Rahoviana no hikombona ny vava?
41. niryna
(
12/02/2008 06:58)
aloalo:
aleo mijery fitaratra vao b anatranatra.
nisy fotoana tao @ dinika finoana za fa d najanoko fa tsy vakinao akory ny an'oul fa d ny copier-coller nao tsy natsahatrao d nanipy gants za, kanefa nahaliana ahy ny ady hevitry ry Ika sns
Ny fizarana ny fahendrena dia nampianarina hatramin'izay ary ny olona mandray azy dia izay mitady fahendrena,raha tsy mitady dia tsy tia mandray ka .:lol:
Raha resaka hoe tsy mamaly? izaho no mahalala ny antony dia ny :-$:-$:-$ mazava . Mila :-$:-$ indraindray fa tsy :miam::miam: daholo. :-*:-*
Misy olona tonga dia mora tezitra,kanefa fizarana ny zava-misy amin'ny fiainana no resahiko.Marina izany ,ny tiana no hanarina ,ny fizarana ny soa azo dia tsy mba misy fanenenana amiko, na dia misy olona mora tezitra aza,ny antony? mieritreritra ny tenany izy dia iny no mivoaka ato amin'ny famaliany ato .
:cry::cry::cry::wink:
42. niryna
(
12/02/2008 06:59)
ainaheri:
Misy miana-kendry ko ato @ sera² ato,tsy misy zay tonga lafatra eto antany,na ianao namorona ity dinika ity aza misy tsy ampy aminao araka ireo voalazan'ny sasany ao ambony ireo,f'aza mianakendry,dinika no natao ato d teneno ny admin fa tsy azo atao tsony ny mampiditra dinika d tsisy tsony ny blablabla ee
=))=))=)) :-*:-*:-*
43. Rasiligaoma
(
12/02/2008 07:00)
olana @ hafa ny fihainoana azy ry niryna dia aoka izay an please?
44. niryna
(
12/02/2008 07:03)
aloalo a> omena safidy ny rehetra,raha te hihaino hianao dia safidinao io,raha tsy te hihaino dia izay koa ka.Raha niala tsy nanaraka fandaharana hianao ,safidinao koa io,tsy ary hitovy daholo ny olona.
46. Rasiligaoma
(
12/02/2008 07:04)
mahagaga mihitsy ity ramatoa ity fa izy mitatitra ny tsy tokony atao no tsy manao ilay izy voalohany
47. ainaheri
(
12/02/2008 07:16)
D mahagaga ahy ianao ,mba fantatrao mo ny zvtr nosoratanao:OVINA VAO HIKOMBONA NY VAVA,ny an'iza zao io tsy mikombona mamaly lava io,jereo @ io baiboly vakinao io re fa we;NY FIHEVITRO TSY FIHEVITRAREO,asa mba azonao voasana eto,f'aza atao lavabe fa mahamonamonaina
48. Mimhie
(
12/02/2008 07:45)
rehefa maty ny olona vao mikombona ny vava sa tsy izany? za aloha mbola tsy nahita olona maty anefa niteny e! fa raha mbola velona koa natao hiteny sy hiasa ary haneho izay heviny sy fihetsempo ao anatiny, anefa tokony ho lanjalanjaina ihany mba tsy hahatafitohina ny hafa. mahazotoa misera daholo e!:lol::lol:
49. mitia04
(
12/02/2008 08:43)
Mimhie:
rehefa maty ny olona vao mikombona ny vava sa tsy izany? za aloha mbola tsy nahita olona maty anefa niteny e! fa raha mbola velona koa natao hiteny sy hiasa ary haneho izay heviny sy fihetsempo ao anatiny, anefa tokony ho lanjalanjaina ihany mba tsy hahatafitohina ny hafa. mahazotoa misera daholo e!:lol::lol:
mitovy hevitra mintsy tsika roa, lé manopa iany hoa no tsy mety e, fa nénay ra akoatr'izay mety doli, surtout lé mampmé reny, vo maika tsara
50. fahamarinana
(
12/02/2008 09:28)
niryna:
Ny teny alokan'ny vavantsika dia mety manome fandratrana,fahakivina,fahatezerana,fahasorenana ny olona sy ny manodidina antsika sy mifehy ny tenany
:arrow:ekeko tanteraka akia a fa zany hoe amiko tokony hotenenina ihany satria mety manampy ilay olona iray koa anie izany e fa kosa ezahina am-panajàna nefa ndraindray koa rehefa entanin'ny fo be loatra dia mi-dépasse ny tsi11 dia anjaran'ny rehetra no mandinika .(l)
niryna:
na manome fahasoavana, fampaherezana, fahazotoam-po ho antsika sy ny manodidina ihany koa.
