otran'ny tsy tiako
21. kiadi
(
29/05/2008 20:10)
kelly>zah vô saika hanoratra an'io!!ze tsy matanty mangina :-D :-D :-D
26. tess
(
29/05/2008 20:52)
:-D :-D :-D :-D kou marina zany kou ! misy kroto be ngamba za orona ao izao matoa tsy mahatanty ny onjan'ny forum mpitiavana :{ :-D :-D
27. kiadi
(
29/05/2008 20:53)
tapatsainay be zah klé!!tsy mazaka virtoaly ny oronan'ny sasany :-D :-D :-D
31. ainaheri
(
30/05/2008 12:56)
elà kiadi aza miomé be eo an =))=))=))
Ra feno taindelo ny orony ané ry tess tokony hikentsokentsona le soratra eee :-D :-D :-D :-D

33. Kapistra
(
30/05/2008 13:44)
tess:
sao feno vovoka sy taindelo lay orona dia mila diovina kely
tess:
kou marina zany kou ! misy kroto be ngamba za orona ao izao matoa tsy mahatanty ny onjan'ny forum mpitiavana
sns.
Tena mba ohatran'ny tsy sahaza anao kosa aloha ilay fitenenana e!
Ilay olona anie tsy mbola niteny ny momba anao na ny ps nao e!
fa ny nambarany dia ny tsy fankasitrahany ny resaka avoakan'ny mpandray anjara fotsiny,heviny izay.Nefa ianao dia mamatrapatratra ery.
Raha ny fijery anao ivelany aloha dia tena tsara fa ilay fiteny no hitako hoe mila hamboarina,manaova ezaka fa tsy mbola tara izao.
Zany an!
ho avy indray izy zao.
34. xxx
(
30/05/2008 14:07)
tess:
sao feno vovoka sy taindelo lay orona dia mila diovina kely :-D
Tokony mbola paingorina mosoara ny akanjony tena mbola tsy afa-delo mihtsy izy io
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
35. tess
(
30/05/2008 14:32)
Kapistra:
[
sns.
Tena mba ohatran'ny tsy sahaza anao kosa aloha ilay fitenenana e!
Ilay olona anie tsy mbola niteny ny momba anao na ny ps nao e!
fa ny nambarany dia ny tsy fankasitrahany ny resaka avoakan'ny mpandray anjara fotsiny,heviny izay.Nefa ianao dia mamatrapatratra ery.
Raha ny fijery anao ivelany aloha dia tena tsara fa ilay fiteny no hitako hoe mila hamboarina,manaova ezaka fa tsy mbola tara izao.
Zany an!
ho avy indray izy zao.
aza miditra am pataloha tery ry kapistra ah!
:-D :-D
otran'ny vao izao ko ianareo vao miditra forum tsy mahalala ny vazivazy sy ny tena izy na ny tomany.....
de aza hidirana izay fiteniko na ny momba ahy fa mbola tsy niditra talmin'ny momba anao zà lol ary aza be moraly fa tsy de important lotra izay voalaza
:-D :-D :-D :-D :-D
36. tess
(
30/05/2008 14:35)
de in zao no fiteny mila amboarina asiana fiezahana eo, lay taindelo ve :-D fa ngah izany tsy fiteny sa teny ratsy :-D
ary izaho ihany no asina fa ny rehetra tsy mahita afitsoka :-w :-@ misy raha la forum marina :-D

37. Kapistra
(
30/05/2008 15:13)
tess>Mba diniho ihany izay hambara,fa aza tonga dia entim-po fotsiny e!.
Toro-hevitra mahasoa anao ny nambarako,fa tsy hoe zavatra ratsy akory.
Ary izaho tsy mila ady aminao a!
Koa inona no hidiran'ny pataloha tery amin'izany.
Ary tena tsy tsapanao mihintsy ve hoe tsy mety ireo voalazanao ireo.
Fitenin-dehilahy daholo ireo;izay no antony hitenenako anao;satria ianao vehivavy.Misy vehivavy ihany ao ,fa tsy dia mitovy loatra amin'ny fiteninao.
Ianao anie eto tsy hoe virtuel e!misy sarinao bdb aho ,ary ny olona mijery anao daholo.Dia rehefa hitany eny an-dalambe ianao dia jereny tsara hoe iny no tess mpiserasera malaza.
Somary hoe maherihery aloha ny filazako azy e! miala tsiny aminao aho.
Izaho aloha tsy dia hoe te-hiditra @ momba anao,fa tena mafy be kosa ilay filazanao momban'ny orona e!
dia somary tohina ihany aho ,satria aho mba mankasitraka ny heviny ihany.
Raha lazainao aza hoe tsy de important loatra,tsy maninona azo tsy valiana ka.

e aza hidirana izay fiteniko na ny momba ahy fa mbola tsy niditra talmin'ny momba anao zà lol ary
Izaho aloha tsy dia hoe te-hiditra @ momba anao,fa tena mafy be kosa ilay filazanao momban'ny orona e!
dia somary tohina ihany aho ,satria aho mba mankasitraka ny heviny ihany.
Raha lazainao aza hoe tsy de important loatra,tsy maninona azo tsy valiana ka.
38. ramistiana
(
30/05/2008 15:21)
tol:
a manokana kou alou de tena ts te mahavoa e! ny tina ambara amle fitiavana maloto nge de ts voter oe nis sary vet2 na...fa na de ny resaka ataon sasany ao aza de makamo, mis mba manontany zavatra matotra, ny sasany mananiany fotsin mamaly, tsssssssss ts mampazoto ka! ts mba otran site sasany, manjary ilay mpikarakara no mampalaelo, mba asio valeur ny resakitsika ato e! de mba asio fifanajana na de bitika aza, okay!!!
Izaho koa mba namanao e!
40. Gie
(
30/05/2008 16:15)
"tol":

"ramistiana":
Izaho koa mba namanao e!
"atuat":miampy 1 koa!
miampy 1