Mombamomba ny namana
102. xxx
(
31/03/2008 21:38)
Toa efa nazavaina kosa fa tsy ilay hoe mombamomba mivoaka no inona fa jereo anie ny zavatra soratan'i Ikaretsaka ohatra e :
dia
:-w :-w :-w
xxx:
Rehefa ity no tena mahafinaritra ny sasany dia ekena izany fa tapitra ny ady hevitra :
ny olona manala azy no ataony eto na @ fomba manaja na @ fomba tsy manaja! samy manana ny fombany io!
Rehefa mba te hanaja mantsy na dia mahita silipo, na mihoatra ny silipo aza tsy voatery hiteny :)
dia
ikaretsaka:
ko bizina io koo
:wink:
:-w :-w :-w
103. cutie
(
31/03/2008 23:33)
Noho izany dia heveriko fa tsy mety ny ataon'ny namana sasany izay manao copie-colle ny mombamomba ny namana eto amin'ny forum public. Lasa afaka mahita an'ilay izy daholo ny olon-drehetra na tsy loggué akory aza.
104. ikaretsaka
(
31/03/2008 23:50)
ny mpanao gazety sy ny mpamparazzi ho'a izany no tena tsy mahalala fomba indrindra raha izany fifanajana fifanajana iznay foana no atao ambetin-dresaka ato
saingy izy ireo no be kil indrindra..
dia ity no fanafody tsotra indindra
sy
saingy izy ireo no be kil indrindra..
dia ity no fanafody tsotra indindra
rehefa tsy tianao ho hitan'ny olona fa misaveraka ny mini sy ny zipo cloche ka niseho ny zavatra tsy azoazo.
dia fonosy tsara amin'ny sisa
fa ny raraka efa raraka ary ny rivotra tsy azo ferana
sy
papoose:
sarotra wa ny mamepetra olona fa ny anao no ataovy tsara fono rehefa tsy tiana hisaveraka le mombamomba!!!!
efa betsaka ny zvt tsy fanajana hita teto @ forum fa anjaran'zay mahatsiaro voa no mipirina!!!
ka na tsy mety aminao aza, mandraisa andraikitra hitanao fa mety @ tenanaofa ny olona manala azy no ataony eto na @ fomba manaja na @ fomba tsy manaja! samy manana ny fombany io!
Fa na mazava aza le kozy rehefa tsy hanaja zay voakasika nanao azy dia mitovy @ taloha ihany io fa averiko foana, fonosy tsara e!
106. ikaretsaka
(
01/04/2008 00:16)
ka le olona anie ry cutie sarotra atoro nefa be menomenona e.. dia tsy ny realite no jereny fa ny hitaraina foana
ny realite dia io
ny realite dia io
sarotra wa ny mamepetra olona fa ny anao no ataovy tsara fono rehefa tsy tiana hisaveraka le mombamomba!!!!
efa betsaka ny zvt tsy fanajana hita teto @ forum fa anjaran'zay mahatsiaro voa no mipirina!!!
107. cutie
(
01/04/2008 00:22)
tsy arako zany resaka zany :-D
ty ihany no haiko :-D
ty ihany no haiko :-D
Voalaza teo :
Noho izany dia heveriko fa tsy mety ny ataon'ny namana sasany izay manao copie-colle ny mombamomba ny namana eto amin'ny forum public. Lasa afaka mahita an'ilay izy daholo ny olon-drehetra na tsy loggué akory aza.
108. ikaretsaka
(
01/04/2008 01:12)
de iza no mety hisorohana azy kokoa aloha izao?
sa
Tsakotsakoy!
Noho izany dia heveriko fa tsy mety ny ataon'ny namana sasany izay manao copie-colle ny mombamomba ny namana eto amin'ny forum public. Lasa afaka mahita an'ilay izy daholo ny olon-drehetra na tsy loggué akory aza.
sa
sarotra wa ny mamepetra olona fa ny anao no ataovy tsara fono rehefa tsy tiana hisaveraka le mombamomba!!!!
efa betsaka ny zvt tsy fanajana hita teto @ forum fa anjaran'zay mahatsiaro voa no mipirina!!!
Tsakotsakoy!
109. Papoose
(
01/04/2008 02:15)
xxx:
Toa efa nazavaina kosa fa tsy ilay hoe mombamomba mivoaka no inona fa jereo anie ny zavatra soratan'i Ikaretsaka ohatra e :
xxx:
Rehefa ity no tena mahafinaritra ny sasany dia ekena izany fa tapitra ny ady hevitra :
ny olona manala azy no ataony eto na @ fomba manaja na @ fomba tsy manaja! samy manana ny fombany io!
Rehefa mba te hanaja mantsy na dia mahita silipo, na mihoatra ny silipo aza tsy voatery hiteny :)
dia
ikaretsaka:
ko bizina io koo
:wink:
:-w :-w :-w
toa fanina @ zvt teneninao koa enau zany ry xxx ka tsy mahita ny lojika mampitohy azy tsony!
toa lazainao fa nazavaina fa mazava nefa toa tsy azonao le izy fa manaraka mifaninana @zvt tenen'ika fotriny :-D
110. Rasiligaoma
(
01/04/2008 05:02)
C'est par la grâce de Dieu que nous avons ces trois précieuse choses : la liberté de parole, la liberté de penser et la prudence de n'exercer ni l'une ni l'autre.
ka ampiasao tsara ary
ka ampiasao tsara ary
115. yonikafopl
(
01/04/2008 19:47)
tena lasa bla bla bla be le resaka ato vao tonga namangy ndray za kleeee, kamo be za hamaky fa misy resaka sligany sy kanakana sy visa A sy tsy haiko tsony le izy. :)
116. Papoose
(
02/04/2008 11:21)
Tsotra be! tsotra be! aza miala @ tsotra be!(ohatran'ny le pub t@ RNM taloha reny mihitsy)
aza miady varotra @copy paste!
mandraisa ny andraikitra tandrifinao!
trotra be!trotra be! aza miala @ trotra be! :-P
aza miady varotra @copy paste!
mandraisa ny andraikitra tandrifinao!
trotra be!trotra be! aza miala @ trotra be! :-P
118. Papoose
(
03/04/2008 02:46)
noforoniko fa le ton atao @ le ton fanaovan'ny mpiasan'ny rnm azy :-D
mitovitovy @ le hoe aza miala @ paositra e! :-D
mitovitovy @ le hoe aza miala @ paositra e! :-D