ny sampy no voarara fa tsy ny sary sy sarivongana akory (3)

141. ikaretsaka ( 04/04/2008 18:24)
ka masaka ny paiso rankena ry pissoa an....
meeeenamenaaaaa

ity
Ce fut l'Eglise catholique qui,avec le consentement de Jésus Christ,transféra le jour de repos-le Sabbat biblique- au dimanche...Par conséquent,l'observance du dimanche par les protestants est un hommage qu'ils rendent malgré eux,à l'autorité de l'Eglise (catholique).Monseigneur Louis Segur,Plain talk about the Protestantism of today,page 213.


dia efa voazavan'ity
zao aloha no tsy fantatrao angamba: izahay dia Kristiana. Noho izany tsy nanova ny Soratra Masina izahay fa nandray kosa izay Fandavorarina avy amin’i Kristy.
Raha andro fitsaharana ny andro Sabata tao amin’ny Testamenta taloha, ho an’i Kristy dia Andro fiasana hanaovana ny sitra-pon’Andriamanitra izany. Ny andro Alahady, izay andro voalohany, andro nitsangan’i Kristy tamin’ny maty: Andro ny Fandreseny, io no ankalazainay azy satria Kristiana izahay fa tsy Jody akory. Ary ny andro alahady dia Paka Fanombohan’ny fahariana vaovao, fanombohan’ny fiaraha-miasa amin’Andriamanitra indray. Ary io fankalazana ny andro alahady Andron’ny Tompo io dia nolovaina tamin’ny Apostoly izay niara-niaina nivantana tamin’i Kristy.





142. fijo ( 04/04/2008 21:21)
Lohateny : Re : ny sampy no voarara fa tsy ny sary sy sarivongana akory (3)
tohiny:
afin d'offrir aux convertis du paganisme un substitut au culte des idoles et promouvoir ainsi leur adhésion au christianisme,de fausses doctrines,des cultes superstitieux,l'adoration des images et des reliques furent graduellement introduits dans le culte chrétien.Le décret du concile général (Second Concile de Nice,en l'an 787 de notre ère),établit finalement le système "chrétien d'idôlatrie"


io voalaza io,kosa izao ,dia hita taratra ao amerika atsimo ao.eken'ny fiangonana ao ny kristianina manaiky sy manaraka ny fomba wooodou
143. ikaretsaka ( 04/04/2008 22:08)
jereo aloha hoe le concept inona ao @ le woodoo le izy ra fijo
144. Fody ( 05/04/2008 03:00)
Hanamafisana ny filazana fa ra Majesty dia MPANDAINGA SY MPANENDRIKENDRIKA ARY MPAMORONA ZAVATRA TSY MISY NA VOAFAHANA LAINGA ka nanao teli-moka ARY tsy nahalevona azy hatramin’izao, ka lasa feno fankahalana dia ireto ny porofo.

1 – Hoy majesty:
Dia ity indray ny manaraka: "Nous remplaçons sur la terre Dieu Tout-Puissant" (Le Pape Leo XIII,dans une lettre Encyclique,20 juin,1894.)

Io lettre encyclique io tompoko dia tsy misy : indro ny archivi-n’ny vatican no omena anareo hijerenareo raha nisy tokoa io na tsia.
http://www.vatican.va/holy_father/leo_xiii/encyclicals/index_fr.htm

2 – Hoy Majesty :
« "Le pape est non seulement le représentant de Jésus-Christ mais il est Jesus-Christ lui même,caché sous un voile de chair" (The Catholic National,Juillet 1895 »
le pape est d'une telle dignité et d'exaltation qu'il n'est pas un homme ordinnaire,mais bien plutôt comme Dieu et le vicaire de Dieu.
Le pape est couronné d'une triple couronne,en tant que roi du ciel,de la terre et des régions obscures;
Le pape étant Dieu sur la terre,il est le seul souverain des disciples du Christ,le roi des rois,ayant le pouvoir absolu et à qui a été confié par le Dieu omnipotent,la responsabilité de régner sur le royaume non seulement terrestre mais aussi céleste.
Le pape peut modifier la loi divine,étant donné que son pouvoir lui vient de Dieu et non des hommes.Dictionnaire ecclésiastique (catholique romain),de Lucius Ferraris,intitulé Prompta Bibliotheca Canonica,Vol VI,pds 438,442 sous la rubrique "pape".

