Rahoviana no hikombona ny vava?
81. Veloo
(
13/02/2008 01:12)
ravakamalala [ Valio ] 13-02-2008 01:48:55
Lohateny : Re : Rahoviana no hikombona ny vava?
ka satry hifankatia fa rehefa sendra ny tsy maha te ho tia izay dia ahoana no atao ???!!!
dia tiavina foana ka:-*:-*:-*
83. ainaheri
(
13/02/2008 04:59)
Nefa indrisy fa tsy izay ny zavamisy!!
-Ovina no tsy hamaly tsony donc tsy hikombona ny vava
-Ovina tsy hitsaratsara oul
-Ovina ny hieverany ny tenany fa azy irery ny fahamarinana raha mitanisa soratra masina izy
-Ovina no hamoanana ny dinika ka tsy hamaly intsony ny mpikambana ary hikombona ny vavany?
-Ovina no tsy hiatsaravelatsiny ny mpikambana na dia ara-virtoaly fotsiny aza?
-Ovina no hamaetraka dinika tsy manafintohina,mba hamaliana azy ampahendrena?
-Ovina no ikombona ny vava refa iharo izay kely anananao ianao?

84. niryna
(
13/02/2008 05:48)
pissoa:
Aza mahatsiaro tena ho asiana lava hoa fa mampikentrona izany :-D Lojika be, amiko, ny fanontaniako tery ambony. Ireo rehetra ireo natao hampitsahatra ny vava daholo ka mahagaga ihany i niryna mbola tsy mitsahatra foana ...
mba rahoviana re i pissoa ity no hiova e.Mbola ho avy ihany ny fotoana ka
:D
Dia mbola lojika be koa noho ny valin'ny fanontaniako koa ny nilazako fa tezi-dava i Niryna ! Raha mahatsiaro voaantsy amin'ireo dia ao raha ! :-D:
raha fanazavana ny hoe rahoviana isika no hikombona ny vava dia izay no tokony ho valiana raha mahita'
Ohatra hoe raha fantatro fa mahasosotra ahy sy manafitohina ilay olona resahiko ny teniko dia mangina no fanafodiny.
toa izany no mba tadiaviko fa tsy tonga dia fitsikerana foana,eny e,safidy foana hoy aho io
izay ilay toe-tsaina tss, tss .
Farany : aza mikendry ny ho mpanampy na mpananatra sns ahy hoa i Niryna fa miadiva hevitra fotsiny, manana lojika, ampiasao ny coco ... dia samy afaka.
Raha izaho no mba mahazo hery avy amin'ny olona dia raisiko sy ataoko ho hitan'ny masoko foana mba hianarako fa tsy fiteny hafahafa toy izao,izay avoakan'ny vava ihany anie no hitsarana antsika e
Izaho anie tsy hiova mihitsy fa hiteny izay lojika ato an-tsaiko foana refa miforum e, dia hivanitika foana refa mbola misy mampime ... Indry ihany no hikentrona amin'ny sermon tsy ilaiko eo :-D:-D:-D
:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
izay no teneniko andry foana fa mampalahelo ahy indry. Mila manana attitude positive i pissoa fa jereno daholo anie izay zavatra valianao e.
Hialako tsiny fa mora tokoa ny mitondra tehina fa sarotra ny mitondra tena.
