Tsy maintsy toriana ny Evanjely?

61. ikaretsaka ( 08/04/2008 17:31)
raha nahazo piles vaovao @ megaphone kosa ev tsy ho faly hitatatata
62. cutie ( 08/04/2008 17:31)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
63. pissoa ( 08/04/2008 18:05)
Fa iza kay no mi-forcer amin'ilay hoe "forcer" mahasarotiny anareo ?! :roll:
64. cutie ( 08/04/2008 22:38)
Rehefa feno hafalina ny olona dia tsy mahafehy loatra ny fehitsiny sy zavatra lazainy. Ka omena tsiny ve izy?

omena tsiny satria tsy mahavita mandinin-tena alou :-D :-D :-D :-D
koa raha tsy vitan'ny zotom-po be fahatany izy ty :-D :-D :-D
65. ikaretsaka ( 08/04/2008 23:10)
tsy omena tsiny ny filaza izany ry cucutie fa domina kely mba handon-tratra e
66. cutie ( 08/04/2008 23:18)
domina @ le megaphone ve :-D :-D :-D :-D :-D
67. pissoa ( 09/04/2008 16:34)
Fa iza kay no mi-forcer amin'ilay hoe "forcer" mahasarotiny anareo ?! :roll:



68. Fody ( 09/04/2008 17:01)

ilay teny hoe: tsy maintsy hono no makarary ny mason'i cutie e!

Nefa rehefa hanontaniana izy hoe: Manao adidy ve cutie toa eny ihany no valiny raha tsy diso aho.

Ary raha ovaina kely ny fanontaniana hoe:

ny adidy ve azo tsy atao sa tsy maintsy atao, ry cutie?

Ny famelomana ny zanaka ve azo tsy atao sa tsy maintsy atao rehefa niteraka, ry cutie ?

Mba valio ireo ry cutie.

Misaotra anao.
69. cutie ( 09/04/2008 17:35)
ka efa we " le tsy maintsy " ery ambony ery mitsy no tsy mety no nitondrana azy e :)
Za nga manda we tsy azo atao ny mitory
Fa refa tsy mazava ze lazaiko de avereno vakiana ndray ny nosoratako any ambonimbony any e :-D :-D :-D :-D :-D
70. cutie ( 09/04/2008 17:37)
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 09-04-2008 18:34:11
Lohateny : Re : Tsy maintsy toriana ny Evanjely?
Fa iza kay no mi-forcer amin'ilay hoe "forcer" mahasarotiny anareo ?!

za nga mpitory no mahalala an'zany :-D :-D :-D :-D :-D
71. cutie ( 09/04/2008 17:38)
Mpandefa : Fody [ Valio ] 09-04-2008 19:01:54
Lohateny : Re : Tsy maintsy toriana ny Evanjely?

ilay teny hoe: tsy maintsy hono no makarary ny mason'i cutie e!

Nefa rehefa hanontaniana izy hoe: Manao adidy ve cutie toa eny ihany no valiny raha tsy diso aho.

Ary raha ovaina kely ny fanontaniana hoe:

ny adidy ve azo tsy atao sa tsy maintsy atao, ry cutie?

Ny famelomana ny zanaka ve azo tsy atao sa tsy maintsy atao rehefa niteraka, ry cutie ?

Mba valio ireo ry cutie.

Misaotra anao.

samihafa mitsy reo e
tsy misy idiran'ny resaka fitoriana ny evanjely mity :)
72. pissoa ( 09/04/2008 17:56)
=)) =)) =))
73. cutie ( 09/04/2008 19:51)
ndana akou njy ry pissoa mitory fa tssssss :-w :-w :-w :-w :-w :-w
74. pissoa ( 09/04/2008 20:12)
misy mitady "hanery" hitory njay za kle =)) =)) =))
75. fijo ( 09/04/2008 21:17)
ny tsara ngamba dia ny filazana hoe "zarao ny fahalalana "fa tsy hoe "tsiamintsy"

raha raisiko ilay ohatra nataon'i fody hoe rehefa eny dia mila mandaray andraikitra,dia tsara raha io fizarana io no andraikitra raisina,fa tsy hoe "tsimaintsy" izay teny avy dia mifono fanerena,na tiana na tsia
76. cutie ( 10/04/2008 11:59)
pissoa
aiza ho aiza @ io teniko io ny misy manery =)) =)) =)) =)) =)) =))
tratra ndray pissoa marina :-D :-D :-D :-D :-D
77. cutie ( 10/04/2008 12:01)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 09-04-2008 23:17:52
Lohateny : Re : Tsy maintsy toriana ny Evanjely?
ny tsara ngamba dia ny filazana hoe "zarao ny fahalalana "fa tsy hoe "tsiamintsy"

za mba gaga :-D :-D :-D :-D
adidy hono de we "tsy maintsy" e lol
78. rakapy ( 10/04/2008 12:14)
Dia mbola io teny hoe "Tsy maintsy toriana ny evanjely" sy ilay hoe "Tsy maintsy afafy ny voa" no tena manimba ny olombelona.
Mino ve ianao mpamafy voa fa haniry ny voa afafinao nefa ny tany hamafazanaoa azy dia maina na tondraka ny rano??? Izay no atao hoe fiatsaram-belatsihy na mety ho avendranana koa indrandray.
Amiko dia tsy ny fitoriana azy no zava-dehibe fa ny fahazahoan'ny olona ilay fahendrena fonosony.
79. pissoa ( 10/04/2008 17:17)
cutie:

pissoa
aiza ho aiza @ io teniko io ny misy manery =)) =)) =)) =)) =)) =))
tratra ndray pissoa marina :-D :-D :-D :-D :-D

Fa niteny angaha moa izaho hoe misy manery amin'io tenin-jy io ? Avereno vakiana hoe :-D :-D :-D

Fa na zany aza ... ahoana moa ny valin'illay fanontanian'i Fody teo =)) =)) =))
80. cutie ( 10/04/2008 17:26)
Fa niteny angaha moa izaho hoe misy manery amin'io tenin-jy io ? Avereno vakiana hoe

efa nampoiziko iny marina =)) =)) =)) =))
tsy mahagaga mitsy :)
tohizo hatrany ny fandraisana antedrony :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0085