Nefa mba jereo kely ato izay voalaza mikasika ny Pape : http://www.vatican.va/holy_father/index_fr.htm

Fanamarihana : Ny fampianarana rehetra mikasika ny Finoana sy ny Fiangonana Kristiana katolika dia mifanaraka amin’ny Baiboly sy izay voalaza ato http://www.vatican.va/phome_fr.htm
Raha ivelan’ireo no nolazain’ny mpanoratra iray (na teolojiana na iza izy na iza), raha katolika izy dia tsy mahazo mivoaka ny zavatra nosoratany ary voasazy izy.
Izany hoe mazava fa TSY TEOLOJIANA KATOLIKA MIHITSY NO HANORATRA HOE : NY PAPA DIA ANDRIAMANITRA NA JESOA KRISTY.


afin d'offrir aux convertis du paganisme un substitut au culte des idoles et promouvoir ainsi leur adhésion au christianisme,de fausses doctrines,des cultes superstitieux,l'adoration des images et des reliques furent graduellement introduits dans le culte chrétien.Le décret du concile général (Second Concile de Nice,en l'an 787 de notre ère),établit finalement le système "chrétien d'idôlatrie"

Mba fantatrao ve aloha izay lazainao ?

Misy zavatra roa marihako ireto dia dinidiniho sy saintsaino:

1 – « Le mouvement iconoclaste, en rompant avec la tradition authentique de l'Église, considérait la vénération des images comme constituant un retour à l'idolâtrie. Non sans contradiction ni ambiguïté, il interdisait la représentation du Christ et les images religieuses en général, mais continuait à admettre les images profanes, en particulier celles de l'empereur avec les marques de révérence qui y étaient attachées. »

Tsy io ve no zava-misy ataonareo milaza ho tsy mpanompo sampy io ?

2 – « En Occident, le Pape saint Grégoire le Grand avait insisté sur le caractère didactique des peintures dans les églises, utiles pour que les illettrés " puissent au moins lire sur les murs en les voyant ce qu'ils ne sont pas capables de lire dans les livres " ; et il soulignait que cette contemplation devait conduire à l'adoration de " l'unique et toute-puissante Sainte Trinité (30) ". C'est dans ce contexte que s'est développé, en particulier à Rome au VIIIe siècle, le culte des images des saints donnant lieu à une admirable production artistique. »


Raha liana te hahalala misimisy kokoa dia jereo ato ny tohiny :
http://www.vatican.va/holy_father/john_paul_ii/apost_letters/documents/hf_jp-ii_apl_19871204_duodecim-saeculum_fr.html


Dia izay indray aloha àry.

Fa mba valio aloha ilay fanontaniana sy fanamarihana voalaza ireo ambony ireo.

Misaotra e!
145. niryna ( 05/04/2008 04:02)
majesty:

Fody:mahafinaritra fa efa manomboka mikaroka argument hanohanana ny religion arahan'isé isé,kanefa izao:
1)fa Jesoa ve nandohalika sa niantso ny anaran'ilay voatsinapy rehefa nivavaka?
2)ilay soratsoratra nataon'i Jesoa iny v t@ ilay vehivavy azo nijangajanga nampiasainy t@ fivavahany
3)ilay sary tsondro nampiasain'ireo Kristiana fahiny ve,niankohofany sy nantsoiny rehefa hanonona tonom-bavaka izy?
Tsy rehefa sary vongana akory dia sampy fa na tsy sary vongana aza mety ho lasa sampy.:D
Hoy ilay mopera nampianatra anay fahiny izay hoe:tsy mivavaka amin'ny sampy isika anaka fa entintsika ho fitaovana ahatsiarovana azy ireo (olo-masina) fotsiny izany d hoy aho anakampo hoe na d andohalihana sy anaterana emboka manitra sy atao misaona rehefa alakamisy masina ary v?



