otran'ny tsy tiako

1. orona ( 28/05/2008 19:53)
Otran'ny tsy tiako zany ilay serasera fa izao resaka fitiavana maloto izao foana no matetika.
novalian'i kiadi ny 03/06/2008 19:00
2. xxx ( 28/05/2008 21:38)
malalaka ny varavarana ô!
3. xxx ( 28/05/2008 21:39)
haotran'ny hoe mahita an'i sitlo mandray anjara amin'ny dinika koa izaho mahita an'ity orona ity.
4. ratonga ( 28/05/2008 21:40)
tapeno ny orona é! :-D
5. kiadi ( 28/05/2008 21:49)
miahala refa tsy mazaka
6. belakely ( 29/05/2008 02:37)
hita wa....... :lol: :oops: :lol:
7. ainaheri ( 29/05/2008 04:40)
Fa inn alou le fitiavana maloto ? Efa nisy sary nivoka sa noresahana nivantana teto @ dinika rehetra?? Ra izany ané ry Orona afaka mandray anjara ao @ Fivavahana sy Finoana ary koa ny Sakafo nareo e Any angamba tsy misy an'zany,fa zay le manal'azy ee,raiso zay tandrify anao d asio tsiky d ampy f'aza kizitianina @ ty fiainana mandalo ty
8. milaibe ( 29/05/2008 04:58)
aiza izany fitiavana maloto zany? sa inona no tena tianareo ho lazaina fa tsy mazava, ary aza mijery an`izany intsony d mitadiava le misy fitiavana madio
9. milaibe ( 29/05/2008 04:58)
aiza izany fitiavana maloto zany? sa inona no tena tianareo ho lazaina fa tsy mazava, ary aza mijery an`izany intsony d mitadiava le misy fitiavana madio
10. zoky ( 29/05/2008 05:01)
tapeno fotsin ny orona de ts maheno fofon' ilay fitiavana maloto e
11. orona ( 29/05/2008 06:32)
Oay izany fanilihana. Rehefa avy nosakanana tsy hidinika manoka dia asaina mande amin'ny fivavahana sy finoana ary sakafo. Asio fair play nama fa aza atao à la porte isaky ny mietsika. Manao jeu tsisy atao tsss
12. ainaheri ( 29/05/2008 08:13)
Ngah nisy niteny an'i orona we tsy mahazo mankany @ dinika manokana,fa le manompa reny @ tsisy dikany kosa alou tsy mety ee,na misy dikany aza,aleoko miresaka fitiavana maloto toy zay hanompa oul @ reniny!!! Asio tsiky fotsiny wa d iaino le virtoaly f'aza atao akana laginy na anomezana laginy!!
13. orona ( 29/05/2008 08:39)
iaino le virtoaly, kratstsisy ataoko
14. kiadi ( 29/05/2008 08:44)
tsy mazaka virtoaly io zandry kely io eh!! lery ange zafikely eh! mety bola tsy ampy tôna io
15. xxx ( 29/05/2008 09:29)
tsy bandy kely io fa fombany manao an'io te hi lancé =))
16. orona ( 29/05/2008 09:52)
tsy mazaka virtoaly bandy kely =))
17. mignone ( 29/05/2008 10:40)
fa mahazaka orona ve ? =)) =)) :-@
18. tol ( 29/05/2008 13:00)
za manokana kou alou de tena ts te mahavoa e! ny tina ambara amle fitiavana maloto nge de ts voter oe nis sary vet2 na...fa na de ny resaka ataon sasany ao aza de makamo, mis mba manontany zavatra matotra, ny sasany mananiany fotsin mamaly, tsssssssss ts mampazoto ka! ts mba otran site sasany, manjary ilay mpikarakara no mampalaelo, mba asio valeur ny resakitsika ato e! de mba asio fifanajana na de bitika aza, okay!!!
19. yonikafopl ( 29/05/2008 13:12)
le sainao sy ny oronao mintsy no tena maloto am le izy ngamba eeeeeeeeeeeeee
20. kelly13 ( 29/05/2008 20:08)
tsy nisy noterena na novozonana ny manketo e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0879