Rahoviana no hikombona ny vava?
121. niryna
(
20/02/2008 05:53)
xxx:
niryna > misaotra nanoro anay,tsy hikombona tokoa ny vava na dia maty aza,raha tsy fatorana lamba.
Tsy azon'ireo olona sasany ny antony hilazanao hoe rehefa toy izao no mitranga dia mila mangina.
Izay koa aho vao nahazo fa tonga dia namaly toy ny rehetra fotsiny :lol::lol: :wink:
tsy misy fisaorana. Niova be ilay resaka :D
"when to keep our mouth shut ? "
Na koa hoe rehefa amin'ny fotoana inona no miezaka tsy miteny ,saingy indrisy fa hafa no nandraisan'ny sasany azy. safidy daholo io rahavako .
122. niryna
(
20/02/2008 06:18)
Papoose:
nyrina, tena andramo mihitsy fa aza itehafana fotriny :wink:
Satria diso fandray hianareo dia izay,afaka mikombona ny vavaka ka,raha sendra ireto aho dia miezaka satria ny laferana no mandina hono dia noho ny fandeferana .
ao anaty fahatezerana:arrow: izay mangina volamena
raha tsy mahita porofo:arrow:aza manao vavolombelona tsy marina
raha tsy mitombona izay lazaina:arrow: ahitan-doza ny famoronana zavatra tsy misy
raha mety handratra ny hafa na hanome fahasorenana:arrow: dia aleo tsy miteny
raha tsy misy fiantraikany amin'izay tokony resahina:arrow:satria tsy misy hidirako ilay izy dia aleoko mangina
Raha ohatra ka mitady ho tonga fanafitoinana anao na ny hafa:arrow: ie,ie, izay mangina hatrany hoy aho no volamena
raha fantatrao fa mahamenatra na hanala-baraka anao ny hiteny izany:arrow: ny vava tsy anambina mahampidi-doza
raha fantatra fa hampiady ny olona:arrow: toy ny rano raraka io ka tsy azo raofina intsony
raha fantatra fa handratra ny hafa:arrow: afaka mifona ny tena saingy moa ve tsy ho tadidiny ilay teny nandratra nataoko taminy ?
raha fantatra fa mety mahatohany ny hafa:arrow: dia aleo mikombona tokoa aloha ny vava
raha diso ny fandraisana azy:arrow: aleo manontanintany foana aloha vao miteny
raha tsy misy hidirana ilay resaka:arrow: ka izay ilay hoe" mind of your own business ":D
raha mitady hivadika ilay hafatra ka lasa lainga:arrow: rehefa miresaka ela dia lasa mifosa dia lasa mamorona atsanga tsy aman'orana eo
raha mety ho olana amin'ny hafa ny fihainona azy:arrow: izay indrindra no antony hanakombonana ny vava
raha fantatrao fa tsy mety ilay izy :-$:-$
raha te hilaza zavatra ka tsy hikiakiaka ny handratra fo olona ny hihaino azy :arrow: raha miteny moramora isika dia mihaino ny olona fa raha hatezerana tsy misy miditra
rehefa tonga ny fotoana hihanoina ny hafa:arrow: ity aho fa mihaino dia mamaly,hialako tsiny raha tsy mamaly amin'ny hafa aho ,misy teny tsara ny mangina,ary sambatra kosa izay rehetra afaka mamaly ny rehetra ato ,aleo aloha omeko ba kely :-*:-*
raha hanakotsako anao ny teny navoakanao rehefa avy eo:arrow: satria raha mandratra olona isika ka misaina avy eo dia manenina,dia ahoana ,hiazakazaka any aminy indray ve ?Izay voateny dia efa voateny.
rehefa efa noteneninao indray mandeha ilay izy:arrow: asa indray aloha fa mamerina indroa manana ny ampy kanefa raha be mokondoha tsy mihaino izy dia avela amin'izao sa ?
raha tokony hiasa kanefa lasa be resaka :arrow: bedin'ny mampiasa eto isika fa tsy vita ny asa fa be resaka sy be lalao eto fotsiny
Ireo ry namana aman-tsakaiza isany no antony nitenenako hoe rahoviana no hikombona ny vava?
Mbola misy tsy mahazo ihany ve ?
