Manaiky an'ity ve ianareo?

101. pissoa ( 19/10/2007 15:03)
Ka tsisy mampiova n'inon'inona izany hoa amin'ny voasoratr'i cutie :-D:-D:-D

nisy niteny nga teo we fiangonako
avy ndray ny mpandray antendrony

Hay moa i cutie efa lasa mpitsara ny fiangonan'ny hafa dia afaka manambara hoe fositra io :-P:-D:-D:-D
102. cutie ( 19/10/2007 15:05)
100. Mpandefa : pissoa [ Valio ] 19-10-2007 17:03:33
Lohateny : Re : Manaiky an'ity ve ianareo?
Ka tsisy mampiova n'inon'inona izany hoa amin'ny voasoratr'i cutie


Voalaza teo :
nisy niteny nga teo we fiangonako
avy ndray ny mpandray antendrony

Hay moa i cutie efa lasa mpitsara ny fiangonan'ny hafa dia afaka manambara hoe fositra io

manfangaro size ndray ny sasany :-D
103. cutie ( 19/10/2007 15:06)
Mpandefa : cutie [ Valio ] 18-10-2007 23:40:35
Lohateny : Re : Manaiky an'ity ve ianareo?
Voalaza teo :
Tsy maintsy atao lehibe ny fitiavana ka ! Fa tsy voatery izy no atao lehibe indrindra rehefa mifidy an'ilay hovadiana

lolllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllll
104. ikaretsaka ( 19/10/2007 15:08)
fijo:

pissoa,tsy olana ve raha hivady ka tsy ny fitiavana no lehibe??????hoyyyyyy loza ity marina


arakarak'ilay vadin'ialahy io:-D fa ny ahy aloha Andriamanitra izay vao fitiavana e
God is love eeee
105. pissoa ( 19/10/2007 15:08)
=))=))=))
106. cutie ( 19/10/2007 15:08)
hoy i pissoa :-D:-D:-D:-D:-D
Mpandefa : cutie [ Valio ] 19-10-2007 17:06:48
Lohateny : Re : Manaiky an'ity ve ianareo?
Voalaza teo :
Mpandefa : cutie [ Valio ] 18-10-2007 23:40:35
Lohateny : Re : Manaiky an'ity ve ianareo?
Voalaza teo :
Tsy maintsy atao lehibe ny fitiavana ka ! Fa tsy voatery izy no atao lehibe indrindra rehefa mifidy an'ilay hovadiana

lolllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllll
107. cutie ( 19/10/2007 15:13)
Averiko indray
fanavakavahana tsotra zao ny filazana fa tsy azo atao ny manambady oul tsy kristiana:lol::lol::lol::lol:
108. pissoa ( 19/10/2007 15:15)
cutie:
hoy i pissoa

Voalaza teo :
Mpandefa : cutie [ Valio ] 19-10-2007 17:06:48
Lohateny : Re : Manaiky an'ity ve ianareo?
Voalaza teo :
Mpandefa : cutie [ Valio ] 18-10-2007 23:40:35
Lohateny : Re : Manaiky an'ity ve ianareo?
Voalaza teo :
Tsy maintsy atao lehibe ny fitiavana ka ! Fa tsy voatery izy no atao lehibe indrindra rehefa mifidy an'ilay hovadiana

lolllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllll


Dia inona no olana amin'io ? :-D:-D:-D
Ika:
fa ny ahy aloha Andriamanitra izay vao fitiavana e
God is love eeee

pissoa:

61. Mpandefa : fijo [ Valio ] 18-10-2007 23:43:43
Lohateny : Re : Manaiky an'ity ve ianareo?
fa inona hono ilay lehibe indrindra le???

62. Mpandefa : cutie [ Valio ] 18-10-2007 23:45:25
Lohateny : Re : Manaiky an'ity ve ianareo?
who knows


Andriamanita koa ! zany ve d tsy hain'ny Kristianina
Rehefa mitadika hanohitra an'Andriamanitra ny fitiavana dia mametraha aloha fanontaniana kely (raha Kristianina)
109. cutie ( 19/10/2007 15:17)
Mpandefa : cutie [ Valio ] 19-10-2007 17:13:48
Lohateny : Re : Manaiky an'ity ve ianareo?
Averiko indray
fanavakavahana tsotra zao ny filazana fa tsy azo atao ny manambady oul tsy kristiana
110. cutie ( 19/10/2007 15:19)
Hay moa i cutie efa lasa mpitsara ny fiangonan'ny hafa dia afaka manambara hoe fositra io

de mbola mitohy hatrany ny fandraisana an-tendrony :-D:-D:-D:-D:-D
111. pissoa ( 19/10/2007 15:24)
Ka rehefa tsy ny fiangonan-dry ve no lazain-dry, tsy fiangonan'olon-kafa ! Sa tsy azon-dry tsara ny soratandry :-D:-D:-D


Anyway : http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4717119526a07#m4718c7b82a866

:-D:-D:-D
112. xxx ( 19/10/2007 19:14)
105. Mpandefa : cutie [ Valio ] 19-10-2007 17:08:49
Lohateny : Re : Manaiky an'ity ve ianareo?
hoy i pissoa

Voalaza teo :
Mpandefa : cutie [ Valio ] 19-10-2007 17:06:48
Lohateny : Re : Manaiky an'ity ve ianareo?
Voalaza teo :
Mpandefa : cutie [ Valio ] 18-10-2007 23:40:35
Lohateny : Re : Manaiky an'ity ve ianareo?
Voalaza teo :
Tsy maintsy atao lehibe ny fitiavana ka ! Fa tsy voatery izy no atao lehibe indrindra rehefa mifidy an'ilay hovadiana

lolllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllllll
113. fijo ( 19/10/2007 20:14)
laza ,ny anay sy cutie efa hay nay le love ka.misy rozirisy kely de virja.

niryna,de mahatsapa ve niryna fa tena fahendrena ny fitenenana hoe rehefa tsy kristianina izy de mahazo mandeha??????ao nareo mpino handinika an'io
114. cutie ( 19/10/2007 20:49)
. Mpandefa : fijo [ Valio ] 19-10-2007 22:14:32
Lohateny : Re : Manaiky an'ity ve ianareo?
laza ,ny anay sy cutie efa hay nay le love ka.misy rozirisy kely de virja.

sur wa :lol::lol::lol::lol:
115. fijo ( 19/10/2007 20:56)
asiantsika raozery io ka,fa pissoa no aza manadala an
116. cutie ( 19/10/2007 21:03)
:lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol:
117. pissoa ( 19/10/2007 21:21)
Fijo : za tsy hanadala fa mbola mandinika hoe hay ve i xxx manao xxx e :-D:-D:-D
118. fijo ( 19/10/2007 21:33)
ka asianay X koa ka
119. cutie ( 19/10/2007 23:12)
fijo:-D:-D:-D:-D
120. niryna ( 20/10/2007 01:35)
steeeel:

xxx; tsy maninona kah, fa aza atao biby fotsiny izy fa mbola olombelona tahaka ny olombelona rehetra ihany.

raha ny tena izy rehefa tena tsy siora ianao dia aza miditra amin'ny mariazy izany, ny an'ny ankamaroan'ny tanora mantsy dia hi-sauver la face fotsiny no hanambadiana dia izay tratra farany eo no fatorana dia izay nefa avy eo vao tonga saina..



=D=D^:^
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1313