Mombamomba ny namana

61. xxx ( 30/03/2008 22:20)
Niaraka nanoratra fa io ny valin'io :

Ilay hoe opposer-ko :
Dia ahoana izany amin'i Ikaretsaka mpandrindra forum !
Efa hoy mantsy ny lafiny teknika hoe tsy mahazo mahita ny ps an'izay manao xxx ny mpikambana tsotra fa ny admin ihany. Dia ozy Ikaretsaka hoe sitrapon'lah ny te hampiseho ny ps-ny amiko eo fa tsy maitsy tantaraiko sy asehoko ny olona rehetra ?!

Ary amin'ny lafiny teknika koa dia tsisy fika azo hisakanana ny admin tsy hanao izany mihitsy ! Ka aza hoa iza toetra sy fahendrentsika e !!! :-w 8) 8) 8)
62. ikaretsaka ( 30/03/2008 22:27)
aza afangaro aloha ny dokotra sy ny kanakana
ny resaka PS manao xxx resaka hafa ity resaka hafa...

raha ilaina anaovana piece de confrotation araka ny lazaiko ary ambony ary
(hafatra faha 11) dia mivoaka ny xxx ka

63. ikaretsaka ( 30/03/2008 22:32)
Ka aza hoa iza toetra sy fahendrentsika e !!!

ny ahy amin'io de zao fotsiny...
fantaro daholo ny risques et perils de:
rehefa tsy te hila gidragidra dia aza migidragidra..
rehefa matahotra ny ho maty an-drano dia aza milomano sy milalao rano
rehefa tsy te ho voan'ny baolina dia aza milalao baolina

rehefa tsy tian'ny olona hita ny "fiche"nao.. de aza mi se "ficher" akory af"ficher" na

simple as that!

64. xxx ( 31/03/2008 11:51)
Ikaretsaka:
aza afangaro aloha ny dokotra sy ny kanakana
ny resaka PS manao xxx resaka hafa ity resaka hafa...

raha ilaina anaovana piece de confrotation araka ny lazaiko ary ambony ary
(hafatra faha 11) dia mivoaka ny xxx ka

Aza mampihomehy e ! I Ikaretsaka aza tsy menatra akory manafangaro ny resaka eto amin'ny resa-tsilipo izay tsisy hidirana akory. Io ohatra nalaiko io anie ka tena mitombona mihitsy e ! Samy resaka serasera, samy resaka hoe misy mahazo mijery ary misy tsy mahazo mijery ! Ary samy azon'i Ikaretsaka jerena na ilay mombamomba na ilay ps ;)
Ka rehefa tsisy hafa tsy hoe Sitrapo nenao ny arguments an'Ikaretsaka mikasika ilay mombamomba, dia ...

Ikaretsaka:

ny ahy amin'io de zao fotsiny...
fantaro daholo ny risques et perils de:
rehefa tsy te hila gidragidra dia aza migidragidra..
rehefa matahotra ny ho maty an-drano dia aza milomano sy milalao rano
rehefa tsy te ho voan'ny baolina dia aza milalao baolina

rehefa tsy tian'ny olona hita ny "fiche"nao.. de aza mi se "ficher" akory af"ficher" na

simple as that!

Ary aza hadinon'i Ikaretsaka fa tafiditra ao anatin'ny risque amin'ny fampiasana ny xxx ny fahafahan'ireo admin mijery ny ps ! Ka ahoana izany, hoy ve Ikaretsaka hoe "Efa fantatrao fa hitako ny ps-nao na manao xxx aza, ka sitrapo nenao ?" Rehefa tsy te ho voan'ny baolina dia aza milalao ?

Ankoatra izay, tandremo fa raha manao confrontation amin'ny resaka ps i Ikaretsaka dia misy porofo mivaingana be hoe tena i ranona tokoa io xxx io a, satria ny admin afaka mijery ilay ps. Tahaka izay koa ve ny mombamomba ? Raha tsy diso aho na dia mitovy aza ny ip dia tsy voatery ho olona iray no mampiasa azy ka anjaranao ny manao ny fampitahana.

