Amin'ny anaran'ny Ray.....

61. prime ( 27/06/2008 10:20)
fijo> =D>

Misaotra an'i fijo, fa ianao no mahazo haingana indrindra ny fanamarihan'ny namana rehetra ao ambony ao...

ikaretsaka> Ka ny teny tsy misy toko sy andininy dia tenin'olona (ikaretsaka...) fa tsy tenin'Andriamanitra... ka mba mamakia baiboly no sady manomeza referansa mazava fa manjary bontolo fotsiny ilay izy hoe ao amin'ny ... dia jereo ao...
62. ikaretsaka ( 27/06/2008 19:44)
Prime> aza mamorona ....taiza no nisy teny miteny hoe rehefa misy toko sy andininy izay dia tenin\'Atra dia rehefa tsy misy dia an\'ny olombelona

Raha miteny ve za hoe hoy i NOstradamus ao @ prophecies quatraina numero zao dia hoe tenin\'Atra..

tadidio kao fa i jesoa na i paoly t@ ni citer tenin\'Andriamanitra tsy niteny mihitsy hoe ao @ bokin\'izao toko faha izoa fa tonga de hoe efa voasoratra fotsiny no nolazainy
63. fijo ( 27/06/2008 20:53)
marina io voalazan'ika eto ambony io amiko,fa hiverenako le tena resaka niandohana;
eo amin'ny resaka finoana,dia misy ny resaka "anatiny"ary misy ny "fomba"
le "resaka anatiny"dia ianao sy izay hinoanao ihany no mahalala azy.io tsy mila tabataba na hirahira fa izay any am-po sy anaty sina any no alefa.(hoan'ny mino zavatra io an)

ny resaka "ivelany "kosa na ilay "fomba"iny dia nentina hanehoana hoe izahay ireto dia iray finoana.ka iny amiko tsy misy hifampitsarana.
ohatra,ny mpino kristianina dia mitsara ny mpino sampy fa miankohoka eo alohan'ny hazo sy sary vongana.
tsy vitsy anefa ny mpino kristianina no manana fomba mifanakaiky amin'io.ary izay no hitsarana azy hoe manompoo sampy koa??????izany hoe "ilay fomba no hitsarana ny mpino???ngamba diso rah aizay no hitondrana ny resaka.
64. ikaretsaka ( 27/06/2008 23:55)
tsy misy mitsara ange eo ra fijo fa ny tena votoatin-dresaka de hoe inona no antony tsy anaovany sy ny antony anaovany ilay zavatra e e..
ohatran'ny hoe inona no tena antony hilazana fa manompo sampy ny zao..dia manome antony ialahy

dia toy izany no tadiaviko
65. prime ( 30/06/2008 11:35)
Ika> Tena mahagaga raha izany no fandraisanao azy... fahalalam-pomba faran'izay tsotra ny manome referansa feno rehefa milaza hevitra, maika fa ny hilaza izay voasoratra na ny tenin'Andriamanitra...

Ilay "jereo ao amin'ny asan'ny apostoly ao... sns " no ataoko hoe omeo ny toko sy andininy... tsy bontolo toa izany ny fiasan'Andriamanitra... ary ny fitsongana ny tenin'Andriamanitra indrindra no tokony ilazàna ny toko sy andininy fa raha tsy misy toko sy andininy ny ambaranao nefa baiboly no "citer'nao" dia lasa toy ny mpandainga ianao satria tsy misy referansa ilay ambaranao... ary tsy izay milaza rehetra akory hoe toa izao ny lazain'ny Soratra Masina dia raisina am-bolony fotsiny hoe "izany hono e"... tsia... ka aza raisina am-bolony ny hevitra ra-Ika a... rehefa mba milaza ny tenin'Andriamanitra dia omena feno ny referansa hanamarinana azy... (sarotra be ve ny mahazo izany?)

