ny sampy no voarara fa tsy ny sary sy sarivongana akory (3)
41. pissoa
(
23/03/2008 17:23)
cutie ?! ...
ka tena tsy miraharaha sy tsy manaraka tokoa ve sa rehefa asaina tena mamaly fanontaniana dia "tsy miraharaha" tampoka. (mety tsy dia mieritreritra loatra koa ka mora manadino loatra izay vao nosoratana ! ) ^^^^^^
http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m47bb280c2532f
Fa ito aloha marina e !
Anontanio an'i i Niryna sy Veloo anie e ! Na manompo sampy ny Katolika na tsia dia efa stereotyped hoe mpanompo sampy !!! :wink::-D:-D:-D
cutie:
raha ekena ilay fisainana hoe fitaovana manampy ilay fivavahana hifantoka amin'Atra no iantsoana ny hoe sampy: (io definition io no novoizina t@ nanontany hoe inona ny dikan'ny sampy amin'ny fijery sasany)
tsy izy zany fa aza itarina any :-D
cutie:
dia maninona no tsy ekena sy tsy atao hoe "manompo sampy" ny mamaky baiboly nefa iny baiboly iny koa anie ka fitaovana ampiasaina hifantoka amin'atra. ohatry ny sary rehetra ihany e
efa diso hatrany am-potony i Ika :-D:-D:-D:-D:-D
ka tena tsy miraharaha sy tsy manaraka tokoa ve sa rehefa asaina tena mamaly fanontaniana dia "tsy miraharaha" tampoka. (mety tsy dia mieritreritra loatra koa ka mora manadino loatra izay vao nosoratana ! ) ^^^^^^
http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m47bb280c2532f
Fa ito aloha marina e !
cutie:
na hanazava impolo aman-jato aza
tsy miala tsony le sterotype we ny katolika mivavaka @ sary
miala tsiny raha diso mivantana loatra ny teniko a
Anontanio an'i i Niryna sy Veloo anie e ! Na manompo sampy ny Katolika na tsia dia efa stereotyped hoe mpanompo sampy !!! :wink::-D:-D:-D
42. ikaretsaka
(
23/03/2008 17:55)
Veloo:
cutie [ Valio ] 21-03-2008 15:28:17
Lohateny : Re : ny sampy no voarara fa tsy ny sary sy sarivongana akory (3)
na hanazava impolo aman-jato aza
[b]tsy miala[/b tsony le sterotype we ny katolika mivavaka @ sary
miala tsiny raha diso mivantana loatra ny teniko a
^:^
ka io indrindra anie no iresahana eto e.. io BORNAGE IO
hoe olona bornee ve nareo sa tsia:-P
43. ikaretsaka
(
23/03/2008 17:57)
Veloo:
aza izay mahafinaritra sy metimety amin'ny firehana ihany tsimponina ao anaty baiboly fa izay voalaza rehetra! Atra koa dia nanafatra sy nandidy ny hanaovana karazan-tsary samihafa
ita fa tena interpretana ny rehetra hafa mihitsy izay
lazain'ny baiboly. Ny ahy dia mbola mitazona ny momban'ny DIDY FOLO aho io. ka amiko na inn na inn sampy sy sarivongana dia mitody ireo ao @ didy folo...
ka nifetra eo @ didy 10 ve andriamanitra fa tsy mbola nandeha nandefa ny zanany ect ary?
ary mbola nanao komandy maro samihafa..
io voalaza ao anaty baiboly momban'ny komandiny @ kerobima serafima sns... io ohatra ary?
45. Fody
(
23/03/2008 20:02)
Ho an'i Veloo
ita fa tena interpretana ny rehetra hafa mihitsy izay
lazain'ny baiboly. Ny ahy dia mbola mitazona ny momban'ny DIDY FOLO aho io. ka amiko na inn na inn sampy sy sarivongana dia mitody ireo ao @ didy folo...
Veloo:
Aoka havahana tsara aloha ny atao hoe: sampy, fa tsy hoe rehefa sarivongana akory dia sampy.
Ary ny sampy no halan'Andriamanitra hatramin'izay ka hatramin'izao, fa tsy ny sarivongana akory.
Ny fanaovana sarivongana sy ny sary dia talenta, ka ataoko fa fantatrao fa ny tsy fampiasana ny talenta dia hadisoana eo imason'Andriamanitra.