=D> =D> =D> ^:^ vita tompoko,misaotra aky cutie nijoro hatrany nilaza ny marina a,antsika tsirairay no mandray ilay dikan'ny didy folo,oops,kay moa tsy tia mamaky baiboly sy milaza fa borne antsika ireo olona ireo,vita tompoko.MIverina any aminareo amin'izay ny teny izay mety manitikitika anareo,tsy miady hevitra ny olona aho sanatria fa satana izay fitaovana ampiasaina manangolangola ny olona no hiadian-kevitra ,hianareo aza tsy mety mino koa dia tohizo foana ireo zavatra ireo e,tsy sampy hono izany ry ireto no anaran'ireny a,tsy mivavaka hono ry zareo fa somary mivavabavaka kely fotsiny ihany a =)) tsy miankohoka hono izy raha mahita ireny sary nataon'ny asan-tanan'ny olona ireny fa miondrikondrika kely fotsiny ihany a,ary tsy manisa in-telom-polo hono izy amin'ilay zavatra kely vakambakana iny fa manodikodina fotsiny an.
Vita tanteraka,tsy misy tohiny intsony,raha mandaitra ny vavakareo dia hifankahita any an-danitra isika ,dia hoento any daholo koa ireny sao mbola misy fampiasana fanampiana amin'ny fivavahana indray oooooppppsss =))
146. ikaretsaka ( 05/04/2008 04:12)
Hoy ilay mopera nampianatra anay fahiny izay hoe:tsy mivavaka amin'ny sampy isika anaka fa entintsika ho fitaovana ahatsiarovana azy ireo (olo-masina) fotsiny izany d hoy aho anakampo hoe na d andohalihana sy anaterana emboka manitra sy atao misaona rehefa alakamisy masina ary v


ie no valiny
147. xxx ( 05/04/2008 09:29)
Aza be resaka daholo fa tano mafy izay anananao mba tsy hisy haka ny satro-bininahitrao Ka na inona finonao na inona finonao dia hajao ny anao dia tazomy ny finoana fa iny tena zava-dehibe point (taille de police 12 ; style times new roman;italique ; gras ) enregistre; nom de fichier samy mitazona ny finoany
Ferme
[img]http://
148. pissoa ( 05/04/2008 10:21)
niryna:

=D> =D> =D> ^:^ vita tompoko,misaotra aky cutie nijoro hatrany nilaza ny marina a,antsika tsirairay no mandray ilay dikan'ny didy folo,oops,kay moa tsy tia mamaky baiboly sy milaza fa borne antsika ireo olona ireo,vita tompoko.MIverina any aminareo amin'izay ny teny izay mety manitikitika anareo,tsy miady hevitra ny olona aho sanatria fa satana izay fitaovana ampiasaina manangolangola ny olona no hiadian-kevitra ,hianareo aza tsy mety mino koa dia tohizo foana ireo zavatra ireo e,tsy sampy hono izany ry ireto no anaran'ireny a,tsy mivavaka hono ry zareo fa somary mivavabavaka kely fotsiny ihany a =)) tsy miankohoka hono izy raha mahita ireny sary nataon'ny asan-tanan'ny olona ireny fa miondrikondrika kely fotsiny ihany a,ary tsy manisa in-telom-polo hono izy amin'ilay zavatra kely vakambakana iny fa manodikodina fotsiny an.
Vita tanteraka,tsy misy tohiny intsony,raha mandaitra ny vavakareo dia hifankahita any an-danitra isika ,dia hoento any daholo koa ireny sao mbola misy fampiasana fanampiana amin'ny fivavahana indray oooooppppsss =))



Niryna : hita amin'ny soratrao ny ao am-ponao ! :wink:
149. Fody ( 05/04/2008 12:01)


