Taranak'andevo

101. kiadi ( 25/03/2008 17:20)
rush:

manahirana ny maneho hevitra @ resaka firazanana,tsy hitovy hevitra mitsy isika, aza manambany ny any hafa fotsiny dia afaka misera,



enao no tsy manao zany fa betsaka ireo milaza andriana manambany olona
102. kiadi ( 25/03/2008 17:23)
entre pas aloha aiza keliterezy fa zah no 100éme eh!!:lol::lol::lol:
103. ikaretsaka ( 25/03/2008 17:52)
kabone ialahy fa 101 ko:-D:-D:-D:-D
104. ni81 ( 25/03/2008 17:57)
Ny fahasamihafana mbola misy sy mitoetra izany @ zao dia eo @ filazana manjo: ho an'ny andriana dia misy soratra hoe niamboho, ary hafenina,(ny hova sy ny andevo mantsy tsy mametraka izany @ filazana). Fa misy kosa nefa andriana tsy manisy ireo soratra ireo intsony mihitsy eo @ filazana manjo.

Teo @ fianakavianay dia tena sarotiny tokoa ny raibenay manontany ny ankizy izay hanambady hoe: taranak'iza, avy aiza? sns...Fa @ zao fotoana izao dia misy ny karazany mihitsy ao @ ny taranany:-D:-D fa misy hatramin'ny sinoa.
105. tess ( 25/03/2008 18:21)
ni81: fa hita zay mitsy.....amzao fotona izao itako manambady hafa razana hafa firenena izy ireny...
ilay razaodahy izay izao ny anabaviny sy ny rahalahiny samy manambady vazà aty frantsa aty, fa izy izay naka vady an'i zandriko faravavy izay! andrina avy ao ambohimalaza ao zareo hono anefa! tena cool be tsy mametraka kestion tam naka vady an'i kala:wink: tsy misy resabe hoe tsy maitsy izao isika na izao.....nahoana no misy mbola mitazona nahoana no tsy mitazona tsony ilay fomba sy foto-pisainana....?????
106. kiadi ( 25/03/2008 19:33)
ikaretsaka:

kabone ialahy fa 101 ko:-D:-D:-D:-D



jereo tsara fa zah no 100eme io!
107. kiadi ( 25/03/2008 19:35)
tess:

ni81: fa hita zay mitsy.....amzao fotona izao itako manambady hafa razana hafa firenena izy ireny...
ilay razaodahy izay izao ny anabaviny sy ny rahalahiny samy manambady vazà aty frantsa aty, fa izy izay naka vady an'i zandriko faravavy izay! andrina avy ao ambohimalaza ao zareo hono anefa! tena cool be tsy mametraka kestion tam naka vady an'i kala:wink: tsy misy resabe hoe tsy maitsy izao isika na izao.....nahoana no misy mbola mitazona nahoana no tsy mitazona tsony ilay fomba sy foto-pisainana....?????

ary misy ve ry tess ny oe manadevo andriana?:-D:-D

108. tess ( 25/03/2008 19:37)
100 et 101eme toi!:-P
109. kiadi ( 25/03/2008 19:53)
tess>ka nahatonga anah 101eme ange de nilaza oe zah 100eme eh! nanao pari zah sy keliterezy oe ze tonga 100eme aloha :-D:-D:-D:-D
110. ikaretsaka ( 25/03/2008 20:18)
tssss aza hitako koa rehefa filazana manjo dia izao iznay ny formulen'ny tsy andriana ve??

@ maha mpiakama izany dia amin-dranomaso no hikozinay 'nareo fa ny akamanay Ra-anona de jokotra tamin'ny!
[. . . ]

ny Faty dia hivoaka ao @ lot. dia entina ary amin'ny fiangonana ra.

Misy famangiana sy voninkazo fa tsy misy fiarentantory raha tsy hoe samy miantoka ny kafe sy ny taokany !

