Taranak'andevo

81. tess ( 22/03/2008 13:27)
:-D:-D:-D:-D ka zany anie no ataoko hoe rehefa vazà de ekena ihany e!:^):^):^):^) tsy mila manotany akory....izay ilay ataoko hoe foto-pisainana manavakavaka sisa ilay izy fa mody tazomina fotsiny ilay hoe fombanay andriana izao sy izao... ko tsy marina ve????
olombelona dool ihany ka tsy aleo ve fohanana izany fameramperana olona ho vadiana sy olona hatao namana izany e! efa tsy mitobmina intsony......
fiainana efa sarotra izao mbola hametraka kestion amzany eo:^)
82. Veloo ( 23/03/2008 01:23)
hoy i naughtyboy
amiko de mitovy daoly tsisy akanavaka ny ts1.1 ny toetsainy ihany no maha andrina na andevo azy avy eo


ie tsy misy akanvaka mihitsy satria RA iray ihany no mikorina ao @ olombelona rehetra, na fotsy. na mainty, na mena, na andevo, na noble hihihihih

kelly13 [ Valio ] 21-03-2008 17:55:39
Lohateny : Re : Taranak'andevo
rush>d aôna no ahalalanao oe andriana itsy oul itsy? za zao avy any andramasina, andriana aho sa hova sa andevo?


keliteresy a hihihihi:-D:-D:-D
ndry ve? andrevonova njy hahahahahhaha:-*:-*
83. kelly13 ( 23/03/2008 20:10)
veloo>tena zay mintsy ngamba ankia ka :-D:-D:-D :-*:-*
84. Rasiligaoma ( 24/03/2008 03:22)
eny tokoa ho'a
raha sanatria izany ianao ka narary ka mila ilay famindrana ra ireny ka andriana ianao nefa andevo no manana ra afaka omena anao na mila omenao ra?
dia ahoana no ataonao?

na Jiosy ianao na Kristianina na silamo, ka tsy mitovy fireham-pivavahana sy fiaraha monina aminao ilay olona manana ny ra tadiavinao na ilay mila ny ra avy aminao

dia ahoana no ataonao?
85. tess ( 24/03/2008 08:20)
pffff! ka io wa! firearehàna fotsiny sisa ilazàna ny hafa ho izao sy fanamboniana ny tenany ho izao fa refa zohina tsy mi existe intsony izany.....
ny olona jiaby aza izao efa miady am fanavakavaham-bolonkoditra kou! tsy aleo eo izy ny razambeny eo raha mbola hisaina izany foana amzao andro izao.
86. ni81 ( 24/03/2008 10:36)
hoy rasiligaoma
eny tokoa ho'a
raha sanatria izany ianao ka narary ka mila ilay famindrana ra ireny ka andriana ianao nefa andevo no manana ra afaka omena anao na mila omenao ra?
dia ahoana no ataonao?

na Jiosy ianao na Kristianina na silamo, ka tsy mitovy fireham-pivavahana sy fiaraha monina aminao ilay olona manana ny ra tadiavinao na ilay mila ny ra avy aminao

dia ahoana no ataonao?

:-D:-D Dia angamba hitomany sy halahelo tsy misy ohatr'izany fa hoe: zà andriana fa misy ran'andevo:lol::lol: ka mahazo miditra ao @ fasan-drazanay ve zà sa tsy mahazo intsony satria mifangaro:?:
87. yonikafopl ( 24/03/2008 11:38)
=))=))=))
88. kelly13 ( 24/03/2008 13:08)
halako ery le oul miseo milay b miteny oe "tsarà va tompoko", mampite hamelaka ny tehamaina pfffff
89. tess ( 24/03/2008 16:57)
:-D:-D:-D:-D
slt kelly tsaravà tompoko indry:-D:-D:-D:-D:-D

ny ahy indray ilay fanavakavaham-bolokoditra en generale mitsy no tsy voako na ankolaka na mivatana na am fomba ahoana na ahoana:?
90. patrick2002 ( 24/03/2008 20:44)
Ny ahy indray ilay Tsara va tompoko ,mba leferiko ihany ,fa ilay milaza azy andrina nefa jerena ny fananana ,tsy mankaiza akory fa mitrongy vao homana ,iny no tena manorisory ahy .
91. hery ( 25/03/2008 10:05)
patrick2002> ka io anie ilay olana e. Aminao ve izany rehefa andriana dia tokony ho manana ary rehefa andevo dia tokony hahantra?

