Amin'ny anaran'ny Ray.....
101. lizabeth
(
09/07/2008 23:16)
ikaretsaka:
le antony tsy voaporofonareo nefa hiamboanareo ange ny olana fa rarahiako inona izay protestanta sy tsy protestanta anao any??
le antony tsy hanaovana azy no ilaiko porofo!
voaporofo ara tsoratra masina sy ara tradition aza ve le hoe \"tsy misy antony\" ny anaovana an\'iny (ny anareo manko io hoa tadiavo ao io foana..ka dia nitady ve hoe aiza??)?
le misy antony manko mba bobaka ihany ny porofo:
hoe i Maria madelenina saika ho any @ fasana t@ andron\'ny paska ohatra (haninona any izy? inona no tena anton-diany tany?? :wink:)
ary efa fanao hatr@ izay io
Boky faharoan\'ny Mpanjaka 13:21
Ao @ asan\'ny apostoly ao momban\'ny aloka sy ny relics an\' ny olomasina (19:12, 5:15)
ny relics an\'i Moizy sy i josoa (Exody 13:19, Joso 24:32)
sao dia ianareo sy ny fivavahanareo mihitsy no tsy misy antony!
Misaotra
[/quote]
mbola tsy azonao foana ve fa ny protestanta tsy manaraka fombafomba e (tradition). tsy misy teny ao amin\'ny baiboly milaza fa tsy maintsy manao signe de croix ny kristiana. ny teny navoakanao teto momba ny mariky ny hazo fijaliana dia tsy miteny mihitsy hoe iny geste iny no hatao. ny anao (sa ny an\'ny katolika) izany raha vao misy mot iray fotsiny dia efa porofo...!
- ohatra momba ny reliques lazainao : nanatanteraka ny hafatry Josefa i Mosesy hoe alevina any amin\'ny toerana hitondran\'Atra (Kanana) ny zanak\'israely ny taolany (fa tsy ny taolan\'i Mosesy na Josoa) : aiza ho aiza amin\'izay ny fomba fanaon\'ny katolika amin\'ny taolam-paty ?
- momba ny aloka sy ny taolana : raha mamaky tsara ianao dia tsy misy filazana mihitsy ao amin\'ireo texte ao amin\'ny Asan\'ny Apostoly fa mitahy ny aloka sy ny reliques fa ny olona no nino izany rehefa nahita ny fanasitranana : raha mino ny katolika fa Paoly sy Petera no mitondra fanasitranana dia izay no hivavahany amin\'ny masindahy isan-karazany dia lojika (mbola tsy azoko na izany aza ny ataon\'ny katolika amin\'ny taolam-patin\'i Petera...); fa ny protestanta mino fa fitaovana ohatr\'ahy sy ianao Paoly sy Petera fa asan\'Atra ny fanasitranana, dia izany no tsy ivavahan\'ny protestanta am masindahy (tsy misy olomasina sy tsy olomasina amin\'ny protestanta ankoatran\'izany). toa izay ny taolan\'i Elisée nahavelona olona iray :fanehoana tamin\'ny Moabita ny herin\'Atra io tranga io fa raha ny taolam-paty no hinoanareo fa mitahy dia lojika raha mbola manantena an\'izany ianareo; ho an\'ny protestanta dia izay fahagagana rehetra dia fanehoana ny herin\'Atra ary tsy hikolikoly taolam-paty satria nisy io tranga io tao am baiboly.
Tsy ny fivavahanay no tsy misy antony fa ianao no toa maka antendrony ny baiboly, mba tsy hilazako hoe ny katolika !
misaotra !
102. Rasiligaoma
(
09/07/2008 23:54)
indro kely:
1)inona kay ary ny antony tsy anarahana ilay traditions? m,isy antony tena mazava ve ?? aiza ny porofo manazava fa tsy azo arahina ny traditions?
2) tsy nisy niteny mihitsy hoe mitahy ny reliques, fa mivavaka ho antsika (intercession) no antony ilaina azy!
