Rahoviana no hikombona ny vava?
101. ikaretsaka
(
14/02/2008 13:43)
misy maty de misokatra ny vavany ry ary oo otran'ny manao litera o izany ny pozin'ny vavany
102. tsiafoi1
(
14/02/2008 14:43)
Za mangina rehefa tsisy mpihaino intsony ary tsisy mpamaly ./.
Za mangina rehefa hidiran'ny demonia ka feno avonavona ny foko ./.
Nefa Za mangina koa rehefa te hampitony
Za mangina rehefa hidiran'ny demonia ka feno avonavona ny foko ./.
Nefa Za mangina koa rehefa te hampitony
103. niryna
(
15/02/2008 06:09)
tsiafoi1:
Za mangina rehefa tsisy mpihaino intsony ary tsisy mpamaly ./.
Za mangina rehefa hidiran'ny demonia ka feno avonavona ny foko ./.
Nefa Za mangina koa rehefa te hampitony
=D=D
107. ari.malala
(
15/02/2008 14:26)
ika, za aza io efa miteny we misy aza ny maty sasany fatorana otran'dadabe anay efa maty d nafatotra ny tarehiny fa tsy nety nikombona ny vavany
108. niryna
(
15/02/2008 18:42)
Papoose:
mamaky aho de mamaky, dia valian'i nyrina daholo le olona mi comment be de be reo
fa toa tsy mahita avaly amiko rehefa ataoko hoe "andramo aloha le mangina dia hangina koa ny ol" e!=))=))
Donky zegny tsishy hangina eo satria ny te hampangina aza mbola mi bewawawa ko!=))
:roll::?:Rahoviana no hikombona ny vava?
:idea::idea:Rahoviana no hikombona ary ny vava ka hitsahatra tsy hiteny?
niryna:
Hitsahatra tsy hiteny ny vava rehefa ...
ao anaty fahatezerana
raha tsy mahita porofo
raha tsy mitombona izay lazaina
raha mety handratra ny hafa na hanome fahasorenana
raha tsy misy fiantraikany amin'izay tokony resahina
Raha ohatra ka mitady ho tonga fanafitoinana anao na ny hafa
raha fantatrao fa mahamenatra na hanala-baraka anao ny hiteny izany
raha fantatra fa hampiady ny olona
raha fantatra fa handratra ny hafa
raha fantatra fa mety mahatohany ny hafa
raha diso ny fandraisana azy
raha tsy misy hidirana ilay resaka
raha mitady hivadika ilay hafatra ka lasa lainga
raha mety ho olana amin'ny hafa ny fihainona azy
raha fantatrao fa tsy mety ilay izy
raha te hilaza zavatra ka tsy hikiakiaka ny handratra fo olona ny hihaino azy
rehefa tonga ny fotoana hihanoina ny hafa
raha hanakotsako anao ny teny navoakanao rehefa avy eo
rehefa efa noteneninao indray mandeha ilay izy
raha tokony hiasa kanefa lasa be resaka
23 Izay miambina ny vavany sy ny lelany Dia miaro ny fanahiny tsy ho azom-pahoriana. Ohabolana 21:23
* ny adala koa hono toa hendry ihany rehefa tsy misoka-bava :D:D
**** ny fanontaniako nomeko ary ny antony atao rehefa misy zavatra mitranga ka mila mangina ireo no tiako ho tafiditra fa izaho tsy niteny hoe aza miteny,lasa maimbo vava daholo tokoa isika mianakavy raha tsy miteny.
109. xxx
(
15/02/2008 19:20)
niryna > misaotra nanoro anay,tsy hikombona tokoa ny vava na dia maty aza,raha tsy fatorana lamba.
Tsy azon'ireo olona sasany ny antony hilazanao hoe rehefa toy izao no mitranga dia mila mangina.
Izay koa aho vao nahazo fa tonga dia namaly toy ny rehetra fotsiny :lol::lol: :wink:
Tsy azon'ireo olona sasany ny antony hilazanao hoe rehefa toy izao no mitranga dia mila mangina.
