianatra hoe manaova signe de croix?
ao @ asan'ny Apostoly ao
In hoc signo vinces (« Par ce signe, tu vaincras »)

40. LazaDaddy
(
24/06/2008 13:52)
ikaretsaka:Koa naninona Izy ry ikaretsaka no nivavaka sy nampivavaka t@ anaran'ny Ray raha izany sa tsy part 1 Izy sy ny Ray aminao?...mahaliana fa diniho kely anie e :)
fa maninona i Jesosy tsy mivavaka na mampivavaka @ anaran'ny fanahy masina? Satria izy sy ny Fanahy masina dia part 1 ao @ Deity ihany.. Entite Mystique ao izy!