otran'ny tsy tiako

121. RATOVOARY ( 03/06/2008 06:32)
Sakaizakey=otranme dezaka ny serasera zany sa za diso fijery fa tsy teo elaela ?

Zay ange le hoe: aza variana loatra any ambadika any fa manjary tsy maharaka fivoriana e!
@ sisa mba tongava mttika
122. kiadi ( 03/06/2008 07:53)
alao any lesy io fanasan'elah io ry orona fa tsy miditra@io zah an!!
123. kelly13 ( 03/06/2008 18:15)
za nefa niditra :°)
124. tess ( 03/06/2008 18:26)
asio rohy hoe ry kelly ny ao :-D
125. kelly13 ( 03/06/2008 18:28)
mbola test ono kou, d za efa nanaiky le invitation, za mantsy kristianina beuuuuuuuu :-P
126. kiadi ( 03/06/2008 19:00)
tssss! na ilay ittre hidirana @ le dinika aza de efa masoso... be!! de zany ve de atao titre le!!
kôfa mivika io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0078