Mombamomba ny namana
81. booboo
(
31/03/2008 16:40)
matoa nameno ny momba² azy ny namana iraika ao @ takelaky ny namana serasera dia zay samy mpikambana ao takelaka serasera ihany no tokony hahita izay, rehefa nameno ny momba² an'azy kounkou ilay te -hijery ny momba ny hafa .....ao anatin'ny takelaky ny namana serasera.
ny dinika serasera kosa dia ny be sy ny maro, na mpikambana serasera na tsia, dia afaka mahita aby.
dia re-

Ilay izy tsy hoe tiana na tsy tiana aseho, na hoe marina na tsy marina ny mombamomba apetraky ny olona iray - fa hoe mahazo na tsy mahazo mijery.
Misy olona tsy mahazo mijery ny mombamomba ny namana hafa eto amin'ny serasera. Ireo olona tsy logged in, izany hoe mety tsy namana serasera akory, sy ireo namana serasera logged in fa tsy nameno ny mombamomba azy. Rehefa copy-pasted eto amin'ny forum public nefa ny mombamomba ny namana iray - dia hitan'ireo olona ireo
Isan'ny fifanajana izany ! Rehefa tsy mampiseho ny mombamomba ny tena dia tsy mahazo mijery ny mombamomba ny hafa - Pas de voyeurisme sans exhibitionnisme lol. Tsy anjarantsika ny mijery hoe marina sa tsia ilay mombamomba, ny anjarantsika kosa dia ny manaja ny mombamomba ny hafa izany hoe tsy mamela izay efa nataon'ny mpandrindra hoe tsy mahazo mijery hijery indray.
82. booboo
(
31/03/2008 16:42)
fanitsiana :(..) " izay samy mpikambana ao @ takelaka namana serasera ihany no tokony hahita zay" (...)
83. ikaretsaka
(
31/03/2008 16:49)
hitariko kely..
maroa manao maillots de bains ve ny ao @ piscine dia izay olona ao @ piscine ihany no nataony hahita ny maillot-ny...
naaaaaah
de ohatran'izay io

84. xxx
(
31/03/2008 16:50)
Ikaretsaka:
namana manokana sy ny namana logged in d'efa samihafa ry xxx
dia mbola samihafa amin'ny mpandalo koa
Hay ve fantatry Ikaretsaka hoe samihafa ny namana logged in sy ny olona mandalo tsy logged in e ! Mahagaga izany ... Io fahasamihafana io anie no averimberina eto e, nefa dia lavinao mafy ery ! Tsy mitovy ireo satria ny iray mahazo mijery moa ny iray tsy mahazo mijery ny momba ny namana hafa. Ka aoka tsy ampitoviana e ! Ny fametrahana ny mombamomba ny namana eto amin'ny forum dia mampitovy azy ireo.
Ikaretsaka:
fa zay fotsiny io hoa.. risques sy perils...
efa tokony ho arakao izany rehefa mameno ny mombamomba anao ao ianao. ray raha arahoranao ho hita iznay.. dia soit zany le izy ratsy sy tsy marina, soit mahamenatra.
ilay mahamenatra anefa... inona no mahamenatra amin'izany? tsy sahy mijoro maha ianao anao? tsy sahy mijoro raha hitan'ny olona ny akanjonao?
Toa mba efa nazavaina imbetsaka ihany hoe tsy maninona izay voalaza ao amin'ny mombamomba na lainga na tsia, na mahamenatra na tsy mahamenatra. Aza ilay olona aseho mombamomba iny no hijerena ny resaka, fa ilay tena mampiseho ilay mombamomba ny hafa nefa efa mahafantatra fa tsy mahazo mijery ilay ampisehoana.
85. xxx
(
31/03/2008 16:54)
booboo: mazava tsara ny voalazan'i xxx ary mbola nazavainao mazava tsara, fa ny tsy azoko hoe inona no tena olana????
86. booboo
(
31/03/2008 17:02)
:-D :-D :-D :-D :-D adi-hevitra no eto f'angaha tsy maintsy misy olana foana vao afaka mitondra hevitra ato ?
Ikaretsaka > ka zay lé soso-kevitr'i xxx oe ataovy dinika manokana fa any @ takelaka manokana lé raha nefa aseho vahoaka (izay tsy manokana tsony). piscine manokana no ampisehoany ny maillot fa tsy piscine tout public. tahaka ny piscine atsy @ dinika manokana zao tsy piscine tout public mihitsy.
fa enfin bref, sao lazain'ny sasany fa mitady olana eto zà fa hiapa :°)

