Amin'ny anaran'ny Ray.....

141. prime ( 24/07/2008 13:24)
lizabeth> efa voavaly ny lohahevitra fa tsy hitondra n'inon'inona ho azy ny anohizana ny resaka fa "mamarina azy an-kady eo indray" hoy i LD izay... ka raha mety dia ajanony fa tsy ho azony mihitsy ny ambaranao na hivazavaza mihitsy aza hoe zavatra samihafa dia terena sy tsy maintsy arahana... :)
142. fijo ( 24/07/2008 20:50)
hi hi ih elahy letsy ry prime
143. ikaretsaka ( 24/07/2008 21:31)
fa iza tokao aloha no mivarina any ankady @ izao ?? :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5592