Tsy maintsy toriana ny Evanjely?
122. fijo
(
16/04/2008 22:24)
pissoa ,ny fampiasana ilay teny hoe "tsimaintsy"wa dia midika fanerena amiko.
123. pissoa
(
17/04/2008 21:33)
Ka iza ilay manery ry Fijo ? Izay no anontaniako fa tsy hoe inona ny dikan'ny tsy maitsy.
Raha tsy fantatra akory mantsy ilay "manery" amin'ilay hoe tsy maintsy dia hafahafa ihany ! Toy ny olona sarotsarotiny amin'ny tsisy dikany e ... zavatra tsy hay ka miseho ho sarotiny ery.
:-D :-D :-D
Raha tsy fantatra akory mantsy ilay "manery" amin'ilay hoe tsy maintsy dia hafahafa ihany ! Toy ny olona sarotsarotiny amin'ny tsisy dikany e ... zavatra tsy hay ka miseho ho sarotiny ery.
:-D :-D :-D