Tsy ho voatery hiteny koa aloha e,raha manome hevitra ny olona aho ,tsy voatery handray koa ka . =))=))=))=))
85. niryna
(
13/02/2008 05:53)
mitia04:
Mimhie:
rehefa maty ny olona vao mikombona ny vava sa tsy izany? za aloha mbola tsy nahita olona maty anefa niteny e! fa raha mbola velona koa natao hiteny sy hiasa ary haneho izay heviny sy fihetsempo ao anatiny, anefa tokony ho lanjalanjaina ihany mba tsy hahatafitohina ny hafa. mahazotoa misera daholo e!:lol::lol:
mitovy hevitra mintsy tsika roa, lé manopa iany hoa no tsy mety e, fa nénay ra akoatr'izay mety doli, surtout lé mampmé reny, vo maika tsara
=))=)) d'acc amin'izany anie aho e,ny sujet mba nitadiavana hevitra nisy tsy namaky tsara dia nisy iray naningana niteny izay antony fa tsy maintsy miteny dia lasa daholo ny rehetra =))=))
Ny teniko anefa dia hoe raha izao zavatra izao no mitranga : ity ,iroa ,zary zaroa dia tsara ny mangina ,izaho tsy niteny hoe tsy mahazo miteny =))
86. niryna
(
13/02/2008 05:59)
fahamarinana:
niryna:
Ny teny alokan'ny vavantsika dia mety manome fandratrana,fahakivina,fahatezerana,fahasorenana ny olona sy ny manodidina antsika sy mifehy ny tenany
:arrow:ekeko tanteraka akia a fa zany hoe amiko tokony hotenenina ihany satria mety manampy ilay olona iray koa anie izany e fa kosa ezahina am-panajàna nefa ndraindray koa rehefa entanin'ny fo be loatra dia mi-dépasse ny tsi11 dia anjaran'ny rehetra no mandinika .(l)
niryna:
na manome fahasoavana, fampaherezana, fahazotoam-po ho antsika sy ny manodidina ihany koa.
:arrow: Izay koa amiko no hizaràna fa raha mikombom-bava dia tsy voazara ilay hevitra tsara sy mahafinaritra tiana omena olona.Isan'ny ankasitrahako amin'ny fizaràna ataondry eto ihany koa izay anie!:wink:.(l)
finally !!! =D=D=D misy fotoana hitenenana ,ary misy fotoana aleo mikombona ny vava.misaotra aky fahamarinana fa very aho raha tsy misy andry :-*:-*
Lasa mihitatra any amin'izay tsy izy ilay resaka kanefa raha izaho no nomen'ny olona anio izay fanaoko ny mizara zavatra toa itony dia ataoko eo anoloan'ny masoko foana ilay izy hisy hitsakotsakoko fa mila mangina hono indraindray
..
Anao kopy maro 50 any aho omeko ny olona ary efa misy maro no nalefako.Ny soa fianatra,ary ny fizarana zavatra mahasoa ny olona no tena fifalian'ny fo fa tsy vola na harena foana akory. :-*:-*
87. niryna
(
13/02/2008 06:17)
ainaheri:dia io koa izao mbola hs ihany satria inona no hidiran'ny hamidy sy ny miady varotra eto :D:D
Tsy haiko izay HS ary maninona ianao no tsy mitsahatra mamaly,tsy haiko zay Hs amintsika sy ianao,efa we; JEREO NY AMIDY VAO MIADY VAROTRA
Aiza re izany e,tsy mamaly mahazo loza ,mamaly tsy mitsahatra :lol::lol:
ainaheri:dia vereno vakio ny valin-teninao fa misitrika any ambany lakaly aho raha izaho =))=))
12-02-2008 06:35:13
Lohateny : Re : Rahoviana no hikombona ny vava?
Misy miana-kendry ko ato @ sera² ato,tsy misy zay tonga lafatra eto antany,na ianao namorona ity dinika ity aza misy tsy ampy aminao araka ireo voalazan'ny sasany ao ambony ireo,f'aza mianakendry,dinika no natao ato d teneno ny admin fa tsy azo atao tsony ny mampiditra dinika d tsisy tsony ny blablabla ee
Inona no hidiran'ny mianankendry> inona no hidiran'ny tonga lafatra? izaho angaha niteny hoe ainaheri a tonga lafatra aho."Rahoviana no hikombona ny vava no noresahiko,rehefa amin'ny ....Rahoviana izany? When? quand? izay ihany no tadiaviko sy sao mba mahita hevitra hianao hianaranay,fa tsy ireo ambony ireo .Inona koa no hidiran'ny mamorona sujet ,ilay mianankendry no tena loza manaraka ny lakan-drano k'ty =))=)) aleo amin'izay aho :-$ fa maty ny fihomehezana mijery antsika misary adala amin'ny tsy misy dikany eto.
HS ilay izy satria ny sujet nalefako dia hoe rahaviana isika no hikombona ny vava ?
dia nanome ohatra aho hoe rehefa toy izao sy toa izao..
Izay no hafatro fa ilay izy mivadika any amin'izay tsy izy no maha hs azy.
Rahoviana no hikombona ary ny vava ka hitsahatra tsy hiteny?
niryna:
Hitsahatra tsy hiteny ny vava rehefa ...
ao anaty fahatezerana
raha tsy mahita porofo
raha tsy mitombona izay lazaina
raha mety handratra ny hafa na hanome fahasorenana
raha tsy misy fiantraikany amin'izay tokony resahina
Raha ohatra ka mitady ho tonga fanafitoinana anao na ny hafa
raha fantatrao fa mahamenatra na hanala-baraka anao ny hiteny izany
raha fantatra fa hampiady ny olona
raha fantatra fa handratra ny hafa
raha fantatra fa mety mahatohany ny hafa
raha diso ny fandraisana azy
raha tsy misy hidirana ilay resaka
raha mitady hivadika ilay hafatra ka lasa lainga
raha mety ho olana amin'ny hafa ny fihainona azy
raha fantatrao fa tsy mety ilay izy
raha te hilaza zavatra ka tsy hikiakiaka ny handratra fo olona ny hihaino azy
rehefa tonga ny fotoana hihanoina ny hafa
raha hanakotsako anao ny teny navoakanao rehefa avy eo
rehefa efa noteneninao indray mandeha ilay izy
raha tokony hiasa kanefa lasa be resaka
io izao misy mandefa : :D:D
tsy anao io an fa tiako ho fantatrao fotsiny ny tiako tenenina. tsy mamaly ny sujet mihitsy .
aleo mijery fitaratra vao b anatranatra.
Hay ve sarotra ny teny gasy e,toa tsy afaka fananadina raha izaho no mitohy .Soa ihany fa misy antsapaka :D
88. niryna
(
13/02/2008 06:19)
Rasiligaoma:
olana @ hafa ny fihainoana azy ry niryna dia aoka izay an please?
:D eny ary e :-*
89. niryna
(
13/02/2008 06:30)
tsiambaratelo:
Misaotra an'niryna fa mba nisy ho raisina zay voalaza,fa ny vava hoe :oviana vao hikombona ?io angamba dia mety tsy hikombona misy ny olona efa maty aza mbola misokatra foana ,misy ndray eo ampijerena télé eo azo ampidirana lalitra zato,misy matory miesona misoka-bava.Raha ny @filazana bla bla,azo zaraina 2 io,misy ny mampiasa azy @fikikiafana miresaka face à face, io anefa de hikombona ihany refa resy lahatra ilay manangam-bava fa raha sanatry koa manakombona ny 1 amin'ireo d'efa miomana izay fa tsy fantatrao ny zavatra fonoson'iny,ka aleo de samy mivazavaza mamoaka ny ao am-pony ,maivana izy avy eo,hoan'ny olon-kendry dia faranana @fifandraisan-tanana fa hoan'ny tsy nobeazina kosa dia hifarana @tosi-drà.Gaga angamba i niryna raha ilazako fa ny eto @firenena hipetrahanay dia, vava=vola be.Rehefa mahay miresaka ianao mandaha-teny dia miditra ny vola be!Na amin'ny fomba inona io,na @fomba inona,eny fa na hivarotany tanindrazana miintsy aza.!!!Tsara ny toro-hevitra nomenao ka anjaran'ny tsirairay ny mandray zay tandrify azy,nahatsiaro an'ity hira ity aho,tsy haiko izy manontolo sy ny mpihira azy fa misy we"Atsipy ny teny,Atsipy ny tady,atsipy ny tady ho antandrok omby,Atsipy ny FITENENENANA,atsipy ny fitenenana,atsipy ny fitenenana mba ho tonga ao am-pon"ny mahalala,ka na izaho na ianao OLOMBELONA iray ihany!Ka tsarovy lalandava raha mbola miaina..."
misaotra anao aho e,marina izany misy fotoana isika miteny ,misy fotoana isika mihaino,misy marina aza tsy afaka miteny isika.Experience ireo amiko ary efa nihainako ka mba zaraiko.Rehefa mahantra hianao ka ataon'ny olona taingimbozona dia tsy mba afaka mamaly.Ny fahaizana nandefitra anefa dia nitarika fahatongavana amin'ny toerana izay tsy avy amiko fa amin'ATra izany.Matoa aho mizara dia mahasoa antsika ilay izy ka tsy ho tazomiko ho ahy irery.Tsara ny manome noho ny mandray .Ny vehivavy matetika dia tsy mety manaiky ho diso na tsy mety mitsahatra mimenomenona na mitaraina na misy koa be resaka ary tsy mitsahatra ny vavany rehefa tezitra,ny lahy kosa dia tsy ny sentiment no mandeha fa ny action.Mila mianatra fandeferana isika,ary izay no antony nampitako azy eto. Ny fianarana fandeferana dia sarotra tokoa raha tsy mianatra mampihatra izany amin'ny fiainana isika,ary ny tsy famaliana indraindray dia ezaka iray amin'izany.
Raiso izay fantatrareo fa tsara ary izay ratsy avereno aty amiko ihany
ba mamikely ho antsika rehetra .:-*:-*
(l)niryna
90. ainaheri
(
13/02/2008 06:42)
niryna:
Hoy i pissoa:
Aza mahatsiaro tena ho asiana lava hoa fa mampikentrona izany Lojika be, amiko, ny fanontaniako tery ambony. Ireo rehetra ireo natao hampitsahatra ny vava daholo ka mahagaga ihany i niryna mbola tsy mitsahatra foana ...
mba rahoviana re i pissoa ity no hiova e.Mbola ho avy ihany ny fotoana ka
Tsy haiko izay HS sy tsy afapanadinana sy tsy mahatadidy izay nolazainy ra izao no mitohyefa we aza mitsaratsra oul,izay mahasoa anao no atao,tsy ny fitoriana soratra masina isaky ny mietsika akory no ahazoana ny fanjakan'ny lanitra
Mba fantatrao mo ilay we jereo ny amidy vao miady varotra,hay ianao mamaky fotsiny fa nana otranahako ko:alohany iteny oul jereo ny tenanao,fa nataonao we antsika aza ilay dinika nampidirinao io,resaka io mba tsy hanononao ny psny reo tsi11 ato zay halanao ka mody natao bamba iray lay izy,fiatsarambelatsiny zany amiko,aiza ny finoanao???
91. naughtyboy
(
13/02/2008 14:17)
tsotra anie zany ry niryna ny zv tiany hafa ampitaina aminao odianao tsy hita e,tinao ny miteny ary refa tonga zany de lava be mifangaro baiboly sns..nefa tsy zakanao ny mihaino ny hafa,ahona ary zany? ra oh.misy oul no itabatab amiko eto koran na moral lava b nefa tsy vonona hihaino de elako pas fa tsoriko ,zay no atao oe miresaka fa tsy miteny rery monologue:wink: anjaranao ny sisa fa oul afaka mandinika tsara ianao tsy anjarako ny mitsara na itsikera fa mangarahara fotsiny io
96. pissoa
(
13/02/2008 16:35)
Niryna :-D:-D:-D:-D:-D
:-D:-D:-D
:-D:-D:-D
Izaho anie tsy tonga eto amin'ny forum mba hamalifaly an-dry ka hoe izay tadiavin-dry no ho soratako e. Rehefa misy hevitra azoko tsikeraina dia tsy maitsy tsikeraiko. Ahoana moa no hiraisako hevitra amindry raha toa ka indry ihany dia efa manohitra ny copy/paste nataon-dry ?
