otran'ny tsy tiako

61. tess ( 31/05/2008 06:21)
mazava ho azy i anianaheri anie ny tiany natao e! io ilay hoe alako bika tsy tiko endrika....ka haniko ity anio :-D :-D :-D
amiko aloha ny fitenena hoe taindelo tsy misy hoe tenindahy na tenim-bavy ary tsy teny ratsy na tsy teny mendrika io, fa inona indray no ilazàna azy ary.....sa inona ilay fitenin-dahy tianao lazaina izay lazainao naha tohina anao mafy hihihihi loza kou zany.....!!!!!!!
ny fanalàna indray dia efa hiaraha-mahita eraky ny dinika io ka tsy tokony ho vaovao amin'i kapistra ny namalian'ny namana ny diniky i orona,
tsy mi interessés ny namana ilay dinika dia aleony manàla an'i orona
toy ny tsy fitiavan'i orona ny dinika forum sersera ihany io ka entina hanompàna ny namana.....efa toy izay mitsy ny systema hitako eto am forum, rehefa dinika mamely ny serasera dia miomàna fa ho avy ny mpiforum mavitrika hanàla sy himeme mafy :-p serasera sady firaisankina no eto am forum e!:p
dia averiko indray, aza miditra am pataloha tery na afera tsy dia tokony hidiranao loatra dia aza mitsaratsara raha tsy fantatrao ny olona tsirairay....
ny anao no ataovy izay mampetipety azy fa aza variana mijery ny hafa.... :-P
62. Kapistra ( 31/05/2008 06:22)
tsikera sary
kapistra:
Tena mba meva koa zany tsaiky managy zany an!Aleo ihany zalahy manambady gasy a!
saraho daholo 'reny vazahanareo 'reny rehefa azo ny paps.

tess:
am maha olombelona tsy mety zany zavatra lazainao izany ry kapistra

kapistra:
Azafady ary raha tsy mety lay izy e!

tess:
kapistra: tsy de manina anie e! fa otran'ny palelo be raha intérêt fotriny no hanambadina oul de pitsihina avy teo refa azo ny soa

kapistra:
Ary ianao kay matotra be an!

Raha ianao izany no nanitsy ahy dia mety tsara ô,
Izaho aloha te-hiova e!,ary miezaka foana.
fa izaho mba nanandrana nanitsy anao dia jereo tsara ange e!
kapistra:
Raha ny fijery anao ivelany aloha dia tena tsara fa ilay fiteny no hitako hoe mila hamboarina,manaova ezaka fa tsy mbola tara izao.

tess:
sao mba enao aza no tena b taindelo raha izany no toa miaktra mafy de mafy

kapistra:
Ary tena tsy tsapanao mihintsy ve hoe tsy mety ireo voalazanao ireo.
Fitenin-dehilahy daholo ireo;izay no antony hitenenako anao;satria ianao vehivavy.Misy vehivavy ihany ao ,fa tsy dia mitovy loatra amin'ny fiteninao.

tess:
na tenin-dehilahy na tenimbavy, fiteny ireo ka tsy hitako no makarary tsinay anao amzany! tena hors sujet mitsy.....sa te hila vaniny hanàsa vangy! misy dinika ho an'ny tia manasa vangy matsy any ho any
zé filazanao mety dool fa zà tsy miova am maha zaho ah! ok

63. tess ( 31/05/2008 06:23)
ny anao no ataovy izay mampetipety azy fa aza variana mitsikera ny hafa....

ny tiko lazaina :-p
64. tess ( 31/05/2008 06:36)
lasa adala ve i kapistra e!
inona no hidiran'ny tsikera sary almity dinika ity sa efa nisy zvtr tsy levon'ny vavonin'i kapistra tamiko

mazava waz! tsy mety ny voalazanao tao am tsikeran'ny sary amiko manokana am maha olombelona ahy
tsoriko sy lazaiko izay ao ampoko

fa ny anao inona no tokony hanintsinao ahy!
ny fitenenako hoe taindelo ve dia inona no tokony hiezahako tsy hilazàko io intsony??????? misavoana ilay hevitrao marina.....
tsy de hitako izay nahatafitohina anao tamin'ny voalazako etsy ambony fa filam-baniny fotsiny tsotra zao ny anao

hoy enao koapistra;
Ary tena tsy tsapanao mihintsy ve hoe tsy mety ireo voalazanao ireo.
Fitenin-dehilahy daholo ireo;izay no antony hitenenako anao;satria ianao vehivavy.Misy vehivavy ihany ao ,fa tsy dia mitovy loatra amin'ny fiteninao.


