Tsy maintsy toriana ny Evanjely?

81. cutie ( 10/04/2008 17:27)
Mpandefa : rakapy [ Valio ] 10-04-2008 14:14:07
Lohateny : Re : Tsy maintsy toriana ny Evanjely?
Dia mbola io teny hoe "Tsy maintsy toriana ny evanjely" sy ilay hoe "Tsy maintsy afafy ny voa" no tena manimba ny olombelona.

efa valin'le fanontanian'i rakapy ary @ lohahevitra hafa koa io :-D :-D :-D :-D
82. pissoa ( 10/04/2008 17:44)
cutie : olona hafa ve no nandray an-tendrony, sa indry no efa zatra mandatsaka teny amin'ny zavatra teneniko ?! ;) Ny efa mahazatra ahy izao eto amin'ny forum dia rehefa tsisy avaly i cutie dia lazainy fa mandray an-tendrony izay miresaka aminy ! :-D :-D :-D :-D :-D
83. rakapy ( 10/04/2008 18:10)
Torio any @ tribonaly anie evanjely dia ho hitanao ny vokany :-D :-D :-D
84. cutie ( 10/04/2008 19:09)
rakapy =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
85. cutie ( 10/04/2008 19:12)
81. Mpandefa : pissoa [ Valio ] 10-04-2008 19:44:16
Lohateny : Re : Tsy maintsy toriana ny Evanjely?
cutie : olona hafa ve no nandray an-tendrony, sa indry no efa zatra mandatsaka teny amin'ny zavatra teneniko ?! Ny efa mahazatra ahy izao eto amin'ny forum dia rehefa tsisy avaly i cutie dia lazainy fa mandray an-tendrony izay miresaka aminy !

efa haiko ny fikan-jy ry pissoa a :-D :-D :-D
tsy mahagaga
tohizo hatrany we le fandraisana an-tendrony :-D :-D :-D
86. cutie ( 10/04/2008 19:12)
Ny efa mahazatra ahy izao eto amin'ny forum dia rehefa tsisy avaly i cutie dia lazainy fa mandray an-tendrony izay miresaka aminy !

de tohizo hatrany koa ny manaraka ahy @ forum :-D :-D :-D :-D
87. pissoa ( 10/04/2008 20:08)
cutie:
efa haiko ny fikan-jy ry pissoa a
tsy mahagaga
tohizo hatrany we le fandraisana an-tendrony

gravy njay zany kle ! Izaho tsy nahafantatra akory hoe manana "fika" aho dia misy milaza fa efa mahafantatra ny fikako :-D :-D :-D

Misy manaraka ahy mafy mihitsy ato zany de mahafantra ze tsy fantatro mikasika ahy =)) =)) =))
88. ikaretsaka ( 10/04/2008 20:09)
Ny efa mahazatra ahy izao eto amin'ny forum dia rehefa tsisy avaly i cutie dia lazainy fa mandray an-tendrony izay miresaka aminy !

tena @ saina tsy miangatra fa samy namako nareo 2
fa marina io
89. cutie ( 10/04/2008 20:11)
Mpandefa : Fody [ Valio ] 09-04-2008 19:01:54
Lohateny : Re : Tsy maintsy toriana ny Evanjely?

ilay teny hoe: tsy maintsy hono no makarary ny mason'i cutie e!

Nefa rehefa hanontaniana izy hoe: Manao adidy ve cutie toa eny ihany no valiny raha tsy diso aho.

Ary raha ovaina kely ny fanontaniana hoe:

ny adidy ve azo tsy atao sa tsy maintsy atao, ry cutie?

Ny famelomana ny zanaka ve azo tsy atao sa tsy maintsy atao rehefa niteraka, ry cutie ?

Mba valio ireo ry cutie.

Misaotra anao.

