otran'ny tsy tiako
41. tess
(
30/05/2008 16:32)
kapistra ah! fa enao angaha mahita hoe entim-po
raha tsy mahafantatra ny hoe mianàla dia aza mditra amin'ny pataloha tery fa tsy mendrika anao konkou :^)
na tenin-dehilahy na tenimbavy, fiteny ireo ka tsy hitako no makarary tsinay anao amzany! tena hors sujet mitsy.....sa te hila vaniny hanàsa vangy! misy dinika ho an'ny tia manasa vangy matsy any ho any :-D :-D :-D :-D
zé filazanao mety dool fa zà tsy miova am maha zaho ah! ok :wink:

42. tess
(
30/05/2008 16:34)
sao mba enao aza no tena b taindelo raha izany no toa miaktra mafy de mafy :-D :-D :-D adaboy any fa tssssss!
filambaniny tsotra zao zà tsy hamaly tsony ôoooo! raha izay no tedavina :-P

43. xxx
(
30/05/2008 16:45)
Izay tsy tia rahgah afaka tsy tia ah!
izay tia ihany no mamaly ny dinika fa tsy hifanerena ny ho aty am site serasera namana akory ianareo tsy tia ireo no hidinika hiforum.
Fa aza mifampila kisa kosa amin'ny hafa fa tsy mety.
Ny an'ny sasany tsy ny dinika no valiana matotra raha tena manohana ny hevitra fa ny namana no hilàny vanony ka inona ary ity fomba ity?????
I kapistra mila hoe aza entim-po anefa i rangahy no tena entim-po mamtrapatratra eto
:/
D ia farany, i tess aza tsy taitra ny miseho eny andalam-be koa i rangahy kapistra no marary fo ami'nizany!!!!
sady inona no nosoratany eto ka tokony hampitsoaka azy hifanena aminny olona, mampiomé be rangahy.

44. tess
(
30/05/2008 17:00)
hoy i kapistra:
tsoriko aminao alou ry kapisitra fa tsy mahakasika ahy akory fa mampimé ahy aza lay firesakao, tsy misy hialanao tsiny velively sady tsy maherihery fa malefaka beuh! otran'ny takolako :-D
Somary hoe maherihery aloha ny filazako azy e! miala tsiny aminao aho.
tsoriko aminao alou ry kapisitra fa tsy mahakasika ahy akory fa mampimé ahy aza lay firesakao, tsy misy hialanao tsiny velively sady tsy maherihery fa malefaka beuh! otran'ny takolako :-D
45. kiadi
(
30/05/2008 17:11)
azon'ny orona averina ho hitan'ny ol retra ve aloha ilay hopa variraraka natan'i orona anah sy ainahery iny eh?
@ zay hitan'ny ol tsara oe iza no adala!
ikapisily mantso tô miaro be hotran'ny oe ilay orona no tena olona masina be eto nefa contraire an'izay no misy! ary tadidido fa na nofafan'ny tompon'andraikitra aza ny dinika feno opa nataon'i be orona de bola azo avôka eto aseho ny rehetra fa i orona de mpandevitay antsalaka!
elah io no tsy mazaka virtoaly

46. tess
(
30/05/2008 18:16)
hehehehe! akory izay! hay ny mamo no mpiantso polisy amzao hehehehehe!
dia mendrika ve izany manompa izany ry kapistra sa lay taindelo no tena tsy voanao :-D :-D :-D :-D
tara train njay aho ry ikadi marina :-D
eisssssy e! ry virtoaly e!

47. tess
(
30/05/2008 18:17)
hehehehe! akory izay! hay ny mamo no mpiantso polisy amzao hehehehehe!
dia mendrika ve izany manompa izany ry kapistra sa lay taindelo no tena tsy voanao :-D :-D :-D :-D
tara train njay aho ry ikadi marina :-D
eisssssy e! ry virtoaly e!
raha mbola tsy ampy dia ampio taimbava dia diovina ny taintsofina maka coton tige, d ny tainify rehetra iny diovina borosiana am borosy rehefa te hanasa vangy :-D

48. kiadi
(
30/05/2008 18:23)
tsy mazak virtoaly de tsy roniny tsy ventiny zao de ompa variraraka no nahazo anah sy ainahery tary @ dinika mifanasa vangy!! nalana doly moa le opa be fa efa tsy ao tsony!!
50. tess
(
30/05/2008 19:26)
kiadi:
tsy mazak virtoaly de tsy roniny tsy ventiny zao de ompa variraraka no nahazo anah sy ainahery tary @ dinika mifanasa vangy!! nalana doly moa le opa be fa efa tsy ao tsony!!
8O 8O 8O hanky varéééééé e!
izay anie no mampiomé ahy amilay ity dinika ity e! de aleo manàla azy de meme ouzy ny fiteny akitirio :-P
mitsara ny diniky ny hafa ho tsy mamely anefa ny tena tsy hita :^)
51. xxx
(
30/05/2008 19:31)
orona:
Otran'ny tsy tiako zany ilay serasera fa izao resaka fitiavana maloto izao foana no matetika.
sady matoa tsy voafafa ny tompon'andriakitra rangahy dia ara-dalàna ah!
na dinika manakory io na manakory....rehefa tsy zàka dia aza mamaly fotsiny dia ampy.....fa angaha ho voatery hanaraka iny dinika iny ianao????
ny fitiavana maloto no kianina anefa hay ny vavanao no tena maloto mpanompa olona eto izany.....
52. ainaheri
(
30/05/2008 22:43)
Kapistra>>Tsy manampy an'iza na iza ny tenako fa mijery ny dinika mandé reetra,ny anao mou teto fona no itanao d namaly ianao noho izay,vakio tsara ty dinika alefako ambany ity d hazava aminao ny resaka,d @ manaraka manontania alohan'ny idirana @ resaka tsy tokony idirana fa manjary nareo ndray no misolo vaikan'ny orona!!
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m48382d2044b7e