Ary ny talenta dia avy amin'Andriamanitra. Ary ny zavatra rehetra avy amin'Andriamanitra dia nomeny antsika mba hanasoavana antsika. Ka raha talenta tsy hahasoa ny olona ve homen'Andriamanitra?
Aza manana andriamani-kafa, fa Izaho ihany.
Marina ny filazanao, ary tsy misy fahamarinana akoatra an'io. Ary tiako ny milaza aminao, fa tsy manana Andriamanitra hafa akoatra an'andriamanitra Ray, Zanaka, Fanahy Masina izahay.
4 Aza manao sarin-javatra voasokitra ho anao, na ny mety ho endriky ny zavatra izay eny amin'ny lanitra ambony, na izay ety amin'ny tany ambany, na izay any amin'ny rano ambanin'ny tany.
5 Aza miankohoka eo anatrehany, ary aza manompo azy; fa Izaho, Jehovah Andriamanitrao, dia Andriamanitra saro-piaro ka mamaly ny heloky ny ray amin'ny zanaka hatramin'ny zafiafy sy ny zafindohalika, dia amin'izay mankahala Ahy;
Misaotra anao mamerina an'ity andalana soratra masina ity. Ny iangaviko anao dia ny hamakianao azy io tsara in-77. Mba ho azonao tsara izay hafatra tiany hampitaina fa tsy hanao interpretation diso.
na sampy na sary sy sarivongana dia voarara ary mitovy daholo ireo. i ra-olombelona dia manamora izay didy nomen'Antra ary manao izay itany fa tsara ho azy fa tsy manaraka an;izay lazain'ny didy folon'Andriamanitra. Izay ilay afetsena ataon'ny satana, ary maro no vofitaka sy vorebireby.
Vakio tsara ry veloo ilay andalan-tsoratra masina noraisinao io. Hoy izy: Aza manao sarin-javatra voasokitra ho anao, na ny mety ho endriky ny zavatra izay eny amin'ny lanitra ambony, na izay ety amin'ny tany ambany, na izay any amin'ny rano ambanin'ny tany.Fa tsy izay ihany anefa no nolazainy, fa mbola misy tohiny. Izay mampiavaka ny atao hoe: sampy amin'ny sarivongana sy sary. Hoy koa izy manohy azy: Aza miankohoka eo anatrehany, ary aza manompo azy; fa Izaho, Jehovah Andriamanitrao, dia Andriamanitra saro-piaro ka mamaly ny heloky ny ray amin'ny zanaka hatramin'ny zafiafy sy ny zafindohalika, dia amin'izay mankahala Ahy.
Raha hoy ianao hoe: voarara daholo ireo, na sampy na sarisarin-javatra, dia hoy aho hoe: ahoana ny roapilana izay sarim-borona, ny fiara sarin-tsokovoka sns, ny sambo sarin-trondro sns... no tangenanareo, ampiasainareo??? Nefa ny tenin'Andriamanitra milaza aminareo hoe: Aza manao sarin-javatra voasokitra ho anao, na ny mety ho endriky ny zavatra izay eny amin'ny lanitra ambony, na izay ety amin'ny tany ambany, na izay any amin'ny rano ambanin'ny tany.
Rehefa oy Antra oe aza atao dia aoka isika tsy hanao na inn na inn, izay ilay atao oe fitiavana an'Antra dia manaraka ny didiny. Ny fo sy ny sain'ny tsirairay dia afaka mampatsiaro ny hivavaka @ Antra izay any an-danitra.
Fa rehefa miteny koa izy hoe: Ataovy dia aoka isika hanaiky koa. Raha milaza izy fa ampiasao ny talentanao, dia ampiasao, ary ampiasao hampandrosoana ny Fanjakany dia eto an-tany. Ka raha ampiasaiko hitoriana ny anaran'i Kristy ve ny sary sy sarivongana inona no olona?
Raha ampiasaiko hanampiana ny hafa, hahalala sy hahatsapa ny fitiavan'Andriamanitra ve ny sary sy ny sarivongana, inona ny olana?
Raha ampiasaiko hanampiana ny hafa hanatona an'i Kristy ny sary sy sarivongana, inona no olana?
Mba valio azafady indrindra ireo fanontaniana ireo!
Misaotra mialoha amin'ny valin-teny!