fijo> itoviako hevitra ilay hoe tsy dia tsara loatra ilay mandany andro amin'ny fomba fa arakaraky ny anamarinana ny fomba tokoa no mahatonga fitsaràna ny hafa izay tsy manao ilay fomba nefa tsy izany no anton'ny fampianaran'i Kristy...
66. lizabeth ( 30/06/2008 11:52)
ikaretsaka:

tsy misy mitsara ange eo ra fijo fa ny tena votoatin-dresaka de hoe inona no antony tsy anaovany sy ny antony anaovany ilay zavatra e e..
ohatran'ny hoe inona no tena antony hilazana fa manompo sampy ny zao..dia manome antony ialahy

dia toy izany no tadiaviko



ka ampy sa tsy ampy anao ny valiteny teto aloha e ? fa mba manana fanontaniana aho : inona no zavatra hitranga raha miditra ao ampiangonana ianao katolika, na hivavaka ka tsy manao io signe io. Apetrako amin'ny fomba hafa : raha misy ol 2 miara-mivavaka, ny iray kato, ny iray protestanta, samy tsy manao signe de croix izy ireo dia ahoana ? manota amin'ny trinité ? tsy ampy fahamasinana ?
ny am ilay resaka toko sy andininy dia zava-dehibe aminao io matoa nahatonga anao hametram-panontaniana ka mba te-ahalala kosa ny ol hoe aiza ho aiza (toko sy andininy no repère) no ahitana izany ? izaho koa mantsy afaka milaza hoe misy an'izao ao anaty baiboly fa raha tsy miteny aho hoe aiza ve dia tokony hino ahy fotsiny ny olona ? ianao mitady valiny mazava nefa mamaly boraingina !
67. prime ( 30/06/2008 12:01)
lizabeth> mazava tsara... misaotra... :)
68. ikaretsaka ( 30/06/2008 15:37)
tsy ampy le valinteny fa mihodikodina be sy miaro fiarovantena
lisabeth> samihafa ny manao sy ny tsy manao ho azy..dia samihafa arak'izay ny ampy sy tsy ampy!

ny repere ange napetraka fotsiny ry lisabeth e...
i paoly sy jesoa ve hoa t@ izy nitory teny, dia efa voasoratra hoe fotsiny no nolazainy.. fa tsy niteny izy hoe vakiantsika ny ao amin'ny bokin'izao toko faha zao @ anarako..
raha nisy tantaran'i Jesoa niteny "efa voalaza amin'i bokin'izao sy izao toko izao sy izao sy andininy izao sy izao ..avoahay" hoy ny namana fody izay...
Niteny fotsiny i Jesoa heo voasoratra hoe... fa tsy niteny izy hoe ao @ bokin'i Ranona toko zao sy zao
69. lizabeth ( 30/06/2008 17:28)
ikaretsaka:

tsy ampy le valinteny fa mihodikodina be sy miaro fiarovantena
lisabeth> samihafa ny manao sy ny tsy manao ho azy..dia samihafa arak\'izay ny ampy sy tsy ampy!

ny repere ange napetraka fotsiny ry lisabeth e...
i paoly sy jesoa ve hoa t@ izy nitory teny, dia efa voasoratra hoe fotsiny no nolazainy.. fa tsy niteny izy hoe vakiantsika ny ao amin\'ny bokin\'izao toko faha zao @ anarako..
raha nisy tantaran\'i Jesoa niteny \"efa voalaza amin\'i bokin\'izao sy izao toko izao sy izao sy andininy izao sy izao ..avoahay\" hoy ny namana fody izay...
Niteny fotsiny i Jesoa heo voasoratra hoe... fa tsy niteny izy hoe ao @ bokin\'i Ranona toko zao sy zao


misy foana ny repère fa mety tsy toko sy andininy tamin\'izany.
ohatran\'ny ianao mametraka fanontaniana ihany hoe aiza ho aiza ao amin\'ny baiboly no misy milaza fa ny trinité dia misy olona 3 sns...

sady ianao anie tsy Jesosy ka hoe itokianay teny avy hatrany !!! amin\'ny fomba ahoana ?

momba ny valinteny dia tsy azoko ny hitenenanao fa miaro tena ny valiteninay. Miaro tena izahay raha toa ka zavatra tokony hatao no tsy hataonay ka mitady excuse. Raha izaho manokana dia tsy misy fiarovantena tadiaviko satria tsy mahatsiaro meloka eo anatrehan\'Andriamanitra aho raha tsy manao signe de croix. ny fahitako dia ianao no convaincu fa tokony hanao izany rehefa kristianina satria aminao ny katolika no référence amin\'ny maha kristianina...!
70. ikaretsaka ( 30/06/2008 19:28)
Miaro tena izahay raha toa ka zavatra tokony hatao no tsy hataonay ka mitady excuse.


ka tsy izay ve no ataonareo ly lisabeth? diniho tsara ange e!
aza matahotra ho'zy i Md paoly @ manao mariky ny Hazo fijaliana (Jereo ao @ gal 6;17 ao!