Izay koa aho vao nahazo fa tonga dia namaly toy ny rehetra fotsiny :lol::lol: :wink:
111. naughtyboy
(
16/02/2008 20:34)
aza be safary ry niryna fa andramo ny tenanao de lazao anay avy eo ary firy @ reo tsianjery reo mo zany no efa notanterahanao sa lasa resabe fotsiny:-lazainy hafa oe mianakendry manko ra be resaka nefa tsisy asa vita:wink:
113. niryna
(
17/02/2008 08:27)
naughtyboy:
aza be safary ry niryna fa andramo ny tenanao de lazao anay avy eo ary firy @ reo tsianjery reo mo zany no efa notanterahanao sa lasa resabe fotsiny:-lazainy hafa oe mianakendry manko ra be resaka nefa tsisy asa vita:wink:
=))=)):-*
115. achrafhanna
(
17/02/2008 10:00)
niryna:
tsiambaratelo:
Misaotra an'niryna fa mba nisy ho raisina zay voalaza,fa ny vava hoe :oviana vao hikombona ?io angamba dia mety tsy hikombona misy ny olona efa maty aza mbola misokatra foana ,misy ndray eo ampijerena télé eo azo ampidirana lalitra zato,misy matory miesona misoka-bava.Raha ny @filazana bla bla,azo zaraina 2 io,misy ny mampiasa azy @fikikiafana miresaka face à face, io anefa de hikombona ihany refa resy lahatra ilay manangam-bava fa raha sanatry koa manakombona ny 1 amin'ireo d'efa miomana izay fa tsy fantatrao ny zavatra fonoson'iny,ka aleo de samy mivazavaza mamoaka ny ao am-pony ,maivana izy avy eo,hoan'ny olon-kendry dia faranana @fifandraisan-tanana fa hoan'ny tsy nobeazina kosa dia hifarana @tosi-drà.Gaga angamba i niryna raha ilazako fa ny eto @firenena hipetrahanay dia, vava=vola be.Rehefa mahay miresaka ianao mandaha-teny dia miditra ny vola be!Na amin'ny fomba inona io,na @fomba inona,eny fa na hivarotany tanindrazana miintsy aza.!!!Tsara ny toro-hevitra nomenao ka anjaran'ny tsirairay ny mandray zay tandrify azy,nahatsiaro an'ity hira ity aho,tsy haiko izy manontolo sy ny mpihira azy fa misy we"Atsipy ny teny,Atsipy ny tady,atsipy ny tady ho antandrok omby,Atsipy ny FITENENENANA,atsipy ny fitenenana,atsipy ny fitenenana mba ho tonga ao am-pon"ny mahalala,ka na izaho na ianao OLOMBELONA iray ihany!Ka tsarovy lalandava raha mbola miaina..."
misaotra anao aho e,marina izany misy fotoana isika miteny ,misy fotoana isika mihaino,misy marina aza tsy afaka miteny isika.Experience ireo amiko ary efa nihainako ka mba zaraiko.Rehefa mahantra hianao ka ataon'ny olona taingimbozona dia tsy mba afaka mamaly.Ny fahaizana nandefitra anefa dia nitarika fahatongavana amin'ny toerana izay tsy avy amiko fa amin'ATra izany.Matoa aho mizara dia mahasoa antsika ilay izy ka tsy ho tazomiko ho ahy irery.Tsara ny manome noho ny mandray .Ny vehivavy matetika dia tsy mety manaiky ho diso na tsy mety mitsahatra mimenomenona na mitaraina na misy koa be resaka ary tsy mitsahatra ny vavany rehefa tezitra,ny lahy kosa dia tsy ny sentiment no mandeha fa ny action.Mila mianatra fandeferana isika,ary izay no antony nampitako azy eto. Ny fianarana fandeferana dia sarotra tokoa raha tsy mianatra mampihatra izany amin'ny fiainana isika,ary ny tsy famaliana indraindray dia ezaka iray amin'izany.
Raiso izay fantatrareo fa tsara ary izay ratsy avereno aty amiko ihany
ba mamikely ho antsika rehetra .:-*:-*
(l)niryna
116. fahamarinana
(
17/02/2008 10:08)
aloalo:
hoy i fahamarinana
aloalo : ,ahoana ndray ny hevitry ndry amin'io niryna ?
tsy manakevitra momba azy aho fa miala tsiny, ary tsy mahafantatra azy manokanafa fa kosa misy dinika mahaliana ahy soroatany ind11 dia vakiko. olona voto fonoana no fahitako azy.
Na dia somary b hevitra aroso aza izy ary tsy mamaly ny hevitry ny sasany ind11.
:arrow::-D:-D aloalo ,efa mazava amiko ny teninao fa xxx no resahanao teo kah fa i niryna no tena nametrahako ilay fanontaniana napetrako io fa tsy hoe ny hevitrao momba any niryna akory no nilaiko manokana kah::-D-D:-*(l)
118. cazal
(
18/02/2008 16:22)
diamondra27:
niryna: misaotra nizara
hofanampin'zay voalaza dia aoka mba angataka mba ho teny fampandrosoana , teny feno fifaliana, teny fampaherezana, teny mamy no aloakan'ny vavanao(tsy i niryna akory no lazaina eto fa ianao, vous)
Ohabolana 11:12
Tsy ampy saina izay manamavo ny namany; fa izay hendry dia mangina
Salut BAKOLY
Ka mba tateraho aloha lé izy vao blbla eto e!
Dé maninona kay raha lazaina tsotra fotsiny woe tsy hanome dia mngina e!!!
fa tsy olona havezvzy sy ampiesonina fotsiny efa firy volana kosa zay!!!!
119. antigone
(
18/02/2008 17:08)
cazal:
diamondra27:
niryna: misaotra nizara
hofanampin'zay voalaza dia aoka mba angataka mba ho teny fampandrosoana , teny feno fifaliana, teny fampaherezana, teny mamy no aloakan'ny vavanao(tsy i niryna akory no lazaina eto fa ianao, vous)
Ohabolana 11:12
Tsy ampy saina izay manamavo ny namany; fa izay hendry dia mangina
Salut BAKOLY
Ka mba tateraho aloha lé izy vao blbla eto e!
Dé maninona kay raha lazaina tsotra fotsiny woe tsy hanome dia mngina e!!!
fa tsy olona havezvzy sy ampiesonina fotsiny efa firy volana kosa zay!!!!
http://www.albinoblacksheep.com/flash/youare.php