Mombamomba ny namana
21. diamondra27
(
26/03/2008 15:43)
bla bla bla doly refa diams maneho zavatra hita maso ary azo atao ve le ataon'i salmo mitondra tsikera eto amin'i pub nefa tsikeran'ny sary , de misy ol tsy tafiditra mijery sary nefa de gaga nahita we hay ve zany no niseho tany am fampisehoana sary(tsy mihetsika), de atao dinika le izy?
Asio fitsipika daholo koa zany retra retra zany
mbola tsy nandinika za we: inon moa zany ny maharatsy na mahatsara le we mampiseho ny mombamomba anao nefa zavatra tsy marina akory no apetraka ao, ohatra hoe: za zao 15 ans ao de any algerie raha tsy efa hiova indray ny toerana atsy ho atsy
fa raha tena hoe: marina ny an'ny sasany de zay angaha no mety ekena we mba mahasosotra nefa le izy nge virtuel e! de refa tsy te hatao kopy kolé de aza fenoina ny mombamomba anao zany koa
22. tess
(
26/03/2008 16:25)
ka io le lazaiko oe raha mba tena marina mou ny ao am mombamomba, raha identité vré de oe:°)! otran'io nasehondry io zao hitako betiz fotsiny ny momba azy!....
23. yonikafopl
(
26/03/2008 17:54)
raha ny mombamomba sy ny sisa eto tsy hitako izay olana raha hitan'ny be sy ny bobaka aza kou, rehefa tsy tiana de aza fenoina marina.
Fa le olana nge de le fanasoketana ny vie privé sy ny fitsongolohana amin'ny fiainan'ny sasany ee, misy manko dia misy tsy mahay mijery normal fa tsy maintsy mitsongolongoloka foana, hita hatramin'izay manangona dossier ve kou:-w:-w:-w:-w

24. kelly13
(
27/03/2008 15:09)
lol, za kou nahare fa manana dossier za ono quelque part :-D:-D:-D:-D:-D
26. ikaretsaka
(
27/03/2008 18:46)
tess:
ka io le lazaiko oe raha mba tena marina mou ny ao am mombamomba, raha identité vré de oe:°)! otran'io nasehondry io zao hitako betiz fotsiny ny momba azy!....
de toute facon tsy hitako ze probl na miseho na tsy miseho rehefa manao ny marina sy tsy enjehin'ny conscience
27. ikaretsaka
(
27/03/2008 18:49)
hazavaiko: raha mpanao kanetibe aho ohatra ka tsy miteny hoe za mpanao tsipy kanetibe fa kosa nisy nahita ka misy mitantara eto ..
ka tsy mahamenatra ahy ny milalao kanety.. tsy hitako ny olana..
raha te hitantara aho, tsy hitako koa ny olana
ka tsy mahamenatra ahy ny milalao kanety.. tsy hitako ny olana..
raha te hitantara aho, tsy hitako koa ny olana
28. tess
(
27/03/2008 19:55)
ka io lay hoe exagéréna dool ny retraretra......
donko tokony ampina lalàna raika ndray zany hoe e! :wink:
donko tokony ampina lalàna raika ndray zany hoe e! :wink:
29. Rasiligaoma
(
28/03/2008 05:19)
, raha tena izany marina no nitranga ka nisy mahafantatra ka nisy namoaka , raha tena marina sy nataonao tokoa
inona no mahasorena anao?
sa tsy tompon'antoka amin'izay nosoratanao ianao?
inona no mahasorena anao?
sa tsy tompon'antoka amin'izay nosoratanao ianao?
30. yonikafopl
(
30/03/2008 10:01)
Le izy raha zavatra noteneniko sy nosoratako izaho tompony tsy hitako izay olana na aseho aza, fa raha ohatra fiainako manokana, na misy mahita io na tsy misy,tsy tokony hotsabahana sy itsongolohana ary atao resaka mihintsy rehefa tsy nahazo alalana avy amiko.Fa matoa ny momba ahy misy soratra dia efa tiako haseho izay, ka na atao size eto aza ny zavatra nosoratako ao tsy misy olana. :wink:
31. tess
(
30/03/2008 13:00)
yoni: ieka! izaho kou tsy sarotiny raha zé momba ahy no tsikirihina, izay vosoratra ao natao ho hitan'ny namana rehetra refa tena liana te hijery izy, tsy raha hoe miafina tsinona :°)
32. ikaretsaka
(
30/03/2008 16:26)
amiko tsy asiako olana io ra mipoitra na tsy mipoitra.ka tsy hitako izay tokony haha mahana raha tsy hoe nanao ratsy angaha!