Tsy mivavaka amin'ny masindahy isan-karazany ny katolika fa mangataka ireny mba hivavaka ho azy..
ohatra: tsy misy mihitsy hoe Md Benoit mivavaka aminao izahay! fa hoe Md Benoit mivavaha HO ANAY
izao ary mba ho saintsain'i lisabeth kely: raha tsy misy miteny ao amin'ny baiboly hoe esory ny pataloha sy ny aty akanjo rehefa hanao maloto, dia maninona ianao no manesotra ny anao rehefa ho any amin'ny trano fivoahana??
eritrereto!

103. LazaDaddy
(
10/07/2008 00:34)
Rasiligaoma:Iza tokotrany Rasiligaoma no namorona an'io tradition na fombafomba io (signe de croix) rehefa mivavaka ny Katolika?
1)inona kay ary ny antony tsy anarahana ilay traditions?
104. Rasiligaoma
(
10/07/2008 02:09)
dia averiko aminao ary ny fanontaniana mba hahafahantsika miroso lalindalina kokoa?
iza no namorona hoe ho faty eo ambony hazo fijaliana i kristy?
iza no namorona ny trinite masina?
iza no namorona hoe ho faty eo ambony hazo fijaliana i kristy?
iza no namorona ny trinite masina?
106. Rasiligaoma
(
10/07/2008 06:36)
eritrereto lalina raha mpino ianao.
dia mbola ampiako, iza no namorina ny baiboly?
dia mbola ampiako, iza no namorina ny baiboly?
108. lizabeth
(
10/07/2008 21:37)
Rasiligaoma:
indro kely:
1)inona kay ary ny antony tsy anarahana ilay traditions? m,isy antony tena mazava ve ?? aiza ny porofo manazava fa tsy azo arahina ny traditions?
2) tsy nisy niteny mihitsy hoe mitahy ny reliques, fa mivavaka ho antsika (intercession) no antony ilaina azy!
Tsy mivavaka amin'ny masindahy isan-karazany ny katolika fa mangataka ireny mba hivavaka ho azy..
ohatra: tsy misy mihitsy hoe Md Benoit mivavaka aminao izahay! fa hoe Md Benoit mivavaha HO ANAY
izao ary mba ho saintsain'i lisabeth kely: raha tsy misy miteny ao amin'ny baiboly hoe esory ny pataloha sy ny aty akanjo rehefa hanao maloto, dia maninona ianao no manesotra ny anao rehefa ho any amin'ny trano fivoahana??
eritrereto!
izaho ange tsy mitsara ny ataonareo na hivavaka amin'iza ianareo na hivavaka amin'iza e ? ny tiako havoitra dia raha manana ny finoanareo ianareo (ohatra hoe mivavaka ho anareo i masindahy Benoît rehefa angatahinareo izay) dia aza forcer-na hoe tokony hanana izay finoana izay daholo ny olona. Raha mino ianareo fa mivavaka ho anareo ny reliques dia tano hatram farany izay fa aza forcer-na hoe tokony hino izany koa ny protestanta ka anontaniana hoe fa maninona ianareo no tsy mangataka amin'ny reliques mba hivavaka ho anareo ! dia rehefa mihizingizina amin'ny heviny dia atao hoe : fa maninona ianao no manala pataloha...!!!
tsy nilaza mihitsy aho hoe tsy azo arahina ny tradition : tsy ny tradition no hinoan'ny protestanta fa làlana tokony hizorany dia aza manontany hoe fa maninona satria tsy hekenareo mihitsy izay valinteny eto fa ny tianareo dia ny hilazana fa ianareo no manana ny rariny sy manaraka antsakany sy andavany ny baiboly !
109. LazaDaddy
(
10/07/2008 23:59)
prime:Ny fantatro aloha dia TSY i Jesosy ary TSY ny mpianany sady TSY ny Fiangonana nentin'ireo mpianany mihitsy no namorona io fombafomba na tradition fanaon'ny Katolika io rehefa mivavaka (signe de croix). Inoako tanteraka koa fa taty aoriana io fombafomba io vao nisy namorona fa saingy tsy haiko hoe iza no namorona?