Aza adino @ famadihana
111. kiadi ( 25/03/2008 20:34)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
elah ty lesy baina mahita tenenina le!
112. tess ( 25/03/2008 21:09)
hoy i kiadi:ary misy ve ry tess ny oe manadevo andriana?

an a an ka! fa we tsy misy tsony izany andevo sy andrina izany! :-D
mpampiasa sy mpiasa no filaza amzao!!!!
ary gasy iray ihany no fetsona de samy manana ny anarany sy ny fiaviany de zay!:-P
oe nareo ry kiadi avy aiza????? any any ambohimasina mou sa aiza?????
113. ikaretsaka ( 25/03/2008 21:14)
PS: adino:
Nohon'ny halatra taolampaty izay mandeha be eto @ nanata dia tsy navela hikozy zahay hoe aiza ny akama no alevina
114. kiadi ( 25/03/2008 22:12)
tess:

hoy i kiadi:ary misy ve ry tess ny oe manadevo andriana?

an a an ka! fa we tsy misy tsony izany andevo sy andrina izany! :-D
mpampiasa sy mpiasa no filaza amzao!!!!
ary gasy iray ihany no fetsona de samy manana ny anarany sy ny fiaviany de zay!:-P
oe nareo ry kiadi avy aiza????? any any ambohimasina mou sa aiza?????



hay tokoa moa!!!
zah avy any madagasikara
115. lapino ( 26/03/2008 13:25)
rush sy tess,

mba vakio manontolo ange ity fehezanteny anankiray ity :
za:
Tsy maintsy hisy foana ny olona fier amin'izany ka hanitrikitrika an'ilay izy, fa tsy tokony anaovana tantara be koa anefa na dia izy aza no nanomboka.

dia ho azonareo fa tsy manao allusion amin'ny resaka hafa ilay hoe "izy no nanomboka" teo.

Ny resaka tsy milay aza iriana mba hangina ve, za mba miantso tsy hanaovana tantara be an'ilay izy, dia inona moa no mbola hiantsoako an'izany ? :wink:
116. tess ( 26/03/2008 15:35)
mba avelao amzay aho ry lapino fa aza arahina tsony an!:wink::-D:-D:-D
117. tess ( 26/03/2008 15:39)
lapino: ka tsy enao anie no tsiko asina teo fa i rush eo amboniko io e!:°) fa enao wa de otran'ny ratsiana anàh zany mitsy e!:-D:-D:-D:-D
118. tess ( 26/03/2008 15:42)
sao hanahaka ahy eo ny zaza any aoriana vao hoe loooooz tahaka izay ihany:-P
119. patrick2002 ( 26/03/2008 16:19)
patrick2002> ka io anie ilay olana e. Aminao ve izany rehefa andriana dia tokony ho manana ary rehefa andevo dia tokony hahantra?


Hery :tena izay mintsy ,fa inona moa ny statut Ny andrina ,tsy hoe izy no tompony Tany sy ny fanjakana ,izany hoe an'azy ny fitaovam-pamokarana ,ka raha miseho ho taranak'andrina ianao mazava loatra fa ny razanao izany nanana ,fa ianao taranaka aty aoriana mikorosy fahana ,tsy misy miangana intsony ,tsy mba menatra ve ianao .
120. patrick2002 ( 26/03/2008 16:31)
patrick2002> anga refa andriana de tsy maintsy manakarena?
identité nenazy! refa tsy manavakavaka anao iz de aleo iz hitazona ny maha andriana azy!
raha ny fijeriko le resaka eto de tena ratsy ny andriana aminareo!
sô de ba hypocrithe ato sa de tena tsisy andriana ankôtran'i rush hiaro ny firazanany?
ary manin tokoa moa raha manokatra dinika manokana ho any andriana de dinika manokana ho an'ny andevo?


Tsy maintsy manakarena ny andrina ,tokony ho menatra izy ary tsy tokony hitonona an'izany rehefa tsy manana ,ireny ilay ataon'ny gasy hoe Andrina reraka
betsaka ny andrina ato bainina ,tsy i rush irery ,fa betsaka no mahatsapa fa efa tantara sisa izany ,ka mijanona hotantara ,sahala amin'izany koa an'i madagasikara ,misy ny famille Andrina fa t5sy mampiseho an'izany ankarihary intsony ,ohatra famille Razafindratandra misy an'i Cardinal io,ny famille Ratsimamanga ,famille Ramanatsoa , reny olona ireny dia tsy miseho amin'izany intsony ka hoe rehefa maty dia atao hoe miamboho sns.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2015