Ba mamikely ho antsika rehetra nandray anjara.
123. xxx
(
20/02/2008 07:50)
ianao mihitsy no tokony hikombombava fa lava resaka ka mahamonamonaina d ref avy eo izahay mikombombava koa noho izany d aza miteny mihitsy ianao na d a ary raha mahavita fa hoy ny olona izay hoe ny maty ihany no tsy miteny =))=))=))=))
124. Papoose
(
20/02/2008 12:26)
ao anaty fahatezerana izay mangina volamena:arrow: tsy voatery hety @ol rehetra ny hangina @ fahatezerana satria mety vao maika hankarary ny fony ny hikobona izany, ny mamoaka azy no mety vahaolana aminy!
raha tsy mahita porofo aza manao vavolombelona tsy marinaraha miady hevitra ny olona na miresaka tsy dia voatery hila profo foana, ohatra,tsy hoe akory raha hiresaka mikasika finoana ny tenako dia tsy maintsy hitady verset na baiboly atao profo vao hiteny fa dia hanaja tena hangina!
raha tsy mitombona izay lazaina ahitan-doza ny famoronana zavatra tsy misymisy ny olona milaza zvt tsy mitombina mamorona tokoa fa misy ny sasany milaza zvt tsy mitombina satria mety tsy takatry ny sainy fotsiny na tsy hainy ny tena fandehany, raha hitady zvt hitombina be foana dia tsy mba afaka hiresaka ny olona tsy mahay satria izy mety tsy hahalala ny concept na logic fa mba miteny fotsiny fa manan-kvt
raha mety handratra ny hafa na hanome fahasorenana dia aleo tsy mitenymisy ny olona raha tsy atao sorena sy ratraina @teny tsy tonga saina @ ataony, fa tsy hoe andeha hangina foana isak\'izay mihetsika dia avela hanao ny tsy mety ataony ny olona ray!
raha tsy misy fiantraikany amin\'izay tokony resahinasatria tsy misy hidirako ilay izy dia aleoko manginaraha vao miressaka @ olona enao dia tsy maintsy misy fiantraikany foana na tsara na ratsy na mampitombo ny relationship na mampihena! satria ny resaka ataonao @ olona mahatonga ny reaction\'olona, ary matoa le olona misy reaction dia nisy fiantraikany taminy ny zvt noteneninao na @ fihetsika na @zay hovaliany!mitranga koa io na dia tsy mandray anjara directe @ le discussion aza enao! jereo fotsiny ny forum ato, misy mpitazana fotsiny @ resaka mande, fa zany tsy midika fa hoe tsy hisy fiantraikany aminy zany, fa mety tsy fantatrao fotsiny
Raha ohatra ka mitady ho tonga fanafitoinana anao na ny hafa ie,ie, izay mangina hatrany hoy aho no volamenamisy fetrany ny hampangina ny vava fa tsy voatery zay hahafaly ny olona foana no tenenina sy atao fa mety hiafara @ fisolelahana
raha fantatrao fa mahamenatra na hanala-baraka anao ny hiteny izany ny vava tsy anambina mahampidi-dozatsy afaka hicalculer zay zvt avoakan\'ny vavanao enao isaky ny miteny ka hoe hiteny za zao de ataoko logic be sy tsy hahamenatra fa mialoka aza misy mitete foana e! dia mba ho fianarana ny mizaka ny vokany ny henatra sy ny fahafaham-baraka azonao!
aha fantatra fa hampiady ny olona toy ny rano raraka io ka tsy azo raofina intsonydia sur e v enao fa dia nangina foana h@zay fa hoe sao hampiady olona? mino aho fa tsia!:-D
raha fantatra fa handratra ny hafa afaka mifona ny tena saingy moa ve tsy ho tadidiny ilay teny nandratra nataoko taminy ?miverina indroa!
raha fantatra fa mety mahatohany ny hafa dia aleo mikombona tokoa aloha ny vavamitovy @ raha.... sasany ihany fa ny mot fotsiny no samihafa, manalava an\'ilay tiana hotenenina fotsiny fa miverimberina!
aha diso ny fandraisana azy aleo manontanintany foana aloha vao mitenytsy fikombonam-bava mihitsy no solution na misunderstanding amiko na dia enao aza no diso fandray! ny firesahana azy indrindra no ahazoana azy bebe kokoa!
