Manaiky an'ity ve ianareo?

81. cutie ( 19/10/2007 04:01)
btw, what did volcano A say to volcano B?
=> I lava ya!

:-D:-D:-D:-D:-D
manin tsy tonga de lazaina ny conclusion we
you can only find love in jesus Christ:-D
82. majesty ( 19/10/2007 05:34)
Aza asarotina ho aho ilay resaka,rehefa manambady dia aza mieritreritra izay hisarahana,dia raha mbola tsy te-hanambady dia aza miheritreritra ny hanambady aloha,dia zay :D
83. LazaDaddy ( 19/10/2007 05:36)
Majesty, worship His Majesty,
Unto Jesus, be all glory, power and praise!

Ron Kenoly ;)
84. niryna ( 19/10/2007 05:56)
LazaDaddy:

1) Ho an'ny Kristianina (raha samy Kristianina izy mivady) dia tsy misy ny fisaraham-panambadiana.

2) Raha Kristianina mino sy mankatoa ny Teny voasoratra dia tsy amdeha hanambady tsy Kristianina.

3) Raha samy tsy Kristianina izy mivady talohan'ny fanambadiany, saingy lasa Kristianina ny iray taorian'ny fanambadiany dia tranga hafa no miseho araka ny voasoratra ihany.

:)





Dia ampiko koa ireo teny ireo hoe raha tsy kristiana ilay vady ka mitady hisaraka dia mahazo mandeha izy.
ao anaty baiboly io an
85. steeeel ( 19/10/2007 06:05)
raha entimpo fotsiny ve izy tao anatin'ny fahatezerana dia avela handeha koa. Somary miovà kely anie angle vaovao amin'ilay fomba fijery e, ataovy hoe olombelona mitovy ahy izy fa aza raisina hoe kristianina sy tsy kristianina, dia ho hitanareo fa mivaha ny olana.
86. majesty ( 19/10/2007 06:16)
LazaDaddy:le ps'ko "m" fa io @ hira io ilay "M":D
87. diamondra27 ( 19/10/2007 06:57)
majesty:

Aza asarotina ho aho ilay resaka,rehefa manambady dia aza mieritreritra izay hisarahana,dia raha mbola tsy te-hanambady dia aza miheritreritra ny hanambady aloha,dia zay :D

_____________________________

100% d'ac, tonga eo ihany iny @ fotoana tsy ampoizina.
Raha maika moa de mety tsy le tena tokony anjaranao no azonao.

88. pissoa ( 19/10/2007 08:23)

61. Mpandefa : fijo [ Valio ] 18-10-2007 23:43:43
Lohateny : Re : Manaiky an'ity ve ianareo?
fa inona hono ilay lehibe indrindra le???

62. Mpandefa : cutie [ Valio ] 18-10-2007 23:45:25
Lohateny : Re : Manaiky an'ity ve ianareo?
who knows

Andriamanita koa ! zany ve d tsy hain'ny Kristianina :-D
Rehefa mitadika hanohitra an'Andriamanitra ny fitiavana dia mametraha aloha fanontaniana kely (raha Kristianina) :-D:-D:-D
89. bosista ( 19/10/2007 09:56)
mba tsy hisian'ny fisarahana de izao e: manaova relijiozy daoly ,fa tsy misy fisarahana izany ao, amin'izay mba hahatanterahana soa aman-tsara izay lazain'ny baiboly ,satria raha mbola manambady eo dia mboa hisaraka foana,sa ahoana?
90. cutie ( 19/10/2007 10:48)
Mpandefa : steeeel [ Valio ] 19-10-2007 08:05:15
Lohateny : Re : Manaiky an'ity ve ianareo?
raha entimpo fotsiny ve izy tao anatin'ny fahatezerana dia avela handeha koa. Somary miovà kely anie angle vaovao amin'ilay fomba fijery e, ataovy hoe olombelona mitovy ahy izy fa aza raisina hoe kristianina sy tsy kristianina, dia ho hitanareo fa mivaha ny olana

efa we tsy eken'ny sain'ny right wing reo :-D
91. cutie ( 19/10/2007 10:49)
Mpandefa : cutie [ Valio ] 18-10-2007 23:40:35
Lohateny : Re : Manaiky an'ity ve ianareo?
Voalaza teo :
Tsy maintsy atao lehibe ny fitiavana ka ! Fa tsy voatery izy no atao lehibe indrindra rehefa mifidy an'ilay hovadiana

lolllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllll

Mpandefa : pissoa [ Valio ] 19-10-2007 10:23:51
Lohateny : Re : Manaiky an'ity ve ianareo?
Voalaza teo :

61. Mpandefa : fijo [ Valio ] 18-10-2007 23:43:43
Lohateny : Re : Manaiky an'ity ve ianareo?
fa inona hono ilay lehibe indrindra le???