marina fa tsy i Jesosy aho, fa tsy fampianaran'i Jesosy koa anefa ny itokianareo teny

Ary tadidio fa @ n'Andriamanitra tsy heo ianao no mahatsiaro tena ... fa Izy no mahalala hoe tsy mety ny ataonao.
tsy hoe tsara ity de tsy maninona aminao araka izay tianao de izay... fa raha izay dia tsy Atra intsony no inoanao fa ny tenanao
71. Mandefitra ( 01/07/2008 10:25)
gal 6:17 "Amin'izao sisa izao aoka tsy hisy hanahirana ahy intsony; fa izaho mitondra ny marik'i Jesosy voatomboka eo amin'ny tenako"
Amiko izany marika voatomboka izany, in-1 mandeha tsy miverina.
Ary io atao @ protestanta @ Batisa "ataoko aminao ny mariky ny hazo fijaliana ho famantarana fa mino an'i Jesosy Kristy voahombo t@ hazo fijaliana ianao".
Ary ny Tompo no mahalala hoe efa vita Batisa tokoa ve ty olona ty, ary moa miaina marina @ fanekena nataony t@ Batisa tokoa ve?
72. lizabeth ( 01/07/2008 11:03)
ikaretsaka:

Miaro tena izahay raha toa ka zavatra tokony hatao no tsy hataonay ka mitady excuse.


ka tsy izay ve no ataonareo ly lisabeth? diniho tsara ange e!
aza matahotra ho\'zy i Md paoly @ manao mariky ny Hazo fijaliana (Jereo ao @ gal 6;17 ao!

marina fa tsy i Jesosy aho, fa tsy fampianaran\'i Jesosy koa anefa ny itokianareo teny

Ary tadidio fa @ n\'Andriamanitra tsy heo ianao no mahatsiaro tena ... fa Izy no mahalala hoe tsy mety ny ataonao.
tsy hoe tsara ity de tsy maninona aminao araka izay tianao de izay... fa raha izay dia tsy Atra intsony no inoanao fa ny tenanao



ohatran\'ny efa namaly aho tany ho any fa tsy hitako... hoe ho an\'ny protestanta ny hazo fijaliana sy ny marikin\'ny HF dia tsy ilay forme lakroa fotsiny fa mifono zavatra betsaka iainana izany. raha manana attitude ohatran\'ny Jesosy ianao dia efa mitondra ny mariky ny hazo fijaliana (ohatra : nahafoy ny ainy ho an\'ny ol Jesosy ho fanavotana azy; dia ohatr\'izay koa raha mahavita manao sacrifice ny fiainanao ianao hamonjena fanahin\'ol dia efa mitondra ny mariky ny hazo fijaliana izany). tsy vitan\'ny manao signe de croix fotsiny io teny nampatsiahivinao io.
ny hoe mahatsiaro tena meloka sa tsia tsy midika mihitsy hoe ny eritreritro tokana no miketrika izany fa arakaraka ny zavatra iainana io. raha filozofian\'ny boudha no iainako dia miankina amin\'izay no ahitako ny mety sy ny tsy mety! raha tenin\'Atra no iainako dia izay koa no ahitako ny mety sy ny tsy mety. Ka tsy misy tenin\'Atra manameloka ahy momba io. ary raha io teny io dia tsy manameloka mihitsy !sao mantsy ianao hiteny indray hoe tsy hoe raha tsy mahita teny manameloka ahy aho dia tsy meloka !!! matoky ny fanahy manorotoro ny foko amin\'izay tsy mety aho.
73. LazaDaddy ( 01/07/2008 11:28)
inona no zavatra hitranga raha miditra ao ampiangonana ianao katolika, na hivavaka ka tsy manao io signe io....manota amin'ny trinité ? tsy ampy fahamasinana ?
74. ikaretsaka ( 01/07/2008 15:52)
LazaDaddy:

inona no zavatra hitranga raha miditra ao ampiangonana ianao katolika, na hivavaka ka tsy manao io signe io....manota amin'ny trinité ? tsy ampy fahamasinana ?


ankinina aminao sy ny konsiansinao io

75. LazaDaddy ( 02/07/2008 10:18)
izay ihany ka :). Tsara ho fantatra fotsiny hoe tsy mahita avaly an'io ikaretsaka :)
76. ikaretsaka ( 02/07/2008 11:06)
fa raha zavatra hainao kosa ny antony ary voaporofo @ ilay zavatra inoanao, ny tokony hanaovanao azy nefa tsy ataonao, fa izay tiatianao ihany ny ataonao, dia mahasadaikatra ihany :wink:


hoy mantsy izay olomasina izay hoe:

