Tsy maintsy toriana ny Evanjely?
21. Fody
(
05/04/2008 03:38)
# Nofa be le fitoriana lol. Tahaka ny mitantara angano amin'ny ankizy kely ny sasany rehefa mitory ;
# Diso ilay toriana ... Hita matetika ohatra, raha tokony hitory an'Andriamanitra ny olona dia tsy Andriamanitra no tena voaresaka fa ny "Afobe" hi hi hi.
# Efa tsy te hibebaka mihitsy ny hitoriana
# etc etc
Io no nahatonga ahy nilaza ary ambadika ary hoe:
Fantaro hoe "aiza isika izao?" dia ho mora aminao ny hitory an'i Kristy amin'ny hafa.
Ohatra: Eto amin'ny forum serasera dia olona mipetraka ivelan'i Madagascar no betsaka, ary saika efa nahavita na eo an-dalam-pianara eny amin'ny oniversite ny maro.
Izany hoe:
1 - Tsy zaza intsony
2 - Olona ipetrahan'ny fanontaniana saro-balina maro amin'ny fiainany.
3 - olona milomano ao anatin'ny tontolon'ny tsy mpino.
sns......
22. niryna
(
05/04/2008 05:57)
xxx:
"Tsy maintsy toriana ny Evanjely!"
Iarahan'ny Kristiana manaiky io. Fa mialohan'io koa dia tsy maintsy iainana izy. Izany hoe: izay iainana no zaraina, ary izay zaraina dia iainana. Tsetsatsetsa tsy aritra moa iny. Fa ity no tena tiana asina ady hevitra:
1 - Ampy ve ny zotom-po sy hafanam-po mba hitoriana ny Evanjely?
2 - Ampy ve raha ny Fanahy Masina ihany no avela hiasa hampibebaka ny hafa?
Inona ilay hoe: miara-miasa amin'ny Fanahy masina?
3 - Mitory isika, nefa zara raha misy ny mibebaka, ary betsaka aza ny miala an-daharana, satria nahoana?
... mbola betsaka ny fanontaniana azo apetraka, fa ireo no atao eo mba iaraha-midinika sy hanatsarana ny ho avy.
Misaotra
misaotra an'i xxx nizara,ny hoe zara raha misy mibebaka,tsy anjarantsika ny manao an'io fa torina fotsiny ny teny.Isika no mizara,mamafy voa ka voa tsara no hafafy ary ATra no manakolokolo sy mampiroborobo azy raha nandray izy,ary misy fotoana avokoa izany fa tsy ny sitrapontsika fa azy sy ATra .
MIala izy dia tsy avy amin'ilay mpitory fa mety mbola te anao fiainana e,la vie est belle,ny manaradia an'Atra anie tsy mora e,mila fikirizana,mila fanalana ny fiainan'izao tontolo izao,manetry tena ,ary io fanetre-tena io no ady mafy ka izany no ilaina ny fitoriana,ny fihainona ny tenin'ATra andro aman'alina,ny fivavahana Azy ary ny fitalahona Azy mba omeny ny fanahy masina ka ahiratra ny maso,aheno ny sofina,ahatsapa ny tanana ary hamindra amin'ny lalanm'ny fahamarinana amin'izay ny tongotra.
23. Rasiligaoma
(
05/04/2008 06:07)
Fody:
# Nofa be le fitoriana lol. Tahaka ny mitantara angano amin'ny ankizy kely ny sasany rehefa mitory ;
# Diso ilay toriana ... Hita matetika ohatra, raha tokony hitory an'Andriamanitra ny olona dia tsy Andriamanitra no tena voaresaka fa ny "Afobe" hi hi hi.
# Efa tsy te hibebaka mihitsy ny hitoriana
# etc etc
Io no nahatonga ahy nilaza ary ambadika ary hoe:
Fantaro hoe "aiza isika izao?" dia ho mora aminao ny hitory an'i Kristy amin'ny hafa.
Ohatra: Eto amin'ny forum serasera dia olona mipetraka ivelan'i Madagascar no betsaka, ary saika efa nahavita na eo an-dalam-pianara eny amin'ny oniversite ny maro.
Izany hoe:
1 - Tsy zaza intsony
2 - Olona ipetrahan'ny fanontaniana saro-balina maro amin'ny fiainany.
3 - olona milomano ao anatin'ny tontolon'ny tsy mpino.
sns......
miombon-kevitra
24. rakaroka
(
05/04/2008 09:11)
Voalaza teo Tsy maintsy toriana ny Evanjely!":-D :-D :-D ^:^ ^:^ =D>[/quote] :-P
Marina izany satria inn kosa aza ny andaniana ny andro raha t sy izany?...
