Rahoviana no hikombona ny vava?
22. ainaheri
(
12/02/2008 06:22)
refa tsy lava resaka sy mahamonamonaina ko niryna d ikombona ny vava,ihaino ilay izy fa aza atao tsianjery be,izay ihany tsy idirako lalina loatra @ fivavahana,refa mino aho d ampy ahy zay,donc mifono ankapobeny ao ny fahatahorako an'Atra!!
Omeko oh nareo,fa za nahita mihitsy mpiandry izy,manenjika tafika masina mitory etsy sy eroa,nefa ny ao antokantranony hoy ianao,manangan'ady lava @ vadiny izy,na d tenenina aza ny azy ny azy ihany
Tsy we akory ny tsara resaka sy ny mpitanisa baiboly ihany no atao we mpino,samy mpino daholo fa samy manana ny fitondrany ny azy,ka zay no nahatonga ny fizarazaram-pinoana bdb
Omeko oh nareo,fa za nahita mihitsy mpiandry izy,manenjika tafika masina mitory etsy sy eroa,nefa ny ao antokantranony hoy ianao,manangan'ady lava @ vadiny izy,na d tenenina aza ny azy ny azy ihany
Tsy we akory ny tsara resaka sy ny mpitanisa baiboly ihany no atao we mpino,samy mpino daholo fa samy manana ny fitondrany ny azy,ka zay no nahatonga ny fizarazaram-pinoana bdb
23. niryna
(
12/02/2008 06:23)
pissoa:
niryna:
Hitsahatra tsy hiteny ny vava rehefa ...
raha tsy mahita porofo
raha tsy mitombona izay lazaina
raha fantatrao fa mahamenatra na hanala-baraka anao ny hiteny izany
raha tsy misy hidirana ilay resaka
raha mitady hivadika ilay hafatra ka lasa lainga
raha fantatrao fa tsy mety ilay izy
rehefa tonga ny fotoana hihanoina ny hafa
rehefa efa noteneninao indray mandeha ilay izy
raha tokony hiasa kanefa lasa be resaka
:-D:-D:-D ary i Niryna toa mbola tsy mitsahatra ?
=))=)) ka ny vava no mikombona fa ny tanana no mandeha ka =)) .
24. niryna
(
12/02/2008 06:26)
ikaretsaka:
HItsahatra ny vava rehefa.... (Bla bla bla bla) --->dia tonga teto
niryna:
rehefa tonga ny fotoana hihainoana ny hafa
rehefa noteneninao indray mandeha ilay izy
le remarquen'i pissoa eeeeeee
fa tsy mety mitsahatra le izy rehefa tenenina hoe diso pilipitra ?
HS indray ika,ny olona tsy maintsy mahita kihanina ny hafa no tena zava-doza.Ireny no atao hoe joko mihasolanga sa solanga mihajoko? =)) :-$:-$ :-@ oops.
26. niryna
(
12/02/2008 06:27)
tess:
misy fetrany ny tsy fitenenana fa am farany tsy maitsy hoe tsy hikobmina tsony ny vava fa hiloa-bava ihany:°)
marina izany fa efa nianatra tsy namaly ve aloha hianao na manana ny marina aza :D
27. niryna
(
12/02/2008 06:29)
rakapy:
Tsy mba mbola naheno feo n'iza n'iza mitabataba mihintsy aho rehefa eto ary tsy misy mampiasa vava mihintsy eto fa manoratra fotsiny no atao! Sa ve ny tanana nisy vava koa? Ary iza moa ianao no mitady ny hanakombona ny vava izay fanomezan-Janahary ho an'ny olombelona? Ny moana aza efa tsy fidiny. Izany ve ianao no mba milaza fa Kristianina mpanara-dia an'i Kristy? nefa ny olombelona manodidina anao aza dia tadiavinao hakombom-bava tsy haneo ny heviny. Sao dia ianao no tokony hanapi-maso na hanampi-tsofina raha tsy zakanao ny fomban'ny olombelona izay tsy iza fa zava-boaharin'ilay Nahary izay lazainao fa tinao sy toavinao.8O8O8O
avadika ny pejy dia mangina no fanafodiny fa tsy mitatatata be manaraka ny arabe :D:D
calme fotsiny ry toi,antitra tsy fidiny amin'ny hatezerana eo anie e. :-*
28. Rasiligaoma
(
12/02/2008 06:30)
niryna> ilaina ny manakiana eo amin'ny fiainana ary ilaina ny voakiana...
ireny no karazan'ny fitaratra hanaovanao jery todika.
nobody is perfect hoy ny fiteny any aminareo.
ireny no karazan'ny fitaratra hanaovanao jery todika.
nobody is perfect hoy ny fiteny any aminareo.
29. niryna
(
12/02/2008 06:32)
rastafarai:
Ra ze "mangina volamena" no marina,ny moana no efa nanankarena!!:lol::lol::lol:
ka izay no nahatonga ilay tantara hoe : raha mitaraina hianao amin'ny zanakao,jereo ireo olona te hananjanaka kanefa tsy manana.
Raha vavana loatra hianao,jereo ireo moana mba te hiteny kanefa tsy afaka. :D
30. niryna
(
12/02/2008 06:34)
diamondra27:
niryna: misaotra nizara
hofanampin'zay voalaza dia aoka mba angataka mba ho teny fampandrosoana , teny feno fifaliana, teny fampaherezana, teny mamy no aloakan'ny vavanao(tsy i niryna akory no lazaina eto fa ianao, vous)
Ohabolana 11:12
Tsy ampy saina izay manamavo ny namany; fa izay hendry dia mangina
marina aky izany a,tsy misy fisaorana ka.Fanabeazana antsika rehetra koa ny serasera ka azo raisina sy ampiharina amin'ny fiainana daholo izay tsara rehetra.
31. aloalo
(
12/02/2008 06:39)
ary maninn no fafana ny hevitray e !
ianareo no tomponkafatra d zay tinareo atao !
fa alohan'ny anaovana anatra lava b toa io d mba henoy ny tenen'ny sasany
vita tompoko !!!!!!!
ianareo no tomponkafatra d zay tinareo atao !
fa alohan'ny anaovana anatra lava b toa io d mba henoy ny tenen'ny sasany
vita tompoko !!!!!!!
32. niryna
(
12/02/2008 06:39)
Papoose:
Mikombona ny vava rehefa perfect ny zeu world!:wink: satria tsy mahita anankihanana intsony ny pokona!
dia tsy hikombona mihitsy zany izy io satria tsary perfect ny zeu world sy ireo vahoaka amam-biby sy zava-maniry eo aminy sy ao anatiny!
misaotra aky a.Jereo anie ilay dinika ary ambadika ary e. Miresaka olona iray dia tamy daholo ny rehetra miteny izay tiany .Raha hanampiana ilay olona aloha dia tsy maninona fa lasa mihoatra ny vala ilay izy.I ranona io anie dia izao e,dia lasa mitatra tsy misy fitsaharana ilay izy.
Misy fotoana hiresahana,misy fotoana hihainoana,misy fotoana fantatrao fa marina hianao kanefa tsy dia ilaina ny mandany andro amin'izay mitabataba.Ny tsy fifamaliana dia tsy midika hoe resy.Ny tanety lava hisy hisainana. (isika rehetra no teneniko eto an).
Andramo anie tsy mamaly na manana ny marina azy isika e :arrow: fady izay tsy hamaly eo. :D:D
33. niryna
(
12/02/2008 06:41)
pissoa:
niryna:
Hitsahatra tsy hiteny ny vava rehefa ...
raha tsy mahita porofo
raha tsy mitombona izay lazaina
raha fantatrao fa mahamenatra na hanala-baraka anao ny hiteny izany
raha tsy misy hidirana ilay resaka
raha mitady hivadika ilay hafatra ka lasa lainga
raha fantatrao fa tsy mety ilay izy
rehefa tonga ny fotoana hihanoina ny hafa
rehefa efa noteneninao indray mandeha ilay izy
raha tokony hiasa kanefa lasa be resaka
:-D:-D:-D ary i Niryna toa mbola tsy mitsahatra ?
pissoa a ny olona mora tezi-dava ve afaka ny tsy hamaly raha misy mahasorena azy?
34. niryna
(
12/02/2008 06:45)
mitia04:
refa tsy teny ratsy kosa to afaka mandé doli e! lé manopa sy teny ratsy iany no hitako tsy mety fa ny sisan'izay, feu vert!