87. ikaretsaka
(
31/03/2008 17:06)
zao io ry xxx an.. na hi wawawa be eo aza ianao d'efa tratra k'aloha..
gholemains izany ny mombamomba anao... ary matoa ianoa sadaikatra amin'ilay mombamomba anao dia ..na ilay izy misy tsy mazava na ilay izy misy
dia izay no lazaiko hoe te hanao aminy eo koa..
ny hoe slipo e.. maillots de bains sns.. illustration an'ilay hoe risques et perils..
Raiso lojika hoa le izy
raha notsofin'ny rivotra ny akanjonako ka hita ny..... dia tsy ny olona mihitsy no andeha lazainao hoe aza mijerijery any aiza ny fahalalam-pomba sns ... fa ianao no maka disposition amin'ny sisa heo rehefa mandrivotra iznay ny andro dia tsy manao izao akanjo izao aho
na hoe handeha piscine ianao ka misy mitazana anao sy ny maillots anao avy ery an-davarangana sy am-baravarankely ...
dia tsy izay akory no hoe manaova piscine aby nareo fa izya manao piscine ihany no mahazo mijery!

88. xxx
(
31/03/2008 17:26)
Noho izany dia heveriko fa tsy mety ny ataon'ny namana sasany izay manao copie-colle ny mombamomba ny namana eto amin'ny forum public. Lasa afaka mahita an'ilay izy daholo ny olon-drehetra na tsy loggué akory aza.zao v nama d tsy mazava klé?aza hitarina zvt hafa ry Ikaretsaka a!
89. xxx
(
31/03/2008 17:28)
I xxx toa tsy mi-wawawa ! Fa
Traduction : Aza ilaozana mandinika ny mombamomba ilay olona naseho iny - na marina iny na tsy marina - na mahamenatra azy iny na tsy mahamenatra azy - na sitrapo ny azy no nameno na tsy sitrapo - avelao ho azy izany, fa mba meteza handinika ny tena hoe izaho dia nampiseho zavatra tsy tokony hampisehoana iny olona iny, nefa efa fantatro fa tsy mahazo mijery izy.
Ary amin'ny resaka piscine lazainao dia izao : eny amin'ilay piscine tsisy hoe tsy mahazo mijery izay tsy ao amin'ilay piscine fa ery ambaravaran-kely ;) Fa manandrama ianao mandeha any amin'ilay fikotranana mandihy ireny ohatra dia efa miteny izy hoe ny personnel ihany no mahazo miditra sy mijery (Traduction : ny membre ihany no mahazo mi-log in sy mijery ny mombamomba) dia iny ianao mbola misolantsolana amin'ny vid-camera ihany maka film ny mpandihiny !
xxx:
Toa mba efa nazavaina imbetsaka ihany hoe tsy maninona izay voalaza ao amin'ny mombamomba na lainga na tsia, na mahamenatra na tsy mahamenatra. Aza ilay olona aseho mombamomba iny no hijerena ny resaka, fa ilay tena mampiseho ilay mombamomba ny hafa nefa efa mahafantatra fa tsy mahazo mijery ilay ampisehoana.
Traduction : Aza ilaozana mandinika ny mombamomba ilay olona naseho iny - na marina iny na tsy marina - na mahamenatra azy iny na tsy mahamenatra azy - na sitrapo ny azy no nameno na tsy sitrapo - avelao ho azy izany, fa mba meteza handinika ny tena hoe izaho dia nampiseho zavatra tsy tokony hampisehoana iny olona iny, nefa efa fantatro fa tsy mahazo mijery izy.
Ary amin'ny resaka piscine lazainao dia izao : eny amin'ilay piscine tsisy hoe tsy mahazo mijery izay tsy ao amin'ilay piscine fa ery ambaravaran-kely ;) Fa manandrama ianao mandeha any amin'ilay fikotranana mandihy ireny ohatra dia efa miteny izy hoe ny personnel ihany no mahazo miditra sy mijery (Traduction : ny membre ihany no mahazo mi-log in sy mijery ny mombamomba) dia iny ianao mbola misolantsolana amin'ny vid-camera ihany maka film ny mpandihiny !
90. xxx
(
31/03/2008 17:40)
inona aza ity resaka mahazo mijery sy tsy mahazo mijery ity??
mampatsiaro ahy film visa A :-D :-D :-D
mampatsiaro ahy film visa A :-D :-D :-D
92. xxx
(
31/03/2008 19:39)
booboo:
:-D :-D :-D :-D :-D adi-hevitra no eto f'angaha tsy maintsy misy olana foana vao afaka mitondra hevitra ato ?
...
fa enfin bref, sao lazain'ny sasany fa mitady olana eto zà fa hiapa :°)
Enga anie fotsiny tsy ho fako indray no hiafaran'ilay dinika :°)
93. Papoose
(
31/03/2008 19:56)
xxx:
Noho izany dia heveriko fa tsy mety ny ataon'ny namana sasany izay manao copie-colle ny mombamomba ny namana eto amin'ny forum public. Lasa afaka mahita an'ilay izy daholo ny olon-drehetra na tsy loggué akory aza.zao v nama d tsy mazava klé?aza hitarina zvt hafa ry Ikaretsaka a!
:-D :-D sarotra wa ny mamepetra olona fa ny anao no ataovy tsara fono rehefa tsy tiana hisaveraka le mombamomba!!!!
efa betsaka ny zvt tsy fanajana hita teto @ forum fa anjaran'zay mahatsiaro voa no mipirina!!!
ka na tsy mety aminao aza, mandraisa andraikitra hitanao fa mety @ tenanao fa ny olona manala azy no ataony eto na @ fomba manaja na @ fomba tsy manaja! samy manana ny fombany io!
Fa na mazava aza le kozy rehefa tsy hanaja zay voakasika nanao azy dia mitovy @ taloha ihany io fa averiko foana, fonosy tsara e! :wink:
94. xxx
(
31/03/2008 20:31)
Papoose:
efa betsaka ny zvt tsy fanajana hita teto @ forum fa anjaran'zay mahatsiaro voa no mipirina!!!
;-) marina!
95. ikaretsaka
(
31/03/2008 20:35)
ilay le lazaiko hoe rehefa hitan'ny olona fa misaveraka ny mini sy ny zipo cloche ka niseho ny zavatra tsy azoazo.
dia fonosy tsara amin'ny sisa
fa ny raraka efa raraka ary ny rivotra tsy azo ferana
:-D :-D :-D