Nyrina
> > > vita tompoko,misaotra aky cutie nijoro hatrany nilaza ny marina a,antsika tsirairay no mandray ilay dikan'ny didy folo,oops,kay moa tsy tia mamaky baiboly sy milaza fa borne antsika ireo olona ireo,vita tompoko.MIverina any aminareo amin'izay ny teny izay mety manitikitika anareo,tsy miady hevitra ny olona aho sanatria fa satana izay fitaovana ampiasaina manangolangola ny olona no hiadian-kevitra ,hianareo aza tsy mety mino koa dia tohizo foana ireo zavatra ireo e,tsy sampy hono izany ry ireto no anaran'ireny a,tsy mivavaka hono ry zareo fa somary mivavabavaka kely fotsiny ihany a tsy miankohoka hono izy raha mahita ireny sary nataon'ny asan-tanan'ny olona ireny fa miondrikondrika kely fotsiny ihany a,ary tsy manisa in-telom-polo hono izy amin'ilay zavatra kely vakambakana iny fa manodikodina fotsiny an.
Vita tanteraka,tsy misy tohiny intsony,raha mandaitra ny vavakareo dia hifankahita any an-danitra isika ,dia hoento any daholo koa ireny sao mbola misy fampiasana fanampiana amin'ny fivavahana indray oooooppppsss

Hay ve!

Ho anao milaza mamaky sy manaraka izay voalaza ao Baiboly io àry, lazao izay mahadiso ireto zavatra soratana manaraka ireto:

1 - ..." Il remarque également que dans l'Ancien Testament, les images et statues n'étaient pas systématiquement condamnées; on peut citer pour exemples les images gravées de chérubins sur l'Arche d'alliance ou le serpent de bronze mentionné dans le livre des Nombres. Il justifie également les marques extérieures de respect envers des icônes sur la base qu'il y a "différentes formes d'adoration" et que le respect montré à une icône diffère totalement de l'adoration de Dieu. Il poursuit en citant des exemples tirés de l'Ancien Testament: "Jacob s'agenouilla jusqu'au sol devant Esaü, son frère, et aussi devant la pointe du bâton de son fils Joseph (Genèse 33:3). Il s'agenouilla, mais il n'adora pas. Joshua, le fils de Nun, et Daniel s'agenouillèrent en vénèration devant un ange de Dieu (Joshua 5:14) mais ils ne l'adorèrent pas. Car l'adoration est une chose et ce qui est offert en marque de respect pour honorer quelque chose de grande valeur en est une autre". Il cite St Blaise qui affirme que: "le respect donné à une image est transmis à son modèle". St Jean argumente alors que la vénération portée à une image du Christ ne s'y arrète pas - la substance de l'image n'est pas le sujet de la vénération - mais va au-delà de l'image à son modèle.
(nalaina tao amin'ny Wikpédia)

2 - « En Occident, le Pape saint Grégoire le Grand avait insisté sur le caractère didactique des peintures dans les églises, utiles pour que les illettrés " puissent au moins lire sur les murs en les voyant ce qu'ils ne sont pas capables de lire dans les livres " ; et il soulignait que cette contemplation devait conduire à l'adoration de " l'unique et toute-puissante Sainte Trinité (30) ". C'est dans ce contexte que s'est développé, en particulier à Rome au VIIIe siècle, le culte des images des saints donnant lieu à une admirable production artistique. »


Ary ity farany ity kosa dia zavatra hodinihanao manokana satria fanaonao koa:

« Le mouvement iconoclaste, en rompant avec la tradition authentique de l'Église, considérait la vénération des images comme constituant un retour à l'idolâtrie. Non sans contradiction ni ambiguïté, il interdisait la représentation du Christ et les images religieuses en général, mais continuait à admettre les images profanes, en particulier celles de l'empereur avec les marques de révérence qui y étaient attachées. »


DIA AZA MANENDRIKENDRIKA RAMATOA NA MILAZA NY ZAVATRA TSY NOLAZAINAY SY TSY NATAONAY, FA NY ZAVA-MARINA NO LAZAO!


Na izany aza anefa dia misaotra anao ihany izahay manenjika sy manendrikendrika, satria hoy ny Soratra Masina: "Misaora izay manenjika anareo; misaora, fa aza manozona" Romana 12:14.

Ary nolazain'i Kristy koa hoe: Sambatra izay enjehina noho ny fahamarinana; fa azy ny fanjakan'ny lanitra;
Sambatra hianareo, raha haratsian'ny olona sy enjehiny ary asiany izay teny ratsy rehetra hitenenany lainga anareo noho ny amiko.
Mifalia sy miravoravoa hianareo, fa lehibe ny valim-pitianareo any an-danitra; fa toy izany ihany no nanenjehany ny mpaminany izay talohanareo (Mt 5, 10 - 12).


