Amin'ny anaran'ny Ray.....
121. prime
(
11/07/2008 06:25)
rasiligaoma:... io ilay ambarako foana hoe rehefa manome referansa dia fenoy ny banga fa lasa toy ny misy avona ilay hoe jereo ao amin'ny izao ao...
Jereo ao amin'ny asan'ny apostoly ao sy ny taratasin'i paoly ny tantaran'ny fiangonana tany Cappadocia fa feno ao
rasiligaoma:... mandravona ve midika hoe namorona?
Ary Md Basile de Cappadocia dia anisan'ny tao amin'ny Kosilin'i nicee (Konsily nandravonana sy nanapahana hoe ireto no boky atao ao anaty baiboly)
Basile sy ny konsily ve no namorona ny bokin'ny genesisy? izy ireo ve no namorona ny bokin'Isaia? izy ireo ve no namorona ny bokin'ny eksodosy? toa vao tsy teraka akory i Basile dia efa nisy izany an... sa ahoana hoy ianao?
Ny baiboly anie ka tsy boky iray ka hoe noforonin'i X na noho ny fahaizana sy ny fahefan'i Y nanapaka tatsy sy taroa... boky 66 ny baiboly protestanta, 80 mahery ny an'ny katolika misy apokrifa sns... boky 66 ny baiboly DIEM ary mbola misy karazany maro tsy voatanisa fa ny fototra dia voadika tamin'ireo boky fototra voasoratra tamin'ny teny Hebreo sy Grika avokoa izy rehetra...
Ka iza i Basile no sahy hiteny hoe noho izy no nahavita ny baiboly? sao hambom-po diso toerana lehiretsy izany... Andriamanitra anie no Tompon'ny baiboly e, ka Izy ve voafehin'ny fahalalàn'olombelona sy fahefan'olombelona? na ianao aza inoako fa hiteny hoe tsy voafehy.
122. Rasiligaoma
(
11/07/2008 06:34)
misy fiteny fampiasan'i picasso izay manao hoe" ny asan'olona ihany ange no aravoko dia lasa ohatran'ny hoe izaho no namorona azy e"
124. Rasiligaoma
(
11/07/2008 17:31)
nahagaga ny tsy nitenenanan'ny olona hoe mpisandoka i picasso ohatra hatr@ izay na ireo eveka rehetra nandravona ny baiboly tamin'ny konsilin'i carthage sy nicee
125. fijo
(
11/07/2008 23:48)
"inona kay ary ny antony tsy anarahana ilay traditions? m,isy antony tena mazava ve ?? aiza ny porofo manazava fa tsy azo arahina ny traditions?"
tsy misy porofo milaza fa tsy azo arahina ny tradition,fa tsy midika koa izany fa raha tsy manaraka azy dia diso.sy tsy manao ny mety.
i ari malala eo ambony eo efa manome valiny tena mifanaraka amin'izay tokony ho izy ngamba.

126. prime
(
14/07/2008 11:51)
Efa voavaly efa ela ity resaka ity fa mba samy te-hanita-dresaka...
ari.malala, fijo sy ny namana maro efa ela no nahavaly azy tsara...
ari.malala, fijo sy ny namana maro efa ela no nahavaly azy tsara...
127. Rasiligaoma
(
15/07/2008 14:27)
"inona kay ary ny antony tsy anarahana ilay traditions? m,isy antony tena mazava ve ?? aiza ny porofo manazava fa tsy azo arahina ny traditions?"
tsy misy porofo milaza fa tsy azo arahina ny tradition,fa tsy midika koa izany fa raha tsy manaraka azy dia diso.sy tsy manao ny mety.
dia mandeha indray izany eto ny hoe "izay tiako io"..
:-D
128. Rasiligaoma
(
15/07/2008 14:38)
dia miverina amin'ilay resaky ry pissoa sy ry Ika sy ry fody taloha hoe rehefa metimety sy azoazo'ny saina ny tranga sy ny zavatreairay dia asan'Andriamanitra izay fa rehefa tsy azoazo sy somary manahirana dia ahilika (na atao hoe devoly) !
Tsy misy ny porofo hoy i fijo: dia iza ary no priorite: izay azoazon'ny tena tsy misy porofo sa izay nampianarin'ny "ratsambatan'Andriamanitra" izay io efa nisy nanome io ny porofo?
Raha sahy miteny fa "manompo an'Andriamanitra ianao"?