raha tsy misy hidirana ilay resaka ka izay ilay hoe\" mind of your own business \"ekena, fa mila jerena hoe tsy misy directement ihany v fa sao de misy idirana indirectement!
raha mitady hivadika ilay hafatra ka lasa lainga rehefa miresaka ela dia lasa mifosa dia lasa mamorona atsanga tsy aman\'orana eoraha ny tenanao de afaka hangina enao! fa raha le olona lasa mety hivadika lainga ny hoteneniny ka hangina enao de tsss, satria tsy voatery ho fantatrao hoe hivadika lainga zany teneniny zany!
raha mety ho olana amin\'ny hafa ny fihainona azy izay indrindra no antony hanakombonana ny vavana ny mahita ny tavanao na mahare ny fofonao dia efa mety ho olana ho an\'ny olona ka izany kosa tsy sakana tsy hitenenenana nefa!
raha fantatrao fa tsy mety ilay izyle mangina vava foana mihitsy no hitako tsy mety satria raha te hampita ny marina enao de ny resaka no anisan\'ny means mananekery indrindra fa manjary lasa ho marina mitavozavoza am-pahanginana ao ka ho resin\'ny lainga tsara lahatra!
aha te hilaza zavatra ka tsy hikiakiaka ny handratra fo olona ny hihaino azy raha miteny moramora isika dia mihaino ny olona fa raha hatezerana tsy misy miditramifono hvt mitovy @ zay efa nolazaina teo ambony fa nampiana teny fotsiny de lasa wawawa!!
rehefa tonga ny fotoana hihanoina ny hafa ity aho fa mihaino dia mamaly,hialako tsiny raha tsy mamaly amin\'ny hafa aho ,misy teny tsara ny mangina,ary sambatra kosa izay rehetra=))=)) tsss, ny fihaonana indrindra no hi hamaritana ny ho mety foviaran\'ny fifandraisan\'ny olona koa hangina ahoana!! jereo @ american, izy zao awkward aminy zany mangina b zany raha misy olona roa mifanakaiky eo!! sady ny mihaino tsy midika hoe hangina foana! fa balance ny firesahana io, misy fotoana enao mangina dia misy fotoana mamboraka ny hvtrao ao anatina sequence na conversation ray!
aha hanakotsako anao ny teny navoakanao rehefa avy eo satria raha mandratra olona isika ka misaina avy eo dia manenina,dia ahoana ,hiazakazaka any aminy indray ve ?Izay voateny dia efa voateny.tsy voatery hanenina ka, mety vao maika faly hoe mba hahasoa azy zay!!
rehefa efa noteneninao indray mandeha ilay izy asa indray aloha fa mamerina indroa manana ny ampy kanefa raha be mokondoha tsy mihaino izy dia avela amin\'izao sa ?methode firesahana ary mety hahasoa ny famerenana satria eo no ahitana hoe tena mihaino anao v le olona miresaka aminao, dia tsikariny hoe efa niverina zany dia hi reagir izy raha manahirana ny sofiny, ohatra fotsiny i nyrina betsaka ny zvt soratanao eto ny eo ihany no miverina dia efa anaovan\'ny olona remark fa nga nyrina nikombombava zany eee!!!zany zao de efa tsy mitombina mihitsy amiko!! ampifandrifio @ le zvt ataonao le teneninao fa raha io cas io de mifanipaka be le izy!
raha tokony hiasa kanefa lasa be resaka bedin\'ny mampiasa eto isika fa tsy vita ny asa fa be resaka sy be lalao eto fotsinybe resaka sy be lalao dia ekeko io, fa raha be resaka fotsiny tsy voatery hoe tsy hahavita asa satria misy ny olona multitask!ny vava mandeha ihany fa tsy hahasakana ny tanana sy ny saina tsy hiasa zany!
Peace out!
