Rahoviana no hikombona ny vava?

61. sakaizakely ( 12/02/2008 17:26)
ainaheri>

ary maninn no atao bold fôna rehefa manoratra ?

otran'ny hoe mivatravatra be zany :°)
62. ainaheri ( 12/02/2008 17:37)
Ao ary ee,tsy mivatravatra io ka,saotra anao nitsara fa hafa ny fandraisako azy,asio tsiky d ampy:lol:
63. niryna ( 12/02/2008 18:32)
Rasiligaoma:

mahagaga mihitsy ity ramatoa ity fa izy mitatitra ny tsy tokony atao no tsy manao ilay izy voalohany

HS :arrow: rahoviana isika no hikombona ny vava ?
Misy fotoana hitenenana ary misy fotoana hikombonam-bava hoy aho. Verona vakiana ilay izy


Rahoviana no hikombona ary ny vava ka hitsahatra tsy hiteny?

Ho an'izay tia mamaky ny tenin'Atra dia feno fananarana ao anaty baiboly ka hita ao amin'ny Ohabolana daholo izany.
[quote=niryna]
Hitsahatra tsy hiteny ny vava rehefa ...

ao anaty fahatezerana
raha tsy mahita porofo
raha tsy mitombona izay lazaina
raha mety handratra ny hafa na hanome fahasorenana
raha tsy misy fiantraikany amin'izay tokony resahina
Raha ohatra ka mitady ho tonga fanafitoinana anao na ny hafa
raha fantatrao fa mahamenatra na hanala-baraka anao ny hiteny izany
raha fantatra fa hampiady ny olona
raha fantatra fa handratra ny hafa
raha fantatra fa mety mahatohany ny hafa
raha diso ny fandraisana azy
raha tsy misy hidirana ilay resaka
raha mitady hivadika ilay hafatra ka lasa lainga
raha mety ho olana amin'ny hafa ny fihainona azy
raha fantatrao fa tsy mety ilay izy
raha te hilaza zavatra ka tsy hikiakiaka ny handratra fo olona ny hihaino azy
rehefa tonga ny fotoana hihanoina ny hafa
raha hanakotsako anao ny teny navoakanao rehefa avy eo
rehefa efa noteneninao indray mandeha ilay izy
raha tokony hiasa kanefa lasa be resaka

Nalaina tao anatin'ny tenin'ATra ireo......
Hifonako raha misy voadona,isaorako izay miaky fa misy fahamarinana izany,miezaka isika ny mba hiara-monina sy hifankatia satria tsy fantatra izay ho lasa aloha.

23 Izay miambina ny vavany sy ny lelany Dia miaro ny fanahiny tsy ho azom-pahoriana. Ohabolana 21:23
64. niryna ( 12/02/2008 18:34)
Rasiligaoma:

niryna> ilaina ny manakiana eo amin'ny fiainana ary ilaina ny voakiana...
ireny no karazan'ny fitaratra hanaovanao jery todika.
nobody is perfect hoy ny fiteny any aminareo.


=D marina izany dia izay indrindra no hikombonanan'ny vava indraindray
65. niryna ( 12/02/2008 18:36)
ainaheri:

refa tsy lava resaka sy mahamonamonaina ko niryna d ikombona ny vava,ihaino ilay izy fa aza atao tsianjery be,izay ihany tsy idirako lalina loatra @ fivavahana,refa mino aho d ampy ahy zay,donc mifono ankapobeny ao ny fahatahorako an'Atra!!
Omeko oh nareo,fa za nahita mihitsy mpiandry izy,manenjika tafika masina mitory etsy sy eroa,nefa ny ao antokantranony hoy ianao,manangan'ady lava @ vadiny izy,na d tenenina aza ny azy ny azy ihany