Efa mazava angamba izay ny hevitro ka ampy ahy izay :)
65. Papoose ( 31/03/2008 13:44)

ty de zvt mampime! maninona ny olona no sarotiny be @ resaka info perso, dia misy ny sasany le mametraka # telephone any @ ohatran'ny hoe facebook, myspace, dia ny eto ndray le zany le hoe"mombamomba". Dia rehefa antsoina le olona vao gaga! dia avy eo hoe misy mi-harceler sns! te hanao @ny eo ko!
Marina dia marina fa info-nao io! fa risk ny fametrahana azy eto na @ website na social networks reny! dia anjaranao no mitandrina, enao tsy nde hiady varotra @ copy paste fa aza fenoina rehefa atahorana hiparitaka dia teneno ny namanao tsy hameno raha tsy tianao hiparitaka ny mombamomba azy!
io ne tsisy hafa @ hoe mampiasa psn'ol atao eo @ mombamomba anao e!ohatsan'ny le hoe fasaly kely!
betsaka ato ny mpikambana sy mpandray anjara @ forum tsy misy lilil ny azy eo @ mombamomba fa tant mieux ho an'izay mahalala azy perso any!
admin, misy fitsipika mifehy azy en tant k'admin mino angamba aho nefa koa toy ny mpandray anjara tsotra sy mpikambana tsotra ihany izy, ka raha atahorana ny ahafantarany hoe iza le xxx miafina ao ambadik'ity hvt ty na ty dinika, aza manao xxx...Amiko sarotra ny mamepetra olona fa anjaranao foana no mitandrina e! dia enao ihany no mi assume ny csq de enao ihany ko nefa no misoroka fa tsy rehefa miseho le izy vao hoe gauche droite a! tokony tsy atao an'zao le zao-ako, tsy mety zany!
66. cutie ( 31/03/2008 13:52)
Noho izany dia heveriko fa tsy mety ny ataon'ny namana sasany izay manao copie-colle ny mombamomba ny namana eto amin'ny forum public. Lasa afaka mahita an'ilay izy daholo ny olon-drehetra na tsy loggué akory aza.
67. booboo ( 31/03/2008 14:04)
dia mbola ampiako an'ito soratr'xxx ito :
Misy olona tsy mahazo mijery ny mombamomba ny namana hafa eto amin'ny serasera. Ireo olona tsy logged in, izany hoe mety tsy namana serasera akory, sy ireo namana serasera logged in fa tsy nameno ny mombamomba azy. Rehefa copy-pasted eto amin'ny forum public nefa ny mombamomba ny namana iray - dia hitan'ireo olona ireo

dia re-
Noho izany dia heveriko fa tsy mety ny ataon'ny namana sasany izay manao copie-colle ny mombamomba ny namana eto amin'ny forum public. Lasa afaka mahita an'ilay izy daholo ny olon-drehetra na tsy loggué akory aza.

68. xxx ( 31/03/2008 14:24)
Ok, za no nanokatra an'ilay dinika, ary hitako fa lasalasa ilay adihevitra. Ka aleo angamba asiana precision kely.

Tsy adihevitra momba ny resaka vie privée na données personnelles akory no tiana ahatongavana. Efa vitan'ny mpandrindra ny fandinihana momba an'izany. Ary efa vokatr'izay fandinihana sy fandanjalanjana nataon'ny mpandrindra tany am-boalohany izay no nampisy an'ireo famerana ny accès amin'ny toerana sasantsasany ireo - dont ny mombamomba.

Ny angatahina amin'ny namana fotsiny, ny soso-kevitra narosoko teo, dia ny mba hanaja an'izay rafitra napetraka izay sy mba hanaraka ny lojikany, na dia tsy àry ho voalaza ao amin'ny fitsipika daholo aza ny antsipirian'ny eventualité mety hitranga rehetra.

