otran'ny tsy tiako

81. ainaheri ( 31/05/2008 09:10)
kiadi>> :-D :-D :-D :-D

Miodikodina ny resaky kapistra,aza atao moraly be lay izy!!Raha io zvtr lazainao io no tanterahana d lasa mahamonamonaina ra atao resaka matotra fona ,d hisy hatory ampitoerana eo ampamakiana ny dinika ra izany!!

kapistra:
Raha vao mijoro tsara ny vehivavy ao amin\'ny fianakaviana, na dia manao ny ataony aza ny lhl ,tafavoaka foana izany fianakaviana izany


Ianao iany ané mamaly an\'le fanontaniana ee,izy kou mba mijoro @ heviny,,mba nanaraka iany aho @ fo tsy miangatra ,fa tsisy teny nivoana na niteny ratsy oul angamba teo no alaina tahaka ny vie privé-nareo tanny,ary samy manana ny fitondrany ny fiainany kou ka mety sarotra @ sasany ny hanao zay nataon\'ny mamanreo zany na tafavoaka aza nareo(arahaba soa arahaba tsara)
82. tess ( 31/05/2008 09:41)
miodikodina mitsy ilay heviny fa i tess no tena visé-ny
mè bon! rehefa soulagé amin'io izy de tsara.... :-P
mitsikera hoe manimba ny endriky ny dinika anefa i kapistra manao hors sujet be , rehefa hors sujet de manimba dinika dool ny anarany.....
manjary ny momba ahy no resahina eto :^)
83. kiadi ( 31/05/2008 09:57)
tairo wa ny hopa variraka fa mangina doly reo :-D :-D
84. xxx ( 31/05/2008 10:17)
aleoko mitazana ftsn f raikitra ndray ny tambabe =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
85. kiadi ( 31/05/2008 11:21)
bizna bizna!! nem sy salady!!! :-D :-D :-D
86. tess ( 31/05/2008 11:53)
[b]scoop scoop
87. xxx ( 31/05/2008 11:54)
xxx:

aleoko mitazana ftsn f raikitra ndray ny tambabe =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))


ka io izany ilay hoe firaisan-kina koa! rehefa mitsara olona loatra dia manjary voatsara ny hafa rehetra.....


88. tess ( 31/05/2008 12:01)
18. Mpandefa : yonikafopl [ Valio ] 29-05-2008 15:12:06
Lohateny : Re : otran'ny tsy tiako
le sainao sy ny oronao mintsy no tena maloto am le izy ngamba eeeeeeeeeeeeee



23. Mpandefa : tess [ Valio ] 29-05-2008 22:20:58
Lohateny : Re : otran'ny tsy tiako



dia inona izao no maha samy hafa ny hevitra nosoratako sy nosoratan'i yonika amin'io ry kapistra, samy orona maloto ny dikany fa ny ahy no prsizéko tsara, ny orona maloto anie misy taindelo zany e! sa in ndray????? sa lay izy mivantana no tsy tinao
dia nodinganina fotsiny zany yonika fa tondé zà ihany no fatrapatrana araka ny filazanao azy!.........mazava waz anie e!
halako bika tsy tiko endrika...:-p

izayyyyyyy!

89. xxx ( 31/05/2008 13:23)
xxx:

ka io izany ilay hoe firaisan-kina koa! rehefa mitsara olona loatra dia manjary voatsara ny hafa rehetra.....
ts ny hafa rehetra f ny clan-nareo e!