46. cutie
(
24/03/2008 00:45)
40. Mpandefa : pissoa [ Valio ] 23-03-2008 18:23:35
Lohateny : Re : ny sampy no voarara fa tsy ny sary sy sarivongana akory
cutie ?! ...
Hoy i cutie:
Voalaza teo :
raha ekena ilay fisainana hoe fitaovana manampy ilay fivavahana hifantoka amin'Atra no iantsoana ny hoe sampy: (io definition io no novoizina t@ nanontany hoe inona ny dikan'ny sampy amin'ny fijery sasany)
tsy izy zany fa aza itarina any
za tsy be blablabla ohtranareo, fa matoa za nilaza an'io de tsy zay ny dikan;ny atao we sampy. Ny sampy tsy fitaovana mitsy ary vakio ny fanazavan'i fody momba ny atao we sampy fa mitovy hevitra aminy za.
47. cutie
(
24/03/2008 00:49)
Hoy i cutie:
Voalaza teo :
dia maninona no tsy ekena sy tsy atao hoe "manompo sampy" ny mamaky baiboly nefa iny baiboly iny koa anie ka fitaovana ampiasaina hifantoka amin'atra. ohatry ny sary rehetra ihany e
efa diso hatrany am-potony i Ika
ka tena tsy miraharaha sy tsy manaraka tokoa ve sa rehefa asaina tena mamaly fanontaniana dia "tsy miraharaha" tampoka. (mety tsy dia mieritreritra loatra koa ka mora manadino loatra izay vao nosoratana ! )
de mbola averiko ndray fa tsy fitaovana ampiasaina mifantoka @ atra ny sampy.
Aza ze fandrasain;i pissoa ze lazaiko alou a :-D
48. cutie
(
24/03/2008 00:51)
Fa ito aloha marina e !
Hoy i cutie:
na hanazava impolo aman-jato aza
tsy miala tsony le sterotype we ny katolika mivavaka @ sary
miala tsiny raha diso mivantana loatra ny teniko a
Anontanio an'i i Niryna sy Veloo anie e ! Na manompo sampy ny Katolika na tsia dia efa stereotyped hoe mpanompo sampy !!!
ary tsy misy resaka we mpanompo sampy ny nosoratako we fa "mivavaka @ sary"
49. cutie
(
24/03/2008 01:03)
Hoy i cutie:
Voalaza teo :
dia maninona no tsy ekena sy tsy atao hoe "manompo sampy" ny mamaky baiboly nefa iny baiboly iny koa anie ka fitaovana ampiasaina hifantoka amin'atra. ohatry ny sary rehetra ihany e
efa diso hatrany am-potony i Ika
ka tena tsy miraharaha sy tsy manaraka tokoa ve sa rehefa asaina tena mamaly fanontaniana dia "tsy miraharaha" tampoka. (mety tsy dia mieritreritra loatra koa ka mora manadino loatra izay vao nosoratana ! )
Jereo eto
tsy nanaraka ny dinika tany za fa aza tonga de faly manitatra.
nampifampitohizako t@ le we aza itarina ny resaka fa ny sampy hafa, ny fitaovana hafa matoa za namaly an'io we diso hatrany am-potony i Ika.
zay ny fomba famaliako dinika fa za tsy be blablabla ohatranreo.:-D:-D:-D:-D
50. ikaretsaka
(
24/03/2008 01:58)
cutie:
ary tsy misy resaka we mpanompo sampy ny nosoratako we fa "mivavaka @ sary"
inona no maha samihafa azy ary?
51. cutie
(
24/03/2008 02:28)
ika
fanamarihana fotsiny no nataoko @ io we ny katolika mivavaka @ sary, efa zay le stereotype, ary marina zany hoy i pissoa
Anjaranareo no manitatra azy any na we manompo sampy no dikan'zany na tsia
fanamarihana fotsiny no nataoko @ io we ny katolika mivavaka @ sary, efa zay le stereotype, ary marina zany hoy i pissoa
Anjaranareo no manitatra azy any na we manompo sampy no dikan'zany na tsia
52. Rasiligaoma
(
24/03/2008 02:52)
ka izay indrindra anie no antony hifampiresahana ato e: hialana amin'io stereotype io
mba ialana amin'io stereotype io,
izay amiko no ilavana ny tapatapak'ahitra sy ilaina indrindra eto amin'ity forum fa tsy ilay toritory sy tsaratsara sy famerenana diska.
ny mahaliana ahy kokoa dia ny hoe fa maninona i Maihol no nandroaka devoly tany ambondrombe dia nalefany any am-pita ohatra.
na hoe inona marina no tena ao ambadiky ny fomba tahak'izao sy izao.
fa raha hoe mamakia baiboly no averimberina sy voizina : izany samy mahay... mandeha any amin'ny librairie dia maka seza dia akaka mamaky izay mahay mamaky teny rehetra!
raha misy mivoy hoe mandehana miangona rehefa alahady dia samy mahay hoe andro alahady androany dia misy fiangonana ..