Fa nahoana moa za no hamaly an'reo fanontaniana reo??
Efa nolazaiko ny hevitro fa fanerena zany mitory zany refa mbola ampisaina le teny we " tsy maintsy "
Ary tsy miova @ zay ny hevitro :)
De tano koa ny hevitrareo we adidy le izy fa tsy fanerena.
Sa i Fody te hampiova hevitra ahy hirona any @ fiheverenareo azy :-D :-D :-D
90. cutie ( 10/04/2008 20:12)
gravy njay zany kle ! Izaho tsy nahafantatra akory hoe manana "fika" aho dia misy milaza fa efa mahafantatra ny fikako

fika mpandray an-tendrony =)) =)) =)) =)) =)) =))
91. cutie ( 10/04/2008 20:13)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 10-04-2008 22:09:00
Lohateny : Re : Tsy maintsy toriana ny Evanjely?
Voalaza teo :
Ny efa mahazatra ahy izao eto amin'ny forum dia rehefa tsisy avaly i cutie dia lazainy fa mandray an-tendrony izay miresaka aminy !

tena @ saina tsy miangatra fa samy namako nareo 2
fa marina io

iny koa ray fa misy mandray antendrony =)) =)) =)) =)) =))
92. cutie ( 10/04/2008 20:14)
Misy manaraka ahy mafy mihitsy ato zany de mahafantra ze tsy fantatro mikasika ahy

ary njy milaza ahy tsy mahita havaly io koa zany mba ahona??
Maharaka ny tsy haiko ve =)) =)) =)) =)) =))
93. cutie ( 10/04/2008 20:26)
jereo tsara ty pissoa
de jereo we iza no mandray an-tendrony :-D :-D :-D

72. Mpandefa : cutie [ Valio ] 09-04-2008 21:51:12
Lohateny : Re : Tsy maintsy toriana ny Evanjely?
ndana akou njy ry pissoa mitory fa tssssss
73. Mpandefa : pissoa [ Valio ] 09-04-2008 22:12:51
Lohateny : Re : Tsy maintsy toriana ny Evanjely?
misy mitady "hanery" hitory njay za kle

nenazy manko tsimponina koa le we "h" sy le "m"nefa mitovy ihany ny dikany , de lazaina fa za no mandatsaka ny zavatra soratany
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))

94. cutie ( 10/04/2008 20:31)
adino ny tohiny asaona jeren'i pissoa mpandray an-tendrony :-D

. Mpandefa : cutie [ Valio ] 10-04-2008 13:59:32
Lohateny : Re : Tsy maintsy toriana ny Evanjely?
pissoa
aiza ho aiza @ io teniko io ny misy manery
tratra ndray pissoa marina
95. ikaretsaka ( 10/04/2008 20:44)
vao mainka miseho le point
96. pissoa ( 10/04/2008 20:52)
Cutie : Io njay fa tsy afa-po raha tsy mamaly im-be dia be a ! :-D :-D :-D :-D :-D

Tsia - tsy mitovy ny dikan'ny h sy ny m ... Raha heverin-dry fa mitovy ireo, na izaho no mitsimpona ny h sy ny m, dia araraoty jerijerena amin'ny aterineto fa betsaka izao ny mpitoraka blaogy miezaka manazava ny teny Malagasy amin'izao ! :-D :-D :-D

Ika : Tsy takona afenina :-D :-D :-D
97. ikaretsaka ( 10/04/2008 22:17)
:wink:
98. cutie ( 10/04/2008 22:33)
mpandray antendrony foana na zany na tsy zany
compliment zany e =)) =)) =)) =)) =)) =))
99. cutie ( 10/04/2008 23:55)
Ny efa mahazatra ahy izao eto amin'ny forum dia rehefa tsisy avaly i cutie dia lazainy fa mandray an-tendrony izay miresaka aminy !

za nga azo terenareo hamaly refa tsy te hamaly fa aza manodina resaka eo we tsy misy havaly :-D :-D :-D :-D :-D :-D
100. cutie ( 11/04/2008 00:19)
Ny efa mahazatra ahy izao eto amin'ny forum dia rehefa tsisy avaly i cutie dia lazainy fa mandray an-tendrony izay miresaka aminy !

porofoy aza we hojerena :-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1527