ohatran'ny heo manana akanjo vaovao na aty akanjo sns... ka tsy
tatatatainao hoe namoaka sy tantanta misy nahatsikaritra miteny hoe i Ika ange nahazo kilaoty na silipo na ankanjo vaovao.. ka tena nahazo aho dia inona no olana,
dia raha zavatra marina iny dia tsy asiako olana fa raha azo t@ halatra sy fitaka iny na ohatran'izay dia izay no...
eny na aty akanjo aza ka nisy nahita ka niteny hoe izao lety ny aty akanjon'i Ika a... raha zay tokoa moa no anaovako ko maninona??

33. xxx
(
30/03/2008 17:08)
tsy mahay teny gasy nga Ikaretsaka?
Iaraha-mahalala fa tsy misy afaka mahita ny mombamomba ny namana raha tsy mahafeno fepetra anankiroa :
- efa nisoratra anarana ary loggué
- efa nameno ny mombamomba azy koa
Noho izany dia heveriko fa tsy mety ny ataon'ny namana sasany izay manao copie-colle ny mombamomba ny namana eto amin'ny forum public. Lasa afaka mahita an'ilay izy daholo ny olon-drehetra na tsy loggué akory aza.
Mba soso-kevitra ho an'ny namana :
- ny rohy mankany amin'ilay mombamomba apetraka dia avelao ny server no hanivana izay afaka mahita azy
- raha tsy izany dia any amin'ny forum tsy public, izany hoe dinika manokana no andikao an'ilay mombamomba.
34. ikaretsaka
(
30/03/2008 18:14)
mahay aho ka fa ity no novaliako ka asa ianao raha tsy mahay mamaky teny gasy koa
amiko io mety..
satria io nolazaiko io ambony io hoe"
- ny manao ratsy no mahana
- ohatran'ny aty akanjo io ho'a: afaka mamantatra ny lokon'ny aty akanjo anaovanao aby (na ny tsy loggue :wink:) aza fa tsy ny voatery ho ny vadinao ihany (rehefa sendra mitsoka iny ny rivotra ohatra na ....)
- raha misy nahita miteny en public hoe zao no atin'akanjo anaovan'iny ka raha izay tokoa... inona ny olana?
- fa raha hoe azo t@ ilay vakitranon'ny mangazay sinoa tary iny anaovany iny ka tratra (ambody inona re no filaza azy e??) fa iny no mpangalatra azy.. ro no olana!
Ataoko fa mahazo teny gasy ianao izay o? Azonao hatreo?
heveriko fa tsy mety ny ataon'ny namana sasany izay manao copie-colle ny mombamomba ny namana eto amin'ny forum public. Lasa afaka mahita an'ilay izy daholo ny olon-drehetra na tsy loggué akory aza.
amiko io mety..
satria io nolazaiko io ambony io hoe"
- ny manao ratsy no mahana
- ohatran'ny aty akanjo io ho'a: afaka mamantatra ny lokon'ny aty akanjo anaovanao aby (na ny tsy loggue :wink:) aza fa tsy ny voatery ho ny vadinao ihany (rehefa sendra mitsoka iny ny rivotra ohatra na ....)
- raha misy nahita miteny en public hoe zao no atin'akanjo anaovan'iny ka raha izay tokoa... inona ny olana?
- fa raha hoe azo t@ ilay vakitranon'ny mangazay sinoa tary iny anaovany iny ka tratra (ambody inona re no filaza azy e??) fa iny no mpangalatra azy.. ro no olana!
Ataoko fa mahazo teny gasy ianao izay o? Azonao hatreo?
35. xxx
(
30/03/2008 18:20)
Somary mitsimbadika ny hitondran'ny betsaka ilay resaka !
Ilay izy tsy hoe tiana na tsy tiana aseho, na hoe marina na tsy marina ny mombamomba apetraky ny olona iray - fa hoe mahazo na tsy mahazo mijery.
Misy olona tsy mahazo mijery ny mombamomba ny namana hafa eto amin'ny serasera. Ireo olona tsy logged in, izany hoe mety tsy namana serasera akory, sy ireo namana serasera logged in fa tsy nameno ny mombamomba azy. Rehefa copy-pasted eto amin'ny forum public nefa ny mombamomba ny namana iray - dia hitan'ireo olona ireo :)
Isan'ny fifanajana izany ! Rehefa tsy mampiseho ny mombamomba ny tena dia tsy mahazo mijery ny mombamomba ny hafa - Pas de voyeurisme sans exhibitionnisme lol. Tsy anjarantsika ny mijery hoe marina sa tsia ilay mombamomba, ny anjarantsika kosa dia ny manaja ny mombamomba ny hafa izany hoe tsy mamela izay efa nataon'ny mpandrindra hoe tsy mahazo mijery hijery indray.