"raha izay tiatianao sy metimety @ sainao momban'Atra ihany no ekenao sy inoanao, fa izay hafahafa na tsy azoazonao dia na dinganinao na odianao fanina na ignore-nao, dia tsy Atra intsony no tompoinao @ izay fa ny tenanao!
77. fijo ( 02/07/2008 21:37)
eo letsy resak a"forme" an,
ohatra somary mibolila ity fa alefako ihany.

ny avocat dia miankanjo rebareba lava mainty misy fotsy eo amin'ny tratrany.ny aty amin'ny tany frantsay io sy ireo zanatany fahiny.
ny ao angletera tsy mila izany fa hafaka manao palitao dia efa lasa miasa.

ny mpitsara kosa ao angletera mbola manao solovolo,ny aty frantsa nefa tsy mila izany fa na sola loha aza dia mpitsara iny.fa fomba fotsiny ireo,fa ny avocat eto dia mitovy amin'ny avocat angilisy ihany fa ny iray manao akanjo ahalalana azy ny iray samy maka hoazy.

ny mpitsara frantsay koa mpitsara na dia tsy manao ilay solovolo aza.ka eo tsy misy hoe tsy mendrika eo anatrehan'ny lalana izay tsy manao izatsy.

tia izay koa le marika amin'ny finoana.amiko io an,misy ny efa nozarina hoe ny fomba ny antsika dia izao.
ohatra kely,
izahay fony kely rehefa mivavaka eo ampihinanankanina dia tsimaintsy ary noterena hikipy.
ny zokiko lahy anefa izay tsy nety niaraka nivavaka tamin'i mamany fa nanaraka ny namany katolika dia tsy mikipy.de bedy lery tamin'izany fa tsy manaja ny vavaka.nefa mitombona tokoa ve izay????
78. ikaretsaka ( 03/07/2008 00:59)
izoa le izy ra fijo:
raha azavaina amiko na fantatro ilay antony ikimpiana ary tsy hitako izay handavana ilay argu aroson'ialahy amiko fa tsara petrapetraka tsara ny antony sns..... nefa aho tsy nety nikimpy dia vinany izay.

raha azavain'ialahy tsara ny antony tsy hanaovan'ny mpitsara solovolo any frantsa ka misy raisonement mitombona tsara de ie
toy iznay ny any angletera...
fa raha fantatra ny antony nefa odiana lavina de eo le olana...
79. ari.malala ( 03/07/2008 07:54)
fijo:
eo amin'ny resaka finoana,dia misy ny resaka "anatiny"ary misy ny "fomba"
le "resaka anatiny"dia ianao sy izay hinoanao ihany no mahalala azy.io tsy mila tabataba na hirahira fa izay any am-po sy anaty sina any no alefa


miombon-kevitra 100%

inona no zavatra hitranga raha miditra ao ampiangonana ianao katolika, na hivavaka ka tsy manao io signe io....manota amin'ny trinité ? tsy ampy fahamasinana ?


amiko, katolika ny tenako fa tsy nihevitra ny tenako ho nanota tam trininte aho, ary tsy mihevitra ny tenako ho ts ampy fahamasinana. Ataoko kosa anefa ny signe de croix satria marika fanajana ny Trininte Masina io amiko, samy antsoiko na ny Ray na ny Zanaka na ny Fanahy Masina :) na ao am-piangonana na any am restaurant na aiza na aiza rehefa hivavaka d manao digne de croix :)
80. lizabeth ( 03/07/2008 16:34)
ikaretsaka:

fa raha zavatra hainao kosa ny antony ary voaporofo @ ilay zavatra inoanao, ny tokony hanaovanao azy nefa tsy ataonao, fa izay tiatianao ihany ny ataonao, dia mahasadaikatra ihany :wink:




dia tsy tokony hipetraka ny fanontanianao hoe fa maninona ny protestanta no tsy manao signe de croix. misy signification ho an'ny katolika io (fanajana ny trinité masina hoy i Ari.malala...) fa tsy izay no signification-ny ho an'ny protestanta. Izay no mahatonga ahy hiteny hoe ho anao dia izay ataon'ny katolika dia tsy maintsy ataon'izay milaza azy ho kristiana !
raha io lazainao io dia mba azavao hoe maninona ny katolika no manisy signe amin'ny lavenona ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0087