125. niryna
(
23/02/2008 08:09)
xxx:
ianao mihitsy no tokony hikombombava fa lava resaka ka mahamonamonaina d ref avy eo izahay mikombombava koa noho izany d aza miteny mihitsy ianao na d a ary raha mahavita fa hoy ny olona izay hoe ny maty ihany no tsy miteny =))=))=))=))
:-*:-*
126. niryna
(
23/02/2008 08:14)
Papoose:
ao anaty fahatezerana izay mangina volamena:arrow: tsy voatery hety @ol rehetra ny hangina @ fahatezerana satria mety vao maika hankarary ny fony ny hikobona izany, ny mamoaka azy no mety vahaolana aminy!
raha tsy mahita porofo aza manao vavolombelona tsy marinaraha miady hevitra ny olona na miresaka tsy dia voatery hila profo foana, ohatra,tsy hoe akory raha hiresaka mikasika finoana ny tenako dia tsy maintsy hitady verset na baiboly atao profo vao hiteny fa dia hanaja tena hangina!
raha tsy mitombona izay lazaina ahitan-doza ny famoronana zavatra tsy misymisy ny olona milaza zvt tsy mitombina mamorona tokoa fa misy ny sasany milaza zvt tsy mitombina satria mety tsy takatry ny sainy fotsiny na tsy hainy ny tena fandehany, raha hitady zvt hitombina be foana dia tsy mba afaka hiresaka ny olona tsy mahay satria izy mety tsy hahalala ny concept na logic fa mba miteny fotsiny fa manan-kvt
raha mety handratra ny hafa na hanome fahasorenana dia aleo tsy mitenymisy ny olona raha tsy atao sorena sy ratraina @teny tsy tonga saina @ ataony, fa tsy hoe andeha hangina foana isak'izay mihetsika dia avela hanao ny tsy mety ataony ny olona ray!
raha tsy misy fiantraikany amin'izay tokony resahinasatria tsy misy hidirako ilay izy dia aleoko manginaraha vao miressaka @ olona enao dia tsy maintsy misy fiantraikany foana na tsara na ratsy na mampitombo ny relationship na mampihena! satria ny resaka ataonao @ olona mahatonga ny reaction'olona, ary matoa le olona misy reaction dia nisy fiantraikany taminy ny zvt noteneninao na @ fihetsika na @zay hovaliany!mitranga koa io na dia tsy mandray anjara directe @ le discussion aza enao! jereo fotsiny ny forum ato, misy mpitazana fotsiny @ resaka mande, fa zany tsy midika fa hoe tsy hisy fiantraikany aminy zany, fa mety tsy fantatrao fotsiny
Raha ohatra ka mitady ho tonga fanafitoinana anao na ny hafa ie,ie, izay mangina hatrany hoy aho no volamenamisy fetrany ny hampangina ny vava fa tsy voatery zay hahafaly ny olona foana no tenenina sy atao fa mety hiafara @ fisolelahana
raha fantatrao fa mahamenatra na hanala-baraka anao ny hiteny izany ny vava tsy anambina mahampidi-dozatsy afaka hicalculer zay zvt avoakan'ny vavanao enao isaky ny miteny ka hoe hiteny za zao de ataoko logic be sy tsy hahamenatra fa mialoka aza misy mitete foana e! dia mba ho fianarana ny mizaka ny vokany ny henatra sy ny fahafaham-baraka azonao!
aha fantatra fa hampiady ny olona toy ny rano raraka io ka tsy azo raofina intsonydia sur e v enao fa dia nangina foana h@zay fa hoe sao hampiady olona? mino aho fa tsia!:-D
raha fantatra fa handratra ny hafa afaka mifona ny tena saingy moa ve tsy ho tadidiny ilay teny nandratra nataoko taminy ?miverina indroa!
raha fantatra fa mety mahatohany ny hafa dia aleo mikombona tokoa aloha ny vavamitovy @ raha.... sasany ihany fa ny mot fotsiny no samihafa, manalava an'ilay tiana hotenenina fotsiny fa miverimberina!
aha diso ny fandraisana azy aleo manontanintany foana aloha vao mitenytsy fikombonam-bava mihitsy no solution na misunderstanding amiko na dia enao aza no diso fandray! ny firesahana azy indrindra no ahazoana azy bebe kokoa!
raha tsy misy hidirana ilay resaka ka izay ilay hoe" mind of your own business "ekena, fa mila jerena hoe tsy misy directement ihany v fa sao de misy idirana indirectement!