inona ilay tsy tsapako tsy mety, sorito manokana hoe hiaraha midinika eto?????tsy i kapistra ny hanova ahy am maha izaho ahy sy ny fomba fitenenako fa ny anao matoa nilaza ny hevitro aho, tsy nanitsy anao aho fa nilaza ny hevitro fotsiny hie, tsy mety raha ny hanambadiana vazà hangalàna tts fotsiny de refa azo ny soa dia hatsipy izy satria efa nahazo tts, zany ve dia mendrika, inao no tokony hiova foto-pisainana fa tsy mendrika be ilay toetranao,
io ilay lazaiko hoe aza mitsikera ny hafa fa ny anao aza tsy lafatra.
65. Kapistra ( 31/05/2008 06:37)
tess>Angamba tsy hitako hoe misy fitsikerana hoe inona teo,fa mba torohevitra fotsiny ny ahy,raha tsy mety moa dia avereno aty amiko ihany.
Ary ny torohevitra dia zavatra hita eto amin'ny dinika ihany,tsy misy hidiran'ny fianan'ny olona manokana any ambadika any mihintsy ilay izy.
Efa io voalazako eo ambony io,rehefa tsy mety dia manaiky aho hoe tsy mety izany.
Fa ilay fiteny mankarary no tsy dia tsara loatra,manjary manaratsy endrika ilay dinika ilay izy.
66. tess ( 31/05/2008 06:41)
io fitenin-dahy io foana no averimberina eo! ka raha manao fitenin-dahy aza maninona koa anefa e! tsy izany no ataonao safary lava be eto
atao quote quote foana ilay fitenindehilahy, hahahahah
toa mbola tsy nahita na naheno lehilahy niteny manokana io aho hatrizay, mampiomé be kapistra.....
hita izao fa izaho no tiana asiana eto , anokafy dinika fa aza mampisavoana hevitra, alefaso any am dinika manokana de any manàsa vangy esory tsara ny tainify any fa any malalaka ny fanasàna azy :-D
67. orona ( 31/05/2008 06:45)
mes remerciements pour:
tol - ramistina - kapistra - atuat - Gie

Misaotra anareo nanohana --- fa saingy tsy ny hevitra intsony ny eto fa --- tsy mi interessés ny namana ilay dinika dia aleony manàla an'i orona --- efa toy izay mitsy ny systema hitako eto am forum --- rehefa dinika mamely ny serasera dia miomàna fa ho avy ny mpiforum mavitrika hanàla sy himeme mafy --- serasera sady firaisankina no eto am forum e

aza miditra am pataloha tery --- fa ny forum dia pataloha tery

Fanontaniana miverimberina:
aiza ilay ompa?
valiny --- misy toerana natokana anaovana an'izany fa saingy na dia any aza mbola misy ihany ny fanakanana
de plus, ny atao hoe kely saina --- maivandoha --- tsy afataimbody --- mila diovina kely fa feno tain-delo --- etc
ireo tsy misy teny ratsy ka tsy mampaninona --- sa moa firaisankina izy teo?

en fin de compte, tsy misy ilavako azy loatra ny mamaly anareo fa mankaloiloy.
68. tess ( 31/05/2008 06:48)
Kapistra:

tess>Angamba tsy hitako hoe misy fitsikerana hoe inona teo,fa mba torohevitra fotsiny ny ahy,raha tsy mety moa dia avereno aty amiko ihany.
Ary ny torohevitra dia zavatra hita eto amin'ny dinika ihany,tsy misy hidiran'ny fianan'ny olona manokana any ambadika any mihintsy ilay izy.
Efa io voalazako eo ambony io,rehefa tsy mety dia manaiky aho hoe tsy mety izany.
Fa ilay fiteny mankarary no tsy dia tsara loatra,manjary manaratsy endrika ilay dinika ilay izy.