:arrow: Izay koa amiko no hizaràna fa raha mikombom-bava dia tsy voazara ilay hevitra tsara sy mahafinaritra tiana omena olona.Isan'ny ankasitrahako amin'ny fizaràna ataondry eto ihany koa izay anie!:wink:.(l)
51. tsiambaratelo
(
12/02/2008 10:00)
Misaotra an'niryna fa mba nisy ho raisina zay voalaza,fa ny vava hoe :oviana vao hikombona ?io angamba dia mety tsy hikombona misy ny olona efa maty aza mbola misokatra foana ,misy ndray eo ampijerena télé eo azo ampidirana lalitra zato,misy matory miesona misoka-bava.Raha ny @filazana bla bla,azo zaraina 2 io,misy ny mampiasa azy @fikikiafana miresaka face à face, io anefa de hikombona ihany refa resy lahatra ilay manangam-bava fa raha sanatry koa manakombona ny 1 amin'ireo d'efa miomana izay fa tsy fantatrao ny zavatra fonoson'iny,ka aleo de samy mivazavaza mamoaka ny ao am-pony ,maivana izy avy eo,hoan'ny olon-kendry dia faranana @fifandraisan-tanana fa hoan'ny tsy nobeazina kosa dia hifarana @tosi-drà.Gaga angamba i niryna raha ilazako fa ny eto @firenena hipetrahanay dia, vava=vola be.Rehefa mahay miresaka ianao mandaha-teny dia miditra ny vola be!Na amin'ny fomba inona io,na @fomba inona,eny fa na hivarotany tanindrazana miintsy aza.!!!Tsara ny toro-hevitra nomenao ka anjaran'ny tsirairay ny mandray zay tandrify azy,nahatsiaro an'ity hira ity aho,tsy haiko izy manontolo sy ny mpihira azy fa misy we"Atsipy ny teny,Atsipy ny tady,atsipy ny tady ho antandrok omby,Atsipy ny FITENENENANA,atsipy ny fitenenana,atsipy ny fitenenana mba ho tonga ao am-pon"ny mahalala,ka na izaho na ianao OLOMBELONA iray ihany!Ka tsarovy lalandava raha mbola miaina..."
52. aloalo
(
12/02/2008 10:05)
niryna> dakôro @ nao anie za e, fa ny tenin'ny tsiafoi no namaliako azy hoe ny valeur sûre n'ny écoute.
raha misy mitady ady eny mangina volamena, fa raha miady hevitra, inn no dikan'ny forum raha tsy anaovana izany ?
misy ny manana ny heviny, mety mitombona ny azy, fa raha izany d tokony idina ny forum dia mijery sary fotsiny zany no atao, e enkôrou, any @ sary aza mbola misy fitsikerana !

53. aloalo
(
12/02/2008 10:22)
hoy i niryna
nasiako mihitsy hoe TDM (tonga d milamina) fa misy oul kosa mba te hifandinika na somary mafimafy aza ny resaka fa ilay tompon-dinika moa efa tsy miray hevitra azy d somary masiaka kely zay sady d tsy mety ilay dinika.
fa kosa ny "tsy vanona" ilay xxx mamely tsaho ny vie privée n'oul no tena ratsy (ho azy manokana ity teniko ity) iny no tokony atao tambabe, fa tena mpamosavy (elle ou il se reconnaîtra) ary hita fa tena ratsy loha, tsy manozona azy aho fa reny no tsy mba ho vanina hatramin'ny taranany. kôzy e !
misaotra aky a.Jereo anie ilay dinika ary ambadika ary e. Miresaka olona iray dia tamy daholo ny rehetra miteny izay tiany .Raha hanampiana ilay olona aloha dia tsy maninona fa lasa mihoatra ny vala ilay izy.I ranona io anie dia izao e,dia lasa mitatra tsy misy fitsaharana ilay izy
nasiako mihitsy hoe TDM (tonga d milamina) fa misy oul kosa mba te hifandinika na somary mafimafy aza ny resaka fa ilay tompon-dinika moa efa tsy miray hevitra azy d somary masiaka kely zay sady d tsy mety ilay dinika.
fa kosa ny "tsy vanona" ilay xxx mamely tsaho ny vie privée n'oul no tena ratsy (ho azy manokana ity teniko ity) iny no tokony atao tambabe, fa tena mpamosavy (elle ou il se reconnaîtra) ary hita fa tena ratsy loha, tsy manozona azy aho fa reny no tsy mba ho vanina hatramin'ny taranany. kôzy e !
54. fahamarinana
(
12/02/2008 11:02)
aloalo:
fa kosa ny "tsy vanona" ilay xxx mamely tsaho ny vie privée n'oul no tena ratsy (ho azy manokana ity teniko ity) iny no tokony atao tambabe, fa tena mpamosavy (elle ou il se reconnaîtra) ary hita fa tena ratsy loha, tsy manozona azy aho fa reny no tsy mba ho vanina hatramin'ny taranany. kôzy e !
