Taranak'andevo

121. lapino ( 27/03/2008 04:48)
tess,
i rush nge no nanaraka an'ah, dia i tess nanaraka an'i rush :-P
tess:

sao hanahaka ahy eo ny zaza any aoriana vao hoe loooooz tahaka izay ihany:-P
efa ho tsy fidiny azy no hanahaka ahy, ko tsy efa ampy ve zay ? :-P :D
122. Rasiligaoma ( 27/03/2008 04:56)
andevozy izy ary e!8)
123. tess ( 27/03/2008 06:10)
lapino:

tess,
i rush nge no nanaraka an'ah, dia i tess nanaraka an'i rush :-P
tess:

sao hanahaka ahy eo ny zaza any aoriana vao hoe loooooz tahaka izay ihany:-P
efa ho tsy fidiny azy no hanahaka ahy, ko tsy efa ampy ve zay ? :-P :D


- tsy mivadika ve izany filazan'i lapino azy izany...
izaho mamaly an'i rush de izaho indray no arahin'i lapino valiny:-P

- de refa tsy tiana hanahaka ahy ary ny zaza any aoriana any de aza ratsiana amiko tsony :-D:-D:-D


124. Rasiligaoma ( 27/03/2008 06:16)
fa mikarama ohatrinona kay ny mpisolo vavan'ny mpanara-body ?
125. Jeankely ( 27/03/2008 13:32)
=))=))=))miraikitra ny siligaoma dia nanaraka ny taratasy=))=))=))
126. rush ( 27/03/2008 13:38)
mba tianareo ny fiteny oe manara-body ty ,ny midinika tsy maintsy mifamaly resaka,sa hiteny rery toy ny adala ?
127. Jeankely ( 27/03/2008 14:58)
Voan'ny siligaoma miraikitra ngaha rush
128. tess ( 27/03/2008 16:24)
jeankely: :-D :-D :-D :-D :-D :-D
129. rush ( 27/03/2008 16:49)
voan'ny inona moa ry JK, mifanome hevitra, mifanoro,midinika no atao eto,tsy tokony ho susceptible @ fiainana sady resaka no atao,
130. tess ( 27/03/2008 16:58)
oadray!!!!!! i jk ve de mbola tsy hain'i rush e! mi meme de manalazy no ataony manerana ny dinika :-D :-D :-D raha hiakatra am zé lazain'i jk de aza mitsatsaingoka izay dinikka misy azy lol :-D :-D :-D :-D de aza manarapitombenana fa mirakitra mafy ny siligaoma :^) :-D :-D :-D :-D (anaty faingo miatona roa io ) :-P
131. ikaretsaka ( 27/03/2008 17:13)
rush:

voan'ny inona moa ry JK, mifanome hevitra, mifanoro,midinika no atao eto,tsy tokony ho susceptible @ fiainana sady resaka no atao,



raha tena ireo tokoa moa fa toa ianao miteny no mandika ireo voalohany
:wink:

fiteniko ary @ fivavahana sy finoana atry ny hoe "mandiniha tena"
132. tess ( 27/03/2008 17:38)
:-P :-D
133. sakaizakely ( 27/03/2008 17:38)
tess:
hoy i kiadi:ary misy ve ry tess ny oe manadevo andriana?


zahay klou tsy nobeazina tam zany andevo sy andriana zany, tsy fantatro akory aza hoe inona izahay, betsileo sa vakinankaratra sa vezo :roll: :roll: :roll:
tsy asiako resaka iny fa tsy manana arguments ny tenako

fa mampitsiky ana fotsiny we tany antanana de tsika ampiasain'ny vazaha ohatra, de zao kanefa tsika gasy ndray no mampiasa andry zareo ;-) ;-) ;-) ;-)

mais pas au même prix :x :x :x :x

fa nenà ampriatiko rehefa azoko :-D :-D :-D
134. pissoa ( 27/03/2008 17:41)
Miverimberina be ity resaka ity hi hi hi.

Rafitra taloha io raha tsy diso aho, fa amin'izao fotoana izao raha ny fahitako ny voasoratra ao ambony ao dia efa eken'ny maro hoe eo anatrehan'ny lalana sy ny fanjakana dia mitovy daholo ny gasy ! Dia izay no tokony hajaina amiko satria efa izay no rafitra mitondra antsika amin'izao fa tsy ny rafitra taloha intsony :)

Amin'ny ankapobeny dia resaka zon'olombelona no mitondra antsika amin'zao ! Noho izany rehefa manaja ny zon'olombelona ny olona iray - dia tokony atao ampy izay hanajana azy koa - fa izay ihany mantsy no adidiny aminao ! Ny ankoatra izay dia resaka fiainana manokana daholo !