Dia misaotra eram-po eran-tsaina ary eram-panahy anao!


150. ikaretsaka ( 05/04/2008 15:44)
« Le mouvement iconoclaste, en rompant avec la tradition authentique de l'Église, considérait la vénération des images comme constituant un retour à l'idolâtrie. Non sans contradiction ni ambiguïté, il interdisait la représentation du Christ et les images religieuses en général, mais continuait à admettre les images profanes, en particulier celles de l'empereur avec les marques de révérence qui y étaient attachées. »


DIA AZA MANENDRIKENDRIKA RAMATOA NA MILAZA NY ZAVATRA TSY NOLAZAINAY SY TSY NATAONAY, FA NY ZAVA-MARINA NO LAZAO!

hooooo! hafa indray izay.....
lasa bebolistra ikonoklasta hono eeee

ary mba miaike amin'izay hoa
le zavatra ange hoa ataonareo ihany fa amin'ny fomba hafa fa nareo tsy mi addmettre e..

151. majesty ( 07/04/2008 11:36)
Fody:
Hanamafisana ny filazana fa ra Majesty dia MPANDAINGA SY MPANENDRIKENDRIKA ARY MPAMORONA ZAVATRA TSY MISY NA VOAFAHANA LAINGA ka nanao teli-moka ARY tsy nahalevona azy hatramin’izao, ka lasa feno fankahalana dia ireto ny porofo.

:-w :-w :-w

raha mba fantatr'isé mantsy hoe iza ary taiza no nakako an'ireo document voalazako eo ambony ireo,dia tsy ho niteny an'ireo isé,satria archive tao am-piangonana nisy ahy fahiny,Môpera nitondra ahy fahiny no nanome ary nanadihadiako an'ireo dia sanatria ve isé zany hiampanga lainga ny mpitondra ara-panahy ao aminareo,asa aloha e! :-w

Pissoa: ny loko mena anie manambara fitiavana e, (miredareda ôtran'ny afo tsy mety maty)
152. Fody ( 07/04/2008 12:20)
raha mba fantatr'isé mantsy hoe iza ary taiza no nakako an'ireo document voalazako eo ambony ireo,dia tsy ho niteny an'ireo isé,satria archive tao am-piangonana nisy ahy fahiny,Môpera nitondra ahy fahiny no nanome ary nanadihadiako an'ireo dia sanatria ve isé zany hiampanga lainga ny mpitondra ara-panahy ao aminareo,asa aloha e!

Katolika hoe majesty fahiny, nefa toa tsy mahalala akory izay tena ivavahan'ny Kristiana Katolika.

Katolika hoe majesty fahiny, nefa na dia ny fombafomba hataon'ny Kristiana katolika aza tsy azony ny dikany, ary tsy fantany hoe: iza no handolihana sy itsahona rehefa miditra ny Fiangonana.


Lazainy indray moa eto hoe: tamin'i Mopera sy tao am-piangonany fahiny no nakany an'ireo documents voalazany ireo. Dia miverina amin'ilay fomba mahazatra hoe: anontanio mopera...

Nefa nanontany Pretra sy Eveka aho fa tsy misy ireo zavatra voalazany ireo. Ary dia mbola nohamarin'ny iray tamin'ireo ny mahasandoka ny documents sasany, tamin'ny alalan'ny article iray (izay nalaina tao anatin'ireny boky kely zaraina amin'ny olona eny an-dalam-be ireny, amin'ny teny anglisy, ary tany Amerika tany no nahitany azy). tao anatin'io article io dia feno références maro be izay nolazaina fa avy amin'ny documents ny Fiangonana Katolika, nefa tsy misy mitombina. Toy io nataon'i Majesty io mihitsy.

Misaotra anao na dia izany aza, fa nahalalana ny fomba fiadin'ny sasany tsy manao afatsy ny hamingana ny hafa.
Hotahin'Andriamanitra anie ianao, ka hahay handinika sy handanjalanja ny zavatra holazaina amin'ny manaraka.

