Mombamomba ny namana
41. ikaretsaka
(
30/03/2008 21:00)
de zay izy io le ankizy
rehefa tianao tsy ho hita dia aza manao minizipo na zipo cloche imasombahoaka amin'ny andro mandrivotra sao lasa britney spears sy marilyn
maninona tsy averina any @ ny mpanao gazety sy ireny publisher ana magazines rehetra ireny ilay teny
le hoe rehefa maka sary an'ireny ka mampiseho azy en public izy ireny
basta! :-D
tsotra ihany io: sitrapo nenao!

Ka asa izay mba toetra amam-pahendren'i Ikaretsaka raha manao ahoana na manao ahoana ka hiteny hoe izao no silipon-dranona !!!
le hoe rehefa maka sary an'ireny ka mampiseho azy en public izy ireny
basta! :-D
tsotra ihany io: sitrapo nenao!
42. tess
(
30/03/2008 21:14)
lasaka resaka silipo lay izy! :-D
rehefa tena tsy tina ho hita marina lay silipo tsy hatrànga oul izany fa hatao fantomas silipo :-D

43. simplex
(
30/03/2008 21:15)
ika,
fa ela nge admin kou e :)
otran'ny mamporisika olona tsy hametraka zavatra marina ao @ ilay mombamomba manko io nosoratan'la farany io na dia hoe mety marina aza @ lafiny 1.
Somary mifanohitra @ ilay esprit mombamomba le izy. Sa ovaina hoe mety ho diso ity mombamomba ity ka anjaranao mpamaky no mandray andraikitra :P
44. ikaretsaka
(
30/03/2008 21:21)
simp: na izany aza ange letsy rehefa marina kosa ilay izy dia izay e.
marina fa misy ny fitsipika fa ny disclaimer koa rehefa ohatran'izao de misy fa aza adino
ashiako fanoharana indraimandeha koa hampitombenako ilay point-ko
amiko raha misy fitsipika ohatra hoe izao ny lalanan'ny tennis ohatra ..
ka manao servisy i venus sy i sharapova sy izay mpanao tenisy reven'ialahy...d' efa kopy mialoha ny zavatra sy ny risque ataon'ny olona ao afarany miaraka @ le fakantsary zoom be
fa tsy hoe satria misy an'ireo ao afara ao akory dia tsy hanao service ny vehivavy fa hanova ny lalanan'ny tennis!

47. xxx
(
30/03/2008 21:27)
Nanao fanoharana roa ianareo, dia mba ashiako fanoharana roa koa hampitombona ny points koa :
Tsy mahazo mijery porn ny zaza dimy taona hoy i mama, dia hoy i Ikaretsaka hoe ka adalan'ny porn stars any Benkintana no namoaka ireny porn ireny koa tsy aleo jeren'ny ankizy any. Eto dia ilay ankizy no hoe tsy mahazo mijery.
Misy namana mba mahatoky an'i Ikaretsaka dia mitantara zavatra dia hoy izy hoe aza tantaraina an-dranona izao teniko anao izao a ! dia ozy i Ikaretsaka hoe ka ianao no te hitantara tamiko teo,. Sitrapo nenao !!! Eto dia ilay Ranona no hoe tsy mahazo mijery.
Izay ilay hoe ankinina amin'ny fahendren'ny namana ilay izy.
Mbola tsy ao anaty fitsipika tokoa ilay izy, izay no mahatonga azy hoe soso-kevitra no nilazan'i xxx nanokatra lohahevitra azy !

tess:
mbola tsy ao anaty ny fitsipika io fa tokony anaovana fitsipika vaovao raha tena mandreraka izany
Mbola tsy ao anaty fitsipika tokoa ilay izy, izay no mahatonga azy hoe soso-kevitra no nilazan'i xxx nanokatra lohahevitra azy !
48. tess
(
30/03/2008 21:34)
Notsoahiko tatsy amin'ny fitsipika ity lahatsoratra ity.
:arrow: 1. Momba ny fidirana ho namana
Ny fidirana ho namana ato amin'ny namana.serasera.org dia maimaim-poana. Ny hany ilaina dia ny fanananao adiresy imailaka mazava tsara sy mandeha tsara.
Ny namana misoratra anarana dia manaiky fa hanaraka ny voalaza ato amin'ity fitsipika ity. Manaiky ihany koa fa ny mombamomba azy izay apetrany ato dia marina sy azo itokisana. Tsy iantohan'ny mpitantana anefa ny maha marina na tsia ny mombamomba ny namana iray.
DE izay manoratra diso ao am momba azy dia efa mandika fitsipika izany fa tsy toy hoatra nyan'i harinah hitako naseon'i diamondra ary.....ohatra fanampin'anarana : fasaly kely. :-P :-P :-P

49. ikaretsaka
(
30/03/2008 21:37)
de ny ataon'i mama amin'izay dia ny manazava ny ankizy ny marina momban'ny porn
na pihana aloha ny tele (raha bornee i mama) mandra paha conscient an'ny ankizy ny hoe raha manao izao de lasa izao fa tsy heo tsy azo atao fotsiny io de zay!
eo aloha d'efa samihafa: ity tsy resaka namana mahatoky fa namana logged! sa voatery mahatoky aby raha vao logged?