62. Mpandefa : cutie [ Valio ] 18-10-2007 23:45:25
Lohateny : Re : Manaiky an'ity ve ianareo?
who knows


Andriamanita koa ! zany ve d tsy hain'ny Kristianina
Rehefa mitadika hanohitra an'Andriamanitra ny fitiavana dia mametraha aloha fanontaniana kely (raha Kristianina)
92. prime ( 19/10/2007 12:40)
xxx:
Diso, tena diso, ary hamafisiko fa diso.

Raha ny soratra masina no jerena ilazana ny mahadiso an'io dia izao: Raha ohatra ka tsy manambady afatsy Kristiana ihany ny kristiana dia tsy ho nanoratra izay nambarany ao amin'ny 1Cor7, 12-14 i Paoly. Jereo eto
... dia inona no diso??? sao tsy mamaky tsara ary ianao... vakio tsara ny fanombohan'ny andininy faha-12...

Ny fandeferan'i Paoly ny amin'ny fanambadiana olona tsy mino no manamarina ilay foto-kevitra hoe: ny kristiana tsy tokony hanambady tsy mino... (l'excepion qui confirme la règle)
93. pissoa ( 19/10/2007 14:41)
raha entimpo fotsiny ve izy tao anatin'ny fahatezerana dia avela handeha koa. Somary miovà kely anie angle vaovao amin'ilay fomba fijery e, ataovy hoe olombelona mitovy ahy izy fa aza raisina hoe kristianina sy tsy kristianina, dia ho hitanareo fa mivaha ny olana.

Izy anie tsy niteny hoe avelao handeha e ! Fa rehefa ilay tsy Kristianina no te handeha (rehefa nandinika araka izay hitiavanao azy) dia tsy olana izany amin'ny mahatsy Kristianina azy.

Mba ovao ny angle famakianao sy fazahoanao resaka fa toa lasa mivilana be :-D:-D:-D

cutie, fa misy lehibe noho Andriamanitra angaha amin'ny Kristianina ? Raha izay dia tsy mahagaga raha lasa fositra ny fiangonan-dry ! http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m47153aadc7611#m4718a44569e54 :-D:-D:-D

94. cutie ( 19/10/2007 14:43)
Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 18-10-2007 10:46:02
Lohateny : Re : Manaiky an'ity ve ianareo?
1) Ho an'ny Kristianina (raha samy Kristianina izy mivady) dia tsy misy ny fisaraham-panambadiana.

2) Raha Kristianina mino sy mankatoa ny Teny voasoratra dia tsy amdeha hanambady tsy Kristianina.

Voalaza teo :
ny kristiana mankato ny tenin'Andriamanitra dia tsy manambady tsy kristiana... ary raha kristiana niova fo taorian'ny fanambadiana ny iray nefa

fanavakavahana tsotra zao zany
95. cutie ( 19/10/2007 14:45)
cutie, fa misy lehibe noho Andriamanitra angaha amin'ny Kristianina ? Raha izay dia tsy mahagaga raha lasa fositra ny fiangonan-dry ! Jereo eto

fiangonana nga midika we kristiana:-D
96. pissoa ( 19/10/2007 14:50)
Tsy midika fa tsy mampiova na inona na inona izany amin'ny soratrao :-D:-D:-D
97. cutie ( 19/10/2007 14:53)
Mpandefa : cutie [ Valio ] 19-10-2007 16:43:32
Lohateny : Re : Manaiky an'ity ve ianareo?
Voalaza teo :
Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 18-10-2007 10:46:02
Lohateny : Re : Manaiky an'ity ve ianareo?
1) Ho an'ny Kristianina (raha samy Kristianina izy mivady) dia tsy misy ny fisaraham-panambadiana.

2) Raha Kristianina mino sy mankatoa ny Teny voasoratra dia tsy amdeha hanambady tsy Kristianina.


Voalaza teo :
Voalaza teo :
ny kristiana mankato ny tenin'Andriamanitra dia tsy manambady tsy kristiana... ary raha kristiana niova fo taorian'ny fanambadiana ny iray nefa

fanavakavahana tsotra zao zany
98. cutie ( 19/10/2007 14:54)
cutie, fa misy lehibe noho Andriamanitra angaha amin'ny Kristianina ? Raha izay dia tsy mahagaga raha lasa fositra ny fiangonan-dry ! Jereo eto

nisy niteny nga teo we fiangonako :roll:
avy ndray ny mpandray antendrony :-D
99. pissoa ( 19/10/2007 14:55)
dia lasa ambany ve Andriamanitra sa inona no dikan'io ? :-D:-D:-D:-D:-D
100. cutie ( 19/10/2007 14:56)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 18-10-2007 09:56:05
Lohateny : Manaiky an'ity ve ianareo?

Manaiky an'ity ve ianareo ?
Ho an'ny kristiann hona raha misy ny fisaraham-panambadiana dia izay manana ny marina no diso .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0089