Raha ohatra moa misy te hiady hevitra momba ny vie privée sy ny données perso dia efa mivoaka an'ity dinika ity izany.
69. ikaretsaka ( 31/03/2008 14:36)
ny ahy izao fotsiny e..
risques et perils ny fiainana rehetra..
ny fahaizana mi jongle eo anelanelan'ireo no maha olona anao fa tsy vao anona kely dia efa betaraina
70. tess ( 31/03/2008 14:44)
tsy hitako izay olana :°)
71. xxx ( 31/03/2008 15:01)
"cutie":
Noho izany dia heveriko fa tsy mety ny ataon'ny namana sasany izay manao copie-colle ny mombamomba ny namana eto amin'ny forum public. Lasa afaka mahita an'ilay izy daholo ny olon-drehetra na tsy loggué akory aza.
sy.....
Misy olona tsy mahazo mijery ny mombamomba ny namana hafa eto amin'ny serasera. Ireo olona tsy logged in, izany hoe mety tsy namana serasera akory, sy ireo namana serasera logged in fa tsy nameno ny mombamomba azy. Rehefa copy-pasted eto amin'ny forum public nefa ny mombamomba ny namana iray - dia hitan'ireo olona ireo
mbola averina
Noho izany dia heveriko fa tsy mety ny ataon'ny namana sasany izay manao copie-colle ny mombamomba ny namana eto amin'ny forum public. Lasa afaka mahita an'ilay izy daholo ny olon-drehetra na tsy loggué akory aza
fehiny:
Isan'ny fifanajana izany !
mazava kosa angamba zay e!!!!
72. tess ( 31/03/2008 15:07)
mazava fa samy manana ny heviny sy ny jeriny kosa io! fa aza tarisina lava beuh! raha anaty fitsipika indray izy dia mino aho fa tsy hisy intsony angamba hampiseo ny mombamomba ny namana :°)
sady tena rare ilay cas, tena rare koa ilay tsy mi logy mahita tsy hitako zé olana ka anaovana azy bla bla bla beuh!
73. xxx ( 31/03/2008 15:22)
Tsy dia olana ilay hoe cas rare ve sa matetika, tsy olana koa hoe inona avy no voalaza tao amin'ilay mombamomba - marina ve sa diso. Averiko indray fa toa tsy izay no ady hevitra eto aloha, fa hoe misy tsy mahazo mijery nefa nampijerena. Tsy ho taritina lava tokoa angamba fa toa tsy tena misy arguments mitranga intsony fa :
simplex:
marina ny an'i xxx hoe, le toetoetra, fahendrena ary fitaizana hita taratra mitsy no tsy ao ra mampiseho zavatra tsy tokony ampisehoana...

74. cutie ( 31/03/2008 15:27)
72. Mpandefa : xxx [ Valio ] 31-03-2008 17:22:13
Lohateny : Re : Mombamomba ny namana
Tsy dia olana ilay hoe cas rare ve sa matetika, tsy olana koa hoe inona avy no voalaza tao amin'ilay mombamomba - marina ve sa diso. Averiko indray fa toa tsy izay no ady hevitra eto aloha, fa hoe misy tsy mahazo mijery nefa nampijerena. Tsy ho taritina lava tokoa angamba fa toa tsy tena misy arguments mitranga intsony fa :

Hoy i simplex:
marina ny an'i xxx hoe, le toetoetra, fahendrena ary fitaizana hita taratra mitsy no tsy ao ra mampiseho zavatra tsy tokony ampisehoana...

ekena
amen
ho an'ze te hiady hevitra we marina ve ny mombamomba ny namana sa tsy marina de ataovy ady hevitra vao2 any :-D :-D :-D :-D
75. xxx ( 31/03/2008 15:51)
xxx: tsy hoe tsy mahazo mijery izy fa afaka mijery raha te hijery....
hitany foana raha tiany ho jerena

72. Mpandefa : xxx [ Valio ] 31-03-2008 17:22:13
Lohateny : Re : Mombamomba ny namana
Averiko indray fa toa tsy izay no ady hevitra eto aloha, fa hoe misy tsy mahazo mijery nefa nampijerena. Tsy ho taritina lava tokoa angamba fa toa tsy tena misy arguments mitranga intsony fa :
76. xxx ( 31/03/2008 15:58)
15. Mpandefa : hery [ Valio ] 26-03-2008 09:55:24
Lohateny : Re : Mombamomba ny namana


