ny sampy no voarara fa tsy ny sary sy sarivongana akory (3)

161. ikaretsaka ( 09/04/2008 14:50)
aza ampitoviana alohany katolika sy ny kung fu

fa ity no maha lasa saina ahy
Katolika hoe majesty fahiny, nefa na dia ny fombafomba hataon'ny Kristiana katolika aza tsy azony ny dikany, ary tsy fantany hoe: iza no handolihana sy itsahona rehefa miditra ny Fiangonana.

162. majesty ( 10/04/2008 14:05)
izy koa zany ra hi exagéré.Ilay hevitra tiana hampitaina r'isé raisina a :D
163. niryna ( 10/04/2008 14:47)
majesty:

Mety ho azo lazaina ihany koa hoe tsy nahalala angamba satria tsy nanaraka ny fanaon'ny be sy ny maro (ohatra hoe tsy nety nampiasa ny sapilé intsony rehefa nahalala ny didy faha 2,tsy nampiasa ny olombelona efa maty lasa olo-masina ka iresahana mba hanao fanelanelanana rehefa mivavaka satria renin'Atra rehefa nahita hoe "izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana,tsy misy mankany amin'ny Ray afa tsy amin'alalako",tsy nanaiky niankohoka teo anatrehan'ny olony na amin'ny lafiny inona na @ lafiny inona satria "ilay mpanompon'ilay kapiteny ary tsy navelan'i Petera niankohoka teo anatrehany satria Atra ihany no tokony hiankohofana".............

Diso hoe ilay doc,sandoka hoe ilay encyclique nampiasaina,,,,?
aiza ary izy izany,ataovy serieux wa (nomeko ny voalohany dia hoe tsy misy,nomena ny faharoa lazaina fa sandoka :D
ilay boky mintsy no tsara atao scan angamba dia alefa any amin'isé raha tsy lazain'isé fa ho tsy voaray indray :D

Dia isaorana amin'ilay firarian-tsoa ho tahian'Atra fa izaho koa hivavaka ho an'isé mba ahiratra kokoa ny mason'isé dia mba ahita izay hitan'i Lotera rehefa tsy hino izay nosoratako :D :D :D
bravo ,tafiditra ny baolina


164. ikaretsaka ( 10/04/2008 16:37)
majesty:

izy koa zany ra hi exagéré.Ilay hevitra tiana hampitaina r'isé raisina a :D


tsy resaka exageration mihitsy eto.. fa le hevitra tiana ampitaina tokoa..
hoe tsy azon'i Majesty akory ny fandehan'ilay zavatra condammnen'i majesty
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0731