Déjà tsa maro centre d'activités ny tanàna, vitsy ihany koa ny possibilité amin'ny monde de recherche isan-karazany tahaka ny aty am-pita . Déjà na fandraisana anjara amina lalao fanatajahan-tena tsa ho araky ny tsy ampy sakafo no tsy ampy "ouverture",sns....Donk tano ny kely azo. Fikiro mafy arô
ny "evanjily" fa io no antsika e, dé mazotoa mitory, ary aza gezaina amina toerana voafetra fa mbô mandahana any @ metro, any amin-drizareo tsà mahalala loatra, 'reo tany slamo, Inde, Chine ohatra . 4taovy mpiantsa daholo, daholo 'reny
Iarahan'ny Kristiana manaiky io. Fa mialohan'io koa dia tsy maintsy iainana izy. Izany hoe: izay iainana no zaraina, ary izay zaraina dia iainana.:lol: :lol: :lol:
Mahery aloha lé xxx raha hamehy teny an . MISÖTSA E!
26. cutie
(
05/04/2008 12:27)
Mpandefa : Veloo [ Valio ] 04-04-2008 16:41:19
Lohateny : Re : Tsy maintsy toriana ny Evanjely?
cutie a
Jesosy no niteny oe mandehana.... otran'ny oe tsy maintsy ilay izy nefa ko otran'ny oe safidy...an'ny tsirairay no mieritreritra oe inona no tokony ataony aky a
mi forcer fona zany e lol :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-*
28. rijadolly
(
06/04/2008 02:44)
cutie>>>Fa ahoana ny hevitry sé fa za dia tsy mahazo mihitsy???
Ny akamarony zao dia samy manaiky daholo hoe tsy forcer-na ny mitory ny Evanjely nefa ilaina ny mitory azy io,dia ahoana ny hevitry sé?
Ny akamarony zao dia samy manaiky daholo hoe tsy forcer-na ny mitory ny Evanjely nefa ilaina ny mitory azy io,dia ahoana ny hevitry sé?
29. Fody
(
06/04/2008 07:37)
fijo sy cutie
ka mbola ao ambadika ihany le fisainana nateraky ny fitaizana fanerena fahiny.
hita wa ry fijo
Fanazavana:
Ny finoana dia manaja ny safidin'ny tsirairay. Izany hoe manome LIBERTE tanteraka, ary ao anatin'ny fahafahana tanteraka no hisafidianana na HINO na TSIA. Rehefa ENY anefa dia ENY ary rehefa TSIA dia TSIA.
Toy ny safidy rehetra koa ny safidy atao amin'ny FINOANA ka miteraka engagement sy résponsabilité. Misy adidy sy andraikitra. Toy ny hoe manaiky ny hanambady aho dia tsy maintsy mamelona ny vady aman-janako.sns...
Dia hoy ny Malagasy: "tanin'andriana tian-konenana, satan'andriana tsy maintsy arahina".
Izay ilay "tsy maintsy" voalaza ery ambony ery, fa tsy araka izay heveran'ny sasany azy akory.
MIsaotra!
30. pissoa
(
06/04/2008 13:17)
Mazava ! Misy hoa raha vao mahita io hoe tsy maitsy io dia te hitsambikina foana :-D :-D :-D
Rehefa tsy "mandaitra" ny fitoriana dia ny mandini-tena sy ny fitoriana natao (ny hevitra sy ny fomba) no minimum tokony ataon'ny mpitory fa tsy manao conclusion amin'ny fiainan'ilay itoriana ihany.
Cf Fody ohatra amin'ilay hoe
:-D :-D :-D
niryna:
misaotra an'i xxx nizara,ny hoe zara raha misy mibebaka,tsy anjarantsika ny manao an'io fa torina fotsiny ny teny.Isika no mizara,mamafy voa ka voa tsara no hafafy ary ATra no manakolokolo sy mampiroborobo azy raha nandray izy,ary misy fotoana avokoa izany fa tsy ny sitrapontsika fa azy sy ATra .
MIala izy dia tsy avy amin'ilay mpitory fa mety mbola te anao fiainana e,la vie est belle,ny manaradia an'Atra anie tsy mora e,mila fikirizana,mila fanalana ny fiainan'izao tontolo izao,manetry tena ,ary io fanetre-tena io no ady mafy ka izany no ilaina ny fitoriana,ny fihainona ny tenin'ATra andro aman'alina,ny fivavahana Azy ary ny fitalahona Azy mba omeny ny fanahy masina ka ahiratra ny maso,aheno ny sofina,ahatsapa ny tanana ary hamindra amin'ny lalanm'ny fahamarinana amin'izay ny tongotra.