Averiko indray fa fanontaniana lojika be no nataoko. Dia efa io ny hevitro raha ny resaka fikombonam-bava : efa ela ny vavandry no nikombona raha ireo rehetra nolazaindry ireo tokony hampikombona ny vava daholo ! :-D
Ka efa ireo ny fampaherezana omeko andry ka no tsy raisina fa mbola be sermon eo ihany ? Aza be fanananatra, miadiva fotsiny hevitra, ampiasao ny lojika sy ny coco dia samy afaka ! Hafahafa maninona ny teniko ? Sa tsy miady amin'ny piesindry rehefa tenenina hoe miadiva hevitra fotsiny dia ampiasao ny coco ? :-D
:-D:-D:-D
Ie, hitako tena sarotra amin-dry mitsy aloha ny mitondra ny tenan-dry e ... koa ny soratan-dry aza tsy arahin-dry akory koa, hi hi.
niryna:
mba rahoviana re i pissoa ity no hiova e.Mbola ho avy ihany ny fotoana ka
:-D:-D:-D
niryna:
raha fanazavana ny hoe rahoviana isika no hikombona ny vava dia izay no tokony ho valiana raha mahita'
Ohatra hoe raha fantatro fa mahasosotra ahy sy manafitohina ilay olona resahiko ny teniko dia mangina no fanafodiny.
toa izany no mba tadiaviko fa tsy tonga dia fitsikerana foana,eny e,safidy foana hoy aho io
:-D:-D:-D
Izaho anie tsy tonga eto amin'ny forum mba hamalifaly an-dry ka hoe izay tadiavin-dry no ho soratako e. Rehefa misy hevitra azoko tsikeraina dia tsy maitsy tsikeraiko. Ahoana moa no hiraisako hevitra amindry raha toa ka indry ihany dia efa manohitra ny copy/paste nataon-dry ?
Averiko indray fa fanontaniana lojika be no nataoko. Dia efa io ny hevitro raha ny resaka fikombonam-bava : efa ela ny vavandry no nikombona raha ireo rehetra nolazaindry ireo tokony hampikombona ny vava daholo ! :-D
niryna:
izay ilay toe-tsaina tss, tss .
Raha izaho no mba mahazo hery avy amin'ny olona dia raisiko sy ataoko ho hitan'ny masoko foana mba hianarako fa tsy fiteny hafahafa toy izao,izay avoakan'ny vava ihany anie no hitsarana antsika e
Ka efa ireo ny fampaherezana omeko andry ka no tsy raisina fa mbola be sermon eo ihany ? Aza be fanananatra, miadiva fotsiny hevitra, ampiasao ny lojika sy ny coco dia samy afaka ! Hafahafa maninona ny teniko ? Sa tsy miady amin'ny piesindry rehefa tenenina hoe miadiva hevitra fotsiny dia ampiasao ny coco ? :-D
niryna:
izay no teneniko andry foana fa mampalahelo ahy indry. Mila manana attitude positive i pissoa fa jereno daholo anie izay zavatra valianao e.
Hialako tsiny fa mora tokoa ny mitondra tehina fa sarotra ny mitondra tena.
Tsy ho voatery hiteny koa aloha e,raha manome hevitra ny olona aho ,tsy voatery handray koa ka .
:-D:-D:-D
Ie, hitako tena sarotra amin-dry mitsy aloha ny mitondra ny tenan-dry e ... koa ny soratan-dry aza tsy arahin-dry akory koa, hi hi.
97. ikaretsaka
(
13/02/2008 16:41)
dia miverina @ ilay tenin'i papoose kely ary hoe
Raha te hiset ilay exemple dia atombohy amin'ny tena aloha
98. Papoose
(
14/02/2008 03:55)
mamaky aho de mamaky, dia valian'i nyrina daholo le olona mi comment be de be reo
fa toa tsy mahita avaly amiko rehefa ataoko hoe "andramo aloha le mangina dia hangina koa ny ol" e!=))=))
Donky zegny tsishy hangina eo satria ny te hampangina aza mbola mi bewawawa ko!=))
fa toa tsy mahita avaly amiko rehefa ataoko hoe "andramo aloha le mangina dia hangina koa ny ol" e!=))=))
Donky zegny tsishy hangina eo satria ny te hampangina aza mbola mi bewawawa ko!=))
99. mitia04
(
14/02/2008 04:28)
aza akombona zany wa ny vava fa maimbo, andramo angé ry nyrina e, ra te-ho maimbo vava njy!
100. ari.malala
(
14/02/2008 11:16)
mkombona ny vava rehefa maty! amzay fotoana izay irery vao hikombona io, nefa misy ny an'ny olona aza fatorana fa toa ts mety mikombona ko hihihi