:D ary raha ohatra ka tsy miteny kanefa ilay fihetsika mampate-hamelaka :D mimonjy,mimototra?
Misy olona mora tezitra ,izay tenenina dia tsipahiny avokoa na raha mahita olona mi-contre anao izao izy dia izy no tsy maintsy loha laharana eo.
Dia ahoana no ataonao?
Ny ahy hihomehezaka fotsiny fa tsy dia mila mamaly an'ireny aho.izaho ve dia ho lany andro amin'ny olona tsy fantatro sy tsy hitako ato ka hiady na ho vavana amin'ireny eo .sa ahoana?
Ireny olona ireny mantsy manana ny olona any aminy dia ato izy no manapatra :oops:
35. niryna
(
12/02/2008 06:46)
tsiafoi1:
Misaotra nizara, mikombona ny vava rehefa vonona ny hiaino ny hafa. Mba tena tiako ity slogan iray ity : L'écoute est une valeur sûre
:-*:-*
36. Rasiligaoma
(
12/02/2008 06:47)
ary ahoana tokoa ity ianoa milaza ny tokony hanakombonam-bava ity no tsy mitsahatra..
sa io ilay hoe "mangina ianareo fa tsy misy hipetsompetsonako"
sa io ilay hoe "mangina ianareo fa tsy misy hipetsompetsonako"
37. niryna
(
12/02/2008 06:48)
aloalo:
tsiafoi1> marina izany fa tsy ny rehetra no mahavita an'io.
hita eto mihitsy, misy mandefa hafatra, tsy mamaky ny an'ny sasany fa d zay ao an-doany ihany ny asesiny d lasa tsy misy discussion constructive intsony ilay izy
ka samy manana ny safidiny io.fialamboly no tadiavina eto dia samy manao izay mahafinaritra azy,tsy ho voatery hamaly koa rehefa manome hatezerana anao na hanao vava tsy ho voatsirambina .Ny mamerina ilay teny no tsy laitra .sa ahoana?
38. niryna
(
12/02/2008 06:51)
ainaheri:
Misy miana-kendry ko ato @ sera² ato,tsy misy zay tonga lafatra eto antany,na ianao namorona ity dinika ity aza misy tsy ampy aminao araka ireo voalazan'ny sasany ao ambony ireo,f'aza mianakendry,dinika no natao ato d teneno ny admin fa tsy azo atao tsony ny mampiditra dinika d tsisy tsony ny blablabla ee
moramora ra namana :D ,fizarana no ataoko eto,ampiasao amin'ny fiainana ilay izy fa tsy ato amin'ny sera ihany.Efa nanandrana tsy namaly ve aloha hianao?
Raha eny dia efa nahafantatra izany ny tiako ho tenenina ,raha tsia dia manandrama .:-*:-*
39. niryna
(
12/02/2008 06:51)
ainaheri:
Misy miana-kendry ko ato @ sera² ato,tsy misy zay tonga lafatra eto antany,na ianao namorona ity dinika ity aza misy tsy ampy aminao araka ireo voalazan'ny sasany ao ambony ireo,f'aza mianakendry,dinika no natao ato d teneno ny admin fa tsy azo atao tsony ny mampiditra dinika d tsisy tsony ny blablabla ee
Ny fahendrena ve aloha noratovina sa zavatra hiainana?
40. Rasiligaoma
(
12/02/2008 06:54)
hoy ianoa hoe aza miteny intsony raha fantatra fa hampiady ny olona...
dia misy ady ,mitady hiakatra izy izany fa :-$ amin'izay
ireo voadingana avokoa
a bon entendreur!
dia misy ady ,mitady hiakatra izy izany fa :-$ amin'izay
raha tsy misy fiantraikany amin'izay tokony resahina
Raha ohatra ka mitady ho tonga fanafitoinana anao na ny hafa
raha fantatrao fa mahamenatra na hanala-baraka anao ny hiteny izany
raha fantatra fa hampiady ny olona
raha fantatra fa handratra ny hafa
raha fantatra fa mety mahatohany ny hafa
raha diso ny fandraisana azy
ireo voadingana avokoa
a bon entendreur!