96. xxx
(
31/03/2008 20:45)
Rehefa ity no tena mahafinaritra ny sasany dia ekena izany fa tapitra ny ady hevitra :
Rehefa mba te hanaja mantsy na dia mahita silipo, na mihoatra ny silipo aza tsy voatery hiteny :)
ny olona manala azy no ataony eto na @ fomba manaja na @ fomba tsy manaja! samy manana ny fombany io!
Rehefa mba te hanaja mantsy na dia mahita silipo, na mihoatra ny silipo aza tsy voatery hiteny :)
98. ikaretsaka
(
31/03/2008 20:56)
ny mpanao gazety sy ny paparazzi iznay no tsy manaja ndrindra raha iznay ko.... :-D
99. xxx
(
31/03/2008 20:56)
fa inona aza no tena tsy haritra amin'ilay izy mahatonga an'ilay bla bla sa dia ilay hoe tsy mahazo mijery otran'ny amin'ny film visa A fotsiny? =))
hoy:xxx
ka samy ho hita ihany na alefa rohy na alefa mivatana copier coller ;-)
hoy:xxx
Mba soso-kevitra ho an'ny namana :
- ny rohy mankany amin'ilay mombamomba apetraka dia avelao ny server no hanivana izay afaka mahita azy

100. xxx
(
31/03/2008 21:01)

lasa sary kely ity:x ilay hoy i xxx etsy ambony fa tsy nisaina hametaka an'io sary kely io aho.
Izaho manokana tsy mpanao copier coller ny mombamomba fa mahagaga ahy ianareo mifanditra amin'ilay izy. Sa tena manelingelina be? ;-)