Mombamomba ny namana
122. ikaretsaka
(
04/04/2008 18:12)
ny entana lozitr'i ..Rab.... nahanjany tetsy sy teroa fa ho ia ndray e
125. Rasiligaoma
(
05/04/2008 05:40)
izao izany no anatra azo raisina ero e: aza ahahy ny entana rehefa tsy tiana ho hita. Eny fa na amin'ny namanao sy ny Logué aza
128. yonikafopl
(
06/04/2008 08:36)
papoose fa tandremo fa otran le akondro atao fitsa reny ngamba an , lozidozitra fa matsiro =)) =)) =)) =))
130. Papoose
(
06/04/2008 18:29)
:-D yonikafompl, ka reny fitsa reny raha mbola atsangana dia mbola afaka hijoro na dia farafaharatsiny aza hoe mikibilabila dia hilatsaska ihany! fa le lozotra be tsy tafa tsony fa saule plerera hatrany!
136. Jeankely
(
13/04/2008 07:04)
Ny mpiresaka any @ Politika aza adino fa tonga hatrany amin'ny zavatra lalina ary mety hiafara amin'ny aina aza ka raha izay moa no ataony anokafana ny Forum mba ahafahana mitady sy hifamono dia ekena fa izay voa voa izany ary samy mitandrina fatratra. Avohay daholo ny adiresy ny sasany hitongavan'ny tsy tia azy any. Tsarabe fa tohizo