1 - Misy Andriana mahantra ? Fiainany manokana izany ka tsy tokony hampararirary ny fiaraha-monina !

2 - Misy Andriana tsy mahazo manambady Andevo - Misy koa olona tsy mahazo manambady Andriana na Merina ! Fiainany manokana izany ! Rehefa manaja ny zon'olombelona izy dia ampy izay amiko ! Ary tsy zo ny hovadiana fa fitiavana ! Rehefa tsy tiany hovadiana na Andriana - na Andevo na inona dia tsy vadiany ! Rehefa manambady koa izy dia mbola fiainana manokana ihany ka tsy misy tokony ho olan'ny fiaraha-monina hoe ireny hono izao nefa nanambady an-dranona ihany !

3 - Tahaka izany koa ny finamanana ! Fiainana manokana daholo izany. Samy minamana amin'izay tiany atao namana.

4 - Rehefa te hanoratra amin'ny gazety izy hoe niamboho - fa tsy hoe maty - dia fiainany koa izany ! Havany iny, ka heveriko fa manan-jo hanao izay tiany izy rehefa tsy manitsaka ny zon'ny hafa. Raha ny fahalalako dia tsisy sakantsakana amin'ny fampiasana io teny io, izany hoe sady tsy mandika lalana izy no tsy manitsaka ny zon'olombelona :)

Ataovy tahaka ny serasera e : rehefa tsy mandika lalana dia OK izay hi hi hi. Na manambony tena, na manambany tena - na manambany olona - na manambony olona - rehefa tsy mandika lalana dia poinsa zay ! Rehefa manomboka manondrana izy amin'ny fanambaniana olona, izany hoe rehefa manomboka manosihosy ny mahaolona - na Andriana izy na inona - dia torio e ! Zonao izany :-D :-D :-D

Ny zon'olombelona no tena niverimberina be tamin'ny teniko hi hi. Ny ankoatra izay amiko resaka mandany jiro daholo amiko ka tokony atsahatra araka ny voalazan'i Lap :-D :-D :-D
135. tess ( 27/03/2008 18:00)
marina dool reo ry pissoa fa raha mbola misy be tohika am heviny tsy hovita ny dinika an! :-P :-D
izany ka tena ndinika leretsy....
136. ikaretsaka ( 27/03/2008 18:34)
fa entre pa
raha dradradradraina fa rava ny apartheid any @ ndry pissoa de tena tsy misy tokony mihitsiny ve?
137. kiadi ( 27/03/2008 20:34)
moa tsy zany va? marina aary zany! ohe oeh! oheeeeeeeeeeee
minoa fotsiny ihany!
138. Rasiligaoma ( 28/03/2008 04:40)
Ataovy tahaka ny serasera e : rehefa tsy mandika lalana dia OK izay hi hi hi. Na manambony tena, na manambany tena - na manambany olona - na manambony olona - rehefa tsy mandika lalana dia poinsa zay ! Rehefa manomboka manondrana izy amin'ny fanambaniana olona, izany hoe rehefa manomboka manosihosy ny mahaolona - na Andriana izy na inona - dia torio e ! Zonao izany


Ekena!

HOmboy hoy ilay namana iray izay rehefa nanao ny tsy nety
139. tess ( 28/03/2008 06:19)
133. Mpandefa : pissoa [ Valio ] 27-03-2008 18:41:10
Lohateny : Re : Taranak'andevo
Miverimberina be ity resaka ity hi hi hi.

Rafitra taloha io raha tsy diso aho, fa amin'izao fotoana izao raha ny fahitako ny voasoratra ao ambony ao dia efa eken'ny maro hoe eo anatrehan'ny lalana sy ny fanjakana dia mitovy daholo ny gasy ! Dia izay no tokony hajaina amiko satria efa izay no rafitra mitondra antsika amin'izao fa tsy ny rafitra taloha intsony


io ny fehiny hamaranako ny hevitro :-P :^)
140. abcdefg ( 28/03/2008 08:18)
tsy asiana resaka lava b toy zao fa any dago mbola misy mitazona ny fomban'ny andriana refa tafaraka samy andriana,misy tsy andriana tsy nahafantatra io fomba io satria tsy idirany zany, tsy foto-pisainana zany,fomba mandrakizay na tsisy aza ny fanjakana andriana,sahirana eto isika ra tohizana lava b,samy mitazona ny fahalalany,tsy manambany sy manambony ny tenany sy ny hafa,avelao zay everany anaovana ny fiainany, misera no tanjona,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6169