54. Kapistra
(
31/05/2008 05:35)
tol:
za manokana kou alou de tena ts te mahavoa e! ny tina ambara amle fitiavana maloto nge de ts voter oe nis sary vet2 na...fa na de ny resaka ataon sasany ao aza de makamo, mis mba manontany zavatra matotra, ny sasany mananiany fotsin mamaly, tsssssssss ts mampazoto ka! ts mba otran site sasany, manjary ilay mpikarakara no mampalaelo, mba asio valeur ny resakitsika ato e! de mba asio fifanajana na de bitika aza, okay!!!
ramistiana:
Izaho koa mba namanao
atuatu:
miampy 1
Gie:
miampy 1
Fanontaniana
orona:
Otran'ny tsy tiako zany ilay serasera fa izao resaka fitiavana maloto izao foana no matetika.
valiny
ratonga:
tampeno ny orona e!
kiadi:
rehefa tsy mahazaka mialà
tess:
sao feno vovoka sy taindelo lay orona dia mila diovina kely
tess:
kou marina zany kou ! misy kroto be ngamba za orona ao izao matoa tsy mahatanty ny onjan'ny forum mpitiavana
tess:
alerjikkkkkka acthummmmmm atchummmmmm
55. xxx
(
31/05/2008 05:47)
Dia haninona anefa i kapisotra?????
samy malalaka amin'ny famaliana sy ny teny lazaina io, otranao ihany
aza mitsàra mba tsy ho tsaraina.
Rehefa tsy manompa anao fotsiny ny olona otran'ny ny oronao dia milamina fa aza misary gaigy mila vaniny ny hafa fa manimba ambiansa oà!

56. xxx
(
31/05/2008 05:50)
xxx:
raikitra njay ny risoriso ato.....
marina izany ah!
nifanao risoriso tany angaha hono i kapistra sy oron no i kapistra no misolo vaika ny ankalana , misolo vaika ny orona, inona kay lay bizn
:-D :-D :-D :-D
57. Kapistra
(
31/05/2008 05:52)
kiadi:
azon'ny orona averina ho hitan'ny ol retra ve aloha ilay hopa variraraka natan'i orona anah sy ainahery iny eh?
@ zay hitan'ny ol tsara oe iza no adala!
ikapisily mantso tô miaro be hotran'ny oe ilay orona no tena olona masina be eto nefa contraire an'izay no misy! ary tadidido fa na nofafan'ny tompon'andraikitra aza ny dinika feno opa nataon'i be orona de bola azo avôka eto aseho ny rehetra fa i orona de mpandevitay antsalaka!
elah io no tsy mazaka virtoaly
kiadi>
ainahery>
Ny ahy dia ny hevitra eto amin'ny dinika eto no tohanako.
Fa tsy i orona akory.
Rehefa tonga any amin'ny dinika hafa dia mety tsy hanohana ny heviny indray aho
arakaraka ny zavatra lazainy eo io.Tsy mijery an'i orona hoe iza izy na iza .
izy aza tsy fantatro akory.
58. xxx
(
31/05/2008 05:55)
kiadi:
avohay le hopa be nataon'ilery ry aina an! :-D :-D :-D
K aio anie ilay olona tsy manaja ny hafa mpanompa sy be vava foana no manjary tsy hanajan'ny namana azy koa !e
Izy aza tsy manaja ny tenany tsy mifidy ny teny havoaka amin'ny namana, dia hiareto fa fofon-kavana , mino aho fa maheno fofona tsara ilay orona
:°)
59. tess
(
31/05/2008 06:00)
kapistra: ny fahitako anao toa tsy nanohana ny hevitra vao niditra tato amin'ny dinika fa tonga dia nanafika ahy ko!
euhhhhh! misy raha la forum :-D
manjary tokony nampiditra dinika hafa mitsy ianao hoe fitenin-dehilahy ny fiten'ni tess ka tsy mendrika azy izany ......miezaha fa virtoaly ianao raha mifanena am namana any andlambe de hoe iny ilay tess tia miforum e!
hahahah! inona no manohana hevitra amin'io, hihihihih :-D :-D :-D :-D
aleo mehezana fa mampiomé be!

60. ainaheri
(
31/05/2008 06:07)
Kapistra>> toa variana be loatra ianao ,sa tsy mazava aminao ny tiako hambara,na koa we tsy misokatra @ milinao angamba ilay http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m48382d2044b7e nalefako, avereno vakina d jereo ny daty nisokafan'io dinika io sy ny resaka tsy mifanojo tao,ary koa jereo ny date @ ty dinika ifandraisatsika ity,d ampitovio ka iza no nanomboka voalohany t@ fandrangitana!!! Ny teny napetraky tess taminao d mazava:::"
ary izaho ihany no asina fa ny rehetra tsy mahita afitsoka
Raha namaly mou enao we enao no veh manao famalin-dahy ato,miala tsiny aho ra hamaly azy satria dinika no eto ary matoa manao efa ifanaovana na misy iany aza ny mpandrangitra eny antsefatsefany eny,sanatria entina hiadivana na hifanasana vangy fa tsara ny mifanontany refa misy zavatra tsy mazava"Hevitra tsy azo no mampiazoazo Ka araho tsiky d ampy :lol: :lol: