ny sampy no voarara fa tsy ny sary sy sarivongana akory (3)

21. ikaretsaka ( 22/03/2008 19:48)
ianoa hoa mba honest
22. cutie ( 22/03/2008 22:44)
Ika
What are you talking about ???
23. Veloo ( 23/03/2008 00:29)
Aza manana andriamani-kafa, fa Izaho ihany.

4 Aza manao sarin-javatra voasokitra ho anao, na ny mety ho endriky ny zavatra izay eny amin'ny lanitra ambony, na izay ety amin'ny tany ambany, na izay any amin'ny rano ambanin'ny tany.

5 Aza miankohoka eo anatrehany, ary aza manompo azy; fa Izaho, Jehovah Andriamanitrao, dia Andriamanitra saro-piaro ka mamaly ny heloky ny ray amin'ny zanaka hatramin'ny zafiafy sy ny zafindohalika, dia amin'izay mankahala Ahy;

na sampy na sary sy sarivongana dia voarara ary mitovy daholo ireo. i ra-olombelona dia manamora izay didy nomen'Antra ary manao izay itany fa tsara ho azy fa tsy manaraka an;izay lazain'ny didy folon'Andriamanitra. Izay ilay afetsena ataon'ny satana, ary maro no vofitaka sy vorebireby. Rehefa oy Antra oe aza atao dia aoka isika tsy hanao na inn na inn, izay ilay atao oe fitiavana an'Antra dia manaraka ny didiny. Ny fo sy ny sain'ny tsirairay dia afaka mampatsiaro ny hivavaka @ Antra izay any an-danitra.
24. Rasiligaoma ( 23/03/2008 04:48)
ho an'i veloo>
mba vakio
Nomery 21:4-9 ; manaova sarina bibilava

Exodosy 25 sy 26

1 Manjaka 6:23-28, 7:23-26


vakio dia miady hevitra isika rehefa voavakinao ireo ..


aza izay mahafinaritra sy metimety amin'ny firehana ihany tsimponina ao anaty baiboly fa izay voalaza rehetra! Atra koa dia nanafatra sy nandidy ny hanaovana karazan-tsary samihafa
25. Rasiligaoma ( 23/03/2008 04:50)
pissoa:

mianjy an'i niryna sy cutie hamaly an'le fanontaniana atsy ambadika koa :-D:-D:-D


cutie:
what are you talking about?



ilay fanontaniana ao ambadika hono r'ireto an
26. cutie ( 23/03/2008 04:55)
ka efa we za tsy mahita an'zany ????lol
27. Rasiligaoma ( 23/03/2008 05:00)
mody fanina tsss
efa fombany e!8)8)
28. cutie ( 23/03/2008 05:08)
ka zany ny marina koa
tsy mahita an'zany sady tsy mi interesser @ zany.:-D
29. Rasiligaoma ( 23/03/2008 05:10)
efa specialite-nareo ilay mody fanina rehefa tsy mahita valim-panontaniana fa aza miala zigla eo e!
teneno hoe traingo dia samy vita .
mitsora hoy aho!
30. cutie ( 23/03/2008 05:12)
:-D:-D:-D:-D
hitsotra @ in ???
tsy mivaky loha @ ze resaka sampinareo zany ny aty
31. Rasiligaoma ( 23/03/2008 05:13)
tena oainiona be tokoa ve i cutie sy i niryna sy ny sisa raha manao hoe "tsy hainay tsy hitanay ny valim-panontaniana re tompoko o"??
sa tsy nampianarina izany ianareo ka dia na miharihary aza dia .. mody fanina fotsiny no fialana zigla?
mody hoe aiza izany? inona izany?
dia afaka 3 herinandro iny fa miverina ny disque sy ny meme refrain ?
32. cutie ( 23/03/2008 05:17)
fanontaniana in alou zany e
na za tsy mahita an'ze any ambadika any:-D:-D:-D:-D
ty dinika ty ihany no hitako de novaliako :)
de efa misy manitatra ndray ny sasany:-D
33. Rasiligaoma ( 23/03/2008 05:21)
fa ny an'i cutie kay ny mason'inona no mamaky? ny masonkoditra?
34. cutie ( 23/03/2008 05:23)
=))=))=))=))=))=))
dikan'zany tsy maharaka an'ze resaka sampinareo any za
35. Rasiligaoma ( 23/03/2008 05:25)
dia aza miditra amin'ilay resaka ary
36. cutie ( 23/03/2008 05:28)
tapaka mitsy ny tsinaiko=))=))=))=))=))
na hanazava impolo aman-jato aza
tsy miala tsony le sterotype we ny katolika mivavaka @ sary
miala tsiny raha diso mivantana loatra ny teniko a
37. Rasiligaoma ( 23/03/2008 05:31)
dia iza no nametaka azy?
ny tsy fisian'ilay saina ka lasa diso famaritra nametraka ilay stereotype
dia ny tsy fisian'ilay saina tsy te hanaiky fahazavana
va ze nasisika de nisisika .. sanatria ohatran'ny sesi-kidoro
38. cutie ( 23/03/2008 05:33)
anontanio ry zareo nametaka azy =))=))=))=))=))=))
39. Veloo ( 23/03/2008 14:06)
aza izay mahafinaritra sy metimety amin'ny firehana ihany tsimponina ao anaty baiboly fa izay voalaza rehetra! Atra koa dia nanafatra sy nandidy ny hanaovana karazan-tsary samihafa


ita fa tena interpretana ny rehetra hafa mihitsy izay
lazain'ny baiboly. Ny ahy dia mbola mitazona ny momban'ny DIDY FOLO aho io. ka amiko na inn na inn sampy sy sarivongana dia mitody ireo ao @ didy folo...
40. Veloo ( 23/03/2008 14:09)
cutie [ Valio ] 21-03-2008 15:28:17
Lohateny : Re : ny sampy no voarara fa tsy ny sary sy sarivongana akory (3)
na hanazava impolo aman-jato aza
tsy miala tsony le sterotype we ny katolika mivavaka @ sary
miala tsiny raha diso mivantana loatra ny teniko a


^:^
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.009