Tsy maintsy toriana ny Evanjely?
102. cutie
(
11/04/2008 11:49)
zina
efa misisika any an'dohan'ny sasan'le teny we "tsy mainty" de na za koa aza misy mitady "hanery" hamaly ze fanontaniana eo =)) =)) =)) =)) =)) =))
de refa tsy mamaly za de mandeha @ zay le fandraisana an-tendrony :-D :-D :-D :-D :-D

104. fijo
(
11/04/2008 21:07)
mampiomehy nareo.
fa ity valiana.ny fampiasana ity teny ity:"tsimaintsy" ve midika fanerena sa tsia?dia izay.
amiko io midika fanerena.
fa ity valiana.ny fampiasana ity teny ity:"tsimaintsy" ve midika fanerena sa tsia?dia izay.
amiko io midika fanerena.
106. pissoa
(
12/04/2008 10:57)
Fijo : Iza ka no mi-forcer amin'ilay forcer mahasarotiny anareo ?!
Ito no navalin'i cutie fa asa izay havalin'i Fijo :
Bref tsy namaly :-D :-D :-D :-D :-D
Ito no navalin'i cutie fa asa izay havalin'i Fijo :
cutie:
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 09-04-2008 18:34:11
Lohateny : Re : Tsy maintsy toriana ny Evanjely?
Fa iza kay no mi-forcer amin'ilay hoe "forcer" mahasarotiny anareo ?!
za nga mpitory no mahalala an'zany :-D :-D :-D :-D :-D
Bref tsy namaly :-D :-D :-D :-D :-D
107. ikaretsaka
(
12/04/2008 14:24)
tsy hitany angamba fa takona tao le fanontaniana..
anyways talata io vao ho voavaliny raha hitany
anyways talata io vao ho voavaliny raha hitany
108. rakapy
(
14/04/2008 07:22)
Efa we torio any @ tribonaly wa ny evanjely @zay malaky fa aza ilaozana mifampiandry eo! votsitra eo io an :-D :-D :-D
110. pissoa
(
14/04/2008 16:11)
Rakapy : Izahay indraindray tsy mandray an-tendrony ny dikan'ilay hoe mitory :-D :-D :-D
111. soanja
(
15/04/2008 02:26)
xxx:
"Tsy maintsy toriana ny Evanjely!"
Iarahan'ny Kristiana manaiky io. Fa mialohan'io koa dia tsy maintsy iainana izy. Izany hoe: izay iainana no zaraina, ary izay zaraina dia iainana. Tsetsatsetsa tsy aritra moa iny. Fa ity no tena tiana asina ady hevitra:
1 - Ampy ve ny zotom-po sy hafanam-po mba hitoriana ny Evanjely?
Voalohany aloha amiko dia mety isan-karazany ny fisehon'ny fitoriana ny evanjely:
Mahalaza azy tsara ilay hoe iainana ary fanampiny dia modely tsara. Zany hoe ny hafa no hahatsapa fa misy taratra miavaka any aminao ka mahasarika azy. Tsy iza anefa io taratra io fa i Kristy velona ao anatintsika, mampiodina ny fiainatsika ka mahatonga antsika ho toy izany.
Betsaka ny ireo izay mipetraka any amin'ny Monastera ohatra. Tsy mitory araka ny fiheverantsika andavanandro ireny olona ireny ka hitety trano na mety tsy manana fiangoanana mandray olona avy ety ivelany dia misy mpitory fa saingy kosa manaraka ny voalaza izay ahitany fiadanam-po amin'Andriamanitra. Mitory izany. Iainana ny fahamarinanan'Andriamanitra, iafiana, itiavana ary iantrana ny hafa.
Isan-karazany ny fahendrena avy amin'Andriamanitra ka ny manantanteraka izany amin'ny fiainana no mitory satria ahita ny hafa ary hahalala, ahatsapa ary hanontany sy hanaraka.
Ao tokoa ireo izay nantsoina hoe Mpanarato olona. Ireo no nomena asa manokana hanao ny fitoriana teny sesilany, misionera, evanjelistra, mopera sns...
Fa ianao laika kosa dia natao hiaina ka ny modely tsaranao no fitoriana lehibe ho an'ny hafa.
Ka raha hamaly ilay hoe zotom-po hoe misy sa manana ary ampy ve?
Amiko dia tsy mipetraka izany raha fantarinao mialoha hoe inona no anjara asa na fiantsoan'Andriamanitra ho anao manokana. Ny mahatonga ny tsy fahampiana angamba dia ny mety ho fisalasalana na tsy fahatokisan-tena ny amin'ilay fiantsoana na diso fihainoana ilay feo mangina na tsy mihaino fa manao izay heveriny fa saim-pantany. Any ny hafa dia mba any koa zany ny tenako ohatra. Nefa rehefa avy eo tsy mahazaka na tsy mahatanty na tsy afaka ny hiaina izany araka ny zavamisy.
Raha renim-pianakaviana aho ohatra ka izay no ajara asa lehibe tsapako fa nomen'Andriamanitra ahy dia ny fitaizana sy fanomezana lanja ny filaminan'ny fianakaviako sy fahasoavan'ny fianakaviako ary ny firoboroboany eo amin'ny sehatra iaianan'izy ireo no adidy miandry ahy ary fitoriana lehibe ary tsy misy tombo sy hala ho an''ireo izay mitety trano. Na manana micro eny an-tsena. Miankina foana hoe inona ilay fitoriana nomen'Andriamanitra anao. Ataovy ampitoniana.
Misaotra!
112. soanja
(
15/04/2008 02:40)
xxx:
"Tsy maintsy toriana ny Evanjely!"
2 - Ampy ve raha ny Fanahy Masina ihany no avela hiasa hampibebaka ny hafa?
Inona ilay hoe: miara-miasa amin'ny Fanahy masina?
3 - Mitory isika, nefa zara raha misy ny mibebaka, ary betsaka aza ny miala an-daharana, satria nahoana?
... mbola betsaka ny fanontaniana azo apetraka, fa ireo no atao eo mba iaraha-midinika sy hanatsarana ny ho avy.
Misaotra
Amiko dia safidin'ny hafa ny mibebaka sy manao izay hitany fa tandrify azy. Tsy toerana azo anomezana tsiny ny Fanahy Masina izany ohatra raha toa ka nitory ianao ka tsy nibebaka ilay olona na hoe ailika amin'ny fanahy Masina ny asa, adidy ho an'ny Mpino. Ny fanahy Masina dia tsy aiza fa ao amintsika amiko ary no mitondra sy manome vokantsoa ny tsirairay eo ampanaovana ilay asa sy ireo izay mandray izany asa izany.
Fialana andraikitra amiko ny fitoriana ny fisian'ny satana sy ny helo sns satria manao izay mampatahotra ny hafa fotsiny amin'ny alalan'ny teny satria isika samy tsy nisy mbola nahita izany helo sy satana izany fa ny teny voalaza ,momba azy no betsaka satria io mandaitra ho an'ny kanosa.
Ny fanaparitahana ny fitiavan'Andriamanitra no ahitana taratra ny fiasan'ny Fanahy masina ka mahery. Tsy miteny akory ianao dia resy lahatra ilay olona satria ny vatanao, ny asanao, ny ao anatinao no miseho ary endriky Krsity. Ka raha matoky ianao fa ao aminao ny Fanahy Masina dia misosa ny fiodin'ny fiainana mahaKristianina tafiditra ao anatiny ny fitoriana.
Amiko tsy aderadera ny mahaKristianina amin'ny alalan'ny teny sy ny feon'ny vava na soratra fa ny fiasan'ny fanahy ao anaty no miseho ao anaty fanetretena.
113. rakapy
(
15/04/2008 11:13)
Pissoa> @ sangany no nandraisako azy fa tsy @ tendrony ka :-D :-D :-D
Ny tiako ambara dia ny hoe torio izay tianareo sy hinoanareo ho toriana fa aza force-ne ilay izy. Indraindray efa hita ilay olona fa tsy te hiaino na koa efa manana ny finoanany dia mbola hitoriana na ezahana mihintsy aza ny hi -convertir ilay olona. Dia avy eo asiana farateny mifangaro ozona rehefa tsy mety :-D :-D :-D