Misy namana mba mahatoky an'i Ikaretsaka dia mitantara zavatra dia...(blablabla....)
eo aloha d'efa samihafa: ity tsy resaka namana mahatoky fa namana logged! sa voatery mahatoky aby raha vao logged?
50. tess
(
30/03/2008 21:39)
xxx: ka nahatonga ahy hanoratra io hoe tsy mbola anaty fitsipika io, enao tery ambony nanoratra ity
hoy i xxx:
hoy i xxx:
jereo ny fitsipika d basta e!:-P
51. tess
(
30/03/2008 21:44)
raha mi éxagère foana tsika de hiova miampy isam-bolana ny fitsipika. ;-) :^)
53. xxx
(
30/03/2008 21:51)
tess:
xxx: ka nahatonga ahy hanoratra io hoe tsy mbola anaty fitsipika io, enao tery ambony nanoratra ity
hoy i xxx:jereo ny fitsipika d basta e!:-P
OK - fa tsy izaho io xxx io ka :oops:
Fa ny hevitro efa nolazaiko teo hoe tsy mbola ao anaty fitsipika io fa mbola vao soso-kevitra hoy i xxx. Mbola ady hevitra amin'ilay soso-kevitry xxx no ataontsika ka aza matahotra fa tsy nandika lalana mihitsy izay efa nanao izany. ;)
Ikaretsaka : fanoharana ireo ka, tsy ny degree of privacy na degree of friendship etc no tiako haseho fa ilay hoe efa tsy mahazo mijery nefa nampisehoana ihany. Ary raha raisina amin'ilay resa-tsilipo koa dia mety ho valiko fotsiny i Ikaretsaka hoe ilay silipo dia tsy mombamomba eto amin'ny serasera ;)
Raha tsy atao fanoharana intsony dia izao no fandehany :
Hoy ny lafiny teknika eto amin'ny serasera, izay tohanan'ny mpandrindra :
Tsy mahazo mijery ny mombamomba ny namana hafa ny olona tsy logged in eto amin'ny serasera, na logged in fa tsy nameno ny mombamomba azy.
Dia ozy Ikaretsaka :
Sitrapo nen'lah te hampiseho ahy teo ! ka tsy maitsy ampisehoko koa !!!
54. ikaretsaka
(
30/03/2008 21:55)
xxx.. fa raha tenenin'i mamanareo ve ianao heo tsy mahazo .. dia hatramin'izay dia tsy tentee
tsy misy hafa amin'ny raha voarara rehetra ihany io re ry xxx o
:wink:
aza miatsaravelatsihy hoa fa ianao ve na une fois t@ fiainanao aza tsy mba nitsirika zavatra forbidden?
taovy serieux baabaa a
efa tsy mahazo mijery nefa nampisehoana ihany
tsy misy hafa amin'ny raha voarara rehetra ihany io re ry xxx o
:wink:
aza miatsaravelatsihy hoa fa ianao ve na une fois t@ fiainanao aza tsy mba nitsirika zavatra forbidden?
taovy serieux baabaa a
55. ikaretsaka
(
30/03/2008 22:00)
Tsy mahazo mijery ny mombamomba ny namana hafa ny olona tsy logged in eto amin'ny serasera, na logged in fa tsy nameno ny mombamomba azy.
bokin'iza toko fahafiry aloha io fa tsy hitako ato [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticone-msn-lis-un-livre.gif[/IMG]
56. xxx
(
30/03/2008 22:03)
Aza ovaina resaka hoe mihatsaravelatsihy ve i xxx sa tsia. HS be izany ary mitady hivadika subjective. Aleo ilay soso-kevitry xxx voalohany ihany no hiadiana hevitra ; ary rehefa azoni' Ikaretsaka ny hevitro mikasika io dia izay hanehoana hevitra fa tsy ny mikasika ahy manokana.
Ireo zavatra noteneniko ireo dia fanoharana fotsiny ihany hanazavana ny hevitro, fa izaho akory tsy niteny hoe nataon'i Ikaretsaka ireo :)

57. xxx
(
30/03/2008 22:05)
Ikaretsaka:
bokin'iza toko fahafiry aloha io fa tsy hitako ato
Toa efa nolazaiko hoe hoy ny lafiny teknika ;)
Raha mbola tsy azo dia mbola asiako fanoharana hafa :)
59. xxx
(
30/03/2008 22:13)
Ilay hoe tsy hita : Hidio ny seraseranao, na fafao ny cookies etc dia http://serasera.org/namana/iza:ikaretsaka ;)
Ilay hoe opposer-ko :
Dia ahoana izany amin'i Ikaretsaka mpandrindra forum !
Efa hoy mantsy ny lafiny teknika hoe tsy mahazo mahita ny ps an'izay manao xxx ny mpikambana tsotra fa ny admin ihany. Dia ozy Ikaretsaka hoe sitrapon'lah ny te hampiseho ny ps-ny amiko eo fa tsy maitsy tantaraiko sy asehoko ny olona rehetra ?! :(

60. ikaretsaka
(
30/03/2008 22:13)
Amin'ny lafiny teknika, dia tsy misy fika azo hanakanana ny fanaovana adika/apetaka tsiambaratelo.
io no hitako koa @ lafiny teknika