Raha exagérer-na kely. Eritrereto hoe mametraka sary ho an'ny namana manokana ianao dia avoakan'ilay namana manokana eto. Tsy misy fomba teknika mifehy an'izany fa mandeha ho azy fotsiny hoe rehefa manokana dia tsy public.
77. ikaretsaka ( 31/03/2008 16:12)

Raha exagérer-na kely. Eritrereto hoe mametraka sary ho an'ny namana manokana ianao dia avoakan'ilay namana manokana eto. Tsy misy fomba teknika mifehy an'izany fa mandeha ho azy fotsiny hoe rehefa manokana dia tsy public.


ka io ange le lazaiko hoe [b]hianaro aloha ny mahay manavaka ny hoe namana manokana sy ny namana loggue sy nahafeno ny mombamomba azy[/b]

->ny namana logue ve = namana manokana? nope! :wink:

dia aza ampitoviana ny dokotra sy ny kanakana ho'a
78. xxx ( 31/03/2008 16:23)
Ikaretsaka:
dia aza ampitoviana ny dokotra sy ny kanakana ho'a

Ny fampisehoana ny zavatra tsy tokony ho hitan'ny namana tsy logged in amin'izy ireo dia mampitovy azy @ namana logged in sy nameno ny mombamomba azy ! Ka aza ampitoviana ny akoho sy ny dokotra ry Ikaretsaka a :wink:
79. booboo ( 31/03/2008 16:30)
Izay miseho any @ takelaky ny namana serasera dia hafa, ary hafa ny eto @ dinika serasera. Na samy serasera aza dia samy hafa ny namana sy ny dinika.

Izay any @ takelaka namana serasera dia an'ny takelaka namana serasera manokana. Izay ilay hoe izay misoratra anarana sy na nameno ny momba² azy ihany no afaka mahita zay momba² ny tsiray².

tsy tahaka izany ny eto @ dinika serasera. Na tsy mameno ilay truc mpisy ny pseudo sy ny tenimiafina aza dia afaka mahita foana ny dinika rehetra, ankoatra ny dinika manokana.

Sahala ny hoe zay dinika manokana any @ " tsisy bedy " ohatra no bataina dia aseho vahoaka eto zay nosoratan'ny tel ou tel namana. Dia mitovy @ zay koa ny fampisehoana ny momba² ny namana atsy @ takelaky ny namana serasera hapoitra eto @ takelaky ny dinika serasera.


Io no foto-dresaky xxx nanaovany soso-kevitra :
Iaraha-mahalala fa tsy misy afaka mahita ny mombamomba ny namana raha tsy mahafeno fepetra anankiroa :
- efa nisoratra anarana ary loggué
- efa nameno ny mombamomba azy koa

Noho izany dia heveriko fa tsy mety ny ataon'ny namana sasany izay manao copie-colle ny mombamomba ny namana eto amin'ny forum public. Lasa afaka mahita an'ilay izy daholo ny olon-drehetra na tsy loggué akory aza.

Mba soso-kevitra ho an'ny namana :
- ny rohy mankany amin'ilay mombamomba apetraka dia avelao ny server no hanivana izay afaka mahita azy
- raha tsy izany dia any amin'ny forum tsy public, izany hoe dinika manokana no andikao an'ilay mombamomba.

80. ikaretsaka ( 31/03/2008 16:33)
namana manokana sy ny namana logged in d'efa samihafa ry xxx
dia mbola samihafa amin'ny mpandalo koa

fa zay fotsiny io hoa.. risques sy perils...
efa tokony ho arakao izany rehefa mameno ny mombamomba anao ao ianao. ray raha arahoranao ho hita iznay.. dia soit zany le izy ratsy sy tsy marina, soit mahamenatra.

ilay mahamenatra anefa... inona no mahamenatra amin'izany? tsy sahy mijoro maha ianao anao? tsy sahy mijoro raha hitan'ny olona ny akanjonao?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1381