:arrow:aloalo ::-D:-D ,ahoana ndray ny hevitry ndry amin'io niryna ?:wink:(l)
55. Papoose
(
12/02/2008 11:36)
niryna:
Papoose:
Mikombona ny vava rehefa perfect ny zeu world!:wink: satria tsy mahita anankihanana intsony ny pokona!
dia tsy hikombona mihitsy zany izy io satria tsary perfect ny zeu world sy ireo vahoaka amam-biby sy zava-maniry eo aminy sy ao anatiny!
misaotra aky a.Jereo anie ilay dinika ary ambadika ary e. Miresaka olona iray dia tamy daholo ny rehetra miteny izay tiany .Raha hanampiana ilay olona aloha dia tsy maninona fa lasa mihoatra ny vala ilay izy.I ranona io anie dia izao e,dia lasa mitatra tsy misy fitsaharana ilay izy.
Misy fotoana hiresahana,misy fotoana hihainoana,misy fotoana fantatrao fa marina hianao kanefa tsy dia ilaina ny mandany andro amin'izay mitabataba.Ny tsy fifamaliana dia tsy midika hoe resy.Ny tanety lava hisy hisainana. (isika rehetra no teneniko eto an).
Andramo anie tsy mamaly na manana ny marina azy isika e :arrow: fady izay tsy hamaly eo. :D:D
marina fa misy fotoany ny zvt rehetra, na ny mangina , na miresaka, na mihaino!
fa forum ity, matoa le izy naposaka teto de raha ny tokony ho izy dia tokony hahatanty ny feed-backn'ny olona izay nametraka ny forum.
Tsikera io na hanompa na hiady na hilaza fifankatiavana na inona na inona!!
aleo hihoatra ny loha zay te hihoatra fa tsy maintsy voadakan'ny administratera eny ihany satria site tan-dalana ty dia mino aho fa misy ny sivana ny hvt avalin'ny mpandray anjara. Ary matoa mbola ao le dinika sy ny hvt manaraka azy? dia efa nahazo approval tany @ mpandrindra le izy amiko!
Ny zvt mbo nianarako dia hoe u wanna influence ya fella?Set an example to them!
I want them to shut up? I better shut up 1st... Fa tsy zah no andeha hampangina azy!
Am-po mierotra aby e!:D
56. aloalo
(
12/02/2008 11:44)
hoy i fahamarinana
aloalo : ,ahoana ndray ny hevitry ndry amin'io niryna ?
tsy manakevitra momba azy aho fa miala tsiny, ary tsy mahafantatra azy manokanafa fa kosa misy dinika mahaliana ahy soroatany ind11 dia vakiko. olona voto fonoana no fahitako azy.
Na dia somary b hevitra aroso aza izy ary tsy mamaly ny hevitry ny sasany ind11.
57. ikaretsaka
(
12/02/2008 13:20)
marina fa misy fotoany ny zvt rehetra, na ny mangina , na miresaka, na mihaino!
fa forum ity, matoa le izy naposaka teto de raha ny tokony ho izy dia tokony hahatanty ny feed-backn'ny olona izay nametraka ny forum.
Tsikera io na hanompa na hiady na hilaza fifankatiavana na inona na inona!!
aleo hihoatra ny loha zay te hihoatra fa tsy maintsy voadakan'ny administratera eny ihany satria site tan-dalana ty dia mino aho fa misy ny sivana ny hvt avalin'ny mpandray anjara. Ary matoa mbola ao le dinika sy ny hvt manaraka azy? dia efa nahazo approval tany @ mpandrindra le izy amiko!
Ny zvt mbo nianarako dia hoe u wanna influence ya fella?Set an example to them!
I want them to shut up? I better shut up 1st... Fa tsy zah no andeha hampangina azy!
misaotra tompoko o =D
58. rabilabila
(
12/02/2008 13:33)
Koa hangina aho (eto) tsy hiloa-bava , fa ianareo no nahavita izao :oops:
59. pissoa
(
12/02/2008 16:30)
pissoa:
:-D:-D:-D ary i Niryna toa mbola tsy mitsahatra ?
pissoa a ny olona mora tezi-dava ve afaka ny tsy hamaly raha misy mahasorena azy?
:-D:-D:-D
hay ve njy tezi-dava dia sorena no mahatonga anjy mamaly foana e :oops:
60. ainaheri
(
12/02/2008 17:19)
niryna:
Ny fahendrena ve aloha noratovina sa zavatra hiainana?
Dinika no naroso ,d zay @ maha dinika azy zay,raha ampahendrena d ampahendrena,refa kidaladala d kidaladala,refa sangi² d otr'zay,nefa tsarovy fa ireo zvtr telo voatonoko ireo tsy maintsy tafiditra ao anatin'ilay dinika ampidirin'ny olona,ka ianao tompon'ilay dinika no mandanjalanja ny valinteninao!!Virtoaly tsika eto ,ka aoka tsy izay mihitsy no itsaranao ny fitondran-tenan'ny tsi11,aza eritreretina mihitsy ,zay mety aminao tsy maintsy ho hety amiko(vice versa)Vita tompoko,asio tsiky d ampy:lol: