Tsy maintsy toriana ny Evanjely?
41. ikaretsaka
(
07/04/2008 19:53)
conclusion: asaian aloha ny tany ka...
araka ny lazain'i fody hoe FANTARO ALOHA
lasa very fotsiny ny voa any yyyyy!

42. pissoa
(
07/04/2008 20:15)
Ika : izany fiasana tany sns izany dia tafiditra ao amin'ilay hoe tsy mamafy be fahatany ... ary tsy namafoana ny famafazana ! :-D :-D :-D
43. cutie
(
07/04/2008 23:47)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 07-04-2008 21:53:28
Lohateny : Re : Tsy maintsy toriana ny Evanjely?
conclusion: asaian aloha ny tany ka...
araka ny lazain'i fody hoe FANTARO ALOHA
lasa very fotsiny ny voa any yyyyy!
le tanin'le mpamafy alou no tokony asaina 1 :-D :-D :-D :-D :-D
44. cutie
(
07/04/2008 23:48)
1 - Inona kay no atao hoe Fahafahana ho anao?
tsy efa forum efa nandeha ve io
karoy any fa efa namaly any za :-D :-D :-D :-D
45. cutie
(
07/04/2008 23:49)
2 - Ny olona efa manam-bady ve mbola azo lazaina hoe manana fahafahana sa tsia ?
resaka finoana ve no lazaina eto sa tsia
Raha tsia de mbola tedavo any koa ny valin-teniko momba ny fahafahana :-D
46. cutie
(
07/04/2008 23:50)
3 - Ny adidy sy andraikitra kay natokana ho an'iza, ho an'ny olon'afaka sa ho an'ny olona tsy manana fahafahana ?:-D :-D :-D :-D :-D
ho antsika rehetra koa
tafiditra ao anatin'io ve fody? :-D
47. cutie
(
07/04/2008 23:51)
Voalaza teo :
3 - Ny adidy sy andraikitra kay natokana ho an'iza, ho an'ny olon'afaka sa ho an'ny olona tsy manana fahafahana ?
ho antsika rehetra koa
tafiditra ao anatin'io ve fody?
fa tandremo sao de ampidirina ao indray le we "tsy maintsy " :-D :-D :-D :-D
48. xxx
(
08/04/2008 00:08)
Marina aloha fa tsy maintsy toriana ny Evanjely satria adidy @ maha-kristianina izany. Une fois vita batemy isika dia manana adidy hitory sy haneho ny hatsaran'Ilay hinoantsika.
Ka marina io voalazan'ny namana iray ambony io, ny finoana dia mitaky Engagement avy amintsika, sinon finoana maty izany. Ka izay ilay " tsy maintsy eto ry Cutie ", rehefa nanaiky an' ilay vady malalanao teo ambony alitara ianao dia tsy maintsy manaja azy. Ka ny hoe engagement eto dia tsy faneriterena fa vokatry ny safidy natao.
Fa ny tiako hahatongavana dia ahoana ny fomba fitory. Indrindra @ izao androntsika izao.
Raha @ vaninandro misy antsika izao angamba dia tsy ny fitatatanao momba ny finoanao no tena mahasarika ny olona fa ny Toetranao mitory. Raha misy mifanohitra amin'ny lazain'ny vavanao ny ataonao dia tsy crédible, ary hihomehezan'ny olona fotsiny.
Faharoa, ny hoe mitory dia tsy voatery hanao Proselytisme, izany hoe hitarika ny olona hanaraka ny finoako.
Rehefa asa na fihetsika tsara manandratra ny maha-olona no asehoanao dia betsaka ny gaga sy ho voasintonao. Amin'izao fotoana izao ny olona dia mila zavatra concret maha-resy lahatra azy @ fiainany. Fantaro izay hoe inona marina io hetaheta lalina ao am-pon'ny olona io. Tadidio fa mangetaheta fahafahana ny olona, mangetaheta fahamarinana, mangetaheta fitiavana, sns. Dia izay mba azonao atolotra @ ireo no zarao @ hafa mila izany.
En fait :
La gloire de Dieu c'est l'homme épanoui
Voninahitra ho an'Andriamanitra Fiadanana ho an'ny olombelona

49. cutie
(
08/04/2008 00:15)