raha mitady hivadika ilay hafatra ka lasa lainga rehefa miresaka ela dia lasa mifosa dia lasa mamorona atsanga tsy aman'orana eoraha ny tenanao de afaka hangina enao! fa raha le olona lasa mety hivadika lainga ny hoteneniny ka hangina enao de tsss, satria tsy voatery ho fantatrao hoe hivadika lainga zany teneniny zany!
raha mety ho olana amin'ny hafa ny fihainona azy izay indrindra no antony hanakombonana ny vavana ny mahita ny tavanao na mahare ny fofonao dia efa mety ho olana ho an'ny olona ka izany kosa tsy sakana tsy hitenenenana nefa!
raha fantatrao fa tsy mety ilay izyle mangina vava foana mihitsy no hitako tsy mety satria raha te hampita ny marina enao de ny resaka no anisan'ny means mananekery indrindra fa manjary lasa ho marina mitavozavoza am-pahanginana ao ka ho resin'ny lainga tsara lahatra!
aha te hilaza zavatra ka tsy hikiakiaka ny handratra fo olona ny hihaino azy raha miteny moramora isika dia mihaino ny olona fa raha hatezerana tsy misy miditramifono hvt mitovy @ zay efa nolazaina teo ambony fa nampiana teny fotsiny de lasa wawawa!!
rehefa tonga ny fotoana hihanoina ny hafa ity aho fa mihaino dia mamaly,hialako tsiny raha tsy mamaly amin'ny hafa aho ,misy teny tsara ny mangina,ary sambatra kosa izay rehetra=))=)) tsss, ny fihaonana indrindra no hi hamaritana ny ho mety foviaran'ny fifandraisan'ny olona koa hangina ahoana!! jereo @ american, izy zao awkward aminy zany mangina b zany raha misy olona roa mifanakaiky eo!! sady ny mihaino tsy midika hoe hangina foana! fa balance ny firesahana io, misy fotoana enao mangina dia misy fotoana mamboraka ny hvtrao ao anatina sequence na conversation ray!
aha hanakotsako anao ny teny navoakanao rehefa avy eo satria raha mandratra olona isika ka misaina avy eo dia manenina,dia ahoana ,hiazakazaka any aminy indray ve ?Izay voateny dia efa voateny.tsy voatery hanenina ka, mety vao maika faly hoe mba hahasoa azy zay!!
rehefa efa noteneninao indray mandeha ilay izy asa indray aloha fa mamerina indroa manana ny ampy kanefa raha be mokondoha tsy mihaino izy dia avela amin'izao sa ?methode firesahana ary mety hahasoa ny famerenana satria eo no ahitana hoe tena mihaino anao v le olona miresaka aminao, dia tsikariny hoe efa niverina zany dia hi reagir izy raha manahirana ny sofiny, ohatra fotsiny i nyrina betsaka ny zvt soratanao eto ny eo ihany no miverina dia efa anaovan'ny olona remark fa nga nyrina nikombombava zany eee!!!zany zao de efa tsy mitombina mihitsy amiko!! ampifandrifio @ le zvt ataonao le teneninao fa raha io cas io de mifanipaka be le izy!
raha tokony hiasa kanefa lasa be resaka bedin'ny mampiasa eto isika fa tsy vita ny asa fa be resaka sy be lalao eto fotsinybe resaka sy be lalao dia ekeko io, fa raha be resaka fotsiny tsy voatery hoe tsy hahavita asa satria misy ny olona multitask!ny vava mandeha ihany fa tsy hahasakana ny tanana sy ny saina tsy hiasa zany!
Peace out!
misaotra betsaka e :-*
128. niryna
(
29/02/2008 06:20)
rastafarai:fa ahoana?
Niryna> Enao ngah miasa ato @ serasera:roll:??
tsy mitsahatra mizara izay fahasoavana nomen'Atra ahy aho ary mizara izay mahasoa antsika rehetra.
Misy mandray ,ary misy manda na tsy mahazo aza fa izany akory tsy atao mahakivy fa tsy maintsy misy mandray izay tandrifiny eny ihany ny tsirairay.:-*:-*
130. yonikafopl
(
04/03/2008 21:55)
Hoy niryna
Rehefa maty tompoko./.
Rahoviana no hikombona ary ny vava ka hitsahatra tsy hiteny?
Rehefa maty tompoko./.