Izay no nolazaiko hoe ny saina no amboary. Ny Andriana sy ny Andevo dia anarana sisa fa tsy statut... rehefa miova izay dia tsy maninona intsony na iza antsoina andriana na iza antsoina hoe andevo.

Manota fady ve aho raha miteny hoe:
"Tsarava tompoko ianareo andevo"
92. kiadi ( 25/03/2008 11:53)
tazomy wa ny identité anao!
patrick2002> anga refa andriana de tsy maintsy manakarena?
identité nenazy! refa tsy manavakavaka anao iz de aleo iz hitazona ny maha andriana azy!
raha ny fijeriko le resaka eto de tena ratsy ny andriana aminareo!
sô de ba hypocrithe ato sa de tena tsisy andriana ankôtran'i rush hiaro ny firazanany?
ary manin tokoa moa raha manokatra dinika manokana ho any andriana de dinika manokana ho an'ny andevo?:-D:-D:-D
93. ikaretsaka ( 25/03/2008 12:04)
Manota fady ve aho raha miteny hoe:
"Tsarava tompoko ianareo andevo"


de valiana tsotra hoe k'inona ny inona r'ingahindriana an. tariso ny posy fa maika anay"
94. tess ( 25/03/2008 13:05)
kiadi: tsy ny andrina na ny andevo no ratsy fa amiko ny foto-pisainana entina hanavakavaham-bolokoditra no ratsy sy ny fanambaniana na ny fanambinan-tena...

io lazain'i hery io hoe tsy misy tsony ny statut momba io iresaka io....ka matoa mbola misy olona mampiasa io foto-pisainana io ankolaka na mivatana dia horera izy izay ratsy:-P

afaka mitazona ny identité ny mandrakizay fa vao naomboka hoe tsy minamana am maintsy sy ngita volo na hoe tsy miray latabatra am andevo na hoe ny fotsy hoditra adrina ratsy loha na hoe ny tsotsoka , andriana reraka dool de fopla:-D
95. lapino ( 25/03/2008 14:08)
hery:
Izay no nolazaiko hoe ny saina no amboary. Ny Andriana sy ny Andevo dia anarana sisa fa tsy statut... rehefa miova izay dia tsy maninona intsony na iza antsoina andriana na iza antsoina hoe andevo.

Ny olana dia izao : eo amin'ilay voambolana mihitsy. Raha mbola miasa foana ilay voambolana hoe "andriana" sy "andevo" dia tsy maintsy mandroso tandindon'ny fahamboniana sy fahambaniana ara-drazana foana. Azo amboarina ny saina, kanefa raha vao misy resaka mikasika an'ilay size, dia ireo voambolana ireo foana no miasa.

Marina fa mety ho identité ilay izy ho an'ny sasany, kanefa mampisy fanafintohinana ho an'ny sasany. Mety tsy maninona ny fanambonian-tena araka an'i simplex, kanefa raha miharo fanambaniana ny sasany izy, dia lasa tsy mety indray.

Rehefa dinihana, ny tsara koa dia ny miezaka tsy miresaka an'izany intsony araka izay azo atao. Fa arakaraka ny ivoahan'ireo voambolana ireo no vao mainka mampisisika an'ilay hevitra. Tsy maintsy hisy foana ny olona fier amin'izany ka hanitrikitrika an'ilay izy, fa tsy tokony anaovana tantara be koa anefa na dia izy aza no nanomboka.
96. rush ( 25/03/2008 15:03)
tena manahirana zany le dinika mombany firazanana e,andriana zahay,tsy manambony tena zahay ary tsy manambany ny hafa,vakio tsara ny dinika taloha dia hitanareo oe iza no nanomboka ny resaka,
97. tess ( 25/03/2008 15:10)
ataoko angamba fa hevitry ny tsirairay no naposaka teto ary ny jerin'i tsirairay momba io firazanana efa diso toerana amin'izao fotoana izao io.....
ka tsy hitako izay hidiran'ny hoe (nanomboka ny resaka) samy manana ny heviny sy ny fomba fanazavàna ahazoany maneho ny heviny.
98. rush ( 25/03/2008 17:15)
manahirana ny maneho hevitra @ resaka firazanana,tsy hitovy hevitra mitsy isika, aza manambany ny any hafa fotsiny dia afaka misera,
99. kiadi ( 25/03/2008 17:18)
angah moa misy manambany eo?
100. ikaretsaka ( 25/03/2008 17:19)
atomboy aminao le izy ary:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6522