129. prime
(
16/07/2008 06:59)
Aza mampandainga an'Andriamanitra Rasily hoe tsy maintsy manao an'io a... sao dia izany aza no tena hoe izay metimety amin'ny saina sy ekena no terena hataon'ny olona... asaina manome referansa biblika ianareo sy Ika hoe omeo hoe taiza Jesosy no nampianatra an'izany sy niteny hoe "tsy maintsy" ataonareo izany, tsy misy fa aolakolaka hoe jereo amin'izao sy izao... dia ankehitriny sahy manao vavolombelona mandainga hoe efa voaporofo... voaporofo aiza??? sy ahoana sy avy amin'Andriamanitra sy nambarany taiza???
130. LazaDaddy
(
16/07/2008 07:08)
prime> tsy aleo ve ajanona ity resaka ity fa sahala amin'ny manosika "namana" mivarina any an-kady?...
133. Rasiligaoma
(
16/07/2008 15:43)
LD> "tsy aleo miteny hoe tsy manana porofo ny antony tsy hanaovako azy LD nefa tsy te hanao"? izay no mba mazava kokoa!
134. lizabeth
(
18/07/2008 11:49)
Rasiligaoma:
indro kely:
1)inona kay ary ny antony tsy anarahana ilay traditions? m,isy antony tena mazava ve ?? aiza ny porofo manazava fa tsy azo arahina ny traditions?
mitovy fanontaniana am fariseo ianao eto : marka 7
Ary niangona teo aminy ny Fariseo sy ny mpanora-dalàna sasany, izay avy tany Jerosalema ka nahita ny mpianatra sasany fa nihina-kanina tamin'ny tànana tsy madio, izany hoe, tsy voasasa. (Fa ny Fariseo sy ny Jiosy rehetra tsy mba mihinana, raha tsy efa manasa tsarany tànany, satria mitana ny fampianarana voatolotry ny razana izy. Ary raha avy any an-tsena, dia tsy mihinana izy, raha tsy misasa aloha. Ary misy fomba maro koa izay noraisiny hotanana, dia ny manasa kapoaka sy famaranambamin'izay fanaka varahina.). Dia nanontany Azy ny Fariseo sy ny mpanora-dalàna hoe: Nahoana ny mpianatrao no tsy manaraka ny fampianarana voatolotry ny razana, fa mihinan-kanina amin'ny tànana tsy misasa izy? Fa Jesosy nanao taminy hoe: Marina ny naminanian'Isaia anareo mpihatsaravelatsihy, araka ny voasoratra hoe: "Ity firenena ity manaja Ahy amin'ny molony, fa ny fony kosa lavitra Ahy.Koa foana ny ivavahan'ireo amiko, raha mampianatra ny didin'olombelona ho fampianarana izy"(Isa.29.13). Mahafoy ny didin'Andriamanitra hianareo ka mitana ny fanaon'ny olona. Ary hoy koa Izy taminy: Hay! Tsara ny nahafoizanareo ny didin'Andriamanitra mba hitandremanareo ny fampianarana voatolotra anareo!
Fanampiny : Tandremo fandrao misy mahalasa anareo ho babony amin'ny filosofia sy ny famitahana foana, araka ny fampianarana voatolotry ny razana, araka ny abidim-pianaran'izao tontolo izao, fa tsy araka an'i Kristy (kolosiana 2.8)
135. Rasiligaoma
(
18/07/2008 11:57)
ka ny marka 7 ange ange resaka traditions jiosy e
ity resaka tradition kristianina
aza afangaro ny soja sy ny tsaramaso
ity resaka tradition kristianina
aza afangaro ny soja sy ny tsaramaso
136. fijo
(
18/07/2008 21:29)
rasili an,ny zavatra iray,raha toa ka tsy ahitana vokadratsiny ny fanarahana na tsy fanarahana azy,dia tsy olana le hoe" samy izay tiany io"
ohatra,samy mangetaheta,misy rano (apompy eo)misy limonady sy coca,samy mahafak ahetaheta ireo ary samy tsy ita izay maharatsy ny fisotroana azy ireo.ka na hisotro limo ialahy na hisotro rano aho,samy hoafaka hetaheta isika.eto dia tsy olona le izay revy eo e.
fa raha toa kosa ka toaka sy rano ary limo no safidy eo,isika rehetra ngamba hiara hiaiky ,fa rah amangetaheta tsy toak an ondeha hosotrina hanalana hetaheta.
mpisotro aho no miteny izany.

137. lizabeth
(
18/07/2008 22:46)
Rasiligaoma:
ka ny marka 7 ange ange resaka traditions jiosy e
ity resaka tradition kristianina
aza afangaro ny soja sy ny tsaramaso
inona am reo traditions noresahinao no kristiana ?
138. Rasiligaoma
(
19/07/2008 16:20)
ny resahana amin'ny marka 7 tradition inona ?
fijo> misy le hoe hetahetan-drano tsy afaka tonono dia hetahetan-toaka tsy afaka jus e
fijo> misy le hoe hetahetan-drano tsy afaka tonono dia hetahetan-toaka tsy afaka jus e
139. fijo
(
22/07/2008 21:27)
elahy koa letsy manitatra tssssss,le mangetaheta fotsiny no resahako eto,fa hafa manokana mihintsy le mangetaheta toaka.
140. lizabeth
(
23/07/2008 23:51)
Rasiligaoma:
ny resahana amin'ny marka 7 tradition inona ?
ny traditions noresahinao tetsy aloha no anontaniako fa aza mamaly boraingina !