Fa raha hoe fa maninona ny sekta izao na ny silamo izao na ny scientiste izao no manao izao fomba izao: betsaka no tsy mahay! izany no tsara raha zaraina

53. cutie
(
24/03/2008 03:26)
ka za moa tsy efa miteny we na hanazava impolo amanjato aza mijanona foana io stereotype io:)
amiko manokana,raha tena te handinika za fa tsy hijery ety ivelany , de ho azoko ny dikan;ny ampesainareo sary io. Fa tsy ny tenako no resahiko eto fa le fomba fijery efa mahazatra.:-D:-D:-D
amiko manokana,raha tena te handinika za fa tsy hijery ety ivelany , de ho azoko ny dikan;ny ampesainareo sary io. Fa tsy ny tenako no resahiko eto fa le fomba fijery efa mahazatra.:-D:-D:-D
55. pissoa
(
24/03/2008 12:21)
Ary tsy nety afa-po mihitsy i cutie fa namaly im-betsaka ilay teniko :-D:-D:-D:-D:-D
Fa na izany aza :
Izaho tsy niteny hoe marina fa mivavaka amin'ny sary ny katolika a. Hoy aho hoe marina fa na manompo sampy ny katolika na tsia dia efa stereotype hoe manompo sampy. (Ataoko mazava fotsiny fa sao misy mandray vilana eo ny teniko - tsy i cutie akory no teneniko fa izay sendra mpamaky en diagonal).
Ito no isan'ny nanazavan'i Fody ny sampy, ndry efa mitovy hevitra amin'i Fody ihany :-D:-D:-D
----
Mety tena mila manaraka ny ady hevitra rehefa te hitsabatsabaka ao ! Lasa manohitra ny hevitra tiana aseho ny zavatra soratana ! :-D:-D:-D
I Ika ohatra tamin'ny nanoratra ilay hoe :
dia niteny an'ito aloha :
Nefa nolazain'i cutie hoe "efa diso hatrany am-potony i Ika".
Rehefa mitohy ilay dinika dia lasa mivadika hoe, araka ny hevitry cutie, dia tsy ika tampoka no diso hatrany am-potony fa ilay famaritan'ny hafa ny atao hoe sampy ! :-D:-D:-D
Fa na izany aza :
cutie:
fanamarihana fotsiny no nataoko @ io we ny katolika mivavaka @ sary, efa zay le stereotype, ary marina zany hoy i pissoa
Izaho tsy niteny hoe marina fa mivavaka amin'ny sary ny katolika a. Hoy aho hoe marina fa na manompo sampy ny katolika na tsia dia efa stereotype hoe manompo sampy. (Ataoko mazava fotsiny fa sao misy mandray vilana eo ny teniko - tsy i cutie akory no teneniko fa izay sendra mpamaky en diagonal).
cutie:
ary tsy misy resaka we mpanompo sampy ny nosoratako we fa "mivavaka @ sary"
Ito no isan'ny nanazavan'i Fody ny sampy, ndry efa mitovy hevitra amin'i Fody ihany :-D:-D:-D
Fody:
3 - Ny vavaka sy fangatahana ataon'ny mpanompo sampy dia mivantana amin'ilay sampiny. Izany hoe iny no hivavahany.
----
Mety tena mila manaraka ny ady hevitra rehefa te hitsabatsabaka ao ! Lasa manohitra ny hevitra tiana aseho ny zavatra soratana ! :-D:-D:-D
I Ika ohatra tamin'ny nanoratra ilay hoe :
Ikaretsaka:
dia maninona no tsy ekena sy tsy atao hoe "manompo sampy" ny mamaky baiboly nefa iny baiboly iny koa anie ka fitaovana ampiasaina hifantoka amin'atra. ohatry ny sary rehetra ihany e
dia niteny an'ito aloha :
Ikaretsaka:
fa ny tsy azoko..
raha ekena ilay fisainana hoe fitaovana manampy ilay fivavahana hifantoka amin'Atra no iantsoana ny hoe sampy: (io definition io no novoizina t@ nanontany hoe inona ny dikan'ny sampy amin'ny fijery sasany)
Nefa nolazain'i cutie hoe "efa diso hatrany am-potony i Ika".
