Manaiky an'ity ve ianareo?
142. prime
(
05/11/2007 12:39)
cutie> "finoanao"??? ohatra izao ianao finoanao an'iza no mahavonjy anao? ny tenanao ve? sa ilay zavatra hiseho na hitranga? sa inona? na atao koa hoe izaho, finoako an'iza no mahavoavonjy ahy? ny tenako ve? sa ny hitranga sa inona? (miala tsiny raha miditra lalina)
Fa iza ry cutie no niteny an'io hoe "ny finoanao no hahavonjy anao"?
Fa iza ry cutie no niteny an'io hoe "ny finoanao no hahavonjy anao"?
143. cutie
(
05/11/2007 15:23)
Fa iza ry cutie no niteny an'io hoe "ny finoanao no hahavonjy anao"?
vakio ny baiboly:-D
Mpandefa : prime [ Valio ] 05-11-2007 13:39:18
Lohateny : Re : Manaiky an'ity ve ianareo?
cutie> "finoanao"??? ohatra izao ianao finoanao an'iza no mahavonjy anao? ny tenanao ve? sa ilay zavatra hiseho na hitranga? sa inona? na atao koa hoe izaho, finoako an'iza no mahavoavonjy ahy? ny tenako ve? sa ny hitranga sa inona? (miala tsiny raha miditra lalina
efa we ny finoanao, anjaran'i prime no mieritreritra we in no finoan'i prime de zay, za koa tsy te hiditra lalina :lol:
144. prime
(
06/11/2007 10:17)
cutie:misaotra amin'ilay valy boraingina...:)
vakio ny baiboly
cutie:... ka ny finoana misy iantefany raha tsy izany na minomino foana na tsy mino fa manam-pahalalàna fotsiny ihany... ny mpanompo sampy koa mba mino ny sampy... ny devoly koa mba mino an'i Satàna rain'ny lainga... na ny athée aza mino fa tsy misy Andriamanitra... ny égocentrique rehetra mino fa izy no ivon'izao tontolo izao... endrika finoana avokoa izany...
efa we ny finoanao, anjaran'i prime no mieritreritra we in no finoan'i prime de zay, za koa tsy te hiditra lalina
Ny tenin'Andriamanitra dia hentitra ny amin'ny famonjena... tsy ny finoana no mahavonjy fa ny finoana an'i Jesosy Kristy, ilay maty novonoina sy nohomboana teo amin'ny hazofijaliana ary nitsangana tamin'ny maty tamin'ny andro fahatelo ka manjaka any andanitra ankehitriny...
Hoy ny voasoratra amin'ny anaran'i Kristy :
"Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra izao tontolo izao : nomeny ny Zanani-lahy Tokana, mba tsy ho very izay rehetra mino Azy, fa hanana fiainana mandrakizay." Jaona 3:16
"Ary tsy misy famonjena amin'ny hafa; fa tsy misy anarana hafa ambanin'ny lanitra nomena ny olona izay hahazoantsika famonjena." Asan'ny Apostoly 4:12
"Izay mino ny Zanaka manana fiainana mandrakizay; fa izay tsy mino ny Zanaka dia tsy hahita fiainana, fa ny fahatezeran'Andriamanitra no mitoetra eo aminy." Jaona 3:36
145. cutie
(
06/11/2007 16:30)
Ny tenin'Andriamanitra dia hentitra ny amin'ny famonjena... tsy ny finoana no mahavonjy fa ny finoana an'i Jesosy Kristy, ilay maty novonoina sy nohomboana teo amin'ny hazofijaliana ary nitsangana tamin'ny maty tamin'ny andro fahatelo ka manjaka any andanitra ankehitriny...
mitovy ihany zany :lol:
refa zay no inoan'i prime in no olana:lol:
147. prime
(
07/11/2007 10:06)
Tsia tsy mitovy mihitsy izany... mino ny sampy sy mino an'i Kristy koa ve hitovy e... mino ny tsy fisian'Andriamanitra sy ny mino an'i Kristy koa ve hitovy...
Ny mino an'i Kristy, dia nibebaka, nanolo-tena ho Azy ka natao batisa ary manao ny sitrapony sy ny asany ary miray Aminy ka mankato ny fampianarany sy ny fananarany... antsoina hoe kristiana...
Ny mino fotsiny, mety ho mino an'i Bouddha, mino ny Krishna, mino ny nirvana, mino ny valhalla, mino an'i Mohameta... mino an'i kelimalaza... ka hitovy ve izany...

148. cutie
(
07/11/2007 13:26)
sarotra aminao le izy ry prime satria ny anao ny finoana kristiana ihany no tena marina :lol::lol::lol::lol: