Taranak'andevo

141. Jeankely ( 30/03/2008 23:37)
Tandremo fa Mpanjaka na Andriana eran'izao tontolo izao ary nisy fifandraisany t@'ny tao Madagasikara ity teneniko ity. Amin'ny toerana misy ahy dia miresaka ireo hoe ny Mpanjaka sahala izao VENDRANA. Tao ny mody halaina vady ny zanakin'ny sasany vavy dia azo ny fanjakany hita tany Mada koa izany. Tao ny nopizinin'ny sasany hita tany China izay niovaova foana ny Mpanjaka fa tsy tena nifandovana satria ady ary na ny Mongole aza efa nanjaka. Koa tsy mba noresahana ilay fisian'ny ANDRIANA VENDRANA fa sahalan'ny hoe favy foana ny an'i Mada.
142. xxxx1 ( 31/03/2008 16:29)
razanety zany koa tena efa reraka be @ fihevitra lomorina beeeeeeeee :-D :-D :-D :-D :-D :-D
143. naughtyboy ( 31/03/2008 16:49)
ieee xxxx1 betsaka no tsy fantatsy razanety ny mongole no anisany empire goavana erany zao tontolo zao @ tantara fa tsy ny sinoa nihotra noho ny romana :-D :-D faly itabatabata fotsiny fa tsisy fantany ny resahiny
144. Jeankely ( 01/04/2008 03:47)
Efa nanazava resaka Mongole aho ry le-dada a. Teto resaka fanjakana Sinoa notafihan'ny Mongole ary lasany no noresahiko ary nampifandraisiko t@'ny fiovaovan'ny Mpanjaka tao Chine. Aiza nefa izao no toerana misy an'i Mongole ry tsy mahay tantara mitohy. Faritra ao aminy koa aza misy mangataka hiaraka @ Chine. Ary na ny isan'ny olona ao firy monja sisa. Efa tatny angaha dadakoto? :-D :-P :-D :-P :-D :-P
145. naughtyboy ( 01/04/2008 21:32)
tena zay za vao nahita oul tsy mahay resaka sy ny zv resahina tsy vao2 akory fa mahazatra =)) =)) =)) azavao kely amiko ary io mongolian empire io iaramijery :p :p :p :p =)) =)) =)) =))
146. Jeankely ( 01/04/2008 23:54)
Tsy mila fanazavana resaka Mongole aminao aho. Mifandray @'ny olona avy any Mongole ny tenako ary tsy mifanadala @ Internet sahala ny eto fa miresaka mivantana. Sao ianao no mpamaky boky sy mpijery Internet fotsiny ka hanao sahala ny olona ivelany @ tany sasany mihevitra fa Madagascar = Cartoon?
147. naughtyboy ( 02/04/2008 16:10)
tsy enao rery no efa nifandray t@ oul avy any mongolia fa aza mitapitapy razanety tany anisany mandroso ny misy ahy ka ahitana karazan'oul erantany,ny fanotanina de inn no mbo fantatrao @ fanjakany mongole?misaotra :-D :-D :-D :-D :-D
ny firy sisa monja izy rery tsy olana satria efa nifangaro t@ reo eropeana marobe toy ny avy any avaratra na atsinanana na andrefana ,ny misy anao no feno andrina vendrana de zay zany fa aza ny any madagasikara no ranitina @ zany zao fotsiny refa tsy hay ny zv ! aza itetatetana O.K ra oh. mo hay de azavao eto :-D :-D :-D :-D
148. xxx ( 02/04/2008 16:16)
[quote=naughtyboy]
[quote]tsy enao rery no efa nifandray t@ oul avy any mongolia fa aza mitapitapy razanety :-D :-D :-D :-D :-D








149. Jeankely ( 02/04/2008 22:34)
Tsy milaza ny Mongolian vendrana aho fa ianao no donto. Tsy karazako ny manaratsy firenen'olona. Izy tompontaniny no milaza ireo fa tsy izaho. Mafy ary nanafika eran'ny rehetra reo fa tsy sahala izany satria averiko fa na ny ao aminy aza misy tia hiaraka @ Chine. Tsy fampianarana no eto fa fiadina hevitra ary manahirana sy mankarary maso raha lavabe ny soratra eto. Tsy mpianatro fa mahay noho izaho daholo ny eto ka adalana ny manazava be loatra. Tsy izaho no nanokatra ity loha-hevitra ity fa hafa ny ahy. Tsy mahasakana ahy tsy handray anjara eto ianao ry vendrana. Tsy mila mijery izay mombamomba anao aho na pitiny aza. Efa izay no takatrao hoe jereko ny mombamomban'ity dia resahako ny anarany. Mitory ny tsy fahampiantsainao izany. Lasa andafy nefa tsy mahalala ny resahana. Ianao koa no sahirana raha mifanakaiky.