=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
90. xxx ( 31/05/2008 14:23)
de zayzany!
91. xxx ( 31/05/2008 16:11)
ô ry xxx ah! tazako be hoy aho ilay sarin'i xxx tany amin'ny RNS ao amin'ny madagate =)) =))
92. xxx ( 31/05/2008 23:34)
njay lay feoooooo!njay lay feo fa tonga injayyyyy! :-D :-D :-D
93. kiadi ( 01/06/2008 00:07)
olety ry orona an! zah ange lety tsy hanoratra any elah mintsy na indraimadeh aza eh!! inona moa no hanakanana'elah anah :-D :-D :-D :-D
mitombo iray indray zany ny manakana anah ko!! handeh hanao collection mpanakana zah! :-D
94. tess ( 01/06/2008 07:06)
kiadi: :-D :-D :-D :-D
95. yonikafopl ( 01/06/2008 08:39)
anseeeeee wa eeeeeee, misy ra la tera hihihihihi
96. xxx ( 01/06/2008 11:02)
yonika: yéka ouz!
97. Kapistra ( 02/06/2008 07:01)
tess:
olon-dehibe aho ary efa nahita fianana bdb

vao roapolo taona mahery hono dia efa hoe :
Ndryyy …. Tsaroako tamin’izay fahiny e !
nanao fianana ,nanao…………nahafinaritra izany an !
Mbola vaaaaao manoooooomboka.
tess:
dia inona izao no maha samy hafa ny hevitra nosoratako sy nosoratan\'i yonika amin\'io ry kapistra,

Ianao no sefo e!rehefa miova ianao dia manaraka fotsiny ireny.

98. Kapistra ( 02/06/2008 07:08)
Tantara kely indray nisheo :
Tonga teto frantsa hono ny ekipana mpilalao rugby malagasy iray ;kainzo makitroka ny anarany.Hikatroka @ ekipa vahiny 1.Rehefa vita ary ny lalao dia nisy mpanao gazety vahiny nametraka fanontaniana azy ireo.
Nisy mpandika teny malagasy iray teo nanao ny fandikan-teny.
Dia hoy ilay
Mpanao gazety vahiny :Nanao ahoana ny fahitanareo iny lalao iny.
Dia namaly ilay kapitenin’ny kainzomakitroka.
Tinesy boy :Tena tokony ho voanay ihany aloha ry lerony e !,fa ny nahavoa anay fotsiny ‘zay tsy ampy Esma e!(rongony) fa rilerony komany be dôly de poussé poussé fotsiny ny fikany eo.Iny eo ihany fa ny tena tsy lasa dia frigany(mangatsiaka) be hoa ilay gilagany(gilasy) sady malama dia nibolisatra fotsiny ny kôfany(rizalahy).
Dia hoy ilay mpandika teny malagasy :Ajanony kely aloha fa tena tsy misy azoko mihintsy.
Tinesy boy(kapiteny) :Fa ahoana koa ary ‘zany e ! fa nareo ngaha vozongo no tsy maharaka ny tenin’ny kôfibay e !
Dia hoy ilay malagasy iray sendra teo :Azafady razoky e !mba ovay kely hono ny resakareo fa tena tsy azon’io mpandika teny io mihintsy e !.
Tinesy boy :Ary ianao razoky aza miditra @ pataloha tery a !kôzy tsy misy hidiranao izany.Fa ianao indray ity no mivonto orona @ zany eo.
Dia hoy ilay malagasy :tena tsy azony mihintsy anie ny resakao e !somary mba ovay na asio fanazavana kely .
Tinesy boy : Tsy mety ahoana ny kôzinay e !kôzy mazava be izany ko tsy azonareo e !Inona ny blem amin’izany !izy gasy izaho koa gasy koa inona no tsy hahakôpy azy amin’izany.
Tinesy boy:Ovaina hono ny kôziko ;efa izay ny fomba fikôziko dia izay ; koa inona no tsy mety amin’izany.Mialona ny kôfa fotsiny hoe tonga aty an-dafy.
Rakoodinibe(mpilalao iray) :Tonga rangahy dia omeo ny ompa variraraka a !
Ahalalany sy hahafantarany a !
Ranainakel (mpilalao iray) :Fa inona hono ny kôzin’ lerii e !kôzy mazava be ‘zany ve tsy azon lerii e !sa teren lerii ovana ahoana ary ny kôzin’ny kôfa,efa izay ny fomba fikôzin’ny kôfa dia izay.
Ranainakel (mpilalao ) :Ianao rangahy aza be môraly eo , fa manimba ambiansa fotsiny a !
Ranainakel:Ndao rangahy hanaovana angara a !.
Tinesy boy :Izaho mihintsy rangahy no tena tsy revin’io a!Sa mahita ny bandy hoe be sokatry dia mitsiriritra sy mialona.Ndao rangahy amboarina a !fa miseho milay a !