averiko aminao mitsiny alou ilay foto-pisainana mampalahelo e!
ary ny ahy tsy tsikera koa fa otranao ihany mba toro-hevitra otran'ny anao ihany koa! saingy ny anao nifanohitra tam hevitro.....mazava ho azy

aiza ary izany teny mankarary izany e! ary toa enao no tena marary sa ianao ihany no orona ka nisolo palitaho kapistra.......??????
ary tsy izaho ihany no mamaly manohitra ny hevitry i orona eto fa izaho no tena asianao safary lava be eto donko misy raha tsy levon'ny vavoninao amiko tsory ny marina ......lazao.....
efa naazavaina aminao etsyambony fa aza afangaro ny fanàlana sy ny tena izy , mino aho fa azonao tsara ny namana namaly hatreny amboalohany fa nanàla an'i orona, fa ianao no tena te hila vaniny amiko dia mody atao resa-be tsy de misy dikany laotra .....
efa lazaiko enao hoe sorito manokana ary ilay fitenin-dahy mahatohina anao????? izaho manokana tsy ataoko hampiova ahy ny filazàko hoe taindelo
teny gasy tsara ary tsy teny ratsy .......
MANARAKA IZANY , tsy ianao no orona ka ianao no hisolo vaika ny ankalana eto marina.


:-P
69. xxx ( 31/05/2008 06:52)
mazava eto fa i orona ihany no kapistra


dia tsara tso-drano ary i orona any am site hafa fa avela hilamina ny forum serasera fa aza lotoina am orona tsy madio
70. orona ( 31/05/2008 07:02)
désolé aloha kapistra fa izay aloha zany le eto é --- rehefa tsy mifanaraka amidry zareo d à la porte --- fa mandoto forum --- toa lasa iaho ndray no mandoto dinika --- nefa ny dinika napetrako aza oe: izao fitiavana maloto izao foana
msaotra aloha tam firaritsoa fa farafaratsiny mba nisy anizay
71. xxx ( 31/05/2008 07:11)
ka ny dinikao aza ry orona hoe tsy tiako ilay serasera ko! mazava ho azy anie izany e!, hanao izay hanakorotanana eto fotsiny dia handeha ho any amin'ny blogy mpanakiana ny serasera ary indray hanaratsy......
72. tess ( 31/05/2008 07:17)
Kapistra:


Ilay olona anie tsy mbola niteny ny momba anao na ny ps nao e!




Dia farany aza ity ry kapistra, araka io voalazanao eo ambony io dia otran'ny hoe tena tsy mpanadàla ps n'oul enao anefa jereo ity hevitra napetrakao tany amin'ny dinika tany ho any hitako ity, dia izay lay lazaiko hoe aza mitsara mba tsy ho tsaraina , am-bava homana am-po mieritreritra
borkéo amzay fa resaka tsy hinanakanina.

1. Mpandefa : Kapistra [ Valio ] 12-02-2008 09:48:29
Lohateny : Re : tafiditra forum nefa tsy tafiditra Blog
Enjana koa 'zany anarana 'zany ry Tess a!
razaoridira=fakofakon'inona moa
Nefa mino aho fa ol mihaja ihany razaoridira ;fa mba anarana fotsiny io.



73. Kapistra ( 31/05/2008 07:33)
tess>efa misy fiovana kely,tsara fa tohizo;
aza heverinao hoe manenjika anao aho.Ianao mantsy olona hitako hoe mavitrika be eto amin\'ny serasera,izay koa ny antony niresahako anao manokana.
Izany hoe tokony mba ho fitaratra harahiny zavavy rehetra ato izany.
Ny ahy mantsy ny mba faniriako dia hoe ,tokony mba ho mendrika daholo ny zavavy malagasy rehetra e!,na amin\'ny fihetsika na amin\'ny fiteny na amin\'ny toetra.
Io mantsy ny tena fototra iray lehibe iorenan\'ny fianakaviana.
Maninona no tsy dia miteny loatra ny lehilahy aho?ny antony dia izao:
Raha vao mijoro tsara ny vehivavy ao amin\'ny fianakaviana, na dia manao ny ataony aza ny lhl ,tafavoaka foana izany fianakaviana izany.
Ary zavatra nianako izany.Na dia naditra aza ny papanay rehefa nijoro tsara i mama dia tafavoaka foana izahay.Ary tena mirehareha amin\'io mamako io mihintsy aho.Ary mino aho fa izany koa azo tanterahina eto @ serasera eto.
Ny tiako hambara amin\'i tess fotsiny dia izao,tsy mampaninona mihitsy ,ary tsy mampihetry akory fa mampitombo ny voninahitra aza ny manaiky hoe tsy mety ny voalazako.Na ny milaza hoe raha tsy mety ary dia inona ny tokony atao e!.Izaho anie manaiky raha ohatra hoe misy fiteny tokony ahitsy e!mila mifampitaiza sy mifampizara izany ny tena antony hidirana forum,fa tsy hoe entina hifanompana na hifanaratsiana e!
Tokony mba zavatra tsara no azo eto ,fa tsy sanatria akory aretim-po sy lonilony indray.
Sady ny tompony ny serasera to hitako hoe olona tsara ihany;mino aho fa izay koa ny tanjony eto.
Raha ohatra hoe tianao ny hiova sy ny hifampizara amin\'izay fomba fitenenana izay dia azo atao ny manokatra lohahevitra manokana.
Izaho akory tsy hoe tonga lafatra ,fa araka ny efa voalazako teo,izaho te-hiova,ary miezaka ny ho tsara hatrany fa araraoty hono ny andro azo hanaovan-tsoa fa miharatsy izao fianana izao.
Misaotra anao