Misaotra.
153. pissoa ( 07/04/2008 14:30)
Fody:
Nefa nanontany Pretra sy Eveka aho fa tsy misy ireo zavatra voalazany ireo. Ary dia mbola nohamarin'ny iray tamin'ireo ny mahasandoka ny documents sasany, tamin'ny alalan'ny article iray (izay nalaina tao anatin'ireny boky kely zaraina amin'ny olona eny an-dalam-be ireny, amin'ny teny anglisy, ary tany Amerika tany no nahitany azy). tao anatin'io article io dia feno références maro be izay nolazaina fa avy amin'ny documents ny Fiangonana Katolika, nefa tsy misy mitombina. Toy io nataon'i Majesty io mihitsy.

grave njay zany :roll: :roll: :roll:

:-D :-D :-D :-D :-D
154. cutie ( 07/04/2008 15:53)
vita tompoko,misaotra aky cutie nijoro hatrany nilaza ny marina a,antsika tsirairay no mandray ilay dikan'ny didy folo,oops,kay moa tsy tia mamaky baiboly sy milaza fa borne antsika ireo olona ireo,vita tompoko.MIverina any aminareo amin'izay ny teny izay mety manitikitika anareo,tsy miady hevitra ny olona aho sanatria fa satana izay fitaovana ampiasaina manangolangola ny olona no hiadian-kevitra ,hianareo aza tsy mety mino koa dia tohizo foana ireo zavatra ireo e,tsy sampy hono izany ry ireto no anaran'ireny a,tsy mivavaka hono ry zareo fa somary mivavabavaka kely fotsiny ihany a tsy miankohoka hono izy raha mahita ireny sary nataon'ny asan-tanan'ny olona ireny fa miondrikondrika kely fotsiny ihany a,ary tsy manisa in-telom-polo hono izy amin'ilay zavatra kely vakambakana iny fa manodikodina fotsiny an.
Vita tanteraka,tsy misy tohiny intsony,raha mandaitra ny vavakareo dia hifankahita any an-danitra isika ,dia hoento any daholo koa ireny sao mbola misy fampiasana fanampiana amin'ny fivavahana indray oooooppppsss

ary tafiditra ato ny ps-ko fa aleo alou hamaly kely fa efa ela tsy niidtra tato :-D
tsy misy fisaorana nyrina a, avelao ry zareo hampiasa ny sariny vongany any :-D :-D :-D :-D fa efa zay ve no ahitany ny lalana mankany @ kristy :-D :-D :-D
155. ikaretsaka ( 07/04/2008 21:21)
dia fohy tsara ny taratasy ary e :-D :-D :-D
dia rehefa tsy tonga any andanitra dia tovito de ataovy fusee taratasy
156. majesty ( 08/04/2008 11:42)
Katolika hoe majesty fahiny, nefa toa tsy mahalala akory izay tena ivavahan'ny Kristiana Katolika.

Katolika hoe majesty fahiny, nefa na dia ny fombafomba hataon'ny Kristiana katolika aza tsy azony ny dikany, ary tsy fantany hoe: iza no handolihana sy itsahona rehefa miditra ny Fiangonana.


Tsy nahalala ve sa tena diso nahalala hatramin'ny niafina indrindra izay tsy tokony ho fantatry ny mpino tsotra aza izay mionona fotsiny @ fampianarana katesizy sy ny tori-teny ary ny fandraisana komonio... ?
Fa angah r'isé ny EKAR samy hafa?
Mety ho azo lazaina ihany koa hoe tsy nahalala angamba satria tsy nanaraka ny fanaon'ny be sy ny maro (ohatra hoe tsy nety nampiasa ny sapilé intsony rehefa nahalala ny didy faha 2,tsy nampiasa ny olombelona efa maty lasa olo-masina ka iresahana mba hanao fanelanelanana rehefa mivavaka satria renin'Atra rehefa nahita hoe "izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana,tsy misy mankany amin'ny Ray afa tsy amin'alalako",tsy nanaiky niankohoka teo anatrehan'ny olony na amin'ny lafiny inona na @ lafiny inona satria "ilay mpanompon'ilay kapiteny ary tsy navelan'i Petera niankohoka teo anatrehany satria Atra ihany no tokony hiankohofana".............