114. ikaretsaka
(
15/04/2008 11:23)

namaste
115. cutie
(
15/04/2008 11:35)
112. Mpandefa : rakapy [ Valio ] 15-04-2008 13:13:51
Lohateny : Re : Tsy maintsy toriana ny Evanjely?
Pissoa> @ sangany no nandraisako azy fa tsy @ tendrony ka
Ny tiako ambara dia ny hoe torio izay tianareo sy hinoanareo ho toriana fa aza force-ne ilay izy. Indraindray efa hita ilay olona fa tsy te hiaino na koa efa manana ny finoanany dia mbola hitoriana na ezahana mihintsy aza ny hi -convertir ilay olona. Dia avy eo asiana farateny mifangaro ozona rehefa tsy mety
ka efa we vo forcer avy tany ve tsy hanao faran-teny sisa =)) =)) =)) =)) =)) =))
116. pissoa
(
15/04/2008 17:07)
rakapy:
Pissoa> @ sangany no nandraisako azy fa tsy @ tendrony ka :-D :-D :-D
Ny tiako ambara dia ny hoe torio izay tianareo sy hinoanareo ho toriana fa aza force-ne ilay izy. Indraindray efa hita ilay olona fa tsy te hiaino na koa efa manana ny finoanany dia mbola hitoriana na ezahana mihintsy aza ny hi -convertir ilay olona. Dia avy eo asiana farateny mifangaro ozona rehefa tsy mety :-D :-D :-D
1 - Asio fanavahana ilay "-nareo" !
2 - Na amin'ny sangany na amin'ny tendrony no nandraisanao azy dia tsy mitovy ny zavatra nolazainao @ resaka tribonaly ... sy ny lazainao hoe "tianao ambara".
3 - :-D :-D :-D