74. tess ( 31/05/2008 07:49)
shhhhh aza be moraly fa raha vehivavy tsy mendrika aho tsy nandefa ny sariko ho hitambahoaka ary ry kapistra ah!
asehoy inona no tokony tsy ho mendrika am voalazako tetsy ambony pffffff
:arrow:

olon-dehibe aho ary efa nahita fianana bdb, fa tsy ianao no tokony honoro ahy am hataoko satria ianao aza mboa mila hatoro sy ahitsy be dia be ny jerinao sy ny fombafomba nao sy ny foto-pisainanao...
aza mitsara mba tsy ho tsaraina
75. tess ( 31/05/2008 07:55)
farany malalaka ny eto fa tsy fanagejàna donko avelao hiaina malalaka ny mpifroum fa aza mifanome moraly rehefa tsy mandika ny làlna mifehy eto amin'ny forum.....tsy fahamatorana be foana akory ny eto fa mba misy ny fanalàna azy indraindray sinon, lasa tsy fialalmboly indray fa mampi-boda ny loha, ary raha tena te hiresaka tamiko marina enao, maninona no tsy tany am hafatra no nanoratra fa teto????? :roll: mampisavoana ny dinika?????
ny fiananao manokana any dia tazomy ho anao any izany.....
otran'izao foana ny naha tess sy fasaly ahy hatrizay donko tsy liova am maha izaho ahy izaho, aleo tsoriko ny marina, raha scandale be ndray ny nataoko de nifona aza nataoko fa tsy de hitako izay mamisavoritaka anao eo fa efa misy raha tsy haritrao amiko tao donko mazava ho azy.
76. tess ( 31/05/2008 07:58)
farany dia tazomy any ny voninahitrao, fa izahay tsy dia adalam-boninahitra ka hiatsara velatsihy amin'ny fihetsika sy ny rehetra anefa ao anaty no tena tsy mamokatra.......
77. Gie ( 31/05/2008 07:59)
mahavariana ianareo...
78. kiadi ( 31/05/2008 08:33)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D omeo ny hopa variraraka eo iz ry tess ahitany zany tena vevavy zany an! :-D :-D :-D
79. xxx ( 31/05/2008 08:47)
Betsaka ny vehivavy manao firesa-dahy sy fitenin-dahy ato, ohatra ilay vehivavy manao klé klé ireny rehefa manoratra, tsy ataon'i kapistra fanakianana fa nahoana no i tess no asiana fanamarihana am resaka tain-delo? :-D

misy raha tsy mazava ao an!....sady fitenin-dehilahy hono io :-D

hoy i kapistra:
Raha ianao izany no nanitsy ahy dia mety tsara ô,
Izaho aloha te-hiova e!,ary miezaka foana.
fa izaho mba nanandrana nanitsy anao dia jereo tsara ange e!


Raha ny fahitàko azy izany dia tena tian'i kapistra hiaiky manoloana an'i kapistra mitsy lay olona hiteny hoe diso aho...otran'ny mi forcé mihitsy anié ianareo izany e!
Fiteny malalaka io hatramin'izao azo ampiasaina tsara mihintsy, raha teny ratsy indray dia ekena fa tsy mendrika.... Dia avelao ny olona hiaina am ankalalahany e!
80. tess ( 31/05/2008 08:52)
kiadi:

:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D omeo ny hopa variraraka eo iz ry tess ahitany zany tena vevavy zany an! :-D :-D :-D


ka manjary mihetry ny voninahitra kou!!!!


:/ :^)
ny ahy zao nilaza taindelo aho de niena 1kgs ny vonnahitro kanefa aho mampiseo sary :-D :-D :{ :{ :{ vonjeouuuuuuuuuu!

ountsssss! izahay ndray olona faranzay tsotra tsy de mivakl am vonnihitra diso toerana izany......asehoy fotsiny ny maha anao anao rehefa tsy manao ratsy oul sy manao soa olona dia ampy izay :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0837