Diso hoe ilay doc,sandoka hoe ilay encyclique nampiasaina,,,,?
aiza ary izy izany,ataovy serieux wa (nomeko ny voalohany dia hoe tsy misy,nomena ny faharoa lazaina fa sandoka :D
ilay boky mintsy no tsara atao scan angamba dia alefa any amin'isé raha tsy lazain'isé fa ho tsy voaray indray :D

Dia isaorana amin'ilay firarian-tsoa ho tahian'Atra fa izaho koa hivavaka ho an'isé mba ahiratra kokoa ny mason'isé dia mba ahita izay hitan'i Lotera rehefa tsy hino izay nosoratako :D :D :D
157. ikaretsaka ( 08/04/2008 15:39)
tsy nahalala aloha ny fijeriko azy raha ny fomba fanehoan'i majesty hevitra eto e
158. Fody ( 08/04/2008 15:59)
ilay boky mintsy no tsara atao scan angamba dia alefa any amin'isé raha tsy lazain'isé fa ho tsy voaray indray

Tsy mba fombako ny mandainga ry namana. Raha misy izany dia alefaso, na atero an-tanana aty.




Izao ry namana, misy zavatra roa ireto holazaiko anao:


1 - Raha katolika ve no manotra dia hanoratra ohatra an'izao:
afin d'offrir aux convertis du paganisme un substitut au culte des idoles et promouvoir ainsi leur adhésion au christianisme,de fausses doctrines,des cultes superstitieux,l'adoration des images et des reliques furent graduellement introduits dans le culte chrétien.Le décret du concile général (Second Concile de Nice,en l'an 787 de notre ère),établit finalement le système "chrétien d'idôlatrie"




2 - Aiza no misy ny Foiben'ny Fiangonana Katolika eran-tany ? Ny valin'io dia tsy aiza fa: VATICAN. Ka raha documents tsy hita ao amin'ny Archiven'ny Vatican ve azo lazaina hoe: nisy sa tsy nisy ?
Efa nomeko an'ise ny archive manontolo ka tao ve sa tsy tao ilay zavatra narangaranaga ireny ?

Ary misy fanontaniana sy fanamarihany anie ireo ambony ireo toa nodina tsy hita akory e!

Mbola mamerina ny fisaorana e!
159. ikaretsaka ( 08/04/2008 16:07)
miandry valiteny
160. majesty ( 09/04/2008 13:52)
ika: misy zvt tantaraiko an'isé ity,t@ faha-10 taonan'ny kung fu wisa dia nanao fampirantiana tao @ la ste ry zareo,dia za koa mba nanatrika tao,fa afaka mametraka fanontaniana dia misy mamaly eo,dia nolazaiko an'ndry zalahy hoe izao anie no tsy mety amin'io ka nialako tao e,dia ny navalin'ndry zalahy ahy dia hoe tsy tao ianao izany matoa tsy mahalala ny tena marina,kanefa ry zalahy amin'io mbola zandriko lavitra be raha t@ io taranja io,dia ôtran'ny mahita an'izany koa aho eto,fa tsiky dia ampy e :D

Fody,mahafinaritra ilay miady hevitra fa hajaiko ny fomba fijerin'isé dia izaho koa manana ny fomba fijeriko,fa ny hevitro fotsiny dia hoe miova foana ve izany ny interpretation'ireo boky ireo,sa misy editiona vaovao manafoana na manitsy ny teo aloha;ny sasany amin'ireo voalazako eo ambony eo ireo anefa dia tsoriko amin'isé fa nadikan'i Msg GIVELET amin'ny tenin-ndrazantsika,ao amin'ny tantara fohin'ny Eglizy katolika,raha misy fotoana isé dia mba avereno vakio dia ampitahao amin'ireo nolazaiko eo ambony ireo.Tsy eto amiko ilay takila misy azy fa raha possible dia omeko an'isé eto ihany.
Misaotra e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.009