otran'ny tsy tiako
101. tess
(
02/06/2008 11:45)
Kapistra:
tess:
dia inona izao no maha samy hafa ny hevitra nosoratako sy nosoratan\'i yonika amin\'io ry kapistra,
Ianao no sefo e!rehefa miova ianao dia manaraka fotsiny ireny.
i yonika aza no narahiko kou sefo am ahoana! sefo ndray mou zà io zao????
:-D
102. xxx
(
02/06/2008 11:52)
aza miseho ho sefpo mpandidy eo ry kapistra ah! tsy fanamparana ny maha zanaka anjanomanalina anao eto amin'ny fiteny mishanoshana.....
tsy ho lasa admin ny dinika fanabeazana mihintsy aloha raha izao :-@ =)) =)) =))
tsy i kapisotra no mandidy ny mpiforum akory...ny ataonao aza mbola tena otran'ny tsy nandia fianarana koa inona indray no ho raisina amin'izay toro-hevitrao eo!

103. xxx
(
02/06/2008 11:58)
yonika: izay mihintsy ilay izy e!
zay tsy faly dia mahazo mande na fa zahay tsy mikozy am kapisotra ah!
milay ilay mifanala eto indrindra fa lay manao fiten-dehilahy sy fitenim-behivavy rah lahy sy vavy no miaraka mitafatafa :-D :-D :-D
raha tsy tamàna dia mandehàna mi pà na miàpa =)) =)) =)) =))
ny taindelo aloha sokirina tsara fa sao mivonto orona
=)) de hovotirika miaraka am vômaso

104. yonikafopl
(
02/06/2008 12:17)
=)) =)) =)) =)) =)) =))
ary am tefakasytehaka ihany no sahaza an kapistra , any izy afaka miseho ho bob hihihihihihih
ny clan tsy maintsy manala azy o^o o^o =))
ary am tefakasytehaka ihany no sahaza an kapistra , any izy afaka miseho ho bob hihihihihihih
ny clan tsy maintsy manala azy o^o o^o =))
105. orona
(
02/06/2008 12:33)
aza taitra amzany ry kapistra fa satry ny kisoa ny mikefokefona :arrow:
106. xxx
(
02/06/2008 12:34)
:-D mpi- clan-destin eto amin'ny sera marina angamba ireny fa any am tefaka mamaivavay sy tehaka manakoako no tsara aminjareo mitady hampisy clan ireo =)) =)) de mitady hanao risoriso misolo vaika ny orona
107. orona
(
02/06/2008 12:45)
fa za no naninona?
kapista --- manandrama nge mananatra kisoa oe aza mikefona fotaka eo e --- jereny kely fotsiny ialahy d aveo izy miverina mikefokefona eo iany --- elah fotsiny no vizana eo fa aleo izy hikefona ny malotny eo --- tsisy apoaka koa reo ny tena marina fa mody =)) =)) =))

110. xxx
(
02/06/2008 16:13)
IZY ANIE KA MAMONO VORONA
TSY IZA IZANY FA INGAHY RA_ ORONA
NY HETOTRA IHANY NO HAINY APÖKA
SADY MAIMBO VELONA NO MAMPIÖKA
=)) =)) =)) =))
TSY IZA IZANY FA INGAHY RA_ ORONA
NY HETOTRA IHANY NO HAINY APÖKA
SADY MAIMBO VELONA NO MAMPIÖKA
=)) =)) =)) =))
111. xxx
(
02/06/2008 16:23)
IZY ANIE KA MAMONO VORONA
TSY IZA IZANY FA INGAHY RA_ ORONA
NY HETOTRA IHANY NO HAINY APÖKA
SADY MAIMBO VELONA NO MAMPIÖKA
Nandeha ndray hono izy teny AMBONDRONA
Nanaraka sipa hay bonbon vorona
ny soribilana anefa mipôpôka
Ny tai-tsofina koa mivoaka :-D :-D :-D :-D

114. yonikafopl
(
02/06/2008 18:02)
inn no anontanian'i petitjaona?? le tainorona ?? =)) =)) =)) =)) =))
120. tess
(
03/06/2008 05:29)
petitesakaiza: raha tsy miditra serasera ela ela anie dia ilaozan'ny train lavitra be mitsy e! :-D