Rehefa mitohy ilay dinika dia lasa mivadika hoe, araka ny hevitry cutie, dia tsy ika tampoka no diso hatrany am-potony fa ilay famaritan'ny hafa ny atao hoe sampy ! :-D:-D:-D
56. ikaretsaka
(
24/03/2008 18:07)
izay koa antony anisan'ny ilazako heo aza tsimponina ny teny fa ny heviny raisina
57. cutie
(
24/03/2008 18:34)
pissoa
tsy voatery hanaraka ny dinika lava be anareo any za vo afaka mamaly dinika akory
ze dinika hitako tiako valiana eo no valiako, ka na ataon-jy aza we tsy manaraka za fa tonga de mitsabaka, hevitry njy samy rery zany tsy asiako olana:-D

58. cutie
(
24/03/2008 18:43)
dia niteny an'ito aloha :
Hoy i Ikaretsaka:
fa ny tsy azoko..
raha ekena ilay fisainana hoe fitaovana manampy ilay fivavahana hifantoka amin'Atra no iantsoana ny hoe sampy: (io definition io no novoizina t@ nanontany hoe inona ny dikan'ny sampy amin'ny fijery sasany)
Nefa nolazain'i cutie hoe "efa diso hatrany am-potony i Ika".
Rehefa mitohy ilay dinika dia lasa mivadika hoe, araka ny hevitry cutie, dia tsy ika tampoka no diso hatrany am-potony fa ilay famaritan'ny hafa ny atao hoe sampy !
asa iza no mody mitsabaka sy tsy maharaka @ zao
tsy io mitsy no nolazaiko we diso hatrany am-potony i Ika, fa de avereno vakiana miadana ndray ze nolazaiko any ambony fa aza de tonga foana de faly hanakiana.
Eisy e efa mahazatra ny an'i pissoa:-D:-D:-D:-D:-D
tohizo foana ny fanakianana fa refa reraka ve tsy mijanona
Na zany na tsy zany tsy miova tsony io stereotype =))=))=))=))=))=))=))
59. cutie
(
24/03/2008 18:47)
Mpandefa : Rasiligaoma [ Valio ] 24-03-2008 04:32:38
Lohateny : Re : ny sampy no voarara fa tsy ny sary sy sarivongana akory
ka izay mijanona foana izay ange ilay hoe borné ry cutie e
ka na borne na tsy borne de mijanona foana io.
Na hanazava eo aza ianareo de mbola hisy foana ny hiteny we mivavaka @ sary ny katolika.
Mitovy ny filazanareo ( ho milaza fa xtiana) we fahotana ny fanalana zaza sy ny homo io, na hanazava impolo amanjato eo koa aza miaraka @ baiboly bdb, de mbola hisy fona ny fanalan-jaza ary mbola hisy foana ny homo:-D:-D:-D:-D:-D:-D
60. cutie
(
24/03/2008 18:53)
Hoy i cutie:
ary tsy misy resaka we mpanompo sampy ny nosoratako we fa "mivavaka @ sary"
Ito no isan'ny nanazavan'i Fody ny sampy, ndry efa mitovy hevitra amin'i Fody ihany
Hoy i Fody:
3 - Ny vavaka sy fangatahana ataon'ny mpanompo sampy dia mivantana amin'ilay sampiny. Izany hoe iny no hivavahany.
de avereno vakiana tsara ndray le nosoratako any we fanamarihana ny ahy ny momba an'le mivavaka @ sary, anjaranareo no manitatra azy any na manompo sampy zany na tsia.
Mivavaka @ sary = manompo sampy???? ( who knows) nareo milaza ho xtiana no aoka hamaly an';zany.
de valio arak'zay fa tsy ny hamantatra ny atao we dikan'ny sampy no nanaovako an'io fanamarihana io , fa ny sasany moa de tsy maintsy kinga foana ny handray antendrony.:-D:-D:-D:-D:-D