eny wa
ka zay nge e
matoa mifanohitra @ lazain'ny vavanao ny ataonao refa mitory de zay le " tsy maintsy " tiako ahatongavana e :)
Vo forcer-avy tany de kinga ery ny hitory :-D
"Tsy maintsy toriana ny evanjely".
Le mpitory no asiako eto @ io teny io fa tsy le evanjely toriana mitsy :-D :-D :-D :-D
Asa na mazava zay fa za tsy mahavita manao blablabla
50. cutie
(
08/04/2008 00:17)
Ka marina io voalazan'ny namana iray ambony io, ny finoana dia mitaky Engagement avy amintsika, sinon finoana maty izany. Ka izay ilay " tsy maintsy eto ry Cutie ", rehefa nanaiky an' ilay vady malalanao teo ambony alitara ianao dia tsy maintsy manaja azy. Ka ny hoe engagement eto dia tsy faneriterena fa vokatry ny safidy natao.
hay ve e
mazava iny
fa tsy le resaka evanjely toriana no asiako olana fa le oul mitory e :)
52. majesty
(
08/04/2008 09:18)
Fa ny tiako hahatongavana dia ahoana ny fomba fitory. Indrindra @ izao androntsika izao.
Raha @ vaninandro misy antsika izao angamba dia tsy ny fitatatanao momba ny finoanao no tena mahasarika ny olona fa ny Toetranao mitory. Raha misy mifanohitra amin'ny lazain'ny vavanao ny ataonao dia tsy crédible, ary hihomehezan'ny olona fotsiny.
Nisy mpanao yoga izay fantako,tsy mpivavaka izy sady tena tsy miraharaha baiboly izany,fa tsara toetra izy ary tsy misy toa azy eo amin'ny fifandraisana amin'ny fiaraha-monina,dia eo no tiako anontaniana hoe:ampy ve izany ilay hoe tsara toetra raha hitory,satria raha izany dia io rangahy io no mahasarika olona be indrindra. :D
53. xxx
(
08/04/2008 10:12)
Ny olana dia afangarontsika matetika ny hoe : Fanjakan\'Andriamanitra sy ny Fiangonana.
Raha Fanjakan\'Andriamanitra no toriana dia izay voalazan\'ny Md Paoly ao @ Gal 5 na 6 @ tapany faharoa dia ampy. Na koa ireo Fahasambarana 8 ao @ Mt 5, 1-12 :
dia ny fahamarinana, ny fihavanana, fahadiovam-po, fahalemem-panahy, fahatram-panahy, sns.
Valeurs chrétiennes ireo izay tsy mifanohitra velively @ valeurs humaines. Ka tsy hitako izay mbola tsy maha-ampy an\'ireo. SAdy i Kristy nilaza fa tsy izay manao Tompoko, Tompoko no hiditra @ Fanjakan\'ny Lanitra fa izay rehetra manao ny sitrapon\'ny Ray. Ka ny languages de la foi tsy azontsika hidina ao @ sehatra kristianina ihany fa mahasahana ny fiainan\'ny olombelona rehetra mihitsy.
Faharoa, ny Eglizy dia tsy Fanjakan\'Andriamanitra, na tsy io antokom-pinoanao io no Fanjakan\'Andriamanitra fa ireo efa voalaza eo ambony ireo. Mitory ny Fanjakan\'Andriamanitra fotsiny izy, ary manoro antsika hizotra @ izany. fa misy lalan-kafa koa anefa hahafahan\'Andriamanitra miantso ny olona en dehors de la foi chrétienne.
Sinon dia condamné ho very any @ afo be daholo ireo Finoana hafa ankoatry ny kristianina, toy Musulman, Bouddhisme, Hindouisme, Fivavahan-drazana, sns, eny na dia ireo tsy mpivavaka aza.
Ny dèmarche arahina angamba @ ity asa fitoriana ity, dia izay fifampizarana eo @ samy olombelona izay. Hiaino tsara ny fiainana maha-kristianina anao, zarao @ olona izay valeurs chrétiennes anananao izay, ary raiso koa ny zava-tsoa avy aminy. Amin\'izay seha-pifandraisana anjakan\'ny fifampizarana sy Fifankatiavana izay no zava-dehibe indrindra.
Dia io Fifankatiavana io no language humaine hilazany ny fisian\'Andriamanitra.
Any @ second plan vao mitarika azy hivavaka raha efa tena liana @ finoanao izy.
Tsy isika no tompon\'ny marina, tsy isika no tompon\'ny asa Fitoriana fa i Kristy irery ihany. Mpiara-miasa Aminy fotsiny isika.
Ary ny hoe mitory dia tsy midika hoe izaho manana ny marina dia hitory aminareo satria ianareo tsy mahalala na inona na inona. Démarche diso be ary tsy efficace velively.
Ny mitory dia sady mandray ianao no mizara : fifanakalozana.

56. cutie
(
08/04/2008 15:29)
Nisy mpanao yoga izay fantako,tsy mpivavaka izy sady tena tsy miraharaha baiboly izany,fa tsara toetra izy ary tsy misy toa azy eo amin'ny fifandraisana amin'ny fiaraha-monina,dia eo no tiako anontaniana hoe:ampy ve izany ilay hoe tsara toetra raha hitory,satria raha izany dia io rangahy io no mahasarika olona be indrindra.
ie :-D :-D :-D :-D :-D
57. Fody
(
08/04/2008 16:19)
hay ve e
mazava iny
fa tsy le resaka evanjely toriana no asiako olana fa le oul mitory e
Rehefa feno hafalina ny olona dia tsy mahafehy loatra ny fehitsiny sy zavatra lazainy. Ka omena tsiny ve izy?
Tsia dia tsia hoy aho.
Ny manintsy azy no mety tokony hatao, satria tsy mety raha vonoina ny hafanam-pony fa mamono azy izany. Tsy mety raha vonona ny zoto-pony fa fahasoavana io.
Ohatra: Jereo ny tantaran'i Piera: olona mafana fo sy be zotom-po izy, ary vonona amin'ny zavatra rehetra (na dia somary kanosa ihany aza). Tsy novon'i Kristy ny zotopony ary tsy nofohanany ny hafanam-pony fa nahitsiny hatrany izy tamin'izay rehetra nataony, ka tonga olo-mangan'ny finoana....
Koa ankehitriny raha mahita ianao fa tsy mety izay ataon'ny hafa, toroy izy. Ianao koa anefa tsy fanamperana ka mahaiza mandray izay avy amin'ny hafa.
Ny hoe: mizara dia sady manome no mandray izay avy amin'ny hafa, arak'io voalazana io ambony io.
Misaotra.
59. cutie
(
08/04/2008 17:27)
ka raha sendra an'le freako reny na ny hiresaka aza mampatahotra koa :-D :-D :-D :-D :-D
60. cutie
(
08/04/2008 17:28)
Rehefa feno hafalina ny olona dia tsy mahafehy loatra ny fehitsiny sy zavatra lazainy. Ka omena tsiny ve izy?
feno hafaliana ve ???
refa avy vo -forcer tany ho any ve de feno hafaliana :-D :-D :-D :-D