36. ikaretsaka
(
30/03/2008 18:34)
tsy hitako ho'a izay mitsimbadika amin'izany...
raha nikopaka ny rivotra na mpivarotra sil.... fandehananao aho
aho ohatra
ka haiko izay anaovanao any anaty any (novidiana tao amiko ohatra)
na indray andro na ratsy fipetraka ianao raha tafiaraka tany anaty metro/taxibe/bus nandeha niasa isika ka sendra hitako. ka miteny aho hoe izao lety no anaovan'i (haiko koa le x.... ohatra fa aleoko aloha tsy tenenina sao vao mainka ity mihitatra :-D )
aiza ny olana? de hafaka haninona ianao
sa mila logue aho vao.... :-D :-D :-D

37. xxx
(
30/03/2008 18:37)
Tena mitsimbadika tokoa ! Ary hitan'i Ikaretsaka tsara angamba ilay mitsimbadika no mahatonga anao manao ohatra vinany tahaka io sy miteny hoe : Afaka haninona ianao !
Tsy afaka hanao inona tokoa, fa isan'ny fitsipiky ny serasera ny hoe :
Ka asa izay mba toetra amam-pahendren'i Ikaretsaka raha manao ahoana na manao ahoana ka hiteny hoe izao no silipon-dranona !!!
Tsy afaka hanao inona tokoa, fa isan'ny fitsipiky ny serasera ny hoe :
Ny forum.serasera.org dia tsy tomponandraikitra amin'ny mety ho toetra na fomban'ny namana tsirairay ao anatiny. Ankinina tanteraka amin'ny fahendren'ny namana ny momba izany.
Ka asa izay mba toetra amam-pahendren'i Ikaretsaka raha manao ahoana na manao ahoana ka hiteny hoe izao no silipon-dranona !!!
38. xxx
(
30/03/2008 19:10)
Misy olona tsy mahazo mijery ny mombamomba ny namana hafa eto amin'ny serasera. Ireo olona tsy logged in, izany hoe mety tsy namana serasera akory, sy ireo namana serasera logged in fa tsy nameno ny mombamomba azy. Rehefa copy-pasted eto amin'ny forum public nefa ny mombamomba ny namana iray - dia hitan'ireo olona ireozao kosa v d tsy ho takatrin'ny sain'Ikartsaka e?sa manao fanahiniana ftsn hoe tsy mivakl @ zany aho fa zay tiako atao no ataoko?d mody hoe
aiza ny olana? de hafaka haninona ianaojereo ny fitsipika d basta e!
Isan'ny fifanajana izany !zay !!!!!!! Isan'ny fifanajana izany !!!!!!!!
39. simplex
(
30/03/2008 19:45)
mapiomehy koa ity dinika ity kle :)
marina ny an'i xxx hoe, le toetoetra, fahendrena ary fitaizana hita taratra mitsy no tsy ao ra mampiseho zavatra tsy tokony ampisehoana...
... fa saingy hoe, ohatra ny hoe mitady aretina ihany ilay izy. Noho ny antony hoe, misy ny jomoka, izay mampiseho any @ sisiny any fa tsy hita akory :)
Ny tiako tenenina dia hoe aza taritina be ilay izy fa ny olona efa resy lahatra @ heviny daholo, tsisy adihevitra intsony...
ary aza omena tsiny i ika ra mahita silipo e :)
Ny an'i Britney Spears zao ra vao misy mitranga kely dia ny aterineto iray vohitra mahalala doly 8)
mino aho fa ra tsy silipo ilay izy mety tsy hiteny i ika, ataony secret :°) :b:b:b
40. tess
(
30/03/2008 20:07)
sady io tsy hisy raha hiafina raha mbola eto am net e! :wink:
mbola tsy ao anaty ny fitsipika io fa tokony anaovana fitsipika vaovao raha tena mandreraka izany :-P
tsy de hitako ny olana aloha! raha tsy marina aby io!
mbola tsy ao anaty ny fitsipika io fa tokony anaovana fitsipika vaovao raha tena mandreraka izany :-P
tsy de hitako ny olana aloha! raha tsy marina aby io!