150. naughtyboy ( 03/04/2008 12:46)
=)) =)) =)) afaka andro tko manala ny ampy saina tsy mahay manazava ny zv resahiny ,ra fomba sy firesaka kalo de tsisy na 1 aza azoko jerena aminao fa aza mieritreritra tonga de ma =)) =)) =)) =)) io itany rehetra io dedaka @ zv tsy hay :-@ :-@ valio reo fanotanina etsy aloha de zay :-w :-w
151. xxx ( 03/04/2008 12:59)
raikitra ndray ny anareo mitsamy an! :-D :-D :-D
152. Jeankely ( 03/04/2008 13:15)
Tsy afaka ny hitsam aminy aho satria izy INGAHY NDRINA izaho tsisy loha araka ny teniny. Asa mety io @ loha-teny io angamba :-D :-P :-D :-P
153. naughtyboy ( 03/04/2008 16:12)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
154. Jeankely ( 03/04/2008 16:30)
Ngahy Ndrina "Nobel Prize". Mahavoa an
155. bilakarenjy ( 05/04/2008 20:53)
Somary ahitsiko, kely ilay hevitra haroson'i hery : ny taranaka dia taranaka foana mandram-pahafatiny na andriana izy na andevo ,na miova vady hafa foko sy firenena aza ,manaraka hatrany @ filazana manjo io ,fa @ asa sy kandra ary ny ankoatra an'io dia tsy misy resaka andriana sy andevo izany ,fa ny fahaizanao no mikaonty .
Raha ilay andevo no mahay noho ilay andriana dia izay zany ,na ilay andriana mahay noho ilay andevo dia izay zany .
Ny fandrosoana sy ny fivoaran'ny orinasa no jerena fa tsy resaka andevo sy andriana akory .
Tsara raha misy mandratra ny sarangan' ny taranaka nipoirany sy ny nihaviany .Fahendrena lehibe izany ary fanajana ny nihaviana koa .Tsy misy maharatsy izany mihitsy .Za aloha dia manaja ny ahy ary manaja ny hafa e!
156. Jeankely ( 06/04/2008 12:17)
Ataoko fa tsy olana mihintsy ny samy mitana ny azy ary izay resitosika taloha miezaka ny hisongadina. Ny olana dia misy ny mamambany tena ary misy koa ny manambany ny sasany.
Misy tsy ampy kosa agamba ny an'i bilakarenjy fa ny Andriana mety mivarina taloha raha mivady @'ny Andevo koa ahoana no mbola Andriana ny taranany raha efa novadian'ny vazaha, na afrikanina na tsy sahala azy ? Tsy izy intsony
157. bilakarenjy ( 06/04/2008 20:01)
Asa na efa namonjy fivoriam-pianakaviana i jeankely na tsy namonjy aloha ,fa matetika dia lazaina ao hoe : fivorian'ny teraky Ranona sy ranona izay niandohan'ilay fianakaviana tany aloha ela be tany .
Ary tazomin'ny taranaka mandimby aty hafara io anaran'ny Ray aman-dreny niandohana io na dia efa mifangaro be aza ny saranga sy ny fiaviana .
Misy dikany izay ho an'ny manodidina anao .
Ary raha azonao anontaniana koa aza ny nihavian'ny ray aman-dreninao dia ho fantatrao koa hoe :izay ilay izy ,dia asa ianao na hijanona ho andevo ihany ,na ho andriana ,na ho vazaha ,na ho anglisy ,na ho senegaly ,na ho tavany ,na ho kely maso ,na ho .....,fa mifangaro ao ny izy sy ny tsy izy .
Asakasak'izay manambany ny azy aloha ,fa azy ny azy ,tsy misy hidirako ny @ izay .
158. andryrabe ( 06/04/2008 20:01)
...samy taranaky adama sy eva. mifankatiava de ho meva...
159. naughtyboy ( 07/04/2008 16:29)
marina :lol: nena de zay ihany ny toetsainy no mahaandrina sy mahaandevo ny oul fa ny rehetra de mitovy nizaniza :wink: ze oe andrina na andevo na hovalahy na kondrana na mahay tsy mampahia no tsy mapatavy ana ny manana complex ihany no miventy anireny refa tsisy ambara :°)
160. andryrabe ( 07/04/2008 21:07)
misaotra anareo mba milam ny tany amzao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1881