Rasily> iza tokoa moa?..:)
prime:Raha ny Tenin'Andriamanitra indray dia efa hatrizay ka hatrizao ary ho mandrakizay, Aleluia! Amen!... ka ataoko fa tsy tokony hipetraka akory ilay fanontaniana hoe "iza no namorona ny Tenin'Andriamanitra" :)
Eny tokoa, iza tokoa moa?
111. Rasiligaoma
(
11/07/2008 03:01)
Tsara ho fantatra:
The great bishop of Cappadocia, Basil, taught that the sign of the cross was a tradition the originated with the apostles, "who taught us to mark with the sign of the cross those who put their hope in the name of the Lord."
Jereo ao amin'ny asan'ny apostoly ao sy ny taratasin'i paoly ny tantaran'ny fiangonana tany Cappadocia fa feno ao
Ary Md Basile de Cappadocia dia anisan'ny tao amin'ny Kosilin'i nicee (Konsily nandravonana sy nanapahana hoe ireto no boky atao ao anaty baiboly)
*rehefa manao zavatra dia tsara raha jerena ihany ny antony sy ny fotony fa tsy ataotao fahatany!

112. LazaDaddy
(
11/07/2008 03:40)
lasa fampianaran'i Basil sy izay mety ho noforoniny indray no ataon'ny sasany ambony noho ny tenin'Andriamanitra marina!
113. Rasiligaoma
(
11/07/2008 03:43)
dia ziany no tsy azoko: ny fampianaran'i paoly (ohatra hoe mananatra an'i timoty izy) lasa hoe tenin'andriamanitra hono!
dia rehefa i Basile dia tsy izy hono
dia ahoana ny hahalalana ny izy sy ny tsy izy
satria navondron-dry basile ao anaty baiboly dia izy?
mba mandiniha!
dia rehefa i Basile dia tsy izy hono
dia ahoana ny hahalalana ny izy sy ny tsy izy
satria navondron-dry basile ao anaty baiboly dia izy?
mba mandiniha!
115. Rasiligaoma
(
11/07/2008 04:32)
ka rehefa inona ilay izy no "tenin'Andriamanitra" ry LD dia rehefa inona ilay izy no tsy "tenin'Andriamanitra"
Rehefa i paoly ve no milaza ho an'ny Karistianina tany Korinto dia izy?
fa rehefa i basile no milaza ho an'ny kristianina tany kapadosia dia tsy izy?
ahoana no hamantarana azy? 8)
Rehefa i paoly ve no milaza ho an'ny Karistianina tany Korinto dia izy?
fa rehefa i basile no milaza ho an'ny kristianina tany kapadosia dia tsy izy?
ahoana no hamantarana azy? 8)
116. LazaDaddy
(
11/07/2008 04:38)
Rasiligaoma:io ilay nataoko hoe tena tsy azonao tokoa. Hoy i Prime hoe "asan'ny Fanahy Masina" :)
ahoana no hamantarana azy?
117. Rasiligaoma
(
11/07/2008 05:08)
sao de izay metimety amin'ny saina? no mody lazaina hoe "asan'ny fanahy masina"?
119. Rasiligaoma
(
11/07/2008 05:46)
ataovy serieux
netinety taminareo ny baiboly nefa ry basile sy ny namany no namondrona azy ho anareo! :-D :-D :-D ha ha !
mahamenatra ihany itony finoana sekta tsy misy fotony itony dia mba hialana pa dia mody hoe "manaraka an'i kristy zahay e?"
nefa izay metimety ami'ny sainareo momba ilay Kristy ihany no indramina fa izay tsy azoazonareo na manohitohina dia toherina!
naninona koa kay tsy namorona kristy araka izay tianareo ianareo e?