Mbola hitohy….
dikan-teny
komany=lehibe
poussé-poussé=tosika-tosika
kôzy=resaka
fikôzy=firesaka
ambiansa=fifaliana
be môraly=be fananarana
amboarina=hodarohana
99. Kapistra ( 02/06/2008 08:16)
ainahery:
Miodikodina ny resaky kapistra,aza atao moraly be lay izy!!Raha io zvtr lazainao io no tanterahana d lasa mahamonamonaina ra atao resaka matotra fona ,d hisy hatory ampitoerana eo ampamakiana ny dinika ra izany!!

Io 'zany dia hoe tsy misy hoe manakana ilay vazivazy akory e!,ary izaho aza dia tia mivazivazy mihintsy,fa ilay izy mba lanjalanjaina ihany,Araka ny fanirian'ny maro eo ambony.
Tsy mitovy mantsy ny vazivazin'ny olona nandia fianarana tahaka ny maro ato amin'ny serasera sy ny vazivazin'ny olona eny amin'ny fonja na eny amin'ny toerana be jiolahim-boto.Ary ny manome sosokevitra ve dia lazaina hoe be môraly fa indrindra ny tenako aza sambany izay vao mba nanandrana nanitsy ilay fomba fiteny ,tahaka ny maro eo ambony ihany.
Averiko eto ihany ,ny olona maro ato @ serasera dia olona nandia fianarana manampahaizana,mandranto fianarana any dilam-bato ,ary manana ny maha-izy azy daholo;mijery ny sarinareo sy mahita anareo lasa any @ tany mandroso any
ny tena dia mba mitsiriritra ihany,nefa mahita ny firesaka indray dia aiza ary rizareo izany.Dia gaga sy manongo tena ihany ny tena hoe izany ve ny fomba fiteny rehefa lasa any.Tena tsy manakana ny vazivazy ary tsy manakana ny ambiansa ,fa mila ezaka kosa e! @ fanatsarana indrindra ny tena mba nianatra ihany.Sa ve hoe izahay "stressé" dia avelao amin'izao.
Raha avela amin'izao mantsy izy io dia mety ho sahala amin'izao angamba ny endriky ny serasera @ 2010
Ps :
pelakasaonina
jistakôry(pataloha tery)
rataindel
pédofilia

Dinika :Eritreritra mandalo.
lohanteny:kôzy voretra
Kôfa aminanàtà :Tena hoa aza mba miavona,Sipa mipetraka ary tena dia tonga aty.Miseho milay amin’ny mini-jupe sy jistakôry (pataloha tery).Mba ovay hoa ny kôzy voretra.
Rataindel :’Zah r'ity tsy maintsy miavona a !fa tena miseho milay sady miseho ho bôby nefa tena aza tsy misy saosy akory.Fa inona no tena tsy aritr’ tena aty amiko e !sa mitetika ny mofoko indray tena dia mody manampempo eo !
Dain mahasosotra be.
100. yonikafopl ( 02/06/2008 10:37)
hahahahahahahaha, de ho avy njay zao i kapistra hanome tehaka ary anann ary we nisy fiovana i tess fa nanariny hihihihihih, de za mety hahazo tefaka njay we miditra am resaka tsy hidirako, satria ny clan voaibe njay reo mifanotrona reo =)) =)) =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0088