Rehefa tsy "mandaitra" ny fitoriana dia ny mandini-tena sy ny fitoriana natao (ny hevitra sy ny fomba) no minimum tokony ataon'ny mpitory fa tsy manao conclusion amin'ny fiainan'ilay itoriana ihany.
Cf Fody ohatra amin'ilay hoe
Fody:
Ohatra: Eto amin'ny forum serasera dia olona mipetraka ivelan'i Madagascar no betsaka, ary saika efa nahavita na eo an-dalam-pianara eny amin'ny oniversite ny maro.
Izany hoe:
1 - Tsy zaza intsony
2 - Olona ipetrahan'ny fanontaniana saro-balina maro amin'ny fiainany.
3 - olona milomano ao anatin'ny tontolon'ny tsy mpino.
sns......
:-D :-D :-D
32. cutie
(
06/04/2008 14:31)
Ny finoana dia manaja ny safidin'ny tsirairay. Izany hoe manome LIBERTE tanteraka, ary ao anatin'ny fahafahana tanteraka no hisafidianana na HINO na TSIA. Rehefa ENY anefa dia ENY ary rehefa TSIA dia TSIA.
tsy manaja zany matoa mbola tafiditra ao ihany le we " tsy maintsy" :-D :-D :-D :-D
33. rijadolly
(
06/04/2008 14:47)
cutie>>> lasa matahotra an'sé aho sao bedy fa mba atoroy fomba hitenenana azy é!sa ilay mitory mihitsy no tsy azo atao?
35. rakaroka
(
06/04/2008 19:03)
Marina mùihitsy ny voalazan'i Pissoa hoe tokony mbô manao fandinihina ilay "fomba fitory sy ny tsy nampi-pasy ny "fitoriana" ireo mpitory fa tsy manatsafa ireo noriana indray... ^:^ ^:^ ^:^
36. ikaretsaka
(
06/04/2008 19:24)
Rehefa tsy "mandaitra" ny fitoriana dia ny mandini-tena sy ny fitoriana natao (ny hevitra sy ny fomba) no minimum tokony ataon'ny mpitory fa tsy manao conclusion amin'ny fiainan'ilay itoriana ihany.
izay.. tsy hoe tsy maintsy hafafy ny voa dia hafafy... fa mba jerena koa ny tany aniriany.. dia asaina rehefa tsy mamokatra fa tsy heo tany tsy mamokatra dia heo ..ben... ka mamafy voa ka ....
"mpiasa tany " koa isika fa tsy "mpamafy"
aza mampitovy toerana @ Ray!
37. cutie
(
07/04/2008 15:38)
izay.. tsy hoe tsy maintsy hafafy ny voa dia hafafy... fa mba jerena koa ny tany aniriany.. dia asaina rehefa tsy mamokatra fa tsy heo tany tsy mamokatra dia heo ..ben... ka mamafy voa ka
ka zay le lazaiko ery ambony we :
ohtran'ny we toriako any ty fa ze alehany de alehany , ohtran'ny forcerna zany fotsiny
38. cutie
(
07/04/2008 15:39)
Mpandefa : rijadolly [ Valio ] 06-04-2008 16:47:43
Lohateny : Re : Tsy maintsy toriana ny Evanjely?
cutie>>> lasa matahotra an'sé aho sao bedy fa mba atoroy fomba hitenenana azy é!sa ilay mitory mihitsy no tsy azo atao?
why????
39. pissoa
(
07/04/2008 16:29)
Ikaretsaka:
izay.. tsy hoe tsy maintsy hafafy ny voa dia hafafy... fa mba jerena koa ny tany aniriany.. dia asaina rehefa tsy mamokatra fa tsy heo tany tsy mamokatra dia heo ..ben... ka mamafy voa ka ....
"mpiasa tany " koa isika fa tsy "mpamafy"
aza mampitovy toerana @ Ray!
Conclusion : tsy maitsy afafy ny voa fa tsy afafy be fahatany ! :-D :-D :-D
Tsy Kristianina isika, na "Kristianina ao anaty fotsiny" (pfff) rehefa tsy mamafy voa mihitsy ! Ny famafazana mantsy dia tsy ny mandeha manao misionera ihany fa ny fiainana mihitsy. Tananan'andriana tian-konenena, satan'andriana tsy maitsy hajaina ozy Fody ery ambony.
40. Fody
(
07/04/2008 19:42)
Ho an'i cutie: Raha mety ianao dia mba valio ireto fanontaniana ireto:
1 - Inona kay no atao hoe Fahafahana ho anao?
2 - Ny olona efa manam-bady ve mbola azo lazaina hoe manana fahafahana sa tsia ?
3 - Ny adidy sy andraikitra kay natokana ho an'iza, ho an'ny olon'afaka sa ho an'ny olona tsy manana fahafahana ?
Misaotra anao!