Tsy we akory ny tsara resaka sy ny mpitanisa baiboly ihany no atao we mpino,samy mpino daholo fa samy manana ny fitondrany ny azy,ka zay no nahatonga ny fizarazaram-pinoana bdb


misaotra anao.kanefa dia HS koa hianao,rahoviana isika no hangina no teneniko dia vereno io ambony io :-*
66. niryna ( 12/02/2008 18:37)
ainaheri:

D mahagaga ahy ianao ,mba fantatrao mo ny zvtr nosoratanao:OVINA VAO HIKOMBONA NY VAVA,ny an'iza zao io tsy mikombona mamaly lava io,jereo @ io baiboly vakinao io re fa we;NY FIHEVITRO TSY FIHEVITRAREO,asa mba azonao voasana eto,f'aza atao lavabe fa mahamonamonaina


=))=)) HS ihany koa ,vakio hoy aho ny teny ery ambony hoe rehefa maninona isika no tokony anao izany fa tsy :miam::miam::miam::miam:
67. niryna ( 12/02/2008 18:39)
aloalo:

ary maninn no fafana ny hevitray e !
ianareo no tomponkafatra d zay tinareo atao !
fa alohan'ny anaovana anatra lava b toa io d mba henoy ny tenen'ny sasany
vita tompoko !!!!!!!



=))=)) :miam::miam::snif::snif: HS ,ny sujet-ko dia hoe rehefa maninona isika no tsy mamaly,when? quand? rahoviana? :miam::miam: :-$:-$:-$
68. niryna ( 12/02/2008 18:43)
Rasiligaoma:

ary ahoana tokoa ity ianoa milaza ny tokony hanakombonam-bava ity no tsy mitsahatra..
sa io ilay hoe "mangina ianareo fa tsy misy hipetsompetsonako"

satria HS ilay mamaly dia averiko ilay fizarako ny namana hoe rehefa maninona isika no tokony tsy hamaly dia rehefa ........... ary ambony ary e
:-*:-* Mahafinaritra ny mihaino ireo olona mora tezitra amin'ny tsy misy dikany satria tsy mijery na mamaky ilay sujet fa hafa no hamaliany azy.Be no mi-fail amin'ny fanadinana :D vazivazy ny ahy izany an .

Indraindray rasily dia mila tsy mamaly a :-$:-$:-$
andramo anie e ,na malailay te hiteny aza ny vava dia akombona :miam::miam: dia mitsakotsako aloha hoe inona no mety ho fiantraikany raha mitsaotsaom-bava foana :miam::miam:

69. niryna ( 12/02/2008 18:46)
pissoa:


pissoa:

:-D:-D:-D ary i Niryna toa mbola tsy mitsahatra ?

pissoa a ny olona mora tezi-dava ve afaka ny tsy hamaly raha misy mahasorena azy?

:-D:-D:-D
hay ve njy tezi-dava dia sorena no mahatonga anjy mamaly foana e :oops:



misaotra aky a,faly ery aho mamaly ny hafatra ato,raha tezitra ao tsy andany andro eto hi.hi.Indry no tena tiako ampiana raha izany,mianara amin'izay mandray izay tsara fa tsy mitsaratsara sy miantsy olona foana,ny olona mora tezitra anie mora mikentrona e. ao aloha omeko ba kely ary hifonako raha milaza izany aho,fa tiako hampiana indry. :-*:-*:-*

70. niryna ( 12/02/2008 18:49)
Mimhie:

rehefa maty ny olona vao mikombona ny vava sa tsy izany? za aloha mbola tsy nahita olona maty anefa niteny e! fa raha mbola velona koa natao hiteny sy hiasa ary haneho izay heviny sy fihetsempo ao anatiny, anefa tokony ho lanjalanjaina ihany mba tsy hahatafitohina ny hafa. mahazotoa misera daholo e!:lol::lol:


ka hors sujet koa ity eto,rahoviana isika no tsy hiteny ? dia ireo ambony ireo misy ohatra dia ireo no azo alaina izay manambava mitsetsotseka tsy misy frain =))=))
izay ilay izy anie e .tsy niteny aho hoe aza miteny hi,hi
71. pissoa ( 12/02/2008 19:17)
niryna:
misaotra aky a,faly ery aho mamaly ny hafatra ato,raha tezitra ao tsy andany andro eto hi.hi.Indry no tena tiako ampiana raha izany,mianara amin'izay mandray izay tsara fa tsy mitsaratsara sy miantsy olona foana,ny olona mora tezitra anie mora mikentrona e. ao aloha omeko ba kely ary hifonako raha milaza izany aho,fa tiako hampiana indry.

Aza mahatsiaro tena ho asiana lava hoa fa mampikentrona izany :-D Lojika be, amiko, ny fanontaniako tery ambony. Ireo rehetra ireo natao hampitsahatra ny vava daholo ka mahagaga ihany i niryna mbola tsy mitsahatra foana ...

Dia mbola lojika be koa noho ny valin'ny fanontaniako koa ny nilazako fa tezi-dava i Niryna ! Raha mahatsiaro voaantsy amin'ireo dia ao raha ! :-D:

Farany : aza mikendry ny ho mpanampy na mpananatra sns ahy hoa i Niryna fa miadiva hevitra fotsiny, manana lojika, ampiasao ny coco ... dia samy afaka. Izaho anie tsy hiova mihitsy fa hiteny izay lojika ato an-tsaiko foana refa miforum e, dia hivanitika foana refa mbola misy mampime ... Indry ihany no hikentrona amin'ny sermon tsy ilaiko eo :-D:-D:-D
72. ainaheri ( 12/02/2008 19:35)
Tsy haiko izay HS ary maninona ianao no tsy mitsahatra mamaly,tsy haiko zay Hs amintsika sy ianao,efa we; JEREO NY AMIDY VAO MIADY VAROTRA
73. naughtyboy ( 12/02/2008 20:13)
=))=))tsianjery tsy masaka zany,amiko ndray ny piesy miady amiko de oe aleo aloha mijery tena @ fitaratra vao miady varotra satria ny hafa ko ko afaka mandinika ny tena,fa ao mo ny misy mino oe fiarovantena tsara ndrindra de ny fanafihana sy reo tranga hafa.FIFANAJANA no tena milay ny resaka no miady fa tsy ny oul:-P

74. aloalo ( 12/02/2008 20:15)
Raha HS daholo zay miady hevitra aminao d ao miresaha irery aho fa mankaleo beuuuuuuuuuuuuuu

tena aleo mamaky oul mifampikorotana toa zay oul somary bornée

bonne continuation !!!
75. ainaheri ( 12/02/2008 20:33)
Ié bornée no sady miseo milay @ ilay mitanisa sy manao tsianjery ny soratra masina gazety lavareny,tsy misy tsy nandalo fahalalana ireo tsi11 ireo,ary anjarany no mandinika izay ho soratany,sy mandray izay soratra nalefa taminy fa tsy tokony ianao no hianakendry hanantra ny rehetra eto
76. Veloo ( 13/02/2008 00:35)
Mifankatiava ry zank'olombelona oooo
77. ravakamalala ( 13/02/2008 00:48)
ka satry hifankatia fa rehefa sendra ny tsy maha te ho tia izay dia ahoana no atao ???!!! :^)
78. ikaretsaka ( 13/02/2008 00:54)
aloalo:

Raha HS daholo zay miady hevitra aminao d ao miresaha irery aho fa mankaleo beuuuuuuuuuuuuuu

tena aleo mamaky oul mifampikorotana toa zay oul somary bornée

bonne continuation !!!

=))
misy fahamarinany anefa

79. cutie ( 13/02/2008 01:01)
fa in no resaka ato fa lava be za tsy maharaka:?
80. ikaretsaka ( 13/02/2